Paul le poulpe, l’infaillible, mise sur RAVALOMANANA…

Paul le poulpe : Ravalomanana vs Rajoelina

Paul le poulpe : Ravalomanana vs Rajoelina



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Soiree de soutien a Marc Ravalomanana
  2. Lettre des Etats-Unis à Ravalomanana
  3. Présence du Président Ravalomanana à la cérémonie d’ouverture de la coupe du monde 2010
  4. Lettre ouverte à M.Ravalomanana, Président de la République de Madagascar
  5. Le président Ravalomanana a sifflé la fin de la lutte de leadership dans la mouvance !

27 Comments

  • Nary dit :

    Ho avy ny tsy metin´ny foza ary hivaly ny vavaka Tonton Ravalomanana filohanay an !
    Andriamanitra tsy andrin´i Andry androntsika efa nanao sorona ny fiainanay efa ho 2 taona izahay nijaly @ krizy, ho avy ny fahafahana ary hifototra @ ireo bibidia FAT sy FOZA ny rambony.

  • Vonona dit :

    Antsoinay i Andry Tgv hifaninana mivantana amin’ny filoha Ravalomanana Marc amin’ny fifidianana ho filohan’ny repoblika.

    Ho hitan’i Andry eo izany hoe feom-bahoaka izany !

  • Ziry Onésime dit :

    Bravo pour la comparaison!
    Ma prévision personnelle C’est comme si la Mannschaft va rencontrer l’équipe de TGVendrana… Le score: 180 à 0, c’est-à-dire deux buts par minute. Et encore, la Mannschaft sera clémente.
    Trève de blagues, on n’a même pas besoin de Paul le Poulpe pour savoir les résultats, car moi je parie (je ne prédis pas, je parie!) 90% pour Marc RAVALOMANANA,… à moins qu’il y ait des tricheries et des falsifications, comme a coutume de le faire cette FATn’alika!

  • Faucon de Dago dit :

    Président Ravalomanana ange tamin’ireny fotoana namaivay ireny efa handamina ny référendum fa io vavy-lahy io no tsy sahy satria fantany fa tsy ho tafita izy. Dia naleony,amin’ny maha vavy-lahy azy, nikaôty an’ireo capsat, izay miaramila biby novidiana tamin’ny vola be hamono fotsiny izao an’ny Présisent.

  • hic! dit :

    nahafinaritra ny nahita an-dRavalomanana hita télé nijery ilay fermeture CM 2010 omaly iny !

    vao hitako fotsiny amin’ny sary izy tsy misy commentaire, dia hita taratra fa mbola hafa ny fandraisan’ny any ivelany azy ! fa ilay vavy lahy eto antoerana ity, ny tena marina tena marina dia fialonana no mibaiko an’io hanenjika azy , dia izay toetra izay no ampiasain’iretsy mena sofina hilalaovana azy toy ny marionety !
    aza mba v ihany

  • DRACK DRACK dit :

    Ah les Malgaches !!!!
    200 ans en arriere

  • GBD dit :

    hihi
    « vavy lahy » tena mendrika an’i ilay foza ritra….

  • rakotoson dit :

    CAMPAGNE PRESIDENTIELLE AVANT LA LETTRE

    C’ est aberrant ce que l’ on constate aujourd’hui avec le nombre de personnes qui se déclarent déjà comme candidats ( officieux , car la campagne electorale n’ est pas encore décrétée ) à l’ élection presidentielle. Que veut dire les tournées en province des Pierrot Rajaonarivelo et des Gilbert Raharijatovo et d’autres spécimens de la même espèce. Je passe outre celle de Zafy Albert qui le fait pour le compte de la recherche de la sortie de crise au nom de la Mouvance Madagascar ( à moins que ce ne soit de ses propres couleurs et méritent dès lors la même dénonciation que celle des autres ). Le PM Vital n’ est pas non plus à épargner; car, celui-ci prépare encore et toujours le lit de TGV et de la Hat sous les fallacieux prétextes d’ inaugurations ici et là. La meilleure de tous ses individus sans scrupules, c’ est la mère Sylla qui tient une conférence de presse aux côtés des les parlementaires UE/ ACP. Certes , son mari était le Président de l’ Assemblée Nationale dissoute, le 17 mars 2009, par TGV et Norbert Lala Ampersonne. Et, alors?! Mais, qu’ a-t-elle à faire aux côtés de ces parlementaires ACP/ UE ? Dimanche, à l’ issue de l’ inauguration de la cathédrale catholique restaurée d’ Andohalo , la même mère Sylla était à la table d’ honneur à la gauche de Odon Razanakolona. Est – ce que c’ est ce dernier qui le lui avait demandé d’ être à ses côtés; ou c’ est elle qui s’ est parchutée là au détriment des nombreux responsables du conseil pastoral de la cathédrale qui le méritent mille fois qu’ elle. Le pire, c’ est que sa fille était – aussi – à la table d’ honneur prévue pour 6 invités sur … 400!La fille d’ Yvette remplacerait – elle son défunt Jacques de mari? En tout cas, l’ assemblée n’ en revenait pas de cette comique situation qui heureusement n’ a pas terni l’ atmosphère A propos de ces sulfureuses campagnes électorales avant la lettre, aucune observation pertinente de la CENI dont c’ est pourtant le rôle. Il est vrai que le plus urgent encore pour ses membres, c’ est l’ acquisition des aides des bailleurs de fonds et la participation aux festivités du 14 juillet à… Ivandry ou sur les Champs Elysées !

  • denise dit :

    Faut pas rêver!!!

  • GBD dit :

    Doux Jésus
    Odon be vatakorina et sa petite grenouille de bénétier vevette Sylla:
    l’esprit SECTAIRE fait évidemment rage…
    OK avec toi sur ce point Drack Drack :
    => 200 ans en arrière , avec le saint esprit du cardinal de Lavigerie ou de Charles de Foucault ….
    Amen !

  • acado dit :

    normalement R8 il à pas le droit d’ être candidature au présidentielle , il est viré, par ce peuple MADA les choses y passe toujour mal

  • rakotobe dit :

    ravalomanana ihany ny antsika, hataontsika Mpanjaka mandrapahafatiny izy. Miondrika aminy daholo ny gasy….. Ary modia @ izay ry mpanjakanay… Zay vonona ny hanao sorona ny ainao ho anao……….. fa rehefa tsy te hiverina mody de aza mampanantena tsy misy…..

  • GBD dit :

    peuple de Mada n’est pas le « peuple d’Isotry » seulement
    ry dame pipi â !

  • LUCAS dit :

    oviana kay vao mody dada io?manomboka mirediredy ny zanakao ka mba tongava hijery ny fahasalamany;iza koa zay miraharaha ny gasy any ;manomboka mitalaho @vazaha anie dada de jo’bourg fa te hody fa tsy sahy ;fa maninona?Foza kely io ve dia mankaiza e!

  • acado dit :

    pourquoi pas LOUIS XVI si il était vivant, hoan’ ny zanak ‘i dada.

  • guers dit :

    ny tantara sy ny vahoaka no hitsara oe iza no tena fositra(foza=rajoelina,ramarson,reboza,vital,…)eto @ity firenena ity!
    itatsika eo fa efa tsy ho ela intsony e!

  • GBD dit :

    louis xvi hiany no mba fantatry nadia/acado angaha?
    mahagaga ny zanany niantsoiny hoe « MARC » !!!
    manofy andro, aman’alina oa !

  • denise dit :

    Resy tanteraka i Valomanana ankehitriny an!

  • Alidera A.R. dit :

    guers,

    Izay mihetsika ihany no manao ny tantara. Rehefa tsy hihetsika izay milaza azy manana ny marina dia izay eo no eken’ny mpitazana ho zava-marina.

  • Ranaivo dit :

    Ho an’ireo diso làlana manohana ny Fanajakazakan’ireo mpangalatra eo amin’ny fitondrana ireo,

    Mazava be ny antony tsy hahazakanareo ny vahaolana iarahana (consensuelle sy inclusive) sy ireo fifanarahana tany Maputo sy Addis Abeba : matahotra ianareo fa rehefa tafaverina ny FANJAKANA ARA-DALANA, dia ho takina aminareo ny nanaovanareo ny volam-bahoaka nandritra ny nitondranareo, satria fantatry ny rehetra fa feno halatra ao, handeha ny enquêtes indépendante momba ny « lundi noir », ny « 7 février », ny traffic de bois de rose, ny rackettes ataon’ny mpikambana ao amin’ny HAT amin’ny mpandraharaha sasany eto Madagasikara, ny miaramila nanongam-panjakana matahotra tribunal militaire, ny habibiana isan-karazany nataonareo rehetra nanomboka tamin’ny janoary 2009 dia hotakina aminareo daholo. TAHOTRA NY HITRANGAN’NY MARINA SY FITSARANA TENA IZY NO HIFIKIRANAREO EO AMIN’

  • Ranaivo dit :

    TAHOTRA NY HITRANGAN’NY MARINA SY FITSARANA TSY MITANIKA NO HIFIKIRANAREO EO AMIN’IO SEZA IO. Ny MARINA tsy mba maty, ary ny zava-drehetra misy farany avokoa. HANDATSA ANAREO SY NY TARANAKAREO NY TANTARA !

  • Lesabotsy dit :

    Andry Nirina Rajoelina sy Ra8 mitovy foana ny zavatra nataony izay roalahy io.Nampigadra izay olona tsy mitovy hevitra aminy i Ra8 nanompoka ny raharahan’ny 2002, ary manao toy izany koa i Andry Nirina Rajoelina ankehitriny.Mpanondrana bois de Rose antsokotsoko i Ra8, manohy ny nataon’i Ra8 koa ny HAT sy ny tariny ankehitriny.ANDRY NIRINA RAJOELINA MIRA RAVALOMANANA MARC.Mila fanovana ny ratsy ho amin’ny tsara izahay amin’ny lafiny rehetra, fa tsy hoe ny olona no soloina fa ny fomba fanao tsy nety ireny mbola mitohy ihany.Samy malagasy isika, na iza na iza no manao ny tsy mety dia tsy ilaina hitondra ity firenena ity.

  • belts dit :

    mba jerreo ny gazety androany fa tsy misy gazety tsy mamely ny FAT…… ny Telonohorefy ary toa mbanivadika mamely koa, i Ritsoka moa tsy hita izay ho dokafana @ FAT dia mbola Ravalomanana efa tsy eto intsony no enjehina…propos-na gazety mpanohitra….Maninona raha mandoka ny FAT raha misy ho dokafana fa tsy mahita dia Ravalomanana efa tsy eto no mbola mampihorohoro azy…ento irery ny transition raha tena mahery ô!!!
    Dia hoatr’izay koa ireo fozaorana mirediredy eto ireo..i Dada foana no atao resaka fa ny anareo dokafana…..fa iza izao no mpanohitra e???? f’angaha tsy zahay!!!!

  • belts dit :

    Tafaresaka t@ iray t@ireto hoe mba Ray aman-dreny mijoro ny Pasteur-nay, dia nanontany hoe fa nareo ve manaiky fa mbola tian’ny olona Ravalomanana « ENY » no valiny….ka aiza ity « democratie » mba nodradradradraina?????

  • Babyfoot dit :

    DRAKYBE/MORENO Le Poulpe ,
    La colonisation et l’esclavage sont abolis
    Ah ! la FRANCE ! 10 000 ans en arrière !!!

  • LUCAS dit :

    tokony hanendry delegation speciale pds ny mpivavaka fa nandositra ny pasitera !

  • spéctateur dit :

    Acado, Je vous ai conseillé maintes fois de vous exprimer en malgache compte tenu de votre niveau intellectuel. Le monde entier finira par donner raison aux légalistes de rejeter ce semblant gouvernement SQ et ses illettrés partisans.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site