Aoka isika ho mendrika @ faneho-kevitra na dia maratrsa aza ny saina sy ny fo ary nyfanahy mahita an’ireo olona ireo.Aza aratsiana izy ireo e fa hanaro fotsiny
MAMPALAHELO NY TOETSAINAREO ETO @ ITY SITE ITY.
RAHA NANATRA AN-drvalo HIANAREO FONY IZY NITONDRA DIA TSY NISY IZAO KORONTANA IZAO.
NY DIDY JADONA NATAON-dravalo NO NITERAKA IZAO KORONTANA IZAO FA SAINGY ODIANAREO TSY TSAROANA.
RAHA TSY NANAO DICTATURE ravalo DIA TSY NISY IZAO.
KOA NAHOANA ARY NO NAVELANAREO NANAO DICTATURE ravalonDOZA ?????? IZA NO TSY NAHITA NY FISAMBORANA TSY ANDRARINY IZAY NANOHITRA andravalo.FANAGADRANA TSY NISY FITSARANA….sns SAINGY TSY NISY IZANY HO ANAREO. SESINTANY NY MPITONDRA TEO ALOHANY, NOSAMBORINA I TANTELY ANDRIANARIVO NEFA MBOLA PRAIMINISTRA ARA-DALANA…. ravlondoza t@ izany DIA NANANGANA GOUVERNEMENT INSURRECTIONEL tsy nisy NANKATO NY FITONDRANY IZAO TONTOLO IZAO t@ izany. MBA JEREO NY MALAGASY MARO AN’ISA LEO AN-dravalo FA TSY HIANAREO VITSY AN’ISA VERY FIHINANA NO HANANKOROTANA HATR@ FARANY ITY FIRENENA ITY!!!!
ARY AMIZAO MBOLA AMBONIMBONY DIDY JADONA FITONDRANA MPANGALATRA MPANDORO TRAN’olona mpanendaka bois de rose tantely afadrakotra ?fitondrana tsy misy lalana mifehy, fitondrany be sandry sy be taimbava , ny jiolahimboto sy ny totakely no mpanohana anareo ka mety aminareo izao fa tsy mety amnay mbola hitoy
Matoa tokoa misy izao korontana izao dia noho ny hadison ra8.
TOKONY HO NOGADRAINY FA TSY NAVELANY HAMORY OLONA HANONGAMPANJAKANA NY DJ TSY MAHAVITA AZY
Misy ny fahadisoany fa ny soa ny nataony be dia be noho sy vitany ! mitsangà na izay nahavita ny vitany( (Ravalo io lazaiko io an ) raha misy ary rehefa tsy misy dia hidio ny vava fa aza mati-kambo ho ray aman-dreny fa aleo ny olona no hiantso anareo ho ray aman-dreny fa tsy mandoka tena eo …
ho any mandinika
sao dia diso mandinika loatra ianao ka tsy hitanao intsony ny tsy mampitovy izao zava-misy izao sy taminy androny president Ravalo ,
Matoa izy nahazo fankatoavana tamin’izao tontolo izao dia nety ny nataony fa ny anareo iza no mba mankato anareo ?, ary hataovy ao andohanao koa fa tsy niongana teo iany Ravalo raha tsy nisy ny frantsay sy ireto maiaramila matim-bola sy ny mpanao politika mpivadika palitao matim-bola ,
Mbola tsy nisy zavatra ratsy toa izao teto aminy fanjakana rah tsy io jiolahimboto io , tsy mitovy aminy manodina kapila anie dia firenena ity e,
Aiza teto ambany masoandro no misy antsoian hoe president raha tsy voafidim-bahoaka ?
Lazaina fa rehefa tonga eo izy tsy misy radio mikatona , ka aiza izany ny rnm any vahoaka , ka aiza izany , mahazo miteny zay te hiteny ka aiza izany zay fotsiny no lazaiko fa tsy voatanisa eto ny zavatra nolazainy Radomelina jiolahy ,
Mivonona ray olona hanongotra hatraminy fakany ny fanjakany jiolahiboto ,
Mila mifampahery isika , fa misy farany ny zavatra rehetra ,
Mialatsiny tompoko, fa ilay kabary toizao dia mampalemy mitsangana
NY ZANANY ARY TSY VOATAIZANY KOA MILINGILINGY MISEHO RRAY AMAN-DRENIN’NY malagasy ireo kely loha sy dedaka ireo.
-tsy ta-hamoha fota mandry fa ny zanak’i Ramino voapanga ho namono an’i Zoe Ranaivo
-nY ZANAKA VAVIN’I MADELEINE RAMA, NAMONO TENA…
izany ve no miseho hendry eto?
I HONORE RAKOTOMANANA VOAROAKA TANY AMIN’ny TPI tao Afrika fa nanao ny tsy mety ary nivandravandra tany ny tsy fahaizany!!!
OLONA TSY MAHALALA MENATRA!!!