Ka tianao va ?

19 juillet 2010



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Vidéo tirs à balles réelles
  2. Raharaha 07 febroary halefa any amin’ny TPI !
  3. GTT, groupuscule ?
  4. Non, non, non et non !
  5. Les grandes caravanes du collectif GTT

7 Comments

  • denise dit :

    Tena tinay tokoa ny hiaraka amin’i Andry Rajoelina, Filoha mamim-bahoaka e! Ho ela velona anie izy!

  • Ranaivo dit :

    Misy olona tena manonofy atonadro marina amin’ity tany ity : Raha mamim-bahoaka i Andry mpanongam-panjakana,
    1. efa ela no nahazo reconnaissance internationale !
    2. Tsy matahotra ny fampiharana antsakany sy andavany ny fifanarahana tany Maputo sy Addis Abeba ary tsy miady ministères clé rehetra hifehezana ny fifidianana mba hahafahana mahazo antoka ny fahombiazana amin’ny hampiasana ireo ministères ireo hangalaram-bato
    3. Tsy mila mampiasa herisetra (miaramila, polisy, FIS) hanapotika ny fifanoherana fa mahatoky ny herim-bahoaka miaraka amin’ny tena
    4. tsy matahotra demokrasia fa mamela malalaka ny RNM sy TVM hidiran’ny mpanohitra ary ny kianjan’Ambohijatovo, sokafana ho an’ny mpanohitra fa tsy ajanona ho « KIANJAN’NY TAMPIM-BAVA »,
    5. …sns.

    Resaky ny adala ny anareo ka atao ! MAMPALAHELO !!!

  • mpitolona dit :

    le olona ohatran-dry denise tony le mpilelaka ny vilia ataon’i domelina ambany latabatra. Iza koa no tia an’iny jiolahim-boto lavanify sady complexé iny? tena miala tsiny fa tsy olona manao toetran’amboa ohatr’ireny mintsy no tiana iarahana. Sady complexé grave be! te hatao hoe rôle amin’ny tanàna fa complexe no betsaka. Tsy naleo mba nianatra d nahazo niveau ambonimbony kokoa? d tsy nanongam-panjakana ohatr’izao d mba nahatakatra hoe tsy hahazo reconnaissance internationale na ovina na ovina anie zany putschist izany a!a!a!a!a!!a!!a!! AZA MBA V IANY OA!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Mahagaga ahy raha vilia ihany no lelafiny !

  • HoAiza dit :

    A la SOUILLEUSE du site Mydago:
    - c’est Thierra Bruno, et non point SARERAKA voyons: de la confusion totale, encore et éternellement de la part des FOZA?
    Déplorable état second…

  • ELAS dit :

    hoan’i loham’POZA MIKOPAKOPAKA:
    Tsy mamafy anefa dia mijinja
    Mahita ny ho hanina rehefa noana
    Rehefa leon’ny eto dia mifindra
    Dia toy izany foana isan-taona
    Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
    Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
    Hiomehezanao fotsiny ny lambo
    Fa trano feno fotaka ny lapa
    ka tsy afaka hiaraka amin’ahy eto

  • Alidera A.R. dit :

    I denise afaka mitsinjaka satria mbola eo ny président-ny e! Ary izy dia tena sahy. Vitany ny namono olona sy nampamono olona ry miditra ao amin’ny Eglizy rehefa avy eo…
    Ny an’ny légaliste, sady tsy miholankolana ny sasany ao anatiny no mbola ny mpitarika azy mihitsy no asiany avy aty ambadika…
    Rehefa tsy hijoro ianareo dia i denise no handihy hampiseho ny lohany sy ny sokatriny…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.