Rechercher sur MyDago
Commentaires récents
- KintanaMananDrambo dans Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
- KintanaMananDrambo dans Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
- ranavalona dans Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
- KintanaMananDrambo dans Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
- KintanaMananDrambo dans Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
Hit Parade des Articles de MyDago
- 1 er tour dia vita !
- An-tsary, dian-dRtoa Lalao Ravalomanana tao Analamahitsy, 18 May 2013
- Lalao Ravalomanana : izay hitoerany sy lalovany dia mamerovero .
- An-tsary, Neny tao Ambohidratsimo Talatamaty, 18 may 13
- Lalao Ravalomanana : akaiky ny tantsaha hatrany
- Lalao Ravalomanana :“ Havaoziko isa maraina ny famindram-poko »
- Madio i Neny : Tsy manaiky ny mpanongam-panjakana ho kandidà ny CPS
- RAVALOMANANA MARC : Rehefa mandresy i Neny dia mandresy isika !
- Aza mieriteritra fifidianana depiote fa izay hampanandaniana an'i Neny atao
- Saribakoly fotsiny izany ilay Triumvirat
- LALAO RAVALOMANANA : Vonona hampandroso ny firenena
- LALAO RAVALOMANANA : Tany Ambatomanga no nankalaza ny Pantekosta
- Manohitra ny «fitakiana politika no nataon’ny Sadc »
- MADAGASCAR:Pétition adressée à l’Union Européenne, Union Africaine Halte au processus anti démocratique et « Laissez les Malagasy choisir leur Président »
- Lettre ouverte à ceux qui n’ont pas vu … (rencontre avec le parti Vert)
- HMF : Mijoroa amin'ny fahamarinana ry mpitandro filaminana
- Ankolafy Ravalomanana Atsimondrano : matanjaka hatrany
- RAVALOMANANA MARC : Tsy maintsy mandresy isika !
- Aoka isika mba tsy hanao ambanin-javatra amin’ny fanohanana an’i Neny

Bjr, dia miala tsiny re tompoko fa tsy misy lohany sy vodiny ity raharahanareo ity é!izao sary zao ve antokan’areo? sao lahy???? miverena lalana é!tsy hahazao n’inona n’inona intsony anie na parata raiky aza ny pitarika anareo,dadanareo miha tapitra ny ao antsomotra,dia eo ianareo.
Ho anao Atoa Mahita!
Aleonay Tompoko miady hatramin’ny farany ahazoanay ny TENA FAHALEOVANTENA toy izay manompo ny FRANTAY toy ianareo. Ka na firy taona io, na firy taona, dia vonona foana izahay, fa tsy ahasakana anay amin’izany.
Ary aoka ho teneninay aminao, fa na misy vodiny na tsy miy, dia tsy hanompo fitondrana MPAMONO OLONA, MPANGALATRA, MPANDROBA, MPANODINKODINA IZAHAY.
Hiverina amin’i Andry RADOMELINA ve?… Aleonay miady hatramin’ny farany amin’ny FAHAMARINANA sy ny MAHA-MALAGASY toy izao hanao ohatra anareo: sady baikon’ny olona kely loha, no soavalian’ny Frantay!… Manana ny hambo-ponay izahay amin’izay!
fa maninona kay izay rehetra mahazo fitondrana no manapatra ny faherany? raha tena tia tanindrazana marina ianareo dia tokony mifandefitra,mifanaja ,mifamela heloka ary mifankatia. milaza samy kristiana isika kanefa sady tsy manao ny sitrapony,no paniasia avokoa.tsy manaraka ny didiny na iray akory aza.didifolo sns…tsanjery fotsiny ny hirapirenena sisa fa toa tsy mamaly intsony ANDRIAMANITRA fa hoavy koa ny fahatezerany atsihoatsy ,dia samy mizaka zay vokany. mba mieritrereta daolo ry mpanararaotra isany a! fa zahay vahoaka tsy dodrina be akory.
zany olona manana ny toerany ambony izany,tokony ho maodely tsara, hoany olona rehetra fa tsy hoe ilaozana milalao vehivavy sy mirevirevy fotsiny tsy mahalala menatra mihintsy,tena mamoafady mihintsy ny zavatra ataony,sady tsy thotra tsy henatra akory no mampirisika ny miaramila hamono ny kristiana sy ireo miaramila hafa vao haingana kely teo iny.mba misaina fa aza manao lohanangidina ry ngahy minisitra a!mba maontina razoky a!fa aza mampihomehy.kay nareo mintsy no mampiady ny samy malagasy sy mampirisika azy ireo mba hifamono , mba ahazoanareo ny seza miombonareo,hitamaso izany rehetra izany fa tsy honohono akory.
aza faly manaratsy olona fa jereo aloha ny toetranareo mianakavy ao @ tetezamita ao vao miteny ny hafa hainao? taranaboanjo fotoboanemba.zay ratsy ataonareo mianakavy ao dia lazaina fa ny mpomba andra 8 daholo nomanao anizany,aza mandevitay antsalaka eo e!teneno ny havanao hoe ny savony nosy amidy tsara dia aza atao masiso fa tsylasa.
ary ny any andry? karamaina150000f isanandro anie reny miaramila milisy ireny e!ny any alin koa manakarama jiolahy no asany mody mikostara fotsiny le maty hanafenany nynratsy ataony,lelafo tsara ny vodiny frantsainareo e.nga tsy mbola ho lany koa ny ao antsopitrareo,amboary tsara ny savony nosinareo fa otrany misy fofotay din masiso b.
Mampadoa na mijery ny sourire vendranan’i Richard Bomba. Sourire feno fiatsarambelatsihy. Tadidiko foana ilay vidéo misy azy miteny frantsay mibaiko ny vatamiaramilany. Mandrapaharahoviana no hisy vola homena ny vatamiaramila ry richard expert amin’ny bomba ah??? Ny zaza sy ny vady izany zao efa nahazo nationalité daholo????