Notre pays est à présent sur le point de faire un retour de 30 ans en arrière. Eh oui, nous —> MyDago.com
Archive for juillet 21st, 2010
Dépenser pour des élections contre vents et marées !
Crise politique ou non, en avant toute ! Cap sur les élections ! Bien que la HAT ait du mal à financer —> MyDago.com
Sedra sy fitsapan-toetra
HO ANTSIKA REHETRA DIA SEDRA SY FITSAPAN – TOETRA IZAO FOTOAN-TSAROTRA IZAO ! Izao fanonganam-panjakana sy ny vokany eo amin’ny —> MyDago.com
MPIVIDY HASY AO AMBILOBE-Misy manodina amin’ny toeran-kafa raha tokony HASIMA fotsiny.
Eny, malalaka ny tantsaha amin’ny toerana hivarotany ny vokatriny. Nefa ny zavatra tsara ho fantatra dia ny nanaovana ny hasima ao Ambilobe dia noho io hasy na cotton io hambolen’ireo tantsaha ao. Raha tsy hivarotra cotton amin’ny HASIMA ny ta…
VIDIN’NY LA VANILLE ANY SAVA-Samy manao ny azy ireo mpividy
Anisan’ny zavatra nanahirana ireo tantsaha any amin’ny faritriny SAVA ity resaka lavania ity efa ho 5 taona izay. Teo aloha dia lasa zavatra hifamonoana ny lavania noho ny vidiny ambony loatra ka lasa miteraka tsy fandriam-pahalemana. Tonga amin
- '


