Dia hampiova ninoninona ny amin’ny fitiavan’ny vahoaka ny Filoha ambony Andry Rajoelina nefa zao ireo sary amboamboarin’ialahy isany ireo?
Dia resy tokoa lehiresty i Valomanana sy ny forongony a!
Tena avy eny Isotry/Tsaralalana mihintsy ity Denise/Nadia/Christelle etc ity !!!
tsy mahay miresaka afa tsy ny « relation fusionnelle »
« très fusionnelle »
lorsqu’elle ne verse pas dans les insultes ordurières , lorsqu’elle n’a plus de de neurones….
Super et merci pour cet intermed !
super génial
Maromaroa ny ohatran’izao, ekena Mydago ah.
tsy misy hifandraisany fa tsy maninona, hapetraka ihany ny fanontaniana :
Hatrin’ny oviana no msy album de famille ny site présidentiel ny firenena ? Tsy fantatra na ilay kely no filoha na ny vadiny no mitondra ny sangany.
Tena vomanga mihitsy ireto , io ilay mibaribary fa mifangaro ao ny asa sy ny vody ary ny mpianakavy.
A VOMIR
Oh que c’est marrant. Ireny no mba hain-dry zareo ko.
marina ny filazanao, kanefa tsisy dikany