MFM - mpitolona ho amin'ny fandrosoan'i Madagasikara

MFM - mpitolona ho amin'ny fandrosoan'i Madagasikara

TANO NY AZO FA SAROTRA NY MILA ! NY FIFANARAHANA TANY MAPUTO NO MANDA ARON’NY FIANDRIANAM- PIRENENTSIKA ! Maro ireo malagasy mihevitra ho mahay ity raha antsoina hoe politika ity ! Samy manana ny fiheveran’izy ireo ary samy tsy misy milaza na mivolana inona marina ny votoatin’izany paolitika n otreany izany..!

Tsy misy mahafantra izany isika fa ny itantsika sy indrindra re sy vakiantsika dia ny eboebon’izy ireo :

  1. manao antso ,manao fanambarana (izant tonton amboise izany )Iza izy io ,io no mba itany sy nataony teo amin’ny Firenena ho an’ny Malagasy
  2. manome soso-kevitra hanoloana an-drajoelina -ny mfm izany ary efa notondroin ‘izy ireo ilay olona hasolo an-drajoeina  dia i lahiniriko ! Fa angaha ny mfm afaka manolo an-drajoelina, sa pi-maso atao amin’ny frantsay io soso-kevitra io milaza hoe : « Anjaranay izao ! »… Mahagaga sy mahalasa fisainana io soso-kevitra io fa indrindra ny fihetsiky ny mfm, izay mpikambana ao ami’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC, ary mahatonga ahy hametraka amin’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC izao fanontaniana roa izao
    • AHOANA AVY NY FOMBA SY NY TOETRAN’IREO ANTOKO TE HIDITRA HO MPIKAMBANA AO AMIN’NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC ?
    • ANTOKO MFM VE NANDROSO IO SOSOKEVITRA FANOLOANA AN-RAJOELINA IO ARY NY NY FANENDRENA AN’ I LAHINIRIKO HISOLO AN-DRAJOELINA…
  3. manosika sy mandrisika olona hilatsaka ho hitantana ny Firenena Misy ireo mitarika ny Pr RANJEVA RAYMOND hirotsaka ho amin’izany ! Olon-be sy malaza ny Pr RANJEVA RAYMOND, ary mino aho fa « tsy hiamboha adidy izy » raha mitranga ny fehezan-javatra maro mahamety ny fandraisana izany andraikitra izany..!

Fa nahoana izy no atosika ? Rehefa tonga ny filatsahana ho fidiana dia tsy misy mihitsy antony tsy mahamety ny filatsahany fa ity « tosika ity » alohan’ny ny fifidianana mbola tsy any an-kibo-ndreniny akory aza… Ireo seho-javatra ireo dia mitory misy fahamaikana tsy dia mitombona loatra ny antony.!

ARY NY MALAGASY KOA ANIE MANANA ANDRAIKINY AMIN’NY FANVANA NA FANEKENA IZANY FAHAMAIKANA IZAY METY HANIMBA SY HANAMAIVANA NY SAFIDINY…. SATRIA IARAHA-MAHALALA FA MBOLA TSY TAFAPETRAKA NY TETEZAMITA IRAISANA TSY MANAVAKA IZAY VATOFEHIZORON’NY ACCORDS NOSIAVINA TANY MAPUTO !

Na iza na iza te hilatsaka na tiana hilatsaka ho fidiana DIA TSY MINTSY MANJA NY FIFANARAHANA TANY MAPUTO IZY..! Ny ahiahiko tsikaritro dia toa misy kajy mitady ny handingana io fifanarahana io, ary izay no efa dia hanomana fifidianana..!

Ny frantsay dia mitady ny fomba iodivirana ny fifanarahana tany MAPUTO ary efa nanandrana izany izy tamin’ny alalan’lay feuille de route narovan’i joyandet tany Afrika Atsimo izao nolavin’ny ankolafy telo.

Misy araka ny fandinihina Malagasy iray miroso amin’io fijerin’ny frantsay io dia ny mfm, izay mitady ny fanoloana an-drajoelina izay napetraky ny frantsay ! Ary ny resaka mikasika ny fifidianana « tsy manaraka ny fifanarahana tany MAPUTO sy ny soso-kevitra fanloana an-drajoelina dia mifanojo amin’ny fahatongavan’ny Filoha CHISSANO, mpanelanelana iraky ny CI…dia fomba ve handrotsahana ireo hevitra ireo ho dihina amin’ny PRETORIA II..!

NY FIJERIKO IZAO TENY ATSIPY IZAO DIA FOMBAN’IREO MBOLA MITADY HAMPITARAZOKA NY FANAPAHAN-KEVITRA MIKASIKA NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA IRAISANA ! NEFA DIA TOA MAIVANA IZANY HEVITRA IZANY KA MINO AHO FA TSY HANAIKY IO HEVITRA IO NY MPIVORY ANY PRETORIA II… FA NY NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA NO ILOFOSAN’IZY IREO MAFY MBA HO TANTERAKA SOA AMAN-TSARA.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Hanan-tsiny raha tsy mandroaka an’i Rajoelina
  2. Fifidianana hoe ?
  3. Ravalomanana irery ihany no tsy nivadi-dela
  4. Tsy mila mpivarotra tanindrazana
  5. Ireo mpanongam-panjakana no matahotra antsika vahoaka

6 Comments

  • sadic dit :

    je plains vraiment ce vieux Doc. Robinotte, voilà qu’il continue son attentat « Ã©crit » contre le MFM, un parti qui a fait beaucoup « des actions sur terrains » pour son dada laitier chéri pendant le temps fort de la crise, ce papy doc. est l’exemple type d’un fanatique extrémiste hors du commun assis à longueur de journée devant son PC guettant comme un petit ch… de salon(encore heureux que ce n’est pas un Ber…allemand) toute moindre déclaration à tendance divergente de son accord caduc dont la réalisation relève désormais de l’utopie, puis aboyer pour avertir son patron qui l’entretient. certes, c’est justifier l’entretien que son propriétaire lui fait périodiquement. mais pour nous autres qui n’aimons pas que la crise continue à la façon
    ivoirienne(cotes d’ivoire), devrions nous vraiment attendre que de tel cas d’espèce d’un vieillot figé presque arrivé au terminus de son voyage sur terre s’éclipse pour toujours pour oser proposer quelque chose??

  • volaniaina dit :

    fanahinina io hitarozahany krizy eh!
    efa niteny i Radomelina fa izy no eo mandritrany 2 taona….. mora angalarany sy hamenoandry ry zareo posy MIARAKA @ IREO AKOLITANY SY NY VAHINY eh! sns…….mba dondrona ihany ny tafika ambany grady sy ny foza majinika nanohana any TGV sy ny forongony sy ny foza be sy ny tafika be grady eh!
    hitarazoka eo izany ny krizy mandritrany 2 taona anaovany andry Rajoely sy mialy fety de prince sy prenssece eh!

  • jacta dit :

    Ny mfm dia efa miteny nahoany na tsy hoany no andraisako azy! i dada anga nanao tetezamita iraisana izany ? fifidianana ihany dia vita tatara

  • Bemafohy dit :

    Raha mbola tsy niteny n’inona n’inona i Manandafy dia mbola tsy misy ahiahy ny momba ny MFM.Amiko ry zareo dia mbola miaraka amin’ny mouvance madagascar.Efa miresaka Maputo ihany dia eto aho dia te-hisaotra an’i Ghana.Thanks a lot « black stars », we are proud of you.you’ve shown many african values and we’ll remember you.Keep on playing like that and don’t be sorry because you were unlucky.Just carry on!

  • Razanabary Perle dit :

    Tsy 2 taona izany mihintsy no voalazan’i Rajoelina fa 24 taona noho nolazainy teny Ambohitsorohitra hitondrany an’ilay Gasikara. IO fe-potoana io noho nambarany tamin’izy nanontany ireo vahoakany tamin’izy tafaverina avy any Mozambika tamin’ny 2009 ary hita tao amin’ny télé fa tena velom-pandihizana sy ny fanoroka mihintsy ny anti-dahy 2 lahy Hery velona Rasalama dia i D.Ramaromisa sy Andrimanjato R. ravao niteny an’io i Rajoelina Ray Amandreny ny Gasy .

  • acado dit :

    transformation tsy miala @ gasy , mandreraka

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.