MyDago.com

Fanambaran’ny GTT IdF

GTT Ă  Toulouse le 24/07/2010

GTT Ă  Toulouse le 24/07/2010

Inty atolotro ho anao mpamaky an’i MyDago, ny fanambarana tonga taty aminay. Izy ity dia voaray avy amin’ny GTT IdF (Ile de France).

FANAMBARANA

Ny asabotsy sy alahady 24-25 jolay dia nivory tao Toulouse ny GTT (Diaspora-Gasy Tia Tanindrazana) avy amin’ny lafivalon’ny lafrantsa sy ny manodidina.
Tao anatin’ny firalahiany tanteraka no niharahana nandinika ny fivoaran’ny toe-draharaha any an-tanindrazana.

Mahatsapa sy mankasitraka ny ezaka ataon’ny Communauté Internationale, toy ny SADC,U.A, U.E, ONU… amin’ny fitadiavana ala-olana mba hisian’ny fandriampahalemana ao Madagasikara, koa maneho etoana ny fankasitrahana sy fisaorana azy ireo ny GTT eran-tany.

Amin’izao fotoana izao dia ezahin’ny fitondràna tsy ara-dalàna Fat ny hanatanteraka ilay “dinika santatra” tarihin’ny “raiamandreny mijoro”. Tsy mifandraika velively amin’ny hevitry ny fifanekena vita Sonia tany Maputo sy Addis-Abeba (consensuelle et inclusive) izany, ka tsy hahavaha ny olana mianjady amin’ny firenena.

Noho izany dia manamafy ny GTT amin’izao fandalovan’Ingahy Chissano izao, Chissano izay isaorana indrindra nohon’ny ezaka nataony hatramin’izay hanampiana ny Malagasy, fa ny vaha olana haroson’ny FATY hatramin’izay dia mandamoaka satria tsy mamaly ny hetahetan’ny Malagasy, dia ny fiverenan’ny ara-dalàna sy ny fiverenan’ny Filoha voafidy Marc Ravalomanana.

Koa:

  • Mamerina ny fitakiana ny famotsorona tsy misy hatak’andro ireo gadra politika.
  • Manamafy fa tsy manankery ireo didy sy lalĂ na navoakan’ny FATY mpanongam-panjakĂ na hatramin’ny mars 2009 no mankaty, ary mitaky koa ny fanafoanana azy ireo.
  • Mitaky ny fiverenan’ny Filoha voafidy Marc Ravalomanana an-tanindrazana, ary ny fametrahana ny antoka rehetra mikasika ny ainy.

80 réponses à “Fanambaran’ny GTT IdF”

  1. ranaina a dit :

    Oh ry gttay a!

    mbola ny ampiverina andra8 ihany ve ny ao andohanareo e!

    mba miheritrereta lehiretsy sa nalahelo ny fihinana ka manantena fotsiny ihany.

    izao no izy tsy misy ilana miverina intsony ny filoha teo aloha fa maimbo daholo ratsy iraka, zefa albert, ravalomontana, et andry rajoel non plus dia izay.

    avelao vaovao

  2. akamasoa a dit :

    Oh ry ranaina’-tay a…
    Ny hampiverina an-dRavalo mihitsy no tadiavinay hahatapaka ny lalan-drĂ -n ialahy maimbo foza io.
    Fa iza moa no nifidy an Radomelim-botaka ? Ialahy irery?

  3. Freddy a dit :

    Misaotra sy mankatelina koa amin’ny hezaka ataonareo ! Enga anie hitohy izany!
    Fa indro kely hoy ny Mpandrafitra e ! Aza omena tsiny raha somary mitsikera kely, fa MBA RAISO AMIN’NY LAFINY POSITIF :
    Hoy aho hoe, mampisaritaka nie izao fanambarĂ na ataonareo izao e ! Nahoana no atao hoe : Fanambarana avy @ GTT Ile de France FOTSINY, anefa milaza indray ianareo avy eo hoe GTT MANERANA an’i France sy ny manodidina ?
    Mino aho fa tsy izaho irery no nahatsikaritra izany, ka mila fanamboarana kely angamba ny fomba enti-milaza ny zava-dehibe toy izao.
    Ny FAMPIRAISANA zava-dehibe, ka mba asio hevitra mijoro tsara re e!
    Tsy tokony ho tenenina ve izany ? Antsika ny misaina fa isika zanak’i Dada dia olona Democrates daholo !

  4. jacta a dit :

    Aza maika ry GTT an! Rehefa mody any DAGO ny sasany amin’areo dia tonga any koa i DADA « mino fotsiny ihany » MANGINA AZA MALAHELO NA MITOMANY!Itondrany RONONO betsaka tena betsaka,izany an!

  5. akamasoa a dit :

    Aiza maika jacta an… rehefa mody any farahantsana i domelina kely rainareo dia hitondrĂ ny BOIS DE ROSE betsaka ianareo sy Alain Zohyhandetika. fa aza mitomany an .Fafao ny ranomaso.. efa kely sisa dia ho avy izy

  6. Olivier a dit :

    ny tsy azoko @ le resaky andry de oe ireo zay nanao bizna boa derozy taloha zany tsy enjehina fa zay ho avy eo no atao azalambo,zany ve tsy midika oe za nanao de aleo aloha tsy tavanina

  7. mandinika a dit :

    ry Gasy Tia Tena… . TADIDIO FA LOZA MITATAO HO ANY MADAGASIKARA NY ERITRERITRA HAMERINA an-daravalondoza.
    RAHA TIA TANINDRAZANA MARINA HIANAREO DIA TOROY HEVITRA ilay mpivarodronono TSY HIERITRERITRA HIVERINA HITONDRA intsony.
    NY FITADIAVANA VAHA OLANA TSY HIVERENAN’ NY KRIZY ISAKY NY VALO NA FOLO TAONA , NO TOKONY HO KATSAHINA. MBA TSY HISY INTSONY NY DICTATEUR TAHAKA an-dRatsiraka… ravalo…. FA OLONA HAMPANDROSO ANY MADAGASIKARA NO HITONDRA FA TSY MPANGORONKARENA.

  8. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Dites-Nous quelle place et quel poids cette déclaration a dans la décision ou le comportement de la SADC ,décision et comportement sur la solution de la sortie de crise déjà arr^tés et connus..
    Mais les gtt x,y, z..et autres sont les spĂ©cialistes dans le forçage des portes dejĂ  grand’ouvertes par d’autres..L’un dans d’entre ancien destructeur du tim paris , appelle ceux-lĂ©..des mpijapy ,ceux qui prennent le train en marche : c’est très intelligent ,très futĂ© ,très facile d’Ă©pouser la dĂ©cision dĂ©jĂ  prise par d’autres….!

  9. akamasoa a dit :

    ry mandinika mitsongoloka>>> mihorohoro ialahy fa akaiky ny farany sy ny halatra nataon’ialahy ?
    Tsy manome tsiny an’ialahy aho fa manaova fety faramaparany. Hoavy ny doboka tena izy

  10. GBD a dit :

    Dommage GTT
    de retour de vacances , je dĂ©barquais d’avion Ă  Toulouse ce dimanche 25 aout !
    je me serais fait le plaisir de vous rencontrer.

    A quand vers Nantes ou Angers Ă  la limite ?
    Akamasoa
    ta rĂ©ponse Ă  cette « tsipolitra » de Ranaina ( ou Denise ou Nadia , pseudos multiples ,camĂ©lĂ©onisĂ©s ) me satisfait pleinement :
    ==> elle confond retour de l’Etat de droit , Ă  l’unique retour d’une personne…
    Sans projet , sans idĂ©e aucune , ces foza n’ont que des courants d’air entre les oreilles …
    …et pour asseoir leur association de malfaiteurs (pour la RAZZIA DES RESSOURCES MALGACHES ) ils ont besoin d’ un ayatollah : Rajoelina.



  11. Ralezka a dit :

    mandinika Ă´ ! : Ny mahagaga amin’ny vahoaka malagasy ,ao anatin’izany ny GTT maneran-tany dia izao : rehefa nieritreritra tsara ny LOZA efa MIHAJADY amin’ny fireneny ankehitriny izao izy ireo, rehefa nisaintsaina tsara dia aleony lavitra mihitsy miantsoantso,milelela ny hiverenan’ilay
    « MPIVARODRONONO » satria izany anie mbola vao LOZA MITATAO ĂŞ ! Mitatao izany mbola azo leferina, mbola tsy midòna ka avelao izy hiverina, hiaraka aminy hiriaria eto daholo isika mianakavy ĂŞ!
    Tena mino ny vahoaka malagasy fa misinda ,rava ho azy noho ny fitahian’ny Avo izany loza mitatao izany .Hiadana soa aman-tsara indray ny Malagasy
    Ary nahoana moa raha ianao irery io no manoro hevitra ilay mpivarodronononao tsy hiverina eto an-tanindrazany ? Ary iza moa ianao no mibaikobaiko olona hanao izay tsy sitraky ny fony ?

  12. GASYMATSILO a dit :

    Any mandinika
    Mpivaro-drononon hoy ianao nefa raha dinihina toa izy no nahavita be i ndrindra tamin’ireo nitondra teo , fa ny sasany dia nameno paosy sy nanimba ny vitan’ilay mpivaro-dronono misaina
    Fa tena mandinika ve ianao sa maka ambolony fotsiny
    NY HAFATRO AMINAO DIA HATAOVY TSARA NY ANALYSE FA SAO DIA NY FITOMBENANA NO MAHITA KOKOA NY ANAREO

  13. Tsy Lainga a dit :

    Mety tsy ny fitombenana no mahita fa mifanakaiky ny atidohany sy ny fitombenany. Ka manahoana moa izao ny gasy kely tsy mahita ronono na yourt na ny zavatra tokony ilainy amin’ny fahasalamany.Fa ny eo amin’ny fitondran’ny fatin’alika koa ve mba tsy ampy sakafo. O sanatria izany ! Ka na mpivaro-dronono iny na zinga iny na pot iny nahavita be teto fa ary tsy maintsy miverina eto. Masina ny tanindrazana

  14. GBD a dit :

    Gasimatsilo
    hilaina anontaniana an’ireto tsovoka HAT , tsy tonga saina ireto , hoe
    ===> DANONE ve tsy mpivaro-dronono ?

    ===> anisany CAC 40 (any frantsa, renimalalany HAT) sa tsia ?

    Tsy ilaina miresaka ekonomia aminy foza tsy manan-tsaina, donto laotra…..
    manompa-nompa hoatry eny Isotry hiany no hainy atao…
    rehefa tsy misy takatry ny sainy !

  15. volaniaina a dit :

    fa inona aza ?no hatahorany foza ny fiverenany DADA Ravalomanana eh!
    ny anay GTT erantany dia i DADA Ravalomanana ihany no hanay fa olona sahy mijoro @ marina sy sahy niteny sy nanohitra any cocorico mets les pieds dans la merde fa tsy nanaiky izy ny ha na gamoiny sy hozanahina i dago eh!
    no sady efa itanay ny fandrosoany dago teo eh!
    aoka DAD Ravalomanana hametraka lalana enjana ny @ constitutionnelle sy ny dĂ©mocratie @ izay mazava tsara ny lalana mifehy sy ny droit de l’hommes sns….ary tsy hisy intsony ny fanonganampanjakana fa tena mijaly ny vahoka malagasy isakiny misy io fanonganampanjakana io satria be no tsy anasa ary mpotika ny zavatra izay efa vita kely teo dia mamerina manambotra fona ve! fa tsy handroso mihintsy ny fihainambahoka sy ny firenena sns…..
    foza ah! kely sisa eh! dia ho avy ny rariny sy DADANAY eh!oooooooouuuuuuuhhhhhhhhhhhhhh!!!!!!!

  16. Manoela a dit :

    Ory mpomba ny fozatay sy mpankahala an´i filoha ravalomanana malala

    SEM Ravalomanana MARC tena OK! OK1 dia tena OK!

    Fa Ra DJ domelina mpangalatra pouvoir TOUT DE SUITE ALLER MANDEHA FA EFA NOPOTEHINAo MADAgASIKARA SY NY VAHOaka ao anatiny.

    TSY MATAHO-TODY TENISANY RY DENISE, JACTA , RANAINA sy IREO FOZATAY ETO @ Mydago forum rehetra

  17. tina a dit :

    …GTT INTERNATIONAL. GTT MANERAN-TANY IZANY,HOAN’IZAY MINIA TSY MAHAFANTATRA. GTT USA, GTT ASIA,GTT EUROPE,…GTT PARADISE KOA RA TIAN’ IALAHY!!TSY MANDRESY IZAY MINO.

  18. tina a dit :

    …GTT INTERNATIONAL. GTT MANERAN-TANY IZANY,HOAN’IZAY MINIA TSY MAHAFANTATRA. GTT USA, GTT ASIA,GTT EUROPE,…GTT PARADISE KOA RA TIAN’ IALAHY!!TSY MAINTSY MANDRESY IZAY MINO.

  19. Faucon de Dago a dit :

    Ny FATin’ialahy ranaina tsy tafavoaka ho ao Maurice akory, ny GTT anefa UNIVERSEL. Misaotra an’ Tina mampatsiahy ny maha-manerantany ny GTT. Io ra-TGV io ange tsy afaka miseho milay raha mandeha an’ivelany any e! Tsy mahazo mitondra basy io sy ny FISiny rehefa mandeha any ivelany ary, raha vao hipetraka any ivelany io rehefa miala eo amin’io fitondrana jiolahimboto io dia olona maty io.

  20. bemanaly a dit :

    Ranaina,inona moa no tena mankarary ny andohanao aminy fiveranany DADA FILOHA HAJAINA MARC RAVALOMANANA SA MAIVANA HOATRANY OLONA ARAHINAO IHANY IANAO TSY MAHAY MIADY HEVITRA FA TONGA DIA MANOMPA FOMBA NAREO FOZA MOA IZANY MPANDAINGA MPANOMPA MPANENDRIKENDRIKA .ATAOVY TSARA AO ANDOHANAO FA TSY MAINTSY MIVERINA NY FILOHA HAJAINA MARC RAVALOMANANA .HITAKO NY TAREHINAO MIVALOARIKA AMIN,IZAY,MARARY AO AMPANDRIANA ANGAMBA HERITAONA .AZA DIA TIA TENIN-DRATSY .VOUS N, ARRIVEREZ jamais a la cheville d 1 gtt.



  21. GBD a dit :

    resaka lertchi no tena makarary ny sainy ranaina/Nadia

  22. kristelle a dit :

    mawola

  23. bemanaly a dit :

    Ny pseudo ho entinao dia tsy mendrika anao .tsy olona mandinika akory hianao .Ny sainao no loza mitatao aminao .tsy maintsy miverina ny filoha hajaina marc ravalomanana lanim-bahoaka.IZA TAMIN.IREO FILOHA TEO ALOHA NO NAHAVITA NY VITANY TAO ANATIN,NY FITO TAONA .MITSANGANA DIA MILAZA .ALEO SAMY HANTRANGA EO ,IO MPANONGAM-panjakana io no hireharehanareo ,mba fantatrao moa ny fandraisan,ny firenana mandroso ny coup d,etat ,fombana jiolahimboto ,ny firenena hendry sy mandroso tsy manao an,izany .Izany no mahatonga an,io fitondrana nangalarina io tsy eken,izao tontolo izao .dia mbola tsy ao anaty atidoha kelinao io foana ve tsy hanasan,i Frantsay an-drajoelina hiakatra haute marche ny 14 juillet ,satria ampihariny ny olona tsara ny hoe PAYS DE DROIT izy ,fa hianareo no azo asesika hoatra ny toutou kely .ny filoha hajaina MARC RAVALOMANANA SY NY MPANARAKA AZY DIA OLONA MIJORO SY MANDINIKA .FA TSY CERVELLE DE PETIT POIS SY COCOMBRE RAMOLLI HOATRA NY ATIDOHANAO .MIERITRERETA .

  24. kristelle a dit :

    tsy voararan’ny lalana ny manonofy ! eo adaianareo efa 2 taona ho avy dada ,sabotsy ,eo hiany
    aminay Tamatave any efa misy hoabolana momba an’i dadanareo ho avy ho avy ndravalo terajandry migna ny zaza

  25. GBD a dit :

    Kristelle/nadia/denise
    tu ne veux ou ne PEUX comprendre que seul l’ETAT DE DROIT EST UNE PRIORITE ABSOLUE pour le lĂ©galiste.
    Les problèmes fusionnels ou affectifs n’ont rien Ă  voir avec la lĂ©galitĂ©.
    Mathematiquement : Ravalomanana est parfaitement en droit de se réclamer de cette légalité usurpée:
    => comprends tu la nuance ?

  26. Romy a dit :

    Hamaliana ny indro kelin’i Freddy.
    Tany amin’ny GTT-IDF no nazahoan’i MyDago ilay Fanambarana koa dia nolazainy, fa ny Fanambarana dia nataon’ny GTT rehetra, izay nanatrika ny fivoriana.
    Ny resaka fanenjehina an’i Ravalomanana dia tsy mahagaga, izy no manakana ny frantsay (izay mampiasa foza(, tsy anjakazaka any Madagasikara.
    Mbola maro ireo malagasy tsy mahatakatra izany fa zatra toloram-potsiny, na sakafo na hevitra.Ny fialonana dia nolovany, mampalahelo?

  27. Romy a dit :

    Ho an’i Ranaina sy ny toa azy.
    Ravalomanana no filoha isan’ny mahay politika (mitsinjo ny ho avin’ny fireneny)ao Afrika, hoy ny manampahaizana maro tany Canada tany @ taona 2006 tany, nandalina any Afrika sy ireo mpitondrany.
    Chance ho an’ny malagasy ny fanĂ nana azy hoy ry zareo, fa loza koa raha tsy mitandrina fa be ny tsy mankasitraka. Hitantsika izao ny tantara fa ireo mpanjanaka sy ny foza tsy maty voalavo ankibo

  28. GBD a dit :

    Kristalle/nadia/ranaina
    ndeha matory
    dodo. couchĂ© Ă  la niche le « KIVA » !
    cervelle de concombre de mer…
    A tamatave ne dit on pas  » bibity n’aomby ? « 

  29. rado a dit :

    Mankahery ny GTT amin’ny fanampiany hoany hivoahana amin’izao krizy mafy izao. Mivavaka koa hoan’ireo mbola tsy tonga saina fa mandalo iany ny fiainana eto an-tany, enga anie mba hampianatra ny taranaka malagasy amin’ny fahamarinana isika rehetra.

  30. Babyfoot a dit :

    A Toamasina, on dit :
    Gaombavy lefaka magnano la vie @ chômeurs barbe blanche en fin de droit (Kristely/Nadia/Ranaigna et ses soeurs et nièces) !



  31. GBD a dit :

    b aby â !
    ireto somera fotsy volo… ireto , dia matetika , araky ny fiteny tsotssoka dia :
    => vieux MULTI HANDICAPES SOCIAUX…
    j’en avais rencontrĂ© Ă  DiĂ©go.
    le phĂ©nomène doit ĂŞtre identiques ailleurs…
    des Français (créoles ou marins ou militaires a la retraite )
    … vieux baroudeurs , qui peuvent prĂ©tendre Ă  une place en maison de retraite , avec l’AIDE SOCIALE en France…
    … ayant pour ressource le minimum social , le RMI ou RSA , ou une pension LARGEMENT GREVE PAR La PENSION ALIMENTAIRE payĂ©e Ă  une ancienne Ă©pouse française , en France…
    … vieux rĂŞveurs , aventuriers qui fuient leur vie triste en France et qui font valoir leur petite capacitĂ© financière Ă  Mada , du simple fait du cours de la monaie EURO…
    …………..> en plus:
    ***********************ça fait des enfants à des
    jeunes MAKOSA gasy
    ***********************ça réclame des bourses
    d’Ă©tudes pour ces pauvres
    FUTURS ORPHELINS , sans
    patrimoine familial
    Enfin une brève aventure de makosa et vieux baroudeurs avec un rĂ©frigĂ©rateur , un peu d’eau courante , une case un peu correcte…pour moins de 15 ou 20 annĂ©es de vie commune.
    VoilĂ  le choix de vie de ces makosa de type Nadia et famille femelle.
    Nous légalistes,
    voulons rendre sa FIERTE et surtout sa DIGNITE à la femme malgache dans une société libéré des étrangers profiteurs et avilissants.
    Fidel Castro a bien su RECYCLER LES PROSTITUEES de l’Ă©poque du dictateur BATISTA .
    Education, patriotisme et santé ( le SIDA galoppe à Mada maintenant )

  32. BEMANALY a dit :

    GBD.
    A kristelle- ranaina -nadia- denise

    VOUS N,AVEZ RIEN DANS LA TĂŠTE?
    regarde GBD lui ,il a vraiment la tete sur ses epaules.
    MERCI GBD

  33. GASIKELY MALAHELO a dit :

    HO AN’NY FOZA REHETRA ETO AM-TANANA.
    ARAKA NY FANADIHADIANA NATAON’NY RADIO VIVA DIA NY FOZA ORANA HOY IZY DIA MANIMBA NY FIRENENA; SATRIA MAHAVITA LAVAKA 2M ARY MIHINANA NY BIBY REHETRA IZAY MONINA ANY ANATY RANO.

    MOA TOY IZANY KOA IANAREO FOZA OLANA ETO AM-TANANA IREO. IZAY NY RADIONAREO IHANY NO NANAO NY FANADIADIANA. FENO LAVAKA NY KITAPOM-BOLAM-PANJAKANA. LANINAREO AVOKOA NY TSOMBOTSOA HO AN’NY VAHOAKA MADINIKA.

    DE LAZAINA FA I DADAMALALA NO NANAO NY RATSY REHETRA. OLONA MIVAVAKA INY ARY TENA MIVAVAKA TSY NANAVAKAVAKA FINOANA FA ALEHANY AVOKOA IZAY FIANGONANA REHETRA MIANTSO AZY. TSY HISY INTSONY FILOHA TOY INY KOA NOHO IZANY IZAHAY DIA HIADY HATRAMIN’NY FARANY HIVERENANY EO AMIN’NY FITONDRANA. OK!

  34. kristelle a dit :

    tsy ilaina ny miady ,tsy vahaolana izany amiko

  35. Babyfoot a dit :

    GBD,
    En parlant de ces vieux Baroudeurs, certains ont divorcés au moins 3 fois et cherchent à fouir la France.
    J’en ai reçu un il y a 2 ans. En fait, il a entendu parler de mon origine et Ă©tait venu sonner chez moi afin d’obtenir quelques renseignements sur Mada.
    AgĂ© de 68 ans, divorcĂ© 3 fois et n’a que 400 euros de retraite mensuelle qu’il partage avec ses 3 ex-femmes !!!
    Marre de sa triste fin de vie, il a dĂ©cidĂ© de s’installer Ă  Mada, Ă  Diego, après avoir vendu sa vielle caisse pour 4 000 euros. Une somme bien modeste mais selon lui est largement suffisante pour finir sa vie avec des Makosa gasy qu’il a rencontrĂ©es sur Meetic.
    Mais l’aventure de ce Anti-mĂ´la n’a durĂ© qu’un temps (8 mois) ! Le prix de sa caisse n’a servi qu’Ă … et depuis son retour en France, il vit un vĂ©ritable cauchemar, sous traitement anti-dĂ©pression. Et croyez-moi, tous ces vazaha sĂ´la actuellement Ă  Mada depuis les coup d’Ă©tat, connaitront tous le mĂŞme sort (LanymĂ´fo, Tarasambo) et ce sera bien fait pour leur g…le !

  36. Babyfoot a dit :

    (ont divorcé)

  37. GBD a dit :

    he oui Baby
    j’avais personnellement rencontrĂ© deux cas Ă  DiĂ©go Suarez…des cas loin d’ĂŞtre isolĂ©s.
    Et nos naĂŻves petites compatriotes qui se donnent, voire les cherchent aussi , me font vraiment pitiĂ©…
    …pour moi , c’est l’expression de la MISERE , le rĂŞve fou d’y Ă©chapper…
    MALHEUREUSEMENT….
    VoilĂ  pourquoi je mettrais l’EDUCATION DE MASSE en prioritĂ©,
    Le savoir , c’est le pouvoir
    dont le pouvoir de CHOISIR SON DESTIN !!
    contacter-ko indry , raha afaka mifankahita , + namana roa na telo…
    VOLANIAINA ve afaka miaraka aminay ??? écrire à fil info de mydago?

  38. volaniaina a dit :

    Raikitra io ty GBDah! fanavotan-tanindrazana sy firenena no atao sy ny fanavotana ny malagasy mpiray ra @ tsika eh! ny hamonjena ny vahoka izao no atao fa tsy fidiny azy izao eh!
    raitra oh!

  39. kristelle a dit :

    ela narignesako ambato bevohoka jusque niany mbola tsy teraka hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhha

  40. Babyfoot a dit :

    Be fialonana ndray i Krisy kely fa tsy conviée !
    Efa niomana be tamin’ny pantekĂ´ty nefa lasa narina ny degizimĂ , lany vola fotsiny hihihi !



  41. GBD a dit :

    volaniaina
    manorata ary aminy « ecrire Ă  mydago » fa tsy fij info akory

  42. volaniaina a dit :

    OK! aky ry GBD ah! raikitra eh!

  43. zava-misy a dit :

    Miarahaba antsika rehetra, ary misaotra anareo GTT izay mitsinjo mandrakariva ny tombotsoan’i Madagasikara.

    Manantena ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana haingana ny vahoaka Malagasy hanala an’i Madagasikara ao anaty fotaka nandatsahan’i Tgv sy ny forongony azy izao !

    Mankahery anareo GTT rehetra izahay !

  44. tsalokely a dit :

    Misaotra ny Gtt ary mamporisika @ fanohanana ny tolona fa tsy maintsy rava ny ratsy fa efa mialoha ny fahalavona izao tabataba ataon’ireo mpialona ny filoha Ravalomanana izao!!! tohizo tohizo fa miandry anareo ny vahoaka malagasy sy ny Firenena Ă©! aza mierika @ ireo foza tsy manana site ireo fa mbola miditra ato ihany satria efa tsy tafa intsony !! vive GTT

  45. Bilao a dit :

    Ambatobevohoka?? Efa teraka io fa ny zaza fotsiny no mbola tsy tonga eto,mbola maka poids tsara aloha vao mitotona eto.Miandrasa fa aza maika e..Ary de efa homany ny talc fa ndrao mivalomainty ,..na mivalompotsy eo!

  46. Babyfoot a dit :

    BAVO GTT !
    Grâce Ă  vous, Domelina fait du sur place, Renimalala s’arrache les cheveux et ne sait plus oĂą donner de la tĂŞte.
    Vous avez le droit de vous mĂ©nager des temps de pause avant d’entreprendre une nouvelle action. A chaque jour suffit sa peine !!!
    VIVE MADAGASCAR, VIVE LE PEUPLE, VIVE LE PRESIDENT RAVALOMANANA !

  47. Rafily a dit :

    Aza faly manaratsy olona, madinika ianao dia lasa madinika ny saina, fa loza ahoana ny fiverenan-dRa8 na Ratsiraka sns? Tandremo fa ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany. Aleho hody izay te-hody, hiteny izay te-hiteny, ary hitolona izay te-hitolona fa tsy horahonana lava eto.
    I Andry dia DJ, Ra8 dia Mpandraharaha @ resaka ronono tokoa sy zavatra hafa. Na izany aza, tsy hanaratsy be fahatany isika fa aoka ny asany no hitsara azy. Raha mety amin’ny Madinika izao dia tohano tsara izy tsy hianjera, raha tsia dia miova hevitra fa tsy tara e! izany no hatao hoe olona misaina sy mandalina.
    Farany, ny mitondra firenena dia tsy maintsy mandalo fifidianana.

  48. rabeva a dit :

    inona koa ity fivoriana tao toulouse ity?Fa angaha tsy hoe hamadika ny GTT ho lasa parti politika no antony nivoriana?Toa tsy nisy resaka akory?
    Sa fandrebirebena fotsiny?Ny tsy hainareo dia efa feno foza anie miaraka aminareo e!aleo ny ho avy no hilaza azy e!

  49. GBD a dit :

    Rabeva
    rĂŞve…
    tes élucubrations nous servent.

  50. Manoela a dit :

    GBD
    tena i Kristelle ilay mamagouma ajojo very salaka eto jero indray fa mano teny ajojo
    mawoula

    tena kristelle mawoula laokasira.



  51. Manoela a dit :

    Izaho koa avy tamatave tasimo ry kristelle fa tsy manao lohana kiva kara nao aho.
    Dadanay tsy maintsy mody na faly ianao na tsy faly.

    ino vitan´i Ratsiraka tany atsimon´i Toamasina

    na fasan´ny babany efa nifmpitadiavana vao maty babany.
    ,adiny firy hanalana ny lalana vatomandry -Antsapaana 5h de temps temps de pluie, ny lalana mandeha mahanoro tsy namboariny,

    Tonga i dadany fa tena vita tsara ny lalana 45mn antsapanana-vatomanadry ,Tsara lalana mandeha mahanoro. , Faly olo- ambanivolo fa lafo ny manansy vidian´ny Dadanay hanaovana JUs d´ananas TIko, ,ny orange tahaka izany .

    Ary mba inona no vitan´ny FOZA any Atdsimon´ny Tamatave mba lazao nahavita inona any An-tanindrazanao ny Foza ry kristelle kely atidoha, ???????????????????????????????????

    menatra aho eto fa misy Kivavay avy any aminay eto q Forum

    VIVE SEM Marc RAVALOMANANA HO ELA VELONA ANIE IANAO :

  52. GBD a dit :

    manoela
    i Rakrisy ange dia tsy sarotra boridanina Ă© !
    Q.I. recalĂ© par le K.G.B. ou par n’importe bureau de contre-espionnage!
    Ny HAT dia tena reraka be momba « casting » ny mpitsikilony…
    Tafandry mandry aky a !

  53. Manoela a dit :

    Ohatrino omen´i Rolland Ratsiraka ano akeo kristelly ,

    anao Vendrana, zareo voky amby mameno paosy fa ianao lany vola mi-connecte par internet nefa zareo mahazo tombontsoa.
    raha maty ny FAT sy Andry ho aiza ianao .

    A la Poubelle. Izay vao hitombo ny fofona laokasira masovoataokan´i Vatomandry.

  54. Manoela a dit :

    Kristelle tsy manakambo

    lohanao efa voaosotra pipi aketo tsy tonga saina,

    kiva mawoula

  55. Manoela a dit :

    Tena marina.
    iza matahotra espionnagen´i FAT

    Tsy misy mitsoak io pouvoir illegale io ,ny miandry azy ireo tsy hainy.

    Bonne nuit á vous aussi GBD,

  56. Ragena a dit :

    Manoela
    Zaho avy Tamatave, tavaratra, valovotaka de toute l’Ile, toutes clĂ©.
    Zaho tsy hagnambela Krisy mantsimp… io, tsy manjary, lefaka fĂ´ Kintana lasagna, tsy nahefa aouno fĂ´ Krisitely lefaka, mahimbo

  57. rakotoson a dit :

    Je viens de lire Ă  l’ instant – sans le moindre commentaire du journaliste auteur de l’ article ce qui n’ a rien d’ Ă©tonnant de la part de cet organe vrai faux pro HAT qu’est Midi Madagasikara que l’ âge minimum pour se prĂ©senter aux elections prĂ©sidentielles est de 35 ans! La dĂ©cision a Ă©tĂ© prise – tenez vous bien ! – dans le cadre du Dinika Santatra. Le commentaire de nombreux observateurs : le Dinika Santatra est bel et bien noyautĂ© comme prĂ©vu par le TGV! De lĂ  Ă  ce que d’ ici quelques semaines, la HAT, le gouvernement appartenant dĂ©jĂ  Ă  TGV ne dĂ©crètent « … araka ny fangatafin’ny vahoaka dia hilataka ho foloham-pirenena Andry Rajoelina,recordman du monde aux Ă©lections presidentielles, 35 ans et quelques heures. C’ est la suite logique de la comĂ©die qui a fait pleurer bien de HAT et leurs partisans qui consiste de la part de TGV  » Ă  ne pas se presenter aux prĂ©sidentielles « 

  58. GBD a dit :

    Rakotoson
    35ans, juste pour la pomme d’un DJ : c’Ă©tait prĂ©visible de cette HAT.
    L’AVENIR du pays N’A AUCUNE IMPORTANCE pour cette bande de maffieux.
    A nous d’ameuter encore plus vigoureusement la population,
    => TOUS AZIMUTS
    => Par tous les moyens
    => Chacun de nous Ă  son niveau :
    * DOIT SENSIBILISER , entrainer toute personne de son entourage, pour le maximum de soutien
    * optimiser le mouvement de RESISTANCE.

  59. kristelle a dit :

    ianareo no mahazo vola @ DAda?za tsy mikarama ny ahy ny madinika no arovako ary ny tanjoko dia tsy hiverenan’ny jadona ao dago
    raha izay rediredin’ny tim tsy ampiasako loha tsy maintsy mamoaka heviko aho

  60. kristelle a dit :

    tena tsapa fa miasa loha@rajoelina35 ans Ragasy be antibavy ty



  61. GBD a dit :

    essuie bien par terre , dame pipi !
    il y a mĂŞme ta bave qui traine…

  62. Ragena a dit :

    Odray !
    Nody bonne heure nga i Dame pipi ? 16h 43 ?

  63. Manoela a dit :

    GBd
    Ity kristelle laokasira ity ve ilay denise dame pipi ihany

    tena Alikamaty daholo an!

  64. Manoela a dit :

    Ragena
    ya ° tegna marigna ragena fô tena mantsimantsina ny laokasiran´i Kristelle.
    Aomby maty lĂ´ mbola azo iaretana.

  65. Manoela a dit :

    Mitsinjo ny madinika taiza koa ity kristelle mantsimp……laokasira

    ny fanonganam-panjakana sy fandrobana firenena mitsinjo ny madinika aminao.

    mianara ianao fa tena mbo femmme pre-historique mihitsy ary mbola tsy tokony ahazo Diplome » Lala sy Noro  » akory

    na mikarama ianao na tsia, tsy te halala izany izahay fa hano ny an´ny Andry dia va te coucher dame pipi

  66. Manoela a dit :

    Kristelaokasira
    taiza i laokasra nahita firenena misy fanonganam-panjakana fa nadroso.

    Firenena entina Foza ka handroso

    Fisainana tahaka ny fisainanao laokasira io ja handroso.

  67. Manoela a dit :

    Ragena
    dame pipi nody Bonne Heure izany handeha hijorojoro eny @ station metro sao mahita passe pour 50 centimes .

  68. Manoela a dit :

    Ny rediredin´ny TIM eto ry kristelle mapihinana Amboa anao

  69. Ragena a dit :

    Manoela
    An an !
    I Lokasira ne efa expulsée fa sans papier e !
    Efa nody any Isotry izy
    Izany nomampivoaka Bonne Heure azy, mitady Kil satria ririnina aty M/car izao. 6h de efa maizina, Ă  partir de 5h dia efa mitsirika eo ambaravarakeliny izy, misioka Kil

  70. Manoela a dit :

    hay Moa ,
    ka taiza moa ianao rangena nahita Foza manana papier .
    Ny Fahaizana aza farany ambony lala sy noro

    izay anie mahatonga izy ireo manongam-panjakana mba ahazo fanjakana fa tsy manana chance @ fifidianana fa tsy manana papier.

    Voadaka avy tan-dafy izany ra-kristelle, sao kosa ni-kil teny @ moulin Rouge dia expulsé fa namofona ny lokasirany

    tena mety @ iny kristay iny izany vonjena eto alohan´ny @ 5h any izany.

    isotry akain´ny lalam-by ve sa anatihazo no tena coin misy aní kristelle fozavavy Bôka any toamasina

    afa-baraka eky olo-boka toamasina aminanjy iny .

    mbola ho expulsée eto @ forum koa iny fa avelao hanao Ragena



  71. Rainibe a dit :

    O RY AKAMA ISANY AN NA RADOMELINA NA DADAMPIVARODRONONO NA I DADILAHY RATSIRAKA SY PENJIKELY DIA TSY ANY NY OLANA FA ISIKA IZAY MIRESAKA ETO MIHITSY AMBOARY NY TOETSAINA D IZAY IHANY FA NA MPITARIKA POSY AZA MITONDRA EO MANDEHA IO REHEFA MANOVA TOETSAINA NY MALAGASY ROAPOLO TAPITRISA TSY ANKANAVAKA D MBA MIASA SY MAHARETA FA AZA RABEHEVITRA SY RAMPANONOFY ANGIDINA FOTSINY ARY AZA MBA MIKITIKITA AFRIKANINA KELY AZAFADY EFA ANY AMPALADIHANA HIANAO IZAO RY MALAGASY SADY TSY AFRIKANINA NO TSY AZIATIKA FA EGOISTE IRAY TRANO HO FOANA AO AM SARITANY I GASIKARA RAHA IZAO NO MITOHY ARY INDRINDRA REHEFA LANY NY HARENA AO AMINY MAPIERITRERITRA ILAY HOE KRISTIANA HONO NY MALAGASY NEFA JEREO ANIE RY NGAHY BILL GATES UN SIMPLE CITOYEN BIBLIQUE MILLIARIDAIRE SA HANONDRANA INDRAY KA HILAZA FA NY FIVAVAHANA NO MAPAHANTRA D AHOANA ILAY MPANONDRO EFA NAHITA KAODY SECRET MBA MISAINA DAHOLO FA MAMPIME BEEEEEEE

  72. rabariseheno a dit :

    Marina ny anao ry RAINIBE, le toe-tsaina mitsy ato no tena olana e. Tsy misy azo raisina fa OLON’NY ADY, FIFANDIRANA, KORONTANA, ADIM-BORONTSILOZA, OLON’NY OMPA.

    Mbola tsy zakan-tsika gasy le demokrasia e, zany no mahatonga antsika milentika aty am-pitandranomasina aty na dia sans papier aza fa matahotra ny handray andraikitra aty DAGO. Matahotra ny ho RESPONSABLE fa alao manao BOTON’OLONA aty Frantsa.

    Pauvre gasy, ny forumiste ato no tena FOZA ORANA.

  73. Lovestory a dit :

    MĂ´ramora Rabary e ! ZĂ´vy nivolagna taminĂ´ fĂ´ BOTON’OLONA Ă  la Frantsa Forumistes jiaby akato ?
    Ano mi denocé tegna, je cite : ATY Frantsa !
    Donc, tu fais parti (e) de ceux Manao BOTOL’OLONA any France.
    C’est bien l’Hopital qui se moque de la ChatitĂ©, n’est-ce pas ?

  74. rabariseheno a dit :

    Aleo ndray aza atao hoe: BOTOM-BAZAHA fĂ´ ra zay no tiagnao e. Mba hafa kokoa mantsy le manompo vazaha noho ilay manompo gasy any antanindrazana e?????

    Espèce de toe-tsaina voazanaka, Gidro Tonga Tandafy(GTT). Miseho ho tia tanindrazana nefa tsy mety mody fô mijanona manompo vazaha eto Frantsa fotsiny.

  75. Lovestory a dit :

    rabary
    Izy kô hivôlagna BOTOM-BAZAHA dia FÔZA, TGV mpagnano zegny. Amian-jareo Tôlagna fô de naty fagnahy maha Gasy izy
    Miagna !!

  76. Ny Ala a dit :

    Bravo Ralovestory. Ireo Foza ireo dia ona tsa manatsaigna hafatsy ny magnambanimbany ny malagasy fa nahazo Taolagna tsa misy nofony. Mihevitsa fa Immortelle nefa i Jakisaona aza maty, banky talohan’ny nahafatesany nefa ona tsa nanao ratsy koa maika ve fa ireto Dahalo ireto ?

  77. GBD a dit :

    Rabariseheno,
    comme tout singe en culotte de la HAT , tu as besoin de mise au point :
    => sache que dans ton terme « botom-bazahy » il y a relation de maitre es esclave
    => les gttistes en France sont dans une relation de CONTRAT DE TRAVAIL , AVEC DES REGLES mutuellement acceptĂ©es , Ă  Ă©galitĂ© des partis devant la loi , protĂ©gĂ©s par la Loi…
    …lorsqu’ils n’ont pas leur propre entreprise ou cabinet perso(avocat, mĂ©decin…)
    => tu peux ĂŞtre sĂ»r que ceux qui interviennent sur ce forum ,n’ont rien Ă  voir avec les immigrĂ©s du genre balayeurs sĂ©nĂ©galais ou dame pipi inculte comme Nadia
    =============> il faut être particulièrement BRUT DE DECOFFRAGE comme toi ,
    pour ne pas comprendre et admettre de manière LIMPIDE , que les seuls à agir en BOTOM-BAZAHY sont les foza , sur ce site
    Sis Ă  Mada ou ailleurs ils passent Ă  se servir de leur langue pour balayer le passage de Rajoelina , ovni issu de OUP D’ETAT A LA SOLDE DES FRANCAIS .
    =============> OUI,en effet…
    les foza de la HAT sont des botom-bazahy , dans une relation de colonisĂ©s , la main sur la couture du pantalon : « OUI missiĂ© vazaha be , oui m’bwana !  »
    PurĂ©e d’avoine sors ta tĂŞte du trou !!!!!!!!!!!

  78. Ny Ala a dit :

    Bravo GBD, zany mihitsy no tena sahaza ny Foza aby tsa nahita fianarana, mpanao PĂ´tĂ´, Dame pipi tsa miasa fa manao Dahalo, mpanakana Taxi brousse (RN7), mpangalatsa Bois de rose sy Safira, volamena.
    Mpitondra firenena hoa nefa Mpitondra Dahalo. Mpangalats’Ă”mby.
    Zany ve dia mendrika hitarogna amin’ny anaran’ny Malagasy ?

  79. Vaokely a dit :

    Bonjour daoly
    Une petite question :
    Ce ZEBUCRIE ne serait-il pas celui qui insultait les Gasy ? (Moreno ou Drack drack)

  80. Ragena a dit :

    Vaokely, tout est possible dans ce genre de forum
    Et ce pourrait ĂŞtre aussi Sadic puisque, juste avant son post, il y avait un autre pseudo qui ressemble Ă  celle qui fait le PĂ´tĂ´ Ă  Isotry



Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.