Mariazin'ny zanaky ny CEMGAM

Mariazin'ny zanaky ny CEMGAM

Fanirian’ny Ray aman-dreny rehetra ny mba hamoaka soamantsara ny zanany vavy amin’ny fety be sy lanonana raitra amin’ny fampankaram-bady. Araka ny angom-baovao tamin’ny site iray dia nandaniana volabe tsy toko tsy forohana ity mariazy ity satria dia mitentina hatramin’ny 100 million d’Ariary be izao. Ny zanaka vavin’ny Jeneraly Ndriarijaona André io. Nanonofy daholo ny « ray rehetra » mahita ity limogine tsara tarehy ity. « Ignay aho mba miaramila mantsy » hoy ireo mitazana.

Fa mikarama hoatrinona marina moa ny Jeneraly iray? ny CEMGAM amperinasa? … no comment!… Vive les mariés e !

Mariazin'ny zanaky ny CEMGAM

Mariazin'ny zanaky ny CEMGAM



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Vive la mariée !
  2. Ultimatum contre Andry Rajoelina?
  3. Vive La Francafrique
  4. Fetin’ny 14 jolay ?
  5. TGV – Tafika Gasy Vonona ?

49 Comments

  • C4 dit :

    Tsy d lafo ny hofan’io ka.Sad ra maharemarké nareo d ef fapiasanzé oul matuvu reetr zao io limo io…bof bof

  • rico dit :

    bois de rose iray kontenera fotsiny de vita ny mariazy e! tsy misy dikany akory ny fahantran’ny malagasy manodidina.Ilay vinantolahy no nahavoa be

  • MANJAKA VAHOAKA dit :

    Izaho dia mpivavaka ao @ FJKM Ankadindramamy Fahazavana. Gaga be aho in-1 alahady izay fa nahita an’i ndrearijaona andré sy ny vadiny nivavaka tao.
    Fotoana vitsy taty aoriana dia nitombo ny fahagagako raha nahare t@ filazam-baovaon’ny Fiangonana ny fiantsoana in-3 ny fanambadian’ny FIANAKAVIANA RAZANAMASY SY NDREARIJAONA. Ilay zazalahy no razanamasy, ary razazavavy ndrearijaona.
    Tsara aloha ilay fanambadian’izy ireo, fa i drearijaona lasa mpivavaka tampoka tao @ io FJKM io no nahagaga, ary rehefa vita ny raharaha dia tsy hita intsony izy (hatr@ izao aloha). Ary koa tena marina ilay filazana fa volabe tsy toko tsy forohana mihintsy no nolanian’i ndrearijaona t@ io raharahan-janany vavy io.
    Marina tokoa raha mipetraka ny fanontaniana manao hoe: AVY TAIZA TOKOA NO NAHAZOANA IZANY VOLABE IZANY???? satria raha ny fahalalanay azy araka ny resaky ny havan’i drearijaona dia mbola nomena « fanomezana » volabe sy trano izy roa kely.
    Na izany aza dia mirary tokantrano sambatra sy aharitra ho an’izy roa kely. Fa tokony hisaina ihany satria volam-bahoaka ve no hiadanana?????

  • nat dit :

    zao koa v de vola b tsy toko tsy forohana e? y a k’ a voir les fringues des demoiselles d’honneur akanjon’antitra sady tsy nandaniana vola b fa am le maka mora! sa v nahita limo de hoe lafo b? tsy hainareo na mbo efa nanangona koa izy roa kely satria lehibe eo am fitondrana miaramila ny rainy ka tsy tokony hampitsanga-menatra. tokony tsy tonga de ho ratsy kosa ny fitsaranareo!!!

  • dadasolo dit :

    pour la limousine,tout le monde peut la louer et c’est pas si cher que ça.à titre d’idées ,c’est 750 000 fmg/heure te la société propriétaire ets HARENA Business Ivato.
    Pour le mariage,trouve des excuses valables pour discréditer le Papa CEMGAM.
    En tout cas il est pas le seul nouveau riche de la HAT.
    A comencer Mr Roindefo qui se permet de faire des va et vient entre Paris et Les Pays d’Asie.Il a comme bagage à main à son retour ,une petite étrangéere.Où est ce qu’il a eu tout ça,c’est le prix du sang versé par les fanatiques qu’ils ont amené à AMbohitsirohitra.
    Mr Gilbert R,Mr l’ex ministre des postes,tout le monde au gouvernement sont tous devenus des milliardaires .Même Mr Le PHAT/PFAT,qui est devenuy associé de Mr Ilias Akbaraly de Sipromad.D’où Mr le PDG de Sipromad a pu avoir des millards sur un coup de baguette magique jusqu’ a son soutien à Mr Le PFAT.
    La liste est longue et ce que les opposants doiven,t faire.Faire des listes et des preuves à l’appui pour un grand ampoamaka s’il le faut.

  • ndriarijaona andré dit :

    mba manongana fanjakana, mitondra miaramila maromaro manenjika izay filoha eo, dia manaova ny toy ny nataonay dia hahazo vola be tsy toko tsy forohana nareo be felonana ireo e!

  • Solo dit :

    ny hampana-karena haingana kosa anie no nanaovan-dry zareo ireny fanangonam-panjakana ireny fa ny maro no nanaiky nofitahina hatrany amboalohany e!!! Tsisy firarahiana izay bas quartier izany fa resak’eh no betsaka. Hoy ilay mpanohana mafana fon’ny TGV sy FAT izay tamiko, inona no ivakian’ialahy loha @ izany, ireo bas quartiers ireo nahantra, mahantra ary hahantra mandrakizay na iza na iza ny ho mpitondra eo fa avelao aloha izay itondra.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Tany amin’ny taona 60 tany dia be ireo mariages  » nanofa pousse-^pouses nanana amaotera « ..
    Olona nana na tsy dia nanam-ola ny tompon’ny mariages..

    Nahafinaritra fa tsy dia nampiseho ny fanana ireo nampaka-bady..fa nanova kely fotsiny ny aotaomaobilina..!

    Ity limousine dia ireo miseho azy ho mahitahita ,manana na tsy manana izy ireny (asiatika ,israelites .)no mindrana azy io eto OParis..!
    Saingy eto Paris ,ny cemgam tsy nanongam-panjakana ,tsy misehoseho ,tsy misy nampahantra ny parizianina..!

    Fa ity ndrianarijaona nibaiko ireo mpanom-panajakana , nibaiko ireo miaramila izay nidaroka ny Filohan’ny FJMM tery amin’ny tranon’ny ekleszia katolika !Ary io olona io koa no niaro nt hat sy ny forongopny izay nanapotika ny haren’ny Malagasy ary nahatonga ny fahasahiranan’ny Malagasy erto ANTANANARIVO ,dia io olona io NO MIDEHAKA ,MANDRORA NY MALAGASY AMIN’NY VOLAN’NY MALAGASY IZAY ITAVANANY ANKEHITRINY ARY AHAZOANY MIEBOEBO SY MISEHOSEHO ..!

    MBA HO AIZA MOA ITY MIARAMILA ITY …RAHA ‘NDRAY ANDRO ANY MIVADIKA NY RASA..? MIHEVITRA VE IZAY FA HO AVELAN’NY MALAGASY HANDRY AM-PAHALEMANA ?

    Mora fantarina anier ny karamana jeneneraly é !
    Ary miy koa ny lalàna hahazoana manejika eo amin’ny Fitsarana ireo nana-karena tampoka tsy nisy antony !

  • Alidera A.R. dit :

    Tsy dia hitako loatra izay mampitabataba amin’izao…

  • Marie rakotovelo dit :

    désolé pour tous les remarques , mandalo daholo zany rehetra izany fa refa izay no tiny dia azy izany fa kosa ny tiko ho lazaina: raha ny ho fampisehona ny mba nidirany fiangonana dia tena mampalahelo fa saingy azy sy ny tompo izany fa tsy anjarako na enao ny mitsara izay hitany fa mahafinaritra azy @zay fiainany . Izay re ry izy roa maharena tokan-trano fa raha nanomboka ka nanatanteraka ny rarahanareo tao @tranon’Adriamanitra Ianareo dia tohizo ny manompo azy fa Izany no tsara indrindra

  • Babyfoot dit :

    C4,
    Bof Bof, tu as tout à fait raison ! Il n’y a pas de quoi en faire un fromage ! En Europe, même un éboueur peut en louer pour son anniversaire : 1 200 euros la journée, soir un mois de son salaire annuel.

  • Babyfoot dit :

    « soit »

  • Mpitazana dit :

    Dia tazana eto indray le toetsaina gasy tia manenjika sy mifanenjika. Efa hoe io toetsaintsika io no tokony hovaina hatrany amin’ny fakany vao handroso i Madagascar. Fa raha mbol toa izao ihany sy hatrany na im-77 miova aza ze mpitondra eo , de aza gaga fa ny eo foana no eo ee!!

  • Mpitazana dit :

    Raha hendry zao , de tokony hampiasaina amin’ny fampandrosoana itony serasera itony fa tsy ifampitsikerana sy handotoana olona eto fotsiny, de ianao mihevitra fa mampihintsana singam-bolomaso iray akory ze tsikera fananana na iza izy na iza ???
    le chien aboie la caravane passe !!

  • Freddy dit :

    Iza moa no tena alaina sary ? ilay fiara sa ny atao mariazy ?
    Ny fromazy fotsiny dia hitan’ny vozongo tsara, fa ny mahantra ihany no tia misehoseho. Ny tapany ihany e !Tsy misy henatra amin’ny vahoaka malagasy tsy mahita hanin-kohanina.

  • Georges dit :

    Est ce que le Gen. Ndriarijaona etait a Paris pour le 14 juillet ou non? Aidez-moi svp.

  • Ziry Onésime dit :

    Marina fa samy manana ny lazainy sy ny heviny tokoa ny olona mahita an’izao mariazy izao. Mba tiako anefa ny manokatra ny saintsika sy ny eritrerintsika amin’ireto fanontaniana telo ireto:
    1- ohatrinona marina moa ny karamana’ny jeneraly iray no mahavita an’izao izy?…Mba mangataka ny tenako raha misy mahavaly an’izay, fa izao kosa dia hamaly hoe: 1.800.000 Ariary fara fahabetsany, miaraka amin’ny « indemnité » rehetra (manome an’io tarehi-marika io ny tenako satria manana namana izahay ao amin’ny Miaramila ao….) Roa taona latsaka ve NDRIANARIJAONA dia ahazo izany 100.000.000FMG izany?
    2- Mby aiza ny feon’ny fieritreretanareo miaramila raha izao zava-miseho izao no misy?.. Tsy midika ve izany fa misy vola be mihodina ao aminareo ao, vola izay tsy ara-dalàna akory?..
    Mino aho fa matoa My Dago nampiseho an’ity « article » ity dia tiany ho saintsainantsika ny toe-tsain’ireo miaramila ireo, izay tsy ny fitiava-tanindrazana intsony no jerena, fa ny tombontsoan’ny tena.
    Farany, tsy ny mariazy no tena mampalahelo, na ny vola izay samy manana (na tsy mitovy aza ny isany), fa kosa aoka HO DINIHINTSIKA TIA TANINDRAZANA TSARA NY FOMBA NAHAZOANA AZY!… Ho ekentsika mandrakizay ve ny toa izao?

  • Babyfoot dit :

    Nisy nilaza teto fa 500 Miliara FMG no nanaovana ny coup d’état. Ka raha marina izany dia io volabe io no nozaraina tamin’ny tsirairay. Abongadiny fotsiny ny Barety nozaraina tamin’izay tena nanao Chef DEBA !
    Manginy fotsiny ny affaires hafa rehetra « bois de rose (entre autres) !
    Fanjakan’ny Baroa re ka na inona na inona hiraintsika eto dia lany calorie fotsiny raha mbola eo ny Faty.

  • volaniaina dit :

    misy farany ny zavadrehetra eh!
    mbola ho endahina @ ny fananany satria fananambahoka no nilibany eh!
    ho takina @ ny nangalariny sy miampy ny honotra @ ratsy vitany sns……..
    zay ho tsampany tsara fa makorelina mamerimbola izy fa tsy hotrany t@ androny Ratsy iraka izay nangalarinao dia anao dia mitsoka mi-exile fa akarina trubunal internationale ny rahara satria vola fanampina no meny firenena mikambana sns….ny volambahoka Malagasy eh!
    fa tsy volana adala akory

  • HoAiza dit :

    Flagrante
    et si insolente!

  • ELAS dit :

    na mambola ary ve dia tsy tokony ho izao no handaniana azy eto Madagasikara ?????
    Tena efa mi-paorina koa na ny jeneraly aza marina.
    Dis moi ce que tu fais et je te dirai ce que tu es,
    Mitsingevana jiaby rehefa maivana ohatra ny tsikafokafona ary
    tsara fototra rehefa mavesa-danja sy mafonja ny ao anatin’ny loha.

  • anja dit :

    Marina ny voalaznao ry volaniaina!!!

  • Fanontaniana dit :

    Mba misy fanontaniana kely tiako hapetraka.
    Dia lazaina fa « foza daholo » ve izany izay olona mahahofa limousine ????
    Toa lasa matahotra ny olona mipetraka any andafy te hanao mariazin’ny zanany aty antanàna satria…. efa an-taonany maro no nanangonany vola hikarakarana ny mariazy ary rehefa atao ny kaonty mahavita mariazy be any andafy ny efa nangoniny, saingy mba te hiara hifaly @ fianakaviana aty madagasikara izy ireo…..

  • kotozaka dit :

    RAHOVIANA ISIKA REHETRA VAO MBA HO LASA RAMORAMANANA ??????
    VAHOAKA BADO NAMBAKAINA T@ FAMPANATENANA PAOK’ATY.
    NITOLONA HO NY KARANA BE SY NY FORONGONY.

  • Razanabary Perle dit :

    Tena vahoaka bado marina ny gasy ry kotozaka â !Tadidivo ny 10-08-91;tsarovy ny 07-02-09;dia mbola ho avy koa ny manaraka ê! Vendrana ts’inona nataon’ny Hery velona Rasalama sy ry TGV ary ny FAT tohatra fiankarana fontsiny ary io fomba io dia ho mandrakizay; VOA VAO MIHILANA foana isika gasy adala.

  • kevoka dit :

    Tsy ny fitegenana limousine no ratsy fa ilay fomba nahazoany vola be no ratsy nefa dia ny mariazi-janany no natao.
    I jeneraly tompoko dia mpiangona ao Ankadindramay FJKM fa tsy ta@ io ihany akory ary kristianina ao izy nefa moa dia …..

  • Freddy dit :

    Georges>>>>>

    I Ndrianarijaona no notondroin’i Lavanify hanatrika ny 14 juillet teto Paris. Niara nipetraka t@ miaramila afrikana manamboninahitra izy. Izany akory tsy milaza hoe izy dia manamboninahitra, fa ireo Miaramila hafa no nanamboninahitra. Hi hi Hi!Nisitritsitrikaery raha vao misy maka sary fa nahatsiaro tena ho Mpivaro-Tanindrazana.

  • Zaverty dit :

    Vive la mariée et vive les photographes ,et vive MyDago .

  • HERY dit :

    NA ENDIKA IVELANY NA TENA MANANA NO MAMPIASA IO LIMOUSINA IO DIA IRENY NY HOE MANOTANY NY ORY E AZA ENTINA MANDALO ATY AMINAY BAS QUARTIER FA MAHARIKORIKO ANAY NA MIJERY NY GESTANAREO OHATRY NY MANDATSA ny gasy sahirana sy very asa sy may fananana llna

  • besoaveriasa dit :

    IZAO NO SANTIONAN’NY FIAINANAY AO AMIN’NY HAT sy ny forongony, ka dia mbola gaga iany ve nareo ra tohananay aharitra ny fat ? Santionany fotsiny itony fa tsy hitanareo ny GOAVANA NOHO IRENY. Frantsafrika be vola mahavidy anay !!!!!!Ny anao iany ny anajako anao.

  • Alidera A.R. dit :

    Fay be izao i Violety sy ry zalahy teny amin’ny 13 Mey ireny fa na mihena aza ny eny an-doviany dia afaka mba mahita Limousine ry zareo sy ny zanany alohan’ny ahafatesany e!

  • farpait dit :

    De mahareta hatramin ‘ ny farany ry zandry kely a …..!!

  • jopopolita dit :

    ARBAINA ISIKA REHETRA
    NY AHY DIA TSOTRA NY TENIKO AZA DIA MITSIKERA OLONA FOANA EO AMIN’NY FIAINANA NY ZAVA-NISY REHETRA TETO DIA FILM EFA MANDEHA FOANA NEFA DIA MISY MIJERY FOANA, VITA NY FILM VAO BE MENOMENONA DAHOLO, TANDREMO NY AMIN’NY SISA, IZAY MAHASOA NY ANKOHONANAO SY NY AO AMINAO JERENA FA AZA MIJERY IZAY AO ANATY VILANIN’NY OLONA
    1991-2002-2008 MBOLA TSY FAY IHANY,DIA JEREO FA NY ENDRIKA TAMIN’IREO IHANY NO AMIN’IZAO
    AZA MITOLONA REHEFA TSY LOHANY FA LASA MANENJIKA OLONA FOTSINY AVY EO
    I JENERALY LOHANY IZY RARINY RAHA LASA MPANANA FA IANAO MANDEHANA ALOHA MITSONGO ANANA ENY ATANIM-BARY DIA TANDREMO AMIN’NY MANARAKA
    IANAREO FIANGONANA NA IZA NA IZA TSAROVY NY NANIRAHINA ANAREO FA SAO HANENENANA AMIN’NY FITSARAN’NY LANITRA FANTATRAREO TSARA IO

  • aina dit :

    Raha izaho manokana aloha dia tsy hanan-kambara firy amin’izao mariazy izao fa ny hany teniko dia tsy tsara ny manorina fahasambarana eo ambonin’ny fahorian’ny hafa.Jereo ny zava-bitan’ny Ndrianarijaona(Ratarondro) fa izy dia anisan’ny olona nampidi-kizo ny firenena tahak’izao.Azo film daholo ireny ka tsy ho adino mandrakizay.

  • jopopolita dit :

    Fa angaha moa misy ho afaka @ ratsy izay nataony, tsy maintsy misy valiny foana ireny na ho ela na ho aingana, marina ny tenin’i Aina, fa mba hanatra ho an’ny Malagasy no nataoko, jereo ny ataon’ny AVI, izao indray ka Ray aman-dReny mijoro hono fa iza moa ireo? dia hanaraka indray ra-Malagasy

  • HERY dit :

    RAY AMANDRENDRENY hat ireo ray amandreny mijoro ny vatatenany fa gila ny masony , bingo ny lohaliny,mitongilana ny lohany,izany no ray amandreny zara mijoro, porofony, ambatobevoka,fona ny zavatra ataony,na hoteraka aza dia mety tsy ho azo na sampona,satria mpidomelona daholo izy mianakavy eeeeeeeeee

  • colombe dit :

    tsotra ny hevitro momba an’io. toa hoe efa ho efa- taona mahery izy roa kely no niaraka ary mino aho fa efa tamin’izany izy ireo no nikasa ny hivady. ataovy hoe samy miasa izy roa, ampio ny vola izay foin’ny ray aman-dreniny avy, ampio ihany koa izay torapon’ny namana sy ny fianakaviana, alaivo amin’izay ny « machine à calculer »… ka inona ny problemantsika amin’izany na 100 millions ar na 1 milliard ar ny vola lanin’zareo tamin’ny mariaziny. averiko eto indray fa efa ho efa-taona mahery izy roa kely no niaraka. Iza no nitondra tamin’izany? aza de varina mitsikera fotsiny isika fa mba misy kosa ny evidence indraindray eo @ fiainana. Ankino amin’Andriamanitra foana ny fiainana ry izy mivady a. Matoa koa nge henjehina dia manja e? sa ahoana? Misaotra tompoko

  • Babyfoot dit :

    Je ne comprends pas pourquoi on fait de ce mariage une affaire d’état. Comme j’ai déjà dit plus haut, n’importe qui peut se permettre de louer une limousine quitte à manger des macaroni à l’eau, sans beurre ni crème fraîche, le reste de l’année.
    Combien des gens se sont mariés à l’hotel HILTON (bien avant la crise) et qui, pourtant, prennent les Taxi-be, se nourrissent au marché de zoma (varimitsangana) avant et après leurs mariages ?
    Parlons d’autres choses plus constructives, la sortie de crise, par exemple.

  • gbd dit :

    hi!hi!hi!…
    fahazazantsika gasy io miseho io…
    Firy ny mpiasa-trano (la « bonne ») taloha mipoaka karama erin-taona anao fahamadiana ?
    dia mandry fotsy , tsy mihinan-kanina ny ariva…
    Arak’izany ny fitiavantsiaka mihaingo aminy mariazy ireny : hoy ny zo’aviko rain’boto(allemande) hoe :
    « mais vous faites tous riches ! comment pourriez vous inciter les autres à vous aider ?  »
    d’accord avec Baby….

  • Freddy dit :

    Me also hoy ilay mianatra teny anglisy ! Tena d’accord !
    Fa aleo arahabaina fotsiny i Ndrianarijaona hoe : arahabaina nahita vinanto hanambady ny zanany.

    Ny sortie de crise ve tsy hoe : hasiana manao vacances obligatoires i Domelina e ! Un avion pas trop bien entretenu qui survolerait un ouragan ferait l’affaire ! Non ?!

  • Babyfoot dit :

    Freddy et GBD,
    Ha ha ha !
    Domelina en vacances, sur la plage !!!
    Mangala tahaka an’i OBAMA tany Hawaï hihihi !
    DJ nefa ny asa teo aloha !

  • ne soyons pas bête dit :

    Je suis tout à fait d’accord avec baby et colombe,
    j’en ai loué du limousine à mon mariage et j’ai invité toute ma famille et j’en suis fière car ce n’est pas pour ça que je suis famille ou pour des gens qui sont au pouvoir.
    comme il est dit plus haut, j’habite à l’étranger et je travaille dure pour financer ce mariage.
    doit-on avoir peur alors si on veut faire un grand mariage à Mada?

  • ne soyons pas bête dit :

    au dernière nouvelle, les jeunes mariés ont été ensemble il y a ‘ ans, bien avant que cemgam était cemgam; et les parents du jeune marié aussi sont frikés et lui même ingenieur en agronomie; et et et chrétien depuis sa naissance.

  • GBD dit :

    est il au moins circoncis ?

  • GBD dit :

    a-t-il une bague au gros orteil???
    allez my dago : DU CROUSTILLANT !

  • Manoela dit :

    Gbd

    ils ont une bague  » tête des mortse taillées »

    les Vins pendant ce mariage ce sont les sangs des Malgaches coulés.

  • Boy dit :

    Raha misy ny vola ve tsy ny fianakavianao no jerenao voalohany, ny fidirambolanao no jerena fa tsy ny azony olon’kafa any, zany ihany no mahataraiky.

  • Tag dit :

    « Limousine » fa tsy « limogine ».

  • fanalita dit :

    oay le!otran’i rosa io bandy io a!avy any amin’ny tanàna,sa bandy mitovy?maharena tokatrano e!de miteraha zay irina,f’aza manao ny fanaon’ny ray aman-dreninareo teo aloha fa manàna hambo amin’ny maha lehilahy nosoran-dreny menaka ny tena,aza mifaly amin’ny fahorian’ny hafa fa mifalia amin’ny hasasaranareo sy ny vadin’ny fahatanoranareo!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.