21 réponses à “Madagascar, illegal logging 2”
Emettre mon avis ou un commentaire
Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.


le Mercredi 28 juillet 2010 à 20 h 11 min
Quand il n’y aura plus de bois de rose :
ce sera la drogue:
-culture de chanvre indien
-culture de pavot
Les multinationales qui fichent la M…. dans les pays pauvres , crachent en l’air et par ricochet feront inonder leurs propres pays d’origine de DROGUE , la vengeance des pays pauvres…
le Jeudi 29 juillet 2010 à 20 h 25 min
Comme toujours, la HAT à la recherche de bouc émissaire pour les affaires de bois de rose:
- au lieu d’envoyer le N° 1 – exportateur de bois de rose de notre cher Ă®le Madagascar, au vu et su de tous « CAMILLE VITAL » Ă Antanimora, sinon l’expulser du pays, la HAT pense trouver un nom plus pompeux Mamizara Jules comme Ă©tant un des trafiquants…
le Jeudi 29 juillet 2010 à 20 h 35 min
’’Ce trafic de bois de rose fait l’objet d’une grosse polĂ©mique et mĂŞme mon nom est citĂ© comme Ă©tant Ă l’origine des autorisations illicites. C’est ce que nous allons tout aplanir en identifiant ceux qui sont vraiment derrière ce trafic », a dĂ©clarĂ© le colonel Albert Camille Vital.
- plus d’un sont convaincus que ces 300 tonnes de bois de rose allaient ĂŞtre exportĂ©s pour votre compte PERSO.
le Jeudi 29 juillet 2010 à 23 h 39 min
GBD
les cultures des drogues existent depuis longtemps dans la region de Boina
les karana soit disant planteurs de tabcs et commercants, ils ont des plantages des drogues en hectare sur hectare et ils cahent entre chaque pieds de tabacs.
paraky-rongony-paraky-rongony.
ce sont des affires sous couvertutures des ministres et des officiers superieurs de la gendarmerie . » la magouille »
les karana ont toujours recus des´autorisations de vol avec un avion privé pour transporter les drogues á l´exterieurs.
voilá pourquoi les karana á mada sont riches ils conduisent tous des grandes voitures, 4×4, construisent des grands bâtiment et milliardaires.
les petites commerces de tissus ou de s appareils ménagés ,ce ne sont que pour masquer les actes illicites et les trafiques
actulellemnt encore leurs chifres d´affaires augmentent de 50 fois de plus.
grâce ´´a Andry TGV, FAT , ……
le Jeudi 29 juillet 2010 à 23 h 46 min
Ho aiza
Quand il existe le N°1 De notre pays au moment ou j´ecris actuellemnt
Donc il y a aussi le N° 1 du trafic et exportation des bois de Rose.
Resaka mena ambonin´ny mena io.
Tsy rakoto fonctionnaire madinika mihitsy no ahavita hanondrana bois de rosse tonne maro, ary ts rasoa mpivarotra ankoho.
Ny mpanao gazety aza milaza ny marina tonga dia any amponja koa vao maika rah olona tsotra hanondrana bois de rose tsy fefa tapa-doha.
Io resaka bois de rose tahaka ny resaka fangalarana taolam-paty, tsy hita foana ny tena lehibeny fa ireo mpamaky fasana gasy mahantra mitady vola no tratra fa ny grand patron tsy hita trace nefa tsy iza fa ilay mpanao
Bla! Bla Bla ! mapiesona vahoaka foana hoe , °Efa hanao recherceh e!
Tsy maintsy gadraina izay tratra e!
izy ve dia hanagadra ny tenany sy ny namany fa karazana hypnotisme no hataony dia matoria ry valal be mandry ,fa ny volabenay efa mandry e!
Sa ahoana ry GBD ?
le Vendredi 30 juillet 2010 à 11 h 47 min
Manoela
marina : hypnotisma ho any valala be mandry??
kanefa hanaiky maty maty faona , aminy fahantrana sy corruption , mandrak’izay ve izy ireto valala ?
Ataoko fa ny valala koa mahay manao rotaka ( pour meme : PLAIE D’EGYPTE).
Jereo ny tantara eran’izao tontolo izao.
le Vendredi 30 juillet 2010 à 11 h 52 min
Misy faona ny tody…
Fa aleko ny « solution radicale » nataony Amine Dadah nandroka ny karana tao Ouganda…
Izay tsy manao « intĂ©gration » dia rohaina , fa anakorontana lalandava ny fanjakana izay mitsangana tsy vaovidiny !
le Vendredi 30 juillet 2010 à 12 h 28 min
Tena lany resaka ry zalahy GTT ka ny video no atao be dia be ankehitriny! Sady miady an-trano koa ry zalahy e! Efa misy karazana GTT telo zao ary efa misy faniefany te hisaraka koa any zao! Dia resy tokoa ry zalahy ireo an!
le Vendredi 30 juillet 2010 à 13 h 50 min
Nadia LALA sy NORO iany no manendrika an’isĂ© fa aza miovaova anarana fa manimba kĂ´zy !
le Vendredi 30 juillet 2010 à 14 h 05 min
Aza marary fo @ GTT ry Denise fa ny GTT efa tafita tsy mpangalatra sy mpamono olona tahaka anreo, ny azy ny avenir efa milamina fa tsy tahaka ireo vahoaka maro potehinareo
le Vendredi 30 juillet 2010 à 14 h 14 min
diplome d´etude delivré par le regime FOZA
ny » LAla sy Noro « .
Ry baby foot izany no maha-TGvendarana an´ireo sy maha Foza an´ireo.
Nitady asa ny lehibeny DJ no asa hita fa « Lala sya Noro » ny fahaizana sy competence hanana.
le Samedi 31 juillet 2010 à 18 h 20 min
mba nandinika hiany aho fa aleoko dj toy izay andeha hitery Ronono ,inona no mahasamihafa ny dj sy pitery ronono?ny iray mba mivotra miakanjo tsara ny iray malabary
le Samedi 31 juillet 2010 à 19 h 11 min
Manoela
lazao kely an’ity very tadi-paotra ity inona moa ny entreprise DANONE-FRANCE misoratra aminy CAC 40 :
=> inona ny industrie agro-alimentaire?inona ny industrie laitière?
Allez Ă la niche le « KIVA » lala sy noro !
Tsy ampy saina laotra
le Samedi 31 juillet 2010 à 23 h 56 min
Kristelle = Kristay eto
ity Amboa razana Kristelle ity hoa tena lala sy Noro rehefa tsy mahay rah aza manoratra manlabaraka tena eto fa mahamenatar, milingilingy eto q internet nefa tsy q niveau fa vendrana.
Self made man dananay raha tianao ho fantantra, niezaka, nianatra, niasamafy ary tafita dia izy nahzo ny valin-katsembohany , mbola voafidim-bahoaka ka las Filoham-pirenea mamim-bahoaka hatramin´izao, ary mbola tena mahery ,sy mankarena.
fa ny anao ny DJ andry lala sy Noro dondrona.#
mamono olona, mamita-bahoak ,manongam-panjakana,
mangala-bolam-bahoaka, manondrana bois de rose le N°1 q fanaondranan rongony miaraka @ karana, arabo mivarotra tanindrazana @ sinoa, manondraba sokatra any asia ny vadiny, mamfy lainga @ vahoaka malagasy, Botom-bazah, aton´ny Frantsay fitaovana dia hihomezany .mpilelaka vodimbazha, mpilelaka ny vodin´i kadaffi ka i kristelle nasainy nilelaka ny azy avy eo
hitam-poko hitam-pirenena ny maha Dj azy sy maha-dondrona azy mazava izany ary malaza hatramin´izao
Mbola tsy hita ity alikavay kristelle ity ve ny usine Tiko , izany usine Tiko izany ry Kristelle ny usine N° 1 Madagascar @ produits laitiers io ary @ Technologie hananay mitovy lenta @ usine Europeen sy americain,
produits <Tiko matsiro, mahasalaman, madio.
Tena ry Kivavay tsy mbola nihinana produits Tiko angamba fa voky rá ity kala dracula ity.
Lala sy noro ve ry GBD hahafantatra izany ato hoe Agro alimetaire . Thaka ny néstlé ,sy danone , en Tiko ihany koa
mpitery rononon´omby no fantany satria zatra mitery ny an´i andry DJ manko ka izay mipoitra lazainy fa mitery ronono nefa ny ronon´ny an´i andry no fiteriny Ha! ha! Ha! Tena beurkkkkkkk ! io ny fanaonao @ i Andry io ry Kristay .
marina izay vao tena beurrk
Ka ity kristay ity mpitery ronononólona koa aizy tsy izay ihany no profession sy activité fantany ( LALA sy NORO)
Ampianaro ny zaza hoy ny fitenenana fa mapalahelo sy mahamenatra ny tahakan´i Kristelle sy ny forongony .
Tandremo ny taranak sao ka diplaoma LALA sy NORO no mba ho zakany fa voamafy tahaka anĂt badobe Kristelle eto @ forum ity
le Mercredi 4 aoĂ»t 2010 à 19 h 29 min
AVIS DE RECHERCHE
_________________
Iangaviana ny mponina eny Isotry izay mahita an’i Kristely mba hampandre aingana dia aingana ny Mydago fa tonga i Kintana.
–
Omena valisoa lehibe zay KIL mahita azy
le Jeudi 5 aoĂ»t 2010 à 21 h 03 min
# Ragena a dit :
le Mercredi 4 août 2010 à 19 h 29 min
AVIS DE RECHERCHE
_________________
Iangaviana ny mponina eny Isotry izay mahita an’i Kristely mba hampandre aingana dia aingana ny Mydago fa tonga i Kintana.
–
Omena valisoa lehibe zay KIL mahita azy
le Jeudi 5 aoĂ»t 2010 à 23 h 20 min
wanted izany i vaiavy kristely.
toa nisy nahita azy nanra-boirindrina omaly aliana tao isotry hono
fa asa na inona no najo azy,
sao namono tena fa nahazaka sipa i kintana,
aiza i laokasira Ă´!
le Jeudi 5 aoĂ»t 2010 à 23 h 36 min
Allo allo !
Aiza ny Laokasira o !
.
Salut manoela
le Jeudi 5 aoĂ»t 2010 à 23 h 48 min
Toa mahazo congé isika ry ragena raha tsy hita fa nipitika daholo ny parasy sy ny kongona,
izaho manko ttsy dia manm+potoana loatra eto fa tena
mandereraka ny adin´ireo foza domelina sy jamba @ zava-misy eo @ firenea,
aleo aloha tadiavina laokasira fa tena ts misy analana klé!
andraisako Vuvuzela entina eny Isotry
KRRRRRRRRRRRISSSSSSITTTTTTTTTTELY
le Dimanche 8 aoĂ»t 2010 à 13 h 45 min
Manoela
-
Nivaly ny antso Avo nataotsika
Hitan’ ny KIL i LĂ´ka Sira !
Inona zany no valisou ometsika ireo KILany ireo ??????
Vuvuzela
sa
Saombrerao ??
hihihi !!
le Dimanche 8 aoĂ»t 2010 à 15 h 06 min
AVIS DE RECHERCHE
_________________
Forte rĂ©compense pour toutes personnes ayant vu ZEBUCRU et LALA sy NORO bras dessus-dessous dans le quartier d’ISOTRY Ouest.
Par avance, MERCI