Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

6 Comments

  • tolona/badoda dit :

    no comment !

  • Ziry Onésime dit :

    Misaotra ny olona izay naka an’iny « vidéo » iny izahay, satria dia sambany mba hita tao anatin’ireny ny tenanay. Misaotra Tompoko o!
    Ny tsara ho marihina fotsiny dia aoka handinika tsara ihany isika ny momba ny « repressions » izay mety ahazo antsika raha vao midina an-dalambe, satria dia mbola vitsy isika raha ny fahitako ny teny amin’ny MAGRO ireny
    Marina fa maro dia maro izao ireo fikambanana, olon-tsotra, mpino,.. izay miombon-kevitra amintsika, kanefa dia tsy sahy midina an-dalàmbe ary miseho masoandro izy ireo.
    Koa dia manao antso avo anareo izahay ry Tia Tanindrazana rehetra: aza matohotra intsony, mivoaha amin’izay, ary asehoy ho hitan’izao tontolo izao fa tsy mankasitraka an’izao fitondrana FATn’alika izao intsony ianareo! Sahia mijoro!… Ary raha omeny vola, dia raiso fa adala Tompo, fa aza manaraka ny adalany kosa!
    HOMBA ANTSIKA ANIE ANDRIAMANITRA!

  • ragaoava egypte dit :

    tsy miady amiko fitiavantenanan areo mpanao politiky gasy.tsy areo akory no tena mafy loha @ io nosy io na areo no tompony ka aza miseho ho dadany ry zalahy fa io nosy io de niandra malagasy.aza taritna ny vahoaka hidina andalambe fa raha misy vola anareo de omeo asa ny tsy manan kasa omeo vola ny mahantra omeo boky ny mpianatra .tarito ny sainy ho tia tanindrazana sy hanao asa soa.fa alamino ny firenena de milatsaha @ fifidianana anao izay tsara sitrapo io.alamino aloha ny firenene de arosoy ny fifidianana fa tsy toerana misy bakila tavoangy no ilalaovana baolina.ny malaso aza amiditra andapa avereno vola nangalarinareo t@ fitondrana de mino marina izaho fa tafita gasy.vlm ry silaky ny fanahiko

  • fitolomana dit :

    Miaradia isika mandrapahatapitrin’ny tolona é
    Tsy misy ankitsitsy intsony fa ny havnay efa maty sy mbola migadra, tsy lazaina intsony ireo raimpianakaviana very asa.
    Mitohy ny tolona ry vahoaka ary tsy hamelantsika intsony ireo. Andalambe @ alatsinainy.

  • Faniry dit :

    Ziry Onésime
    Masaka be tsara mintsy enao raenao lé madama niseho t@ io video io ,raarakiny fahitako anlé video nefa nisy madama 2 izay samy tena çava tsara teo dé za sur fa enao mintsy no iray t@ ireny
    fa za sur fa tsy rangahy velively enao Ziry Onésime

  • Ranaritsama dit :

    havan’dry robert mugabe sy chissano angaha io olona @video io nalefany aty ;sa zoulou io avy any ami’sadec na rdc;be hatoka fa voky vola fa ny sasany efa vizana ny tarehiny;dia mino ve ianareo fa ho hitanareo eo iny @alatsinainy;taiza io b solomaso mainty io tsy niaro an’i tonton ny alahady teo ;tena mampme be;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site