Mahavariana fa misy tompon’andraikitra ao amin’ny FAT dia sahy milaza sy mitonona ny hoe : « vahoaka Malagasy », « misandoka ny anaran’ny vahoaka » mihitsy izany.
Iza tamin’ny vahoaka 20 tapitsisa monina eto Madagasikara no resahan’i Hajo Andrianainarivelo eto ? iza no nifidy an’i Hajo Andrianainarivelo ka hisolo vava ny vahoaka?

Araho ity horonan-tsary ity.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Velezo ny vy dieny mafana !
  2. Vidéo tirs à balles réelles

19 Comments

  • Faucon de Dago dit :

    Ny an’ireo FAT ireo ange dia ny fanjakan’ny baroa no heveriny fa demokrasia. Ny President Ravalomanana raha nanosik’hevitra ny hanaovana référendum tamin’ireny fotoana tena namaivay ireny, dia tsy neken’ny mpanao fanjakan’ny baroa, satria fantany fa
    tsy ho tafita izy. Ary matoa miembotra lava ankehitriny ny datim-pifidianana ary tsy fantatra marina hoe rahoviana, dia mazava ho azy fa fanjakan’ny baroa izay efa natsangany no tiany hipetraka eto amin’ity firenena ity.
    Io rangahy izay miteny hoe « vahoaka » eo ambony io, dia miteny amin’ny rindrina, izany hoe ireny olona adala miteny irery ireny.

  • Bemafohy dit :

    Ohatran’izao ny loham-poza.Mirediredy ary tsy mahafantatra izay teneniny.Dia hanantena io hoe hijanona ela eo.Olona omena andraikitra ohatran’izao dia tsy mahalala izany hoe:demokrasia,lanim-bahoaka.Asa izao ohatrinona no vola omena ho karaman’izao?mandany volam-panjakana fotsiny.

  • vahoaka dit :

    ZAHAY ALOU TSY NIFIDY AN-DRAVALOMANANA E! HALA-BATO SY TERIVAIMANTA NO NANAOVANA ANAY VAHOAKA! NOVAINA NY SAFIDINAY FA TSY RAVALOMANANA MIHITSY NO LANY TETO! EFA ZATRA NANAO BODONGERONA FANANAN’OLONA SY FANANAN’NY MALAGASY DIA MILAZA HO VOAFIDIM6BAHOAKA! IZAHAY VAHOAKA TSY NIFIDY RAVALOMANANA! TSY LANY TAMIN’NY 50% ET PLUS ZANY INY FA NANGALA-BATO! NOTSARAINAY VAHOAKA KA LASA NANDOSITRA! RAHA TENA NANAO NY MARINA MANINONA NO NANDOSITRA! ZANY NY AINA KA TE HANAO!

  • vahoaka-koa dit :

    Io indray ilay mpisandoka ity, ovao ny anaranao, fa ny vahoaka nifidy an-dRavalomanana. Angaha nisy nanohitra izany fifidianan izany taorian’ny famoahana ny valiny , na nisy nitory hoe nisy tsy nety.
    Ny fitsaran’ny vahoaka dia ny fifidianana ihany, ny fanonganam-panjakana nataon-dRajoelina sy ny miaramila sasantsasany no nisy teto ary ny safidin’ny Malagasy no nohitsakitsahiny.
    Mpisandoka toa an’ity Hajo ity ity miseho ho vahoaka ity

  • denise dit :

    Izahay malagasy mitoetra eto Gasikara dia mankato io tenin’i Hajo io! Isaorana izy fa tena voasolo tena tokoa izahay malagasy tsy vaky volo! Izy kosa aloha tsy nisolo vava ny GTT izay sady tsy mitoetra eto Gasikara no tsy mahay teny gasy akory ny zanany e (ny zanaky ny GTT io an!)!

  • GBD dit :

    Denise/Nadia
    ne joue pas l’usurpatrice : tu vis en France , délirant pour chercher des recettes malgaches n il y a quelques mois…
    MISOLOKY, MPANDAINGA

  • ELAS dit :

    Mba amboary ilay fitenenana ry alou tsy misy « u » ny teny malagasy sady raha tsy nifidy an-DRAVALOMANANA ianareo izahay mianakavy nifidy azy ka tsy misy dikany ilay lahatsoratra.
    Iza io hajo io ary ; miteniteny foana fa izay no hikaramana azy ka moa va tsy izay no maha-BOLANGINA azy io, asaina miteny dia HOMANA.
    raha resa-bola sy jugements personnels fotsiny koa anie ity fiainana dia makaiza e !
    Rahoviana no mba ho tonga saina ?????

  • denise dit :

    Rajoelina: OK
    Ravalo: KO (efa resy izy e!)

  • Babyfoot dit :

    Rajoelina : KO (voarôka i Joyandet)

  • Babyfoot dit :

    Bemafotsy a !

    Mandrovotsihy ny Foza fa aza gaga sé
    Sarko efa tsy fantatra intsony ny tarehiny, ny refome ny retraite sisa andrasana dia izay no vita ny aminy sy ny Foza rehetra.

  • zora dit :

    I nadia- christelle- sy ry sadic , olona 2 no nifidy azy, eraka MAdagasikara

  • GBD dit :

    cooptation, fati-drâ…

  • popop dit :

    Manaraka matetika an’i Mydago ny tenako fa hitako fa miha-very objectivité isika eto.

    Asa hoe iza no responsable édition ao aminareo fa jereo kely. Omeo ny tsirairay ny information rehetra hahafahany mandanjalanja fa aza milatsaka manenjika olona fotsiny ihany.

    Jereo izay fomba hanosehana an’i Ravalomanana raha izay no tanjontsika fa tsy faly hanenjika ny hafa fotsiny ihany. Lasa « fanatisme » sy « politique de bas niveau » ilay izy ka tsy mety. Efa hitovy amin’ny ataon’i Jeannot Madagate. Ary efa maro izahay namana no maha-tsikaritra an’io.

    Mba raison ihany ilay critique raha mety e!!

  • Babyfoot dit :

    Oadray ry Nadia « voasolotena ny malagasy tsy vaky volo » ????????????? Mampanahelo sé !

  • tina dit :

    ra sahala @popop ny fisainan zanaky dada rehetra ho tafaverina haingana i dada.

  • akamasoa dit :

    popop: objectivité inona moa ity lazainao? Io tsy mba mahay mandrangitra amin’ny communication io no efa nahavoa anareo milaza ho legalistes. Manantena lava fa hoe manao jeux madio ny adversaire. Tsy misy jeux madio sy fairplay izany intsony izao fa efa lalao maloto sy ady an-kafetsena no ataon’ny fat-nalika. Na ny tsaho aelin’ny fat-n’alika aza tsy hain’ny legalistes ny mamaly azy. Nanao sonia i domelina kanefa tsy nohajainy ny sonia , dia mbola ny fanaovantsonia ihany no vahaolona hitanareo milaza azy ho mahay.

    Ny fanenjehana ny fat-n’alika izao no ezaka atao fa na hiverina aza i ravalomanana fa mbola eo ireo fatin’alika ireo dia tsy hisy raha manjary eto e. Ny taloha ihany no miverina !!!

  • bako dit :

    Izay olona telo sy efatra mpisolelaka a@ mpanjanatany sy radomelina ohatranao ve ry denise dia hoe izahay Malagasy tsy vaky volo raha Malagasy misy atidoha enao tsy hamerina fitondrana fanjanahan-tany eto @fomba vaovao!
    Mba ampiakaro ankitrokely ny niveau fa dia mirefa2 @tany loatra ,tsy misy soratra hoe domelina sy mpanaraka andradomelina akory nyANDRINY MALAGASY NAHITA FIANARANA FA ENAO NO SANS QUALITé DIA MIPETRAHA TSara@niveau -nao ambany be io ,tsy ohatran’io ny domelinareo fa novasoan’ny tanoran’tuléar hoe miala ka nalaky nitsoaka taiza mba nisy prezida voahorakoraka soa fa tsy tena izy moa ka misy hihomehezana fa taolana ny nify .
    Ary le vadiny nosoran’ny gtt lafarina tany orly ,ntso …tsy hasian’olona Hasina FA MARIONNETTE BAZAHA ,mbola aiza anefa ny hahazo ty kely fingotrareo é!izao na te hiala aza tsy sahy sao darohin’izy samy foza !!!

  • Ziry Onésime dit :

    Raha izaho manokana dia mahafantatra tsara an’i Hajo io: sady « parvenu » no »intrus » izy io (miala tsiny fa sarotra adika amin’ny teny gasy ireo teny ireo). Ny tena maha-talanjona dia ny teniny amin’izy efa ministra izao hoe: IZA NO MIRAHARAHA AN’IO FANJAKANA SY NY VAHOAKA IO FA NY AHY ALOHA DIA TSY MAINTSY MANAN-KARENA AHO VAO MIALA AO!.. Raha misy mahafantatra azy tsara dia anontanio izy momba an’io teniny io tao amin’ny Hôtel Colbert raha niaraka nisotrosotro zavatra tao izy sy ireo namany tamin’ny volana Janoary 2010 (olona tena itokisana satria namantsika no niteny an’io)!
    Koa izany ve ny olona hofidian’ny vahoaka?… Mieritrereta tsara aloha isika fa sao voaroboka eo indray

  • Faucon de Dago dit :

    Ilay ngahy « ALOU » io aloha dia tena bandy fopla. F’angaha raha tsy nifidy an’i Ra8 ialahy, dia midika izany fa hoe nisy halatra tao. Ra8 rangahy ity tamin’ny 2001 lany tamin’ny salan’isa 50%+1 a! Ary tamin’ny 2006 tamin’ny salan’isa 54%. Izao ve ilay salan’isa dia sahy miteny ialahy fa mpangalatra Ra8.
    Ary ny atao hoe olona lany tamin’ny fomba demokratika dia ny olona mahazo ny « majorité des voix ». Azon’ialahy amin’izay ny atao hoe « démocratie »?. Io bandy miteniteny foana eo ambony io, ialahy, denise, sadika, krisitely angamba no nifidy azy io.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.