Ndry, mba teha handray anjara ho an’i Magro, fa tsy hafaka fa tsy salama. Mitsiriritra ery aho mijery sary sisa @’ny Net. Ny vao² Radio Fahzavana tsy heno intsony Nefa io no mba hanadinoiko ny aretiko eto an-pandriana.
Mahereza ry namana isany
Raha hihevitra i Radomelina fa hanilika an’i Ravalomanana satria tompon’ny basy sy ny Miaramila,Ny fitsarà na ,haino aman-jery sns…dia aza manantena ny ho lasa aiza ??? fa dia samia mioty ny vokany eto dia zay iray voa mafy na izahay na ireo nanohana napiesoniny teo @ 13 mai…hihi!!!
fafy lainga sy fanakiviana sns… izany izao no heverin’ny olona fa hamonoana ny tolona . Koa aoka isika ho matotra sy hifampatoky fa Ravalo mbola tsy namitaka ny vahoaka mihintsy hatreto . Ny mpanakanrena mpangalatra no nasiany dia ireo lasa romotra ireo daholo fa raha tamin’ny vahoaka tsy mandady harona mbola tsy nivadika tamintsika izy . Mitohy ny tolona fa izao tontolo izao aza manampy antsika ka isika indray ve no hiraviravy tanana ???
mitady hilavo-lefona dada zany an!sao dia matahotra ny ho voaroaka avy any sud af ngah!tsy mahazo miteny tsony ianao dada a!iza no hihaino anao eo!ny zanakao aza eto efa mipatitaka
rehefa tena mahatsapa ianao fa marefo sy malemy, dia ny fampiasana basy no alaolana amin’izany ! iny no antsoinao hoe : vahoakako amin’izay fotoana izay ! satria fitaovana mamelona iny ! sady entina mampandroso !
Porofo izao fandrosoana be izao !
ny olana fotsiny ilay famindran’ny foza ! hafa ny azy ny fomba fandrosony !
Dia hoe mahavaky vava ny olona aty ivelany i madagasikara satria ny malagasy misara-tsaraka tsy mifampatoky…Ka ialahy angaha r’ilay valo nahatoky ny malagasy hatrizay ka hatramin’izao?
Non, les gens du voyage, les Tsiganes
(Je rigole, ny mpomba an’i DJ no teneniko ry Shhh)
Mitovy toetra mantsy ianareo sy ireo, samy mpanakorotana, mpihantsy ady
Merci, notre cher président Marc Ravalomanana, d’apporter un démenti quand à l’article paru dans le journal Midi de ce jour – elle même faisant référence dans son fait de rapporter celui paru dans Actumada, alors qu’invraisemblable étant donné votre présence en tant qu’invité de grande marque lors des cérémonies d’ouverture du Mondial du football!
Tout le monde sait pertinnemment que Actumada qui a répandu cette fausse nouvelle, est un fan inconditionnel de ce FATn’alika. C’est donc de bonne guerre si elle a été prise en main de maître par des journalistes véreux à la solde de Andry RADOMELINA.
Ce qui est navrant, c’est que Midi Madagasikara, que je croyais être un journal objectif et de bonne analyse, ose mettre en première page de telle ineptie… Il devrait d’abord approfondir la véracité de cette nouvelle avant de proférer et répandre de telles imbécilités, sinon, on pourrait aussi croire qu’il est à la solde de ces mafieux sans scrupules et sans vergognes de HAT.
Bjr Ziry Onesime !
Nj a ecrit : »Madagate a de la concurrence ».
Cela veut tout dire à mon sens !
Bien dit, Freddy, merci!
voa ny adala , mampalahelo ireto
Io ndray kala dame pipi, tsy niasa androany dia mba tokony hanadiotena à eau de javel nefa lozany mivouvou eto
Efa fantatry ny olona maro anie ny gazety mpandainga sy mpamafy lainga eto @ tanà na é,nefa ngeh fa dia voan’ny inn loatra re ny olona sasany eto Tanà sa dia karazan’olona ahoana fa raha sendra maheno lay Radio tranon-dainga satria tompon’ny fahefana amam-basydia gaga enao fambola misy mahita zavatra tsara ihany @zao na dia efa inn aza no hohanininy ato ho ato!!!
Misaotra ny filoha Ravalomanana saingy ela bbb ka!
Ndry, mba teha handray anjara ho an’i Magro, fa tsy hafaka fa tsy salama. Mitsiriritra ery aho mijery sary sisa @’ny Net. Ny vao² Radio Fahzavana tsy heno intsony Nefa io no mba hanadinoiko ny aretiko eto an-pandriana.
Mahereza ry namana isany
Raha hihevitra i Radomelina fa hanilika an’i Ravalomanana satria tompon’ny basy sy ny Miaramila,Ny fitsarà na ,haino aman-jery sns…dia aza manantena ny ho lasa aiza ??? fa dia samia mioty ny vokany eto dia zay iray voa mafy na izahay na ireo nanohana napiesoniny teo @ 13 mai…hihi!!!
AO AORINAN’NY FANONGANAM-PANJAKANA DIA TSY MAINTSY DIDI-JADONA. JEREO NY TANTARA REHETRA.
fafy lainga sy fanakiviana sns… izany izao no heverin’ny olona fa hamonoana ny tolona . Koa aoka isika ho matotra sy hifampatoky fa Ravalo mbola tsy namitaka ny vahoaka mihintsy hatreto . Ny mpanakanrena mpangalatra no nasiany dia ireo lasa romotra ireo daholo fa raha tamin’ny vahoaka tsy mandady harona mbola tsy nivadika tamintsika izy . Mitohy ny tolona fa izao tontolo izao aza manampy antsika ka isika indray ve no hiraviravy tanana ???
mitady hilavo-lefona dada zany an!sao dia matahotra ny ho voaroaka avy any sud af ngah!tsy mahazo miteny tsony ianao dada a!iza no hihaino anao eo!ny zanakao aza eto efa mipatitaka
Ny adala no toa an-dRainy !! Dia ny zanak’i Domelina izany. Mpamafy lainga, mpanambana basy satria malemy sy mialona.
rehefa tena mahatsapa ianao fa marefo sy malemy, dia ny fampiasana basy no alaolana amin’izany ! iny no antsoinao hoe : vahoakako amin’izay fotoana izay ! satria fitaovana mamelona iny ! sady entina mampandroso !
Porofo izao fandrosoana be izao !
ny olana fotsiny ilay famindran’ny foza ! hafa ny azy ny fomba fandrosony !
Dia hoe mahavaky vava ny olona aty ivelany i madagasikara satria ny malagasy misara-tsaraka tsy mifampatoky…Ka ialahy angaha r’ilay valo nahatoky ny malagasy hatrizay ka hatramin’izao?
Le grand hic, d’apres moi, c’est qu’il finira par jouer le jeu à Domelina, pour empecher le retour de SEM RAVALOMANANA.
Je tiens toujours à dire, que tant que les malagasy ne s’arreteront pas de créer des partis par ci par là , et ne penseront pas à S’UNIFIER sous un meme enseigne, rien ne marchera.
A mon avis, personne ne voudra flechir pour etre sous la direction d’un même Parti.
Par contre, si le President Marc RAVALOMANANA pouvait donner un consigne comme quoi les malagasy devraient se mettre sous l’enseigne d’un parti, UN SEUL, là cela pourrait etre bien, car il est le seul ecouté de tous les Legalistes, et tous les malagasy qui n’esperent que son retour !
Malagasy iza no mitaky ny fiverenany?Ny eny amin’ny magro ve?
Non, les gens du voyage, les Tsiganes
(Je rigole, ny mpomba an’i DJ no teneniko ry Shhh)
Mitovy toetra mantsy ianareo sy ireo, samy mpanakorotana, mpihantsy ady