
Mpianatra (nov 2008)
« Vita Malagasy »
Atomotra ny fotoam-panadinana hoan’ireo zaza Malagasy. Miezaka mafy ny mpianatra, tsy mikely soroka ny ray aman-dreny amin’ny fitadiavana. Rehefa atomotra ohatr’izao ny fotoam-panadinana dia mahazatra ny ray aman-dreny ny mividy « sokola » sy « yaourt » hoan’ny zanany.
Toa lasa nofy sisa ankehitriny ny tsy fisian’ny dobera sy yaourt Tiko fanome ny zaza teo aloha. Tsy hoe té hanatavy resaka fa dia tsy misy mahafapo ny mpanjifa intsony izany eto Dago, na misy aza dia ireny « abobo vita Malagasy » na ilay antsointsika hoy « yaourt maison » ireny izay tsy fantatra ny fahadiovany. Ny vola rahateo tsy maharaka ividianana izany, azo ambara amin’ny ankapobeny fa : « tsy ampy sakafo ny zaza malagasy ! »
« Tanora Gasy : Vonona ny hianatra »
Ho vita soamantsara ve ny fanadinana amin’ity taona ity ? Mitaintain-dava ny ray aman-dreny sy ny mpianatra ny amin’ny fahatomombanan’ny fanadinanana ankehitriny.
Saika idiran’ny sehatra politika ny fampianarana (politisation de l’enseignement), nanjaka nandritra ny fitondrana tetezamita ny fampidirana ny politika TGV any an-tsekoly. Niaraha-nahita toy ny tafika andrefan-tanàna fa izay mpanabe mirona amin’ny firehan-kevitra TIM dia noezahana nafindra toerana lavitra na dia hita aza mahafehy ny fampianarana. Vokany, ireo mpampianatra tsy manana traikefa sisa, sy izay mitady seza no mahazo vahana.
Etsy andaniny, tsy mahafapo ny karaman’ny mpampianatra, ny FRAM indrindra indrindra. Zary lasa fitadiavam-bola ny sehatry ny fampianarana fa tsy fanabeazana intsony. Lasa ny fahabetsahan’ny afa-panadinana no tanjona fa tsy ny fari-pahalalana ananan’ny ankizy, amin’izay midehaka ny mpitondra fa mioakatra ny tahan’ny afa-panadinana.
« cours gratuit »
Ny “ecolage” anefa tsy voaloa noho ny tsy fisian’ny asa sy ny fahaverezan’asa ka voatery mijanona mialoha ny ankabeazan’ny mpianatra.
Tsy nisy intsony koa ny « cours gratuit » teo aloha izay nampanantenaina ho an’ny rehetra. Efa lasa filoha i Andry Rajoelina ka hadinony ny fampanantenana nataony fony izy ben’ny tanàna !
Tsy afaka manatevina fahalalana amin’ny “cours” anefa ireto zanatsika noho ny « krizy ». Ny hany hery dia ny ray aman-dreny no miezaka mampianatra na dia tsy manana traikefa amin’ny fampitana fahalalana aza.

Mpianatra (nov 2008)
Laza adina Foza !
Eo koa moa, ireto haino aman-jery eto an-toerana toa saika voabahan’ny resaka politika nandritra ny fitondrana tetezamita izao ka tsy hita anovozan’ny mpianatra fahalalana intsony. Tsapan’ny mpanabe maro fa tsy mahasarika ny mpianatra intsony ny mikaroka fa « miandry izay atolotry ny mpampianatra » sisa izy ireo.
Tetika nilaozan’ny toetr’andro anefa izany amin’izao vaninandro izao. Ny manahirana koa, raha ny hita tamin’ny taon-dasa dia nampidirina tao amin’ny laza adina ny hoe « inona no zava-bitan’ny tetezamita » ? Azo inoana fa hametraka indray izany paipaika politika amin’ny fampianarana izany Ingahy ministra, izay lany andro manova ny rafitra sy fomba fampianarana hampitombo ny fitia na dia ao anatin’ny tetezamita aza izy. Dia ara-bakiteny tokoa hoe « TETEZANA » ve ?
Ovaina L sy S indray, hono, mantsy ny A-C-D izao, ovaina dimy taona indray ny garabola raha saika halavaina fito taona izany, nodorana daholo ireo bokim-pampianarana teo aloha, lasa mandoa vola indray ny fampianarana amin’izao fotoana izao any amin’ny fanjakana raha saika niantohana izany teo aloha, tsy nisy intsony ny « kit scolaire » sns…
Inty misy laza adina omenay an’ingahy ministra ampidirina any amin’ny laza adina : “Tsy nahavita n’inona n’inona teto Madagasikara nandritra ny 50 taona ireo mpitondra teo aloha, ny fitondrana tetezamita anefa tao anatin’ny 15 vola nahavita izatsy izaroa, hazavao ny hevitrao ? … Demagogie bo betsaka e!
Raha ny eny amin’ny anjerimanontolo indray dia mitokona ny mpampianatra fa tsy voaloa ny tambin-karama, ny vatsim-pianarana tsy azo ara-dalana. Asa izay iafaran’izany rehetra izany amin’izao vaninandro ankatoky ny fanadinana izao. Tsaroana etoana ny tamin’ny andron’I Dada : « mby aiza ny ezaka efa vita » ?
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

2008
Ravalomanana avait compris, lui, que les enfants représentent l’avenir du pays…
il a bien contribué à leur évolution scolaire.
Efa ela aho no niteny teto fa betsaka ny ankizy gasy no tsy ampy sakafo any am-pianarana.Ny fianakaviana efa betsaka no tsy mi-sakafo in-telo intsony any an-trano.Mahalasa saina koa ny tsy fisian’ny finiavana hikaroka fa miandry atolotra ny ankizy.Ankoatran’izany, ny cours gratuit tsy misy intsony.Tsy mitady intsony izay hahatsara ny fampianarana fa izay hahabetsahan’ny mifindra kilasy no atao.Ny eny amin’ny anjerimanontolo dia politisé ohatran’ny ambaratonga hafa ny fampianarana.Tsy nisy izao tamin’ny andron’i Dada.Tsy misy zava-bitan’ny HAT aloha hatramin’izao ry ingahy ministra.IREO HAINO AMAN-JERY DIA VOAVIDY VOLA FA TSY MISY MAHA-MPANAO GAZETY AZY INTSONY.TSY MANDROSO NY FIRENENA.
Bemafohy
le pays est en REGRESSION TOTALE depuis l’accession de ces putschistes au pouvoir.
la masse de la population ne comprend pas qu’un gouvernement illégitime est rejetté puis sanctionnée par l’ensemble de la communauté internationale…
Tu le vois à travers les commentaires très naïfs des nadia/sadic /acado et compagnie…
Dans leur naïveté , ils sont complètement fanatisés , comme la jeunesse hitlerienne.
Ils défendent becs et ongles que ce qu’ls connaissent , ce qui leur est distillé en permanence :
PROPAGANDE DE MADAGATE ET SOBIKA.
La naîveté est le grand handicap de notre ile , isolée , une population abreuvée de slogan propagandiste de la radio et de la télé d’état.
Nous avons accès facile aux informations et les CHERCHONS (journaux, presse étrangère, internet)
Mais la population n’a malheureusement pas cette faculté.
Notre role en tant que pouvoir d’influence est d’autant plus grave et indispensable à notre Nation.
VIVE Madagascar libre de tout prédateur ,
dans une RESISTANCE jusqu’au bout !
Madagascar n’est ni le Gabon de Bongo, ni le Congo de Sassou N’guessou…
Ity domaine ity dia mikasika ahy mivantana noho ny ezaka kely mba tiako ho tohizana.
Ny Mpian,atra any an-dRenivohitra mba misy hirika kely ihany, satria mba misy sekoly etsy sy eroa, fa ireo ankizy any ambanivohitra mba manao ahoana ?
Herintaona ngaragindina izao dia tsy hitany izay aleha satria, ho any an-dRenivohitra : aiza no hipetraka, satria efa sahirana ny any, tsy ho any , toa very an-javony fotsiny.
Ny ezaka kely mbatiako holazaina dia izao :
Raha isika tsirairay moa no mihezaka mandray anjara, mba hampandrosoana ny any ambanivohitra nihaviantsika ?
Tsy misy fijerevana izay Mpitondra fa ny MAMPANDROSO NY ANY AMBANIVOHITRA no tanjona toy ny ataoko eto :
_http://fanevanoo.over-blog.org.
Miala tsiny fa manao dokam-barotr
Miala tsiny fa manao dokam-barotra TSYNAHY satria raha Hiandry ny Mpitondra Fanjakana dia mbola ho ela vao handroso ny any Ambanivohitra nihaviantsika.
Koa mba manainga anareo aho, NA AVY AIZA NA AVY AIZA FIHAVIANAREO, manasa ny rehetra hanoratra sy hilaza raha toa ka vonona ny hanao soa ho an’ny Ambanivohitra nihavianareo. TSY MISY FANAVAKAVAHANA, fa rehefa miroso kosa dia hatramin’ny farany.
Ny dikan’ny faneva eto dia Fanion, fa tsy drapeau akory.
Efa misy namana Mpanoratra eto vonona, ny hanampy raha toa ilaina izany, fa ny zava-dehibe tanterahina dia ny mikasika ny
EDUCATION SY RANO MADIO FISOTRO.
Raha mnana hevitra na soso-kevitra ianao dia arahaba soa arahba tsara, fa raisina an-tanan-droa . Ary misaotra amin’ny FIFANAJANA amin’ny maha samy malagasy !
Miala tsiny manokana amin’ny MyDago aho manao izao filazana izao !
Aza tsiny indrindra re Tompoko o ! Dia misaotra sy mankatelina !
Freddy
ataon’ny tgv minan’ny T.y ny vahoaka,dia ho maty fongana dia manjaka izy sy ny akolitany
Efa ela io no mazava
sankalité immoral
GBD:
D’accord avec toi.Il faut aller jusqu’au bout.Ne baissons jamais les bras.
Freddy:
Mba misy tsetsatsetsa tsiaritra ity:Asa ny fiangonana any aminareo raha afaka manao vokatra ho fanampiana ny sekoly eny am-banivohitra.Ny rakitra tatazina dia zaraina ho an’ny mpampianatra sy ny sekoly.Efa manao anio ny eny ambanivohitray.Manaraka izany,ny UNICEF sy UNESCO dia mety mahita olona na associations manao parrainage na te hiara-miasa amin’ny associations gasy ho fampiroborobona ny fanabeazana sy ny fanitarana ny rano fisotro.Tokony ho antonona izany ireo organisations roa ireo.
Efa resy tokoa ry GTT ankehitriny an! Efa potika tanteraka manko ny TIM, ary i Valomanana tsy afaka ny hiverina intsony eto Gasikara! Mamangy amin’ny fahoriana e!
Les OBSESSIONS de Nadia/Denise/SHH etc
, sur Ravalomanana lui reviennent…
De manière si détonante, elle doit en REVER….
Nadia/Denise/SHH a obtenu un CDD en qualité de Dame Pipi et se prend pour… incapable de savoir que c’est juste pour la canicule !!!!!!!!!!!
Fred,
Dans un Etat en déliquescence , seules les ONG peuvent soulager la misère du peuple ,essayer de satisfaire leurs besoins élémentaires comme l’eau potable…
Il y a bien d’autres pistes :
=> les fours solaires (comme en Amérique dusud) , une solution contre le déboisement massif , pour la population qui ne connait que le bois et le charbon de bois…
…entrainement l’appauvrissement ou la réduction de sols cultivables pour une population à développement vertigineux !
=> l’installation de système BASIQUES d’électrification(solaire?hydroliques?)
=> généralisation d’outils agricoles (made in Madagascar ?)pour soulager nos paysans
=> instruction et éducation de masse (objectif des radio-cassette de Tsiranana, qui avait malheureusement dégénéré en propagande )
BREF :
il y a une foultitude de pistes .
Mais seul et isolé , c’est aussi multiplier les groupuscules , donc éparpillement de potentialité pour obtenir un résultat intéressant.
A mon humble avis :
** il serait intéressant de développer des logistiques éxistantes ex unicef ou orstom, ou GTT?
Sinon collaborer avec eux , dans le cadre d’un réseau(carnet d’adresse)
Si l’on suit les affaires d’un oeil sans présence , ni vigilance , l’enjeu me semble difficile.
Nous n’avons pas nécessairement des antennes fiables dans les villages
Il nous faut éviter l’embuche des opportunistes
Et enfin , nous avons nos idées et nos coeurs , pas forcément les moyens d’un Bill Clinton ou Bill Gates
Ces deux derniers me semblent les plus intéressants
Je me mefie un peu des Unicef , croix rouge et cie, des planques pour copains arrivistes souvent…
Toute façon R8 ce foutu cucu, efa tsisy intsony , ny vola hanampiana ny ankizy ireo , fa efa lasan’ ny FORCE ONE?
Aza dia ny fanenjehana an’i Ravalomanana no ataonareo masaka ao an-doha fa ny loza mitatao @ isam-baravarana tsy hita, angaha izy tsy mihaina tsara noho ianareo manenjika azy io ? fa ireto taranaka mba ho aiza e? mba aza ny ambany maso ihany no jerena fa ny lavitra izay ilay ohabolantsika mahaiza mitsinjo ny vody andro merika na izany anie tsy maintsy ho tonga foana i Ravalo fa aza dia fankahalana no itondrana ny fisainana fa mirefarefa ka tsy lasa lavitra mihitsy , ary porofoy tsara daholo ny zavatra rehetra mba lazainao zao hifoteran’ny rambony ka tsy izany moa no mampikatso an’ity domelina tompoinareo ity sans fondement sans qualité ka dia izao tatazo fa izao no changement goavana notadiavanareo ,vao manomboka io
Aza mis mandany andro mamaly ireo foza ireo tsoun rangà fa nareo v d ifotetak@tany ôtranreo à?!aleo himenomenona eo fa refa tsisy mpamaly iz mangina eo fôna.Efa hita fa latsakanaty tay ny firenena ko mbôla té ho deraina ôtran’ny olitra ihany mandroboka azy @lalindalina kokoa.
C4
toute raison gardée : OK
Pourquoi s’inquiéter? Les Cofra, Lyfr, Bird, Alliance sont là pour assurer l’avenir du pays. Au pire, on les ESCA, St-Michel, Ste-Famille, St-Antoine,… ICM, ISCAM pour les grands!
Fa `avenir` inona no azo apetraka aminy ireo sekoly malaza tsy hihinanana ireo e, izaho mahalala fa maro aminy ireo mpianatra aminy ireo sekoly ireo no tsy mahay mandalina akory fa dia mitsaotsaona aminy teny frantsay hanakonana ny tsy fahaizana, i TGV anie ka avy aminy iray taminy ireo e, i Ratsiraka koa toa izany, aiza no nitaritany ny firenena. Maro aminy mpianatra ao aminy ireo sekoly ireo no tsy mianatra tsara akory fa dia manantena ny hoe tohanan`ny ray aman-dreny, anaovana `intervention` atsy sy aroa dia mahazo diplome ary `poste` tsara rahatrizay. Mba firy aminy ireo moa no tafavoaka marina aminy fianarany rehefa mandeha mivoaka any ivelany any? Raha miditra ACMIL izy na sekoly hafa sasany eto amintsika dia mbola mety ho voatohan`ny ray aman-dreniny dia hivoaka officier toa an`i charles na hahazo diploma ihany fa raha mivoaka any ivelany dia miala maina ny ankamaroany, na ny hipoly antanindrazana aza mila tsy ho sahy.
Ny tena mahay tompoko dia avy aminy ireny sekolim-panjakana ireny, satria izy ireny dia vao hiditra classe de sixieme dia efa voasedra ny fahaizany ary toa izany hatrany. Saingy indrisy moa fa tsy mba mahazo izay toerana tena tokony sahaza azy ka hampiasainy ny fahaizany izy ireny noho ity resaka intervention ity ihany. Ireo mpirombo ampianarana, mpiakatra conseil de discipline, iantsoana ray amandreny matetika, mpi-triche, tsy misondrotra kilasy raha tsy intervention an`i dada sy neny, mpitarika grevy, ireny foana no mitazona ny postes cles eto amintsika. Haiko tsara raha ny mpianatra aminy ireo sekoly voalaza ireo, raha ny tena marina sekoly roa aminy ireo no tena niainako .
Alidera
Esca ou St Michel ou autre…
Il est vra
Alidera,
Esca ou St Michel….
il es vrai qu’ils font ce qu’ils peuvent.
Je parle de POLITIQUE D’EDUCATION POPULAIRE ET MASSIVE (Gratuite par essence SUR TOUT LE TERRITOIRE)
Une éducation forte prépare et fait un PEUPLE FORT, éduqué que les prédateurs divers ne pourrons pas manipuler à volonté.
Vois Nadia : image même d’une génération sacrifiée par la période Ratsiraka…comme la brigade rouge de jeunots manipulés par Mao TSE TOUNG en Chine , dans le temps.
Fidel Castro avait mis le paquet à Cuba :
=> le résultat est que les médecins cubains ont une excellente réputation mondiale
De même le journal économique » LES ECHOS » parlait cette semaine de l’excellent niveau de l’université de PRETORIA , en Afrique du Sud , qui n’a rien à envier à Harvard…
Il n’y a que les décérébrés comme Sadic ou Nadia , pour oser imbécilement parles des Sud africains en termes méprisants…ce qui au demeurant les concerne plutôt .
Harrifevy
même en Europe , le niveau scolaire est déconnecté du poste occupé.
Beaucoup de bac+5 , occupent des postes de niveau BEPC ou BAC.
Il m’était arrivé d’avoir recruté un docteur en pshyco pour un poste de niveau BEPC , peut être ne savait-il pas se vendre , ni taper à la bonne porte aussi….
Mais.
Un niveau fort , qui tend vers l’excellence , constribue à la formation d’un VIVIER DE RECRUTEMENT toujours intéressant pour les entreprises , les investisseurs.
Les chasseurs de tête sont souvent prêts à donner la formation PROFESSIONNELLE complémentaire nécessaire à ceux qui ont un bon niveau.
Je reviens à ce que je répète sans cesse :
Démocratie + gouvernance légitime et stable , constituent les ingrédients ELEMENTAIRES du développement …
pour attirer les BONS investisseurs qui ne s’amuseront pas à jouer leurs intérets à le roulette russe ou au gré des rotaka…
Les dictateurs et putschistes ne pensent qu’au gain personnel immédiat , la pérennité est un concept absent de leur vocabulaire et de leur esprit surtout.
toute façon , vous voyez les mals partout ;
n’jôoooooooo
reraka ny sainy nadia-acado tsipoy kely
bonnes vacances êeeeeeee
miala sasatra
GRAND , BOMBE , DECON
GBD,
Pour les établissements « éducatifs », pour ne pas dire « scolaires », que je viens de citer, je ne suis pas sûr qu’ils fassent vraiment ce qu’ils peuvent pour former et produire de vrais citoyens. Un bon diplôme ne fait pas d’un individu un bon citoyen. Un bon citoyen n’est pas forcément celui qui a une forte valeur religieuse comme morale. Encore moins quand l’on catégorise l’admission en son sein. C’est anti-républicain et non-démocratique. Et pourtant, des milliers de citoyens ont été volontairement ou « induitement » éduqués dans ces établissements.
Cela va de soi. Soit on est une République. Soit, on n’en est pas une. A part le nom, rien de ce qui a été fait depuis notre indépendance n’est conforme au concept « République ».
Alidera
ce n’est pas grave.
Lorsqu’on a la chance d’avoit été éduqué, on devrait être capable d’avoir sa propre logique, savoir développer critique et auto-critique.
C’est le développement personnel.
Vois tu j’ai grandi chez les religieuses…
mais j’ai dispensé mes filles des sacrements religieux.
Néanmoins pour leur culture personnelle j’ai quand même explique le role de la religion dans le développement de toutes les civilisations humaines :
comment , pourquoi ?
rationalité?spiritualité?
Je leur laisse le LIBRE ARBITRE.
GBD,
Moi aussi, j’ai grandi chez les religieux avant de faire un petit saut volontaire chez le public. Ma préférence va au second.
Le développement personnel dépend de beaucoup de choses mais pas uniquement de l’éducation scolaire. Ceci dit, l’éducation scolaire dont on dispose à Madagasikara porte le stigmate d’un lourd héritage padesmique.
Au vu des résultats, je pense que le développement personnel de chaque malagasy a connu, connaît et connaîtra d’importants ratés. Un peu trop pour que l’on ne puisse espérer quoique ce soit.
Bravo C4
Laissons ces racailles, ces Dames Pipi hurler leur mal-être.
La Fontaine a dit « Tout flatteur vit aux dépens de celui qui l’écoute » !!!
Coucou Alidera
j’ai aussi eu le même parcours et pense comme toi…
coucou Baby
diska rayé i Madagate 2008 no mivenjovenjo lava aminy dame pipi…