mitohy ny tolona ry dadato zandary ny FIGN ah!
arovy ny vahoka sy ny tanindrazana eh!
ESORY TGV sy ny forongony ary ny foza sy ny tariny eh!
hoela velona anie madagasikara sy ny vahoka tsy manatsiny sy ny tafika FIGN sy ireo namany manampy azy izay samy handeha @ aradalana eh!
A/TRA anie homba antsika re tompoko oh!
Mangina fotsiny indray hono aloha ê!
Rahefa mandositra ny LM oa ry masiso
dia aza manara-bo.iko an: efa hatrany @ Topmada i Goakantitra no resahina izany ka e e e?
Raha romotra TGVendrana, i Ramose kekerina…
Mankasitraka anareo zandary, izao manambara fa misy ny mpitandro ny filaminana miandany amin’ny vahoaka, tsy pouri daholo ianareo. Ho ela velona ary ho tahianan’Andriamanitra hahita ny rariny. Manohana anareo na aty an-tany lavitra ary.
fisaorana lehibe no atolotra ny zandary n’ny fign e! Ny toy izao no nandrasan’ny vahoaka ahatramin’ny ela. Ny herin’i bitro voalavo petit hitler io ange ka ireo dahalo mitam-piadiana nametraka azy teo amin’io toerana io fotsiny e. Raha mirodana ireo na mikorontana, tsy ho ela dia hanao sesin-tany ny tenany iny bitro voalavo iny. Ireo mpanogam-panjakana namany raha azontsika dia sambory daholo dia tazomy any amin’ny toerana iray. Tsy hamono ireo isika fa avotsotr’isika ireo rehefa avy nomentsika lesona, asehontsika aminy fa mba mahay manao ny zavatra hainy koa anie isika fa tsy vahaolana eo amin’ny fandaminana ny krizy ny zavatra fanaony toy izany fa ny fihavanana malagasy ihany.
Mahereza ry FIGN sy ny RFI ary ireo regiment izay mbola ho avy hanatevin-daharana. Manohana anareo hatrany izahay ary miara-mivavaka amin’Andriamanitra ahatafitana ny tolona hatramin’ny farany.
Mahereza daholo
zava-dehibe ireny nasehony FIGN omaly ireny ka tokony tsy hijanona intsony ny tolona na ampitahorina sy rahonanan lava aza isika vahoaka izay sahy mijoro amin’izao asan-devoly misy eto amin’ny firenena izao ,eny na dia norobaina indray aza ny radio Fahazavana,
Dia mahareza daholo eh
Aza misioka raha tsy tafavoaka ny ala ry anti-ra8 aa !! vao maika mampirehitra ny ambopon ny olona ny habibiana nataonareo omaly ireny, na ny fanafihana ny FIGN na ny fisamborana olona, ny fanakatonana ny radio fahazavana, mahandrasa kely fotsiny de ho hitanareo ny tohiny !!
De tena honena an’i NDRISY aho NNNDDDDRRIIIISSSSYYY!!!! na lazaina fa mpivaro-dronono izy na inona mba manaova toa azy fa izy izao no ilaina fa tsy mpikiky diska (CD) sady mpanera makorela any @ boite tahaka ny RADOMELINA anao.
Mba lanjalanjao ze tenenina fa aza manonononona foana ny anaran’i TOMPO parcontre tu n’as que de la haine!!! Eh ny TOMPO nge tsy mpamono olona sy tsy mahatanty ny fahamarinana ohatra nareo e, inona moa no antony nanakatonan’i Radomelina ny Radio Fahazavana? sao dia lazain’io ny MARINA ka hiongana ny MPANONGANA?? kely vovok’aina!!!
mba fataro ihany izay tokony hatao tsy i Ravalomanana velively akory no tia tanindrazana efa maty daholo ny tia tanindrazana t@ 1947 zao no tolona namerenana indray ny tena fitiava-tanindrazana jereo tsara fa tsy noroahana ny dadanareo niala teto ny mifanohitra @ izany aza no nisy fandrarana tsy hivoaka nefa tafaporitsaka ihany zao vao hoe hody tongava fa efa vonona i tsiafahy sy ilay voalavo ihinana ny tongony zat tsy miala aminy izany fahavalonay hatramin’ny farany ravalo sy ny forongony
Manantenà fa tsy misy dada dada tafaverina izany eto ry kely saina a! Ary aza dradradradraina fotsiny moa io hody lava io fa tonga de miverena raha vite didim-poitra dada valomangana a!
MISY MANAFIKA NY RADIO FAHAZAVANA 88.6 !
Tsy mandeha intsony amin’izao fotoana fotsiny…
Mitady raharaha ianareo ry Richard Ravalo sy Camille Vital…
tsy misy miasaloha @ izany na halehanao daholo ny tranonkala rehetra ry ve a! ary ianareo angaha tsy mizaha raha hamonoagna anareo
mitohy ny tolona ry dadato zandary ny FIGN ah!
arovy ny vahoka sy ny tanindrazana eh!
ESORY TGV sy ny forongony ary ny foza sy ny tariny eh!
hoela velona anie madagasikara sy ny vahoka tsy manatsiny sy ny tafika FIGN sy ireo namany manampy azy izay samy handeha @ aradalana eh!
A/TRA anie homba antsika re tompoko oh!
Mangina fotsiny indray hono aloha ê!
Rahefa mandositra ny LM oa ry masiso
dia aza manara-bo.iko an: efa hatrany @ Topmada i Goakantitra no resahina izany ka e e e?
Raha romotra TGVendrana, i Ramose kekerina…
(évidemment mes propos s’adressent à celle … intervenu avant toi, Volaniaina)
Mankasitraka anareo zandray e
tapitra ny fanjakan’ny foza
Kristely o! kely sisa de hiongana! samia mivavaka e
misaotra ny fign ny vahoaka malagasy è mitohy ny tolona
Mankasitraka anareo zandary, izao manambara fa misy ny mpitandro ny filaminana miandany amin’ny vahoaka, tsy pouri daholo ianareo. Ho ela velona ary ho tahianan’Andriamanitra hahita ny rariny. Manohana anareo na aty an-tany lavitra ary.
Misaotra ny FIGN tokoa, ary misaotra ireo vahoaka marobe ten tonga saina tanteraka. Izao no efa nandrasana ela.
Samia mailo hatrany.
Fa mba tiako ho lazaina etoana. Tsara raha ts dia alaina sary loatra ireo FIGN « eo amperinasa » , izany oe ampiadiana na alaina iany atao tahirintsaray fa tsy dia alefa @ vidéo, sao mantsy ka manome soupape an’ireo ny fis sy ny emmoreg .
fisaorana lehibe no atolotra ny zandary n’ny fign e! Ny toy izao no nandrasan’ny vahoaka ahatramin’ny ela. Ny herin’i bitro voalavo petit hitler io ange ka ireo dahalo mitam-piadiana nametraka azy teo amin’io toerana io fotsiny e. Raha mirodana ireo na mikorontana, tsy ho ela dia hanao sesin-tany ny tenany iny bitro voalavo iny. Ireo mpanogam-panjakana namany raha azontsika dia sambory daholo dia tazomy any amin’ny toerana iray. Tsy hamono ireo isika fa avotsotr’isika ireo rehefa avy nomentsika lesona, asehontsika aminy fa mba mahay manao ny zavatra hainy koa anie isika fa tsy vahaolana eo amin’ny fandaminana ny krizy ny zavatra fanaony toy izany fa ny fihavanana malagasy ihany.
Mahereza ry FIGN sy ny RFI ary ireo regiment izay mbola ho avy hanatevin-daharana. Manohana anareo hatrany izahay ary miara-mivavaka amin’Andriamanitra ahatafitana ny tolona hatramin’ny farany.
Mahereza daholo
Mankasitraka anarei FIGN e ary mirary soa hatrany.
Ary misaotra koa ny topmada manome ny sary fa ny tena moa dia aty tany lavitra e
Na ino kidona na ino kitranga ts matahotra izay zavatra mbola hiseho isika. Mbola mitohy hatram faran ny tolona e
zava-dehibe ireny nasehony FIGN omaly ireny ka tokony tsy hijanona intsony ny tolona na ampitahorina sy rahonanan lava aza isika vahoaka izay sahy mijoro amin’izao asan-devoly misy eto amin’ny firenena izao ,eny na dia norobaina indray aza ny radio Fahazavana,
Dia mahareza daholo eh
Raha misaotra ireo mararihila mutins kely ireo ianareo,aoka re tsy ho amin’ny anaran’ny vahoaka Malagasy é!aoka mba hifanaja !!,tsy mila ireo izahay ary tsy ianareo irery no Malagasy,hisaory izy @anaranareo ra8 sy ny zanany sy ny GTT..Mianga amin’izany no atao hoe DEMOCRATIE.Ho tasaraina ireo ,cours martial koa no miandry azy,histoire hafa koa izany.
tena tsy mahalala ny atao hoe DEMOCRATIE ianao ry Mahita
Efa nitsoaka tsy hita nenareo.
Mbola ivaly @ Ra8 zao ra latsaka izao. ETo tsika miara-mahita
mbola oavy amno ri anti- r8 ny manaraka fa aza maika a
Aza misioka raha tsy tafavoaka ny ala ry anti-ra8 aa !! vao maika mampirehitra ny ambopon ny olona ny habibiana nataonareo omaly ireny, na ny fanafihana ny FIGN na ny fisamborana olona, ny fanakatonana ny radio fahazavana, mahandrasa kely fotsiny de ho hitanareo ny tohiny !!
MERCI MES AMIS FIGN COL RAYOND EST UN PATRIOTE COURAGEUX ,A TOI DE CONTINUER Roger luc
Hé ho!!! Fisaka ny marina ka saro-tadiavina. Ny Tompo anefa miandry ireo marina.
Ka raha ny vola sy sampy no nifaharan’ilay farany(mpivaro-dronono), azo antoka fa ny Tompo no saropiaro t@fireneny marina.
Na mijaly aza ny fireneny, ny soa sy tsara hanaraka eny.
Ity NDRISY ity angamba Tompo hafa no tompoiny fa tsy Jesoa Kristy matoa tsy misy afa-tsy fankahalana no ambetindresany. Averina foana ny hoe Mpivaro-dronono. Sao tsy fantany fa mila mpivaro-dronono izao ny malagasy satria fadiranovana tsy ampy sakafo nohon’ny fandrobana ataon’ny FAT(y).
Tsy maintsy mandresy ny tolona. Ny marina tsy mba maty. Tsy verivery foana ny aina nafoin’i PAsteur RANAIVO Arson RIVO
De tena honena an’i NDRISY aho NNNDDDDRRIIIISSSSYYY!!!! na lazaina fa mpivaro-dronono izy na inona mba manaova toa azy fa izy izao no ilaina fa tsy mpikiky diska (CD) sady mpanera makorela any @ boite tahaka ny RADOMELINA anao.
Mba lanjalanjao ze tenenina fa aza manonononona foana ny anaran’i TOMPO parcontre tu n’as que de la haine!!! Eh ny TOMPO nge tsy mpamono olona sy tsy mahatanty ny fahamarinana ohatra nareo e, inona moa no antony nanakatonan’i Radomelina ny Radio Fahazavana? sao dia lazain’io ny MARINA ka hiongana ny MPANONGANA?? kely vovok’aina!!!
mba fataro ihany izay tokony hatao tsy i Ravalomanana velively akory no tia tanindrazana efa maty daholo ny tia tanindrazana t@ 1947 zao no tolona namerenana indray ny tena fitiava-tanindrazana jereo tsara fa tsy noroahana ny dadanareo niala teto ny mifanohitra @ izany aza no nisy fandrarana tsy hivoaka nefa tafaporitsaka ihany zao vao hoe hody tongava fa efa vonona i tsiafahy sy ilay voalavo ihinana ny tongony zat tsy miala aminy izany fahavalonay hatramin’ny farany ravalo sy ny forongony
Manantenà fa tsy misy dada dada tafaverina izany eto ry kely saina a! Ary aza dradradradraina fotsiny moa io hody lava io fa tonga de miverena raha vite didim-poitra dada valomangana a!
Hello! dbeckeg interesting dbeckeg site! I’m really like it! Very, very dbeckeg good!
Very nice site!