putschistes

putschistes

IREO FA MISEHO IMASO IREO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA TAMIN’NY MPANONGAM-PANJAKANA !

RY MALAGASY MPIARA-MITOLONA !

Tonga eo amin’ny fotoana ilàna ny fahaizantsika miady ,ny herim-pontsika ,ny fahavononantsika ny kirintsika ,ny finoantsika ny , hiarovana ny ho avin’ny Firenena sy ny Taranakitsika izao..!
Fantatrareo daholo ireto zavatra sy hevitralazaiko eto ireto ,fa nosoratako mba hahazoantsika miray fo ,miray saina ,mba tsy hisara-bazana Isika fa HIRAY satria IRAY NY TANJONA HO TRATRARINTSIKA DIA NY FIANDRIANAM -PIRENENA TSY HOSEHAN ’ IZA N ’IZA ! ARY MADAGASIKARA HO A’NY MALAGASY !
Tsara raha miverina any am-bohalohana ny seho-javatra Isika !
Natao ny dinika mbanitadiavana ny famerenana hainganana aty M.kara ny rariny sy ny hitsiny ary ny ara-dalàna…!
Vita ny fifanarahana entina malerina ny fandriamphalemana ,ny fanaran-dalàna ary ny fitondram-panjakana manaraka ny lalàna sy ny fianam-pirenena miankina amin’ny lalam-panorenana !
Io rafitry ny fifanarahana io dia nosoniavina ny marainan’ny 09 août 2009 tamin’ny 02 ora !
Andro vitsy sisa dia hierina io andro io..!
Nandritry izay erintaona izay dia narirarin-drajoelina ny fivoriana ,izay nampisehoany ny asa-jiolahy sy ny hafetsifetsena nobitsian’i tsirahonana sy ny mpitondro ny tenin’ny fanjakana frantsay ,miampy ny fandrahona’ireo andia-miaramila nobaikoan’i ndrianarijaona ary teo koa ny fis sy ny emoreg..
Soavaly tsy nisy lamboridy rajoelina ary tsy nijery afa -tsy izay hahafeno haingana ny paosiny..!
Iretsy mpibaiko azy dia faly satria tena toa » ny soanagaly nahazo baiko tokoa ity izy , ataony daholo izay baiko noraisiny! »
Dia nasaina nandondona tany amin’ny Ua tamin’ny alalan’ikhadafi ,izay président ny UA tamin’io fotoana .Tsy neken’ny UA ny hataka..
Nandeha tany amin’ny ACP-UE .dia ireto nanoime azy ny accords de COTONOU ,izay entina miverina rehafa voa tsipika ny zava-bitan’ty hat ityatr’izay nizakazakany tao M.car
Vokatry ny fanadionana :zero..Tsy mendrika
Dia iny nitonatonana tany amin’ny Fivoriamben’ny Firenena Mikambana :tsy navelan’ny Firenena Afrikanina indrindra ireo mpikambana ao amin’ny SADC toa any M.kara…
Tsy nisy nankasitraka ny fisian’io Fitondrana tsy misy fitindrana io..,tsy misy lalàna mifehy ny fitondrana fa ny sitrapon’olom-bitsy no tanterahana hanaovana ny fanondranana an-kolaka ny harem-pirenena…
Miezaka ireo mibaiko izay hampaharitra io fanjakan’ny totakely..!
Nefa nitohy ihany ny fandravana ny accrdsn-ny MAPUTO ; dia natao ilay » »ravin-taratasy manondro ny lalan-kaleha »..Tabataba no nataon’ny gazety ,rfi ,France 24 ,Le Monde ,momba io ravin-taratasy io..!
Nony tonga teo anolohan’ireo olona nolazaina fa nanasonia ity ravi-raratasy ity..dia samy nahita fa tsy nisy nanao sonia izany fika izany !jouyandet no tompo-kevitra..!
May teo ity sous-ministra ity..
Tato ato dia nandeha ny feo nanely fa kila forehitra iny Président CHISSANO ary noesorina tsy itantana intsony ny Groupe International de Contact..!
Faly avanja ny hat ary nihokohoko
- fa tsy mahazo miditra eto amin’ny Tanin’ny Malagasy CHISSANO
-fa persona no grata eto M.kara i CHISSANO
-ary mbola mikiry hiditra eto M.kara dia ho raisina ary ho roahina amin’ny fomba manetriketrika..

Nampandre Antsika ny Filoha RAVALOMANANA MARC tamin’ny resaka an-téléfaonina nifanaovany tamin’ireo mpomba azy to amin’ny kianja Magro fa tsy marina ny hoe tsy Filoha ny GIC i CHISSANO Ary ho hitanareo hoy izy fa tonga any Aminareo izy atsy ho atsy !
Ny 21 juillet :tonga Atoa CHISSANO tsy niy nitsena ,tsy nisy nandraoka ,tsy nisy nilaza taminy fa »persona non grata eto M.kara izy ! ».Inona no niseho :
-rajoelina las nankany Mahajanga
-ny amiral ,marin d’eau douce nampilaza fa »vahinay ianao tompokolahy ! »
Ny 22 juillet dia nanomboka ny resaka tamin’ireo olona efa voasoratra hiresaka aminy
-ny 25 izy nandray ireo ambassadeurs eto M.kara
-ny 24 juillet izy dia hihaona amin’ny ankolafy efatra !

Ny tay am–bava dia tsy voatelin’ny hat fa be loatra .!
Io mananga-peo tsy arahan’asa na hestsika dia porofo fa lany ny batterie-n’ny hat ,tsy misy afitsoka intsony..VAVA SISA !
Fa ao ambadik’izany tabataba tsy arahan’asa dia mihazakazaka ny famoronana antoko kely ,ny fanambarana azy ireo ao anatina »coalition » hono.,dia ity coalition ity hiaraka hiasa amin’ny vondrona antoko kely..dia iy roroa ireo hitambatra amin’ny société civile..dia..dia..dia..hevi-drivotra fotsiny satria hono izany SINIBE izany no hasolo ny siny kely (rajoelina ) mba hamolavola ny vaha olana amin’ny samy malagasy (malgacho-malagasy..ny fiteny marina dia MADECASSO-MALAGASY )!
Raha manaraka tsaraIanareo dia IZY IREO NO HAKA NY TOERANA NISY AN-DRAJOELINA TAO AORIAN’NY FANAGAM-PANJAKANA..!

IZY IREO IZANY :

.1 MISOLO TOERANA NY MPANONGAM-PANJAKANA ,NA NAKA NY TOERAN’NY MPANONGAM-PANJAKANA ,DIA NOHO IZANY IZY IREO NO MANDOVA NY »PASSIFS-DRAJOELINA »(ny fanonganam-panjakana ,ny halatra ,ny fampidirana am-ponja mpanao gazety sy olo-tsotra tsy amin’ny antony
nanidy ny station Radio Fahazavana..
FA INDRINDRA MANAKANA NY FAMPIARANA NY FIFANAZRAHANA TANY MAPUTO..

2.
IZY IREO IZANY IZAO NO MANDRAY NY BAIKO AVY AMIN’NY FRANTSAY ARY NY AMBASSADEUR FRANTSAY MOA VE TSY NITENY HOE.. »Ceci est un espoir…comme une fleur dans un désert.!

Nahoana no »désert »? Satria ohatra ny tsy misy Isika satria tadiaviny hitraotra , hikomy sy hidrikina Isika !
Mety ho tonga izany ary amin’ny fotoana tsy hampoiziny !

Dia mbola hilaza inona ireto olona tsy fantam-poko ,tsy fantam-pirenena ireto izay mihambo fa hitondra vaha olona avy amin’ny samy malagasy..!
Ny vaha olana bitsian’ny frantsay azy ireo..
O r’IMAKAHA ,mba nahazo izany soratra sy feo izany va ianao ?
Eny Antsaha eny Leroa mba hilazao ny olona fa misy mpanely tsaho ary mitady hanodina ny sain’ny olona tsy hanaiky intsony ny accords voasonia tany MAPUTO

AOKA ISIKA HITANDRINA..FA INDREO FA VONONA NY HERY HAKA NY FANJAKANA KA NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY FRANTSAY NO TIAN’IZY IREO VELOMINA..,HAVERINA !

TSY HEKENTSIKA NY MIVERIN-DALANA ARY NY VAHO OLANA DIA NY FAMPIARANA NY ACCORDS SOASONIA TANY MAPUTO ARY IZANY NO ANTONY HIVERIMBERENAN’NY PRESIDENT CHISSANO MAZANA ETO AMINTSIKA MANDRA-PAHANTANTERAKA NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA IARAHANA SY TSY MANAVAKA !

KOA AOKA ISIKA HITANDRINA TSARA KOA TSY VOAREBIREBY NA VOATARIKA HANAO NY TSY TOKONY HATAO..!
TONDROY SY ARTOROY NY VAHOAKA IREO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMIN’NY MPANONGAM-PANJAKANA SY NY FRANTSAY !

AHISAKA I RAJOELINA ,VITA IZAY NY NILANA AZY…..DIA HAPETRAKA..NY SOLONY IZA ARY IZAY RAHA FANTATRAO ?

TSY MAMPATSIARO ANAREO AN’NY FAMONOANA AN’I TSIMANDARAVA VA IZAO..? DIA INY TONGA ILAY NASOLO AZY..TAO AORIANA SINEMA BE…(directoire ,csr-cmd…..!)

NUL NOVI SUB SOL.! DIA HO » BIS REPETITA » FOANA VE ?
FA ANGAHA HANDEHA HO AZY FOANA IZY ITY ? SA MAOLA NY MAL AGASY ?



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Ireo mpanongam-panjakana no matahotra antsika vahoaka
  2. Izao no zava-doza, tsy mananontanina intsony fa efa miseho
  3. Ireo voasambotra
  4. Tano ny azo fa sarotra ny mila !
  5. Tsy sahy miseho masoandro ve ?

21 Comments

  • rabariseheno dit :

    Zahay tsy hanaparitaka fa lainga daholo ny teninao io, sady mahamenatra fa hita be hoe: marary saina, mila tranxène sy magné B6 sy calcium

  • Sodofafana dit :

    rabariseheno
    Sao dia ianao no tokony ho tsaboin’i Dr Celestin.Mazava tsy misy kianina ny fomba namintinan’i Dr ny sehon-javatra rehetra nisy teto.Amiko dia olona tia Tanindrazana i Dr Celestin,fa ianao kosa rabariseheno dia tena mampalahelo ary mahamenatra.mba olona nahita fianarana ve ianao eh???????

  • Rama dit :

    NY ZAVATRA TSARA AMPAHATSIAHIVANA KOA DIA TONGA HO AZY TENY AMBOHIJATOVO NY OLONA TAORIAN’NY 17 MARS 2009.

  • tati dit :

    Rabariseheno
    mba mila mibanjina tsara enao hoe voaisan’ny ratsantanana ve ny zavatra vitan’i dada tao anatin’ny 7 taona de ampitovio ny an’i amiraly
    de ampitovio ny sarin’i Anosibe t@2008 sy Anosibe 2010 fa gaga enao hoe toa lasa misy kisoa mandehandeha ndray aty zany hihi

  • Verihevitra dit :

    Amiko dia mila tsaboina sy tsy ampy calcum sy magné B6 daoly na ilay nanoratra ny article na i Rabariseheno

  • Sodofafana dit :

    verihevitra
    Ilay anarana dia efa midika fa olona tsy mana-kevitra, olona tsy tokony hanoratra amin’itony sehatra itony fa tokony ho any ANJANAMASINA ho tsaboina.

  • Verihevitra dit :

    Verihevitra veut dire ne sait plus quoi penser de tout ce tohu-bohu
    Trop de bliblabla sans action, que des discours derière son pseudo
    L’heure n’est plus aux discours mais à l’attaque
    A bon entendeur, salut !

  • Ziry Onésime dit :

    Verihevitra,
    Personnellement, je te serais gré de bien lire et analyser tout l’origine de cette crise et de la situation actuelle avant de surfer sur ce site.
    On voit bien que tu es nouveau (pour ne pas dire novice) en la matière. Alors, avant de dire quelque chose, mieux vaut d’abord se pencher sur le passé, sinon, toutes tes analyses sont vides de sens et d’objectivité!.. D’ac?…..
    Merci pour cet article qui nous ramène toujours sur notre vrai objectif; d’ailleurs, cela se voit très bien qu’Andry RADOMELINA fait tout son pssible pour contourner les accords de Maputo, sans y parvenir jusqu’à maintenant… car même le Dinika Santatra qu’il est en train de réaliser par le biais de ses sbires montre très bien cette volonté morbide.
    Mais le peuple n’est pas dupe: on verra la décision finale de la SADC le 22 Août 2010!

  • Verihevitra dit :

    A ZiryO
    Pas besoin de répéter ces refrains 15 mois après. Ceux qui ne savent pas encore que DOMELINA fait tout pour contourner les accords de Maputo sont nés de la dernière pluie et ont le QI à 1 chiffre
    Actions spv !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    FANTARO TSARA IREO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA….!

    NY TANTELY IHANY NO MAHAY MANAO TANTELY ../KOA AOKA ISIKA TSY HO REBIREBEN’IREO TAKOLAPANANITRA nNA MITOVITOVY AZA NY AKANJON ‘ IZY ROROA §

    Ny toe-javatra ara-toekarena ,sosialy ary paolitika eto amin’ny Firenena dia mihitsoka..

    Ary maro ireo mitady lalana hafa hisoroahana izao zava-misy manahirana izao..

    Izany ,nefa ve dia manome fahefana Antsika hihevitra fa azontsika hatao ny misolo vavan’ny Malagasy na tsy voatendry amin’ny alalan’ny fifidianan’ny Vahoaka aza !

    Koa okony hisaina tsara Isika ..

    I rajoelina dia nanana mouvance NAHOANA ? FAHEFANA AVY AIZA NO NANANY MOUVANCE HITADY FIFANARAHANA TANY MAPUTO ?

    Ary zohiantsika ny fihetsiky rajoelina nanomboka tamin’ny 09 août 2009 ka atramin’izao fotpoana izao dia tsapa fanianihany sy tsy nanaja ireo nira-nandinika taminy io fifanarahana io..

    Ary inona moa ny antony nampidirana azy io tao !Izy no nandrehitra ny afo ,diaizy ve antsoina iarahana amono ity afo naretiny ?

    Misy lafin’ny démocratie tena sarotra atelina sy ekena..DIA HANAO ATELO – MOKA FOANA VE ?

    ITONY RAJOELINA ITONY DIA TANY AM-PONJA NO NETY AZY TANY AM-BOHALOHANY ?

    ATY AORIANA VAO HANASAZY ,HAMATOTRA AZY TSY MAHAZO MANDINGANA NY FARITRA TOA IZAO SY IZAO !

    HANONTANY ierto antoko paolitika natsangana maika mba hanao vondrona ,izay tsy manana tetika politika ,tsy mananaprogramme AFA-TSY NY HOE:

    « ITY VANA OLANA ITY DIA ISIKA SAMY MALAGASY NO MAHEFA AZY ! »

    Raha mamaky tsara ny TANARA NY FIRENENA ISIKA ,ARY RAHA NY EZAKA NATAON 4NY VAHOAKA MALAGASY NANDRITRY NY VALO TAONA IZAO

    DIA MANANA FINOANA AHO AMIN’ny HANEKEN’NY MALAGASY IZAO FOMBA « PUSCHISTE  » HANKANA AN-KERINY IZANY « SOLON’NY FEOBAHOAKA  » IZANY IZAO FOMBA ENTINA HANAOVANA AMBOLETRA NY FANOLOANA NY FIFIDIANANA !

    JE DENONCE CE NON RESPECT DES REGLES REPUBLICAINES (D2MOCRATIE ,VOTE , LIBERTE DE VOTE ) DANS LA DESIGNATION DES INDIVIDUS POUR FORMER UN GROUPE ,QUI VOUDRAIT S’IMPOSER COMME LES MEMBRES D’UNE CINQUIEME MOUVANCE QUI PARTICIPE AUX DISCUSSIONS DANS L’APPLICATION DES ACCORDS DE MAPUTO !

    CETTE METHODE DE « RECRUTEMENT OU DE DESIGNATION « RESSEMBLE A UN PUSCH DE PIEDS NICKELES ,QUI SE MOQUENT DES MALGACHES CAR CES GENS FONT PASSER LEUR ENFLURE AUX INTERERETS DES MALGACHES QUI VOUDRAIENT QUE CETTE SORTIE DE CRISE SE FASSE LE LUS LEGALEMENT ,LE PLUS REPUBLICAIN POSSIBLE ,SANS PARTICIPATION DE PERSONNES OPPORTUNISTES NE REPRESANTANT PAS REPRESENTANT LES INTERETS DES MALGACHES !

    ATRIZAY TSY TAITRA IRETO OLONA MILAZA FA MAHAY SY VONONONA NY HAMAHA NY OLANA NATYERAKY NY KIRIZY..!

    FA NAHOANA AZA § EFA TENA MAY VOLOTRATRA TOKOA VE SA MAHITA NY VOLA TOKO TSY FOROANA AZONIRETO MPANONGAMPANJAKANA ?

    VITANIREO VE NY MAHAZO ITY VOLABE ?NAHOANA NO TSY HO VITANTSIKA E !

    ITY RAJOELINA KOA TOA TSY ILAIN’NY FRANTSAY ‘KOA MANINONA NO NO TSY HILAHATRA ENY AMIN’NY AMBASSADY FRANTSAY ?SAO MBA TSUKARITR’ IREO HOE :  » IRY METY HAHAVITA AZY !IANAO IZANY KOA TOA TSY MIJERY TSARA ,IRY NO TENA SADY TOA ADALA NO I RAJOELINA ‘TY IZY..! ALEO IHANY MIANTSO CANDIDATS AN-GAZETY

    Samy milaza izay fantany ?SAMY MANOME IZAY HEVERINA FA TSARA..!

    Ny resaka mafana dia ny fananganana vondrona antoko paolitika hiaraka amin’ny an-kolafy faha-dimy ..

    Izany no nofonofin’ireto olona marobe nanangana antoko paolitoka !

    Tena ny fitiavan-tanindrazana ve no manosika ireto olona ireto..? Sa tetika paolitika hahazoana toerana ao amin’ny Tetezamita tsy manavaka sy iarahana ?

    Inona moa no tsy hahafaly amin ‘ ‘izany ,saingy gaga sy zendana aho.ain’ny famaikana hanao izany ,atrizay tsy rototra akory !

    Miokitra ny adi-hevitra !

    Aoka ho fantatry ny Rehetra fa izao hetsika ezahan’ny sasany atao mba hidirana ao amin’ny ad-hevitra mikasika ny fametahana ny Charte de MAPUTO dia voafehin’ny fifanarahana iraisam-pirenena

    Les Accords de MAPUTO sont considérés comme un traité international contresigné par les Nations Unies ,par l’Union Africaine ,par l’Union Européenne ,par la SADEC et agrées par le FMI ,la Banque Mondiale et soutenus par les USA ,la Chine et l’Inde..

    e croyons pas que ces accords ,parcqu’ils traitent de la situation de Madagascar et pour les intér^pets propres des Malgaches ,que ces accords ne regardent que Nous ,et ne doivent être traités que par Nous Malgaches !!

    Nous , la Nation Malgache ,fat partieintégrante du Concert des Nations et ,Nous avons signés des accords internationaux portant sur de nombreux aspects de notre existence comme Pays et accords internationaux que Nous avons signés ne Nous permettent pas de conter , de refusr l’intervention des autres Pays signataires de ces accords internationaux (d’assistance ,d’entraide ,..)!

    OUI NOUS SOUVERAINS ,NOUS SOMMES LIBRES MAIS NOUS FAISONS PARTIE DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI ,ELLE ,NE DOIT PAS LAISSER TOMBER UN DE SES MEMBRES EN DIFFICULTE !

    Koa aoka tsy handainga na hamahan-dalitra ny Malagasy ianareo ireo izay te -handova ny toeran-drajoelina ,te-handova ny fanonganam-panjakana ,IZAY HITA MIFANDRAVANDRA IZANY EO AMIN’NY AMBOLETRA HATAONAREO HO TONGA AN-KOLAFY FAHA DIMY ANAREO….

    HIO SAROTRA IZANY SATRIA TSY ATOA CHISSANO NO MANAPAKA IZANY FA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE.!

    Ho Antsika Rehetra ,dia mba aoka izay ny firesahana izay hanjo an -drajoelina !

    Tsy tokony ahoantsika izay fiainan-drajoelina ! Io jiolahy io no resahina isan’andro !

    Ny fahasahiranana mahazo ny Malagasy toa tsy dia mampiraika Antsika ! Mitrongy aza tsy mahita ho ho hanina ny Malagasy : manao affaires kely etsy sy eroa ,manao marché noir ,mikajy ny loso sy ny vary iray vety..!Miandry..miandy foana !

    Marina fa anjarantsika tsirairay no miezaka mitady vaha olona ! Nefa ,diniho tsatra fa toa ho sarotra ny  » hifidy ,ny hanivana  » izay vondrona ,antoko ,na fikambanan’olona  » azo antoka fa mahafehy ity kirizy ity..! Tsy atsapaka na tondrotondro na fietanaa na hafanam-po no hahavitana izany..!Ilaina izany fa tsy ampy ,tsy hitondra lavitra na lalina ny adi-hevitra ,izay tsy maintsy ho matotra sy mfaonja ary marina sy marim-pototra !.

    Ary ny hataorana azy dia ny fisian’ny « crise de confiance « .TSY MISY FIFAMPITOKISANA INTSONY ! .TSY MISY INOANA INTSONY ! TSY MISY AZO IHANTEHERANA INTSONY ! FA LASAN – KO VAVA TOA NY ARON-TABEBAKA !

    Tsara tokoa ny hoa samy mandray anjara ..tena mafosafo ny  » égo » izany ,tena lalaim-panahy hihevitra ny tena fa olom- –be daholo isika ka…mety hisy fifandonana toa ny hoe : »Fa ianao toa mihevitra anao toa zavatra ,fa izahay angaha heverinao fa tsangan’olona fotsiny eto ! « …

    na ny hoe : »Aza mifampidera tai-by fa samy zanany ny mpanefy ..! »

    Nampidirin’ny frantsay sy namporisiany tao amin’ny Malagasy izay tsikariny sy fantany fa mangidihidy te-handray anjara amin’n fitadiavana vaha olana ka dia nohatroariny ,noderaderaina ,nodokafany..,: » Ah ! Oui Oui vous avez raison ! Pourquoi faire appel aux étrangers !Vous pouvez entre vous (malgacho-malgache )faire mieux que les étrangers et vous savez que serons toujours avec vous ! » .

    Io ny fandrika na jono.Dia iny ilay « trondro gazsy  » dia nitelina : ary hain-drizareo io ary fantany tsara fa tsy hifanaraka ny Malagasy izany samy te-hiseho ho katraka sy zatra nivory ,dia rizareo no mtondra ny adi-hevotra ,sady mody manome teny olona roa na telo efa voajonony ,dia izy koa no hifehy ily hevitra..faray , izay heken’ireto mpivory faly sy miseko fa n » nahatafavoaka baolina ! »

    Izay no tetiky ny frantsay !

    Tsy adala ny frantsay..Tsy izy no handeha hiara-hidinika ao amin’ity fivoriana ity ,fa misy olona novolavolainy sy atorony ny fitondrana ny resaka..no fidian’ireto mpivory efa mahalala ilay tetiky ny frantsay !Toa izany foana anie ny azy ireo : ny padesm sy ny forongony na manampy azy ary ampiasainy !

    Ny ho vokatr’ity fiarahana mitady vaha olana ity dia TSY HISY FANDEFERANA FA SAMY TE HANINDRAHINDRA NY HEVINY..dia manomboka ny fizarazarana..,mihombo ny tsy tsy fitovian-kevitra ary tsy misy olona manana FEO AVO SY HENTITRA ,TSY MISY MANANA TANTARA TEO AMIN’NY FIRENENA FA TENA TREMALAHY HAHAY HIJORO HAMEHY IO FIVORIAN’NY SAKA SY NY TOTOZY ARY NY BIBILAVA…DIA TSY MISAVORIVORY HILANTOANA INTSONY FA TENA MISAVORY HAMPIHENA NY LANJAN’ITY FIVORIANA..DIA INY FA RAVA HO AZY..DIA HIFANENDRIKENDRIKA ,HIFANONDRO FA TENA HADISOANA NY RANONA SY RANONA..!

    IZAY NO TANJONA TADIAVIN’NY FRANTSAY : NY FIZARAZARANTSIKA O AMIN’NY HEVINTSIKA HITONDRANA SY HITANTANANA NY FIRENENA..

    MBA FANTATRAREO NY MAHA SAMY HAFA NY TANTELY SY NY TAKOLAPANENITRA NA DIA MITOVTOVY AKANJO AZA IZY IREO..

    MLisy Tantara marina ity mba entiko Aminareo :

    NY TANTELY SY NY TAKOLAPANENITRA.

    Ny Tantely dia miara-miasa ,mifampizara asa ary tsy mijanona manao ny asa voatondro ataony..

    Ary ny tanjona dia ny fanamboarana TANTELY..

    Tena asa maty paika.., asa hain’ny Tantely tsirairay voatondro ho amin’ny zaran’asa iray.ary asa lovain’ny fara-mandimbiny.!

    Ny Takolapanenitra dia miriorio foana , mizizizizyzzzz foana ,tsy mnan’asa ,masiaka ary manindro marary izay mikasa hifandrina aminy

    ,tsy misy làlana arahina na mifehy azy ireny ,tsy misy asa a voatendry ho an’ny tsitsrairay ,fa samy maka ho azy..

    TSY MBA MAHAVOKATRA TANTELY IZY IREO ARY NY LOZA AMIN’ATAMBO AZA DIA RAHA TAFIITRA AO AN-TRANONA TANTELY IZY IRENY DIA ZANAHANY ILAY TRANO ARY ROAHANY NY TANTELY TOMPON-TRANO..!

    Misy amin’izy ireny no mihambo ho a ahay tantely mamy noho ny tantely namborin »‘ireo tena tantely..!

    Mitandrema fa ny takolapanenitra tsy ahay manao tantely..

    RY MPIARA MITOLONA §

    IO SARY IO NO ENTIKO AMINZREO HAHAZOANTSIKA MIJERY AKAIKY NY TETIKA SY PAIKA ATAON’NY FRANTSAY ATRIZAY: NANOMBOKA TAMIN’NY FANJAKAN-DRANAVALONA VOALOHANY ,IZAY NAMPAMONO IREO MARTIORA ARY NANDRAOKA IREO VAHINY TETO M.KARA !FRANTSAY TELO NO TSY NOROAHINA TAMIN’IZANY DIA i jean Laborde tany MANTASOA ,de l castelle tany TOAMASINA ,sy lambert tao ANTANANARIVIO

    Voaraoka daholo ny vahiny rehtra indrindra ny angilisy ARY IZAY NO ZAVATRA NOKENDREN’NY FRANTSAY..!

    Io fomba sy tetika io no nampiasainy :Malagsy no nampiasaina nitondra « ireolainga na ireo vaovao ratsy ho an’ny mpanjaka !

    Ny martiora dia nonendrikendrena fa « hanongana ny Mpanjaka fa isan’andro izy ireo dia miantsoantso io Manjaka io : »Ho tonga anie ny Fanjakana ! na mihira ny hoe : »Faingana ry Mpanjaka handray ny lovanao..! »ary ny angilisy dia ireo vahiny manampy ireto Malagasy hanongana ny Fanjakana ..Ho tohizako io i,dray andro any..

    Ny fampiasan’ny frantsay ireo Malagasy takolapanenitra misandoka ho Tantely amin’ny Malagasy.Izany dia fomba fampiasany be..Saingy efa fantatry ny Malagasy ilay fika..

    Fa amin’ity fivoriana natsangana hamaha ny olana dia be tokoa ny takolapanenitra izay tena milaza azy ireo ho tena Tantely ,mahay mamokatra tantely…

    Mitady làlana idirana ao amin’ny conférence mikararakara ny fampiarana ny accords de MAPUTO izy ireo ,ary ny frantsay dia te -hiditra ao toa ny takolapananitra mandrobany tranotantely..!

    Dia io loza io o handavana ny fisian’ireto antoko kely mivondrona taritin’ny frantsay..

    ABEILLES ET FRELONS…

    LES FRELONS NE POURRONS JAMAIS FABRIQUER DU MIE MALGRE LEUR RESEMBLANCE PHYSIQUE..AVEC LES ABEILLES ! ..!

    A MADAGASCAR ,EN CE MOMENT ,EXIITENT DES OPPORTUNISTES QUI NOUS FONT CROIRE QU’ILS PUISSENT ENTRE EUX STOPPER LA CRISE..!

    COMME LES FRELONS ILS SE PRENNENT POUR DES ABEILLES ET ESSAIENT DE NOUS TROMPER ET ESSAIENT DE BROUILLER LES CARTES !ET CES GENS SERVENT DE CHEVAL DE TROIE POUR LES FRANCAIS ,QUI VONT PLACER S LEURS HOMMES AU SEIN DES MOUVEMENTS ISSUS DU RECRUTEMENT DES PERSONNES QUI ONT POUR MISSION DE DETRICOTER LES ACCORDS DE MAPUTO

    VOILA LE GRAND EXEMPLE DE L’IMPOSTURE.., DE DESTABILISATION , DE L’AFFABULATION ,DE L’ESCROQUERIE EN POLTIQUE !

    RAHA JERENA TSARA ARY RAHA DINIHANA TSIRAIRAY IRETO OLONA MISEHOSEHO SY MAIKA SY PORITRA HITANTANA IZANY FIVORIANA IZANY DIA HISY ADY EO AMIN’NY FANENDRENA IZAY HITARIKA SY HO FILOHAN’IZANY FIVORIANA IZANY !

    !

    TSARA NY MILAZA IZANY SEHO-JAVATRA IZANY ARY FOMBANTSIKA MALAGASY NY MANDAHA NY FAMETRAPETRAHANA OLONA EO AMIN’NY TOERANA MILA FAHENDRENA MANANA SAINA KINGA SY MATSILO ,TSY SAROTRA FINGANINA !

    MARINA TOKOA FA MAIKA NY VAHA OLANA NOHO NY FAHASAHIRANAN’NY MALAGASY..!

    IZAHO ANEFA MANIZINGIZINA FA IREO OLONA NANOSIKA NY MALAGASY  » HANDRAY AN-TANANA  » ITY KIRIZY NY SAMY MALAGASY..DIA MBOLA TSY VONONA HO AMIN’IZANY LAVITR’EZAKA NY LALANA MANKANY AMIN’NY ACCORDS-N’NY MAPUTO HO AZY IREO

    ARY EFA MISY ANIE IO  » TETIKA SAMY MALAGASY IO NO MISAHANA NY VAHA OLANA ,DIA IREO FILOHA-PIRENENA NOFINIDIN’NY MALAGASY E ! SA TSY MALAGASY IZY IREO ?

    TANY AM-BOHALOANA ,NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE DIA NILAZA IZAO :

    : » IZAHAY SOLONTENAN ‘NY CI ,DIA MITONDRAN’NNY FANAMPIANA ARA-TECHNIQUE SY ARA-BOLA ,FA IANAREO MALAGY IREO NO TOMPON’NY ADI-HEVITRA SY NY FANAPAHANA FARANY! »

    Malagasy EFATRA no tao anatin’ity conférence mikarakara ny vaha olana ity.Amiko dia hadisoana lehibe ny nampiditra an-drajoelina tao anatin’io conférence io no izao antony izao

    -ny fanonganam-panjakana ve dia tokony no nomena « voninahitra  » ndia no hevherina ho toa ny olona manana laharan ‘ny mpitondra firenena i rajoelina ,nefa ny fitondrany tsy eken’izao Tontolo izao

    - io  » laharana  » nomena an-drajoelina io dia niteraka tao aminy sy tao amin’ireo mpanohaa azy fiheverana fa manan-jo izy hitaky ireo « prérogatives  » maha-filoha amitovy tantana azy amin’iretsy filoha tlo lahy nofidian’ny Vahoaka !

    TSY MISY AFATSY LALANA IRAY IHANY NO HAMAHANTSIKA ITY KIRIZY ITY DIA NY FAMETRAHANA HAINGANA NY TETEZAMITA IARAHANA SY TSY MANAVAKA..

    ARY NA INONA HEVITRA HAFA AROSO MANOLO IO ACCORDS DE MAPUTO IO DIA TSY MAINTSY HAJAINA NY FAHENDREM-PANAHY MIFEHY IO ACCORDS IO..

    « NOUS DEVONS TOUJOURS RESPECTER LA LETTRE ET SURTOUT L’ESPRIT DES ACCORDS DE MAPUTO ! REFLECHISSONS BIEN ,SI CES ACCORDS DE MAPUTO N(EXISTAIENT PAS , NOUS AURIONS PERDU NOS DROITS D’ETRE MALGACHES , DE MEME NOTRE SOUVERAINETE ! NOUS AURIONS PRATIQUEMENT ETE RECOLONISES..!

    L’ABSENCE OU LA VACANCE DU POUVOIR CONSTITUTIONNEL ,RECONNU PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE CONSTITUE ,SIGNIFIE PRATIQUEMENT LA PERTE DE NOTRE SOUVERAINETE ,CAR NOUS N’AVONS AUCUNE PRISE SUR LE BON PLAISIR DE CEUX QUI ONT USURPE LE POUVOIR PAR LE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 .

    DE NOMBREUSES TENTATIVES DE DETRICOTAGE DE CES ACCORDS ONT EU LIEU ET CONTINUENT D’AVOIR LIEU….ET CES NOMBREUX GROUPUSCULES POLITIQUES ,SANS PROGRAMME ,SANS MANDAT ELECTIF SONT LES AGENTS VISIBLES UTILISES PAR LA FRANCE POUR CONTOURNER LES ACCORDS DE MAPUTO !

    STOPPER LA CRISE PEUT SE FAIRE IMMEDIATEMENT ,MAIS APRES ,AVEC QUI ,COMMENT ORGANISER LE PAYS SANS LA CHARTE DE MAPUTO ,C’EST-A-DIRE SOUS LA SURVEILLANCE DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE !

    CEUX QUI CHERCHENT A TOUT PRIX A CONTOURNER LES , A ‘ECHAPPER AUX EXIGENCES POLITIQUES ,SOCIO-ECONOMIQUES (APPLICATION DU MAP ) DE MAPUTO SONT CEUX QUI EPOUSENT LA FEUILLE DE ROUTE DES FRANCAIS DONT LE BUT A ETE DE DETRICOTER CES ACCORDS QUI REPRESENTENT LE REMPART DE PROTECTION DE LA SOUVERAINETE ET DES INERETS DES MALGACHES !

    JE DENONCE ET JE CONDAMNE TOUTES CES VOLONTES AVENTURIERES QUI CHERCHENT D’AUTRES VOIES POUR DEBLOQUER LA CRISE ALORS QU’ELLES SAVENT PERTINEMMENT QUE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE NE PEUT ACCEPTER CES SOLUTIONS PARCE QU’ELLES SONT PRESENTEES PAR DES PERSONNES NON REPRESETATIVES DES MALGACHES..!

    NE COMPLIQUEZ PAS CE QUI EST SIMPLE !

    QUE DEMANDE LE PEUPLE ?

    LE RETOUR A L’ETAT DE DROIT !!!

    ET COMMENT ?

    PAR L’APPLICATION PURE ET SIMPLE DES ACCORDS DE MAPUTO SINGES LE 09 AOUT 2009 !
    ALORS MEFIONS -NOUS DES FRELONS !
    SEULES LES ABEILLES SAVENT PRODUIRE DU MIEL !

    NE NOUS NOUS TROMPONS PAS … PAR LA RESSEMBLANCE DE LEURS ROBES !

  • Verihevitra dit :

    Dr Celestin
    Vos idées sont géniales mais indro kely hoy ny mpandrafitra : trop long à lire pour des gens déjà fatigués par cette crise qui perdure.
    Un résumé englobant tout serait plus apprécié et mieux compris par tous.
    Meerci

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Verihevitra ,

    J’écris pour des gens sensés et soucieux de l’avenir du Pays et des Malgaches..
    Vous êtes leale) nième lecteur (lectrice qui se plaint.. de cette sorte..! »C’est trop long ,c’est gnan ! »
    Nous n avons pas la même conception d’informer ,de s’xprimer ou d’exprimer nos idées..!
    J’informe .,oui j’informe et je n’ai que cette façon pour bien informer..et je suis dit que maintenant j’informe..!
    Je ne tiens pas compte des étatsd’âme ,des états de fatigue ou ‘euphorie..!
    Oh ! la ,la ,la ! Le temps c’est e l’argent et je ne suis pas là pour satisfaire vos caprices !
    Et j’exprime mes idées pour que des lecteurs ou lectrices (deux ou trois ) puissent apprendre des anecdotes réels ,et comprendre les faits ,les relations entre les faits..!
    Je pense qu’i l y a de gens qui s’intéressent à cette forme d’information..C’est presque un édito d’un journal.., à mon niveau.
    Si j’écrivais dans un journal ,vous n’auriez pas fait cette remarque..!
    Cela ne se fait pas en deux lignes…!
    Vous qu donnez des leçons ,essayez ! Et Nous verrons le résultat ….!

  • Manoela dit :

    R Celestin
    Merci pour la redaction

    amiko io anefa toa resaka theorie .

    Isika anie izao en situation de Guerre , manana ennemi na bibidia tokony halavo aloha

    Ny zava-misy anie, misary adala i andry sy ny FAt fa mbola te ho ela fanapahana sy fihinana, ary ny tarigetra dia hoe miziriziry eto isika izay iray vizany ,vao misy intervention ny firenen-kafa dia lazaina fa raharaha-tokantranonay gasy tsy hidiranareo.
    Atao izay mampihemotra ny election, tsy henoina izay firene-kafa manome soson-kevitra fa misary adalbe eo izy mianakavy
    Ka ny zavatra tokony hatao, handresena ireo mpiziriziry ,mba ts hisian´io fiziriziriana io intsony, fa izay mahazo valin-teny avy any aminy dia lasa miemotra dia mihitatra eny ihany ny fotoana.
    ahodikodina eny foana ny resaka.
    Nefa aza hadino fa ny vahoaka efa maty noana, anie efa tsy ahandry izany intsony .
    amiko dia tena voafitaka daholo ireo nanao sonia tany pretoria ,sonia fanekena fa izy no filoha ( Filou) .
    Ireo mpanao sonia olomarina sy intelligent dia nihevitra fa izay nosoniavina rehetra izany no hifanarahaina.

    Ny lala sy Noro ,Bado anefa @ maha DJ azy mandray an-tendrony fa izay ihany no takany dia
    manitsa-tay mihevotra fa hoe Filou izy ka tsy mila fihaonana @ hafa intsony.

    Ny tiako ho lazaina hoe raha mbola avela manara-po @ valy boraingina sy fiziriziriana ireo aliakamty Andry sy FAT ireo, dia mbola ho ela ny solution @ Krizy.

    Hatreo aloha ny adversaire ho lavo sur terrain, izay vao mampihatra ny theorie ianareo,

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Manoela ,
    Tsy fantatro na tena mana

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    ILAINA NY MAMPATSIANHY ANTSIKA LALANDAVA NY MAHA-ZANAKY NY VAHOAKA ANTSIKA ,NY HATSAPANTSIKA FA TANTELY ISIKA !

    Manoratra eto ny maro..Samy manoratra ny zava-miseho eto amin’ny Firenena araka ny fahitany izany ,araka ny fikaitran’izany amin’ny fiananany ..
    Ny hoe « théorique  » sy pratique  » dia fijerin’ny olona mpamaky fotsiny ,tsy mba milaza ny zava-misy na mandroso hevitra mba haha-maivana ny fahasahiranana..manakenda ny Vahoaka..!
    Misy mantsy eo anolohan’ny fahasahiranana fomba entina manavaina izany dia
    -alaina ao amin’ny fihavanana ( trano atsimo sy avaratra ,izay tsy lena ialofana ),ao amin ‘ny fifanampiana( valala iray ifanapahana ,) amin’ny fiombonana , fampiraisana ny hery
    (ohatra ,fokontany roa na telo no miaraka miaro ny filaminana..)…
    -tsohahina min’ny fifanolozan-kevitra eo amin’ny mpiara-monina ,izay amin’ny teny ifam-pierana , manao fepetra eo amin’ny vidin-javatra , eo amin’ny saran’ny fitanterana..!
    Izany hevitra izany sy tahak’izany dia hampiteraka firaisan-kina sy fandraisana andrikitra eo amin’izao fotoana izano

    Iza moa r’i Manoela ,fa tsy ao anaty srotra ny fitondrana ny Firenena sy ny fitantannana ny Fanjakana..
    Eo an-tanan’olona izay manao ramatahora izany..!
    Ary na inona lazain’ny miaramila ,na inona ataony ankehitriny DIA IO FOLOALINDAHY IO NO MANAMPY IO SARISARI-PITONDRANA IO ARY MATOA NY VAHOAKA ,IZAY SADY NOANA NO TEZITRA ,NO TSY MIHETSIKA DIA NOHO NY FOLOALONDAHY IZAY TSY FANTATRA ,TSY MAZAVA NY  » POSITION-NY  »

    RAHA TENA MANAJA NY FANEKENY NATAON’IZY IREO TEO AMIN’NY FIRENENA 6AMIN’IZY IREO NIVOKA NY FIANARANA HO MIARAMILA DIA TOKONY HAVAOZIN’IZY IREO IZANY FANAKENA IZANY EO A IMASON’NY VAHOAKA !

    Be ny te-deraina fa tsy kabary intsny no ilaina fa ny famadiam-bainga !
    Iza moa no manakana azy ireny tsy manao izany ,tsy manomboka ,tsy mampisehon’ny Rehetra « izany tokony hatao izany  »

    Tsy adala na tery saina ny Malgsy na faly sy mibitaka amin’izao fahasahiranana iao ,koa tsy hiraika miara mitady ny  » fomba entina hamadihana bainga !
    Misy ny ezaka ho amin’izany , fa tsy mitabataba izy ireny..!
    Ny an’ireo manao tanana am-paosy sy miseho ho be saina dia ny hain’izy ireny dia ny mitsikera ny soratra sy ny filazan’ny sasany..!
    Tsy misy manome lesona eto -afa tsy ireo mpitsikera ireo – ny resaka entina eto dia fanazavana ny seoh-javatra , ny fanadiadiana ny fihetsili ‘ireo olona miezaka araka ny heviny ny fomba hivohana amin’izao kirizy izao..!
    Ny tsipihiko eto amin’ny alalan’ny soratra dia NY FAMPITSAHIVANA FA NY VAHOAKA NO TOMPON’NY LAKA ARY NY VAHOAKA NO LOHARANON’NY FAHEFANA AMIN’NY FIRENENA DEMOCRATIQUE !
    Koa izay resaka ,teny ,volana , fanambarana ,tetika ,antso avo tsy manaja ny Vahoaka dia tsy ekena !

    IZANY FANAJANA NY VAHOAKA IZANY DIA MANOMBOKA AMIN’NY FANDALANA FA IZY VAHOAKA NO TOMPON’NY LAKA SATRIA AVY AMIN’NY FAHEFANA HAHAZONA MITONDRA NY FIRENENA SY NY FITANTANANA NY FANJAKANA !

    NY TANTELY IHANY ,HOY AHO , MAHAY MANAO TANTELY..

    SARY VELONA ENTIKO ILAZANA IZANY FA NY MALAGASY IZAY NOTAIZANA TAMIN’NY FANAJANA NY FIARAH-MONINA (trano tantely)sy ny TAMIN’NY FANAJANA NY TENY NIFAMPIERANA IZAY FOTOTRY NY FIARAHA-MONINA (fanajana ny Lalam-panorenana ) NO ANY MALAGASY ZANAKY NY VAHOAKA ARY MHALALA NY ADIDY SY ANDRAIKITRA REHEFA TOJON’NY SAROTRA TOA IZAO NY FIRENENA..!

    IZAY NO FOTOTRY NY SORATRA MARO AROSOKO ETO !

    NY FAMPAHATSIAROVANA IZANY DIA ILAINA ARY ISIKA REHETRA NO MIFAMPIANATRA AN’IZANY.!
    IO NO « FANAHY  » MAMPITAMBATRA ,MANAMBATRA SY MAMPIRAY ANTSIKA MALAGASY..!
    FIRENENA IRAY OMBONAN ‘NY MALAGASY TSY MIALONJAFY I MADAGASIKARA : TRANONTANTELY LEHIBE !

  • Verihevitra dit :

    Actions SVP
    Taraiky loatra
    15 ans de kabary, pour quel résultat ? Nous sommes toujours à la case départ

  • GBD dit :

    Verihevitra
    ceci est un forum.
    Site d’action verbale par définition.
    Mais ,
    bien sûr le VERBE n’est qu’informatif ou incitatif.
    Il incombe à chacun de nous d’AGIR directement , dans notre entourage , dans nos interventions ou protestations , dans notre vie au quotidien.
    Tu sais , ne serait ce qu’opposer une tête de prison à CHAQUE touriste Français suffirait à le dégouter de venir à Madagascar.
    Vont ils passer des vacances en Algérie :
    ho que nenni !
    Le tourisme c’est bien , quand on a rien comme la Tunisie.
    Madagascar avec son potentiel PEUT PRETENDRE A MILLE FOIS MIEUX
    PRETENDRE A ETRE UN PAYS EMERGENT , comme le Maroc ou l’Afrique du Sud ,
    il n’y a pas que les 4 grands émergents(Chine, Bresil, Russie, Inde )
    Pourqoi MEGOTER avec des nullards de DJ et compagnie ?
    Conclusion :
    La résistance fonctionne en RESEAU , mais pour que vive un réseau il faut une motivation , nous l’avons et un leader charismatique , tu dois savoir……….

  • Verihevitra dit :

    GBD
    (15 mois de kabary) désolé !
    Je parlais du coup d’état bien entendu, de la sortie de crise, d’une action concrète et non pas des kabary lavareny comme font certains ici (vous n’êtes pas concerné) car nous, légalistes, avons besoins des gens comme vous pour agir avec intelligence. La théorie appartient à EINSTEIN ce que l’auteur de l’article doit savoir.

  • GBD dit :

    Verihevitra
    marina fa mandreraka ny tapodimiverina lava…
    Aleo mikaroka lalandava, raha tsy izany dia lasa manao »sur place »…
    il faut aussi prospecter sur d’autres sites : il y a de la HAT à casser!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Qu’attend-il ce verihevitra pour prendre la tête d’une action  » concrète  » ,combattant ces usurpateurs.!
    Sur c forum ,comme a écrit GBD ,Nous pouvons que parler et que peut-être nos propos parviennent à « inciter  » certains esprits pratiques  » qui vont prendre les angady ,les fourches ,les famaky ,les antsibe pour attaquer ces voleurs ,avec verihevitra en tête !

    Merci et bon courage !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    RY MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA ! MIJOROA ,MISIKINA ,MIHAMBENA ,MAHASAHIA !

    AROVY NY FIANAM-PIRENENA , ARONY NY FIRENENA !

    Marina fa be resaka Isika ,satria tsy manaiky na tsy maharaka ny tolona atao manohitra ny heri-panjanahana ,izay tsy mihafina intsony..!
    Ny Firaisam-pirenena no miaro Antsika ary manery ny heri-panjanahana hampijanona ny asa ratsiny izay mampitarazoka ny fanantaterahana ny fametrahana ny Tetezamita naroson’ny accords de MAPUTO..!
    ANKEHITRINY ,dia firy moa ireo vondrona ,fikambanana ,antoko aolitika tsy fantatra akory ny fisiany izay manao fivoriana mitaky hono ny fitadiavana vaha olana atao ny samy Malagasy !
    Fa ireo lehiben’ny ankolafy telo lahy ‘ (zafy ,ratsiraka ,ravalomanana marc ) ve tsy Malagasy ?

    Ary ny Vahoaka ve no nanondro ireo vondrona ,fikambanana ,antoko paolitika hanao izany fitadiavana vaha olana ?

    Raha mihevitra izy ireo fa tena mitaraiky ny vaha olana ,dia izaho milaza amin’izy ireo fa rizareo dia tao ny foza maro ao anaty arona ,tsy hahavita na inona na inona ary vao maika aza hampitaraika be ny fitadiavana vaha olana !
     »
    Ce ne seront que des grandes messes qui n’accouheront ^me pas d’une souris !eeurs pour ces faiseurs de grandes messes :
    -1. ILS ONT PEUR DE NE PAS POUVOIR PARTICIPER A VIE POLITIQUE DU PAYS

    « Les accords de MAPUTO présentent ltoutes les garanties à chaque Malgache toutes les libertés de participer aux élections !

    -2. ILS ONT LE COMPLEXE , LA PEUR D’ ETRE MARGINALISE , DE NE PAS ETRE VISIBLES..!

    Le Pays ,une fois , pacifié ,permetttra à Nous Tous de jouer des rôles socio-économo-politiques à notre niveau respectif..!

    Et seuls les Accords de MAPUTO NOUS DONNENT CES GARANTIES DE LIBRE PARTICIPATION A LA VIE DE NOTRE PAYS ET SEULS CES ACCORDS NOUS PROTEGENT ,PAR L’INTERMEDIAIRE ET L’INTRANSIGEANCE DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE CONTRE LES AGISSEMENTS DE CEUX QUI VEULENT METTRE
    LA MAIN SUR LA DIRECTION DE NOTRE (comme actuellement )ET FAIRE MAIN BASSE SUR NOS BIENS ET RICHESSES (bois de rose ,or et autres produits de nos mines ..)!
    ALORS REFLECHISSONS BIEN ..PRENONS LE TEMPS DE REFLECHIR !

    Vaha olana ! Vaha olana ! Mitady vaha olana retsy ! Mitady vaha olana iroa !Nankaiza ,lasa aiza ‘ty vaha olana ? Toa araka ny itadiavana azy no tsy ahitana azy…? Sao mba diso làlana aza ny mpitady ? Sao mba diso teika ? Sao diso kajy ?

    Toa mitambolona ilay izy ..!

    Mihaona atsy ,mivory rroa , manatsatso iretsy , manisy sira iretsy vry tsirony..!

    SAO MBA ILAY OLANA NO TSY HAY TSARA ,TSY VOAFEHY TSARA NY TENA OLANA ?

    Ho an’ny VAHOAKA MALAGASY DIA NY VOKA -DRATSY NATERAK IN’NY OLANA NO …OLANA IZAY MITERAKA FAHASAHIRANANA SS FITAINTAINANANA ARY KORONTANA O AMIN’NY FIAINANA (TSY MISY ASA ,TSY MISY VOLA ,TSY MISY O HANINA ,TY MISY VOLA HANDOAVANA HOFA – TRANO ,ECOLAGES..SY NY SISA SY NY SISA..)

    KOA ONONA MARINA ITY OLANA ARY ?

    NY OLANA DIA NY TY FISIAN ‘NY FAHEFANA(VELONA (REALITE DU POUVOIR ),NY TSY FISIAN’NY LALANA VELONA (REALITE DE LA LOI ) FA AMBOLETRA SY NY SITRAPON’OLOM-BITSY MIANKINA AMIN’NY MIARAMILAN’NY FOLOALINDAHY NO MISETRASETRA SY MANAO DIDI-KO FE LEHIBE ! NY FRANTSAY KOA INDRINDRA FA IREOMONINA AO MADAGASKARA MIAMPY NY KARANA DIA ANISAN’NY HERY MANOHANA IREO OLOM-BITSY MANAO AMBOLETRA

    IO NY OLANA…!

    INONA ARY HATAO HAMAHANA IO OLANA IO ?

    EFA ERIN-TAONA LATSAKA ERIN’ANDRO IZAO NO MISY NY FIFANARAHANA NOSONIAVIN ‘IREO FILOHA-PIRENENA MALAGASY NOFINIDIN’NY MALAGASY MIAMPY ILAY LEHIBEN’NY MPANONGA-PANJAKANA TAMIN’NY 17 MARS 2009 ,IZAY NITERAKA ITY OLANA ITY..

    IO FIFANARAHANA IO DIA NEKENA SY NANKASITRAHAN’NY FIRAISAM-PIRENENA ERAN’IZAO TONTOLO IZAO (COMMUNAUTE INTERNATIONALE ) IZAY NANAIKY HO TOMPON’ANTOK’IZANY FIFANARAHANA IZANY ARY DIA NANASONIA IO FIFANARAHANA IO RIZAREO..

    HO TSIPIHIKO FA MANANA TAREHINA FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA IZY IO IZANY (TAITE INTERNATIONAL ) IZAY MANANKERY EO AMBONIN’NY LALAM-PIRENENA..RY IO FIFANARAHANA IO DIA MAMETRAKA FEPETRA ATAO HOE CHARTE DE MAPUTO ,IZAY MISOLO NY LALAM-PANORENANA MANDRAHAVITAN’NY FIFIDIANANA NY FILOHA-PIRENENA HATAON’NY MALAGASY REHETRA (ELECTION AU SUFFRAGE UNIVERSEL )!

    IREO MANONOFY ATOANDRO , IREO MIKATSAKA NY HANDROVITRA NY FIFANARAHANA TANY MAPUTO , IZAY MANIZINGIZINA FA TSY ILAINA NY FIRAISAM-PIRENENA HISAHANA NY VAHA OLANA DIA IREO NO MIHON-KEVITRA SY TETIKA AMIN’NY FRANTSAY ,NA MIVANTANA IZANY NA ANKOLAKA ,SATRIA TSY TAKOTRA BE NY ANY AHOANA NY FOMBA HANOHERIN’IZY IREO NY FIKAN ‘ NY FRANTSAY !

    KOA IZANY NO HILANTSIKA MIFIKITRA AMI’NY ACCORDS DE MAPUTO ,IZAY ANKASITRAHAN ‘ NY FIRAISAM-PIRENENA ,IZANY NO ANY FAHEFANA MANANA HERY HIARO ANTSIKA AMIN’NY EZAKY TSY MIAFINA HANJANAHANANTSIKA !

    1.-NA MANDA IZANY FIHOMBONAN-KEVITRA AMIN’NY FRANTSAY IZANY AZA IRETO MILAZA FA HETSIKA MALAGASY – MALAGASY DIA MAHARAVONA IZAO KIRIZY IZAO , TSY TAKATR’IZY IREO NY HALEHIBEN’NY NY VOKATRY EO AMIN ‘ NY HO AVINTSIKA NY FIALAN’N'NY FIRAISAM-PIRENENA TSY HISAHAN4NY FANANTANTERAHANA NY FIFANARAHANA NOSONIAVINA TANY MAPUTO !

    IZANY HEVITRA MALAGASY – MALAGASY IZANY DIA TSY HEVITRY NY MARO AN ‘ISA ,TSY MISY FANAJANA NY VAHOAKA ,TOMPON’NY FAHEFANA ARY ANY MASI -MANDIDY EO AMIN’NY TANY SY NY FANJAKANA (SATRIA IO VAHOAKA IO NO HAJAIN’NY FIRAISAM-PIRENENA SATRIA IZY NO NIFIDY IREO FILOHA-PIRENENA TELO IREO )…

    NY ARA-DALANA ,NY RARINY SY NY HITSINY ,ARY NY DEMOCRATIE NO FENITRA SY FILAMATRA ARY TANJONA HITSANGANAN ‘ NY FIRAISAM-PIRENENA..

    2.-NA MODY ADALA IRETO OLONA IRETO FA TENA MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMIN’NY FRANTSAY IZY IREO !

    Na iretsy voalohany na ireto faharoa dia mahatakatra tsara ny vokatry ny tsy fandraisan’ny Firaisam-pirenena abdraikitra intsony momba ity kiriuzy eto Madagasikara ity!

    ARY RAHA ZOHINA TSARA SY DINIHINA LALINA NY FANDAVANA NY FAMPIARANA NY « ACCORDS DE MAPUTO  » DIA TOA PAIKA EFA TAPAKA..IRETO

    -OLONA NANOHITRA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NANDRITRY IZAY VALO TAONA NITONDRAN’NY FIRENENA IZAY

    -SY IREO OLONA NIOKO NAMONO AZY TAMIN’NY 17-18 NOVEMBRE 2006

    -SY IREO MPIKAMBANA TAO AMI ‘ NY TIM (JEMISON ,SYLLA ,ZAZAH..,ZOARIMIHAJA..

    -SY NY FRANTSAY SY NY KARANA..!

    -ARY NY ANDIANA MIARAMILA !

    SATRIA NAHOANA ?

    -VOLABE I MADAGASIKARA ARY NASEHON’NY FITONDRANA RAVALOMANANA MARC TAMIN’NY ALALAN’IREO FIFANARAHANA MOMBA NY FITRANDRAHANA IREO HAREM-BE IREO IZANY MBA HAHALALAN’NY MALAGASY NY FANANY SY NY HERY ATERAK ‘ IZANY ,!

    -IZANY HARENA IZANY DIA HITERA-BLA HOY AHO DIA BE EO AMIN’IREO JAMBAN’IZANY ARY TSY MIHEVITRA NA IRAY MINITRA MONJA AZA NY TOMBONTSOA-PIRENENA SY NY,NY FANANAN’NY MALAGASY

    RAHA TAFAVERINA SOA AMAN-TSARA NETO AN-TANINDRAZANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA TSY MISY MANDA NY FANDRESENY AMIN’NY FIFIDIANANA HO FILOHA-PIRENENA ,DIA HO BIS REPETITA -DIA HIVERINA NY COUP D’ETAT NA NY FAMONOANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..!

    ARY FANTATRY NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE IZANY EVENTUALITE IZANY !

    ARY IZANY NO ANTONY MAMPIHISATRA NY VAHA OLANA !

    SATRIA TENA MANDINIKA AMIN’NY AN-TSIPIRIANY NY FANDEHAN6JAVATRA NY FIRAISAM – PIRENENA MBA TSY HISY ADINO NO LATSAKA IUREO.

    HEVITRO IZANY ARY MISY KOA NO MIHEVITRA TOA IZANY…

    NY AHY DIA NALEOKO NOLAZAINA MBA HIHERITRERITRAISIKA ,MBA TSY HANDRAY IZANY AN-TENDRONY KA MBA HIVONONA AMIN’IZAY METY HO FISEHOAN-JAVATRA..!

    IZAHO DIA MINO FA TSY HIALA AMINTSIKA NY FIRAISAM-PIRENENA ARY MANAMPY SY HANAMPY ANTSIKA MALAGASY IZY IREO HAMERANANA NY REPUBLIQUE SY NY DEMOCRATIE AO MADAGASIKARA MBA HANDROSOANA SY HIHAINAN’ NY MALAGASY AM-PILAMINANA !

    IZAHO MINO NY HERIN’ANDRIAMANITRA

    IZAHO MINO NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA NY MALAGASY SY NY FILOHA RAVALOMANA MARC MIANAKAVY .!

    ANDRIAMANITRA HIVIMBINA SY HIARO ANTSIKA LALANDAVA !

    IREO OLONA MANDA NY FAMPIARANA NY TETEZAMITA TSY MANAVAKA SY IARAHANA IZAY DIDIAN’NY ACCORDS DE MAPUTO DIA TSY TIAN’NY FIRENENA ARY TENA MIVAROTRA NY TANINDRAZANA ARA – BAKITENY !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.