Courrier

Courrier

TARATASY MISOKATRA HO ANAREO OLO-MBOAFIDY NOHO NY FIRAINAREO ARA-PAOLITIKA TAMIN’NY FOLOHA RAVALOMANANA MARC !

TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY..

Mino aho fa velona ao an-tsainareo ,velona ao am-ponareo ny fahatokisan’ny Malagasy nifidy Anareo..Izany safidin’ny Malagasy izany dia fanamafisan’izy ireo ny fankasitrahany ny paolitika nataon’ny FILOHA RAVALOMANANA MARC teo amin’ny toe-karena ,teo amin’ny asa soialy (fampianarana ,fitsaboana ,fifanampiana.) teo amin’ny fifandraisana amin’ireo Firenena ao anatin’ny Firenena Mikambana..)

Nifidy Anareo ny Malagasy mba nahazoan’ ny Filoha MANANTATERAKA NY PROGRAMA MAP ,izay nofidin’ny Vahoaka tamin’ny 06 décembre 2006..

KOA ANKEHITRINY ,NY VAHOAKA MALAGASYDIA MIJERY SY MIHAINO ANAREO NOFINIDINY..!
DIA MIANDRY IZY IREO ,MIANDRY NY FEO ,NY HEVITRAREO NY VAHOAKA ,MIANDRY ANAREO HANOHITRA IREO OLONA MITADY HANDARAVA ,MITADY HANDINGANA NY FIFANARAHANA TANY MAPUTO !EFA TSAPATSIKA FA MISY MARO IREO MALAGASY ,MIAFINA AO AN-DAMOIN’IREO ANTOKO PAOLITIKA KELY VAO NOFORONINA ,MIAFINA AO AN-DAMOSIN’N’TY TABATABAINA HOE ray aman-dreny ’ty ,
IREO REHETRA IREO ,IZAY TSY MBA NANDALO TALOHA TEO AMI’NY SIVAN’NY FIFIDIANANAN’NY VAHOAKA NO MIHAMBO MAHAY MAMAHA NY OLANA..!
TSY HAIN’IREO AFENINA FA OLONA MIEZAKA HANAMPY AN-DRAJOELINA , IZAY AMPIAN’NY FRANTSAY HISARIKA IRETO OLONA IRETO..!
TSY KELY SAINA IREO OLONA IREO ARY FANTANY TSARA NY HATAONY SY NY TANJONA KENDRENY :HIARAKA AMIN’NY FRANTSAY ,HIVERINA AMIN’NY HEVITRA SY TETIKY NY FRANTSAY NAMPIZARANA ny malagasy TALOHAN’NY FIfaranan’NY ASY 39645 /NY FANOMANANA NY PADESM HITONDRA SY HITANTANA AN’NY MADAGASIKARA ARY HIFANANDRINA SY HIFANINA AMIN’NY MDRM-N’NY MERINA EO AMIN’NY SAHA PAOLITIKA…..!
NY UNION FRANCAISE NAROSON’I DE GAULLE DIA TENA HO VAHA OLANA SATRIA I9O UNION FRANCAISE DIA NANOME FIZAKN-TENA (autonomie)IREO FIRENENA NOZANAHIN’NY FRANTSAY ARY KOA NAHAZO FITOVIAN-JO AMIN’NY FRANTSAY..!
KINANJO MOA !TSY NIFANARAKA TAMIN’NY PARTIS POLITIQUES MARO TAO AMIN’NY A.N IDE GAULE DIA NIALA TSY HO LEHIBEN’NY GOUVERNEMENT IZY NY 26 JUIN 1946..
DIA INY FA NAHAZO HERY IREO NANOHITRA NY FISIAN ’NY UNION FRANCAISE..,IZAY NORAVANA MORAMORA..TATY MADAGASIKARA DIA IREO COLONS NO ,IZAY NAMORONA ILAY REBELLION TAMIN’NY 47 ,IZAY HEVI-DRATSY NENTINA NAMOTIKA NY MDRM..!!

IZA NY MALAGASY FALY TAMIN’IZANY ? IZA NY MALAGASY NANADINO IO FOMBA SY TETIKA NENTINA NAMPANGINANA NY TIA TANINDRAZANA ?

FOLO TAONA TATY AORIANA ,DIA ASA NA FAY NA NATAHOTRA IZAY NAHAZO AZY IREO TANY INDOCHINE NY FRANTSAY ,NA NATAHOTRA FASAO MAKATAHAKA NY AGERIE I MADAGASIKARA , FA NY TAONA 1967 NO NAMPIARINA TETO MADAGFASIKARA NY LOI-CADRE IZAY NOTEFEN’I GASTON DEFERRE ARY NANOME FIZAKAN-TENA NY MALAGASY..TSY TSAPA NY VOKATRY IO LOI-CADRE FA NIKORONTANA NY FRANTSAY..NOHO NY VOKATRY NY ADY TANY INDOCHNE SY FIOMBOHAN’NY AY TAO ALGERIE..DIA NANTSOINA I DE GAULLE HAMPLAMIA NY FIRENENY..!
NISY REFERENDUM NATAO IZAY NANDRAISAN’IREO MPONIN’NY ZANA-TANY FRANTSAY REHETRA ..!NY FANONTANIANA NAPETRAKA TAMIN’IREO FIRENENA
ZANA-TANY (AFRIQUE ATSION’NY SAHARA SY MADAGASIKARA NO VOAKASIKA IZANY REFERENDUM IZANY..!
NANONTANIANA IZY IREO RAHA HAKA NY FAHALEOVANTENANY MIARAKA AMIN’NY FRANTAY AO ANATIN’NY FIVORIAMBE FRANTSAY (COMMUNAUTE FRANCAISE..)
MBOLA ITA AHOANA IHANY NY FOTO-KEVITRY NY UNION FRANCAISE AFA-TSY NY FHALEOVAN-TENA NO NISOLO NY FIZAKAN-TENA..;
FIARAHA-MIASA AMIN’NY FRANTSAY IZANY NO NOPFIDIANTSIKA TAMIN’IO REFERENDUM IO…
DIA IO FIARAHA-MIASA IO NO PAOLITIKA NARAIN’NY MPITONDRA VOALOHANY TAO AORIAN’NY FAHALEOVANTENA AZO TAMIN’NY 26JUIN 1960

NY AMPITSON’IO ,ny 27 JUIN 1960 ,NO NOSONIAVINA NY ACCORDS DE COOPERATION FRANC-MALGACHES…
IZANY ENCORE DE COOPERATION DIA TSY MAINTSY NOVANA TAO AORIAN’NY 19 MAI 1972..NY GOUVERNEMENT MILITAIRE NO NITANTANA IZANY FIOVANA IZANY ! (sortie de la zne franc , raptriment des bases militaires et des militaires stationnés à M.car.., révision des accords de coopération technique ayant concerné ; la santé ,l’enseignement ) ,cessation des activités commerciales (import-export)..
TAMIN’NY FIALAN’NY JENERALY RAMANTSOA GABRIEL DIA NAHANGONA 14 MILLIARDS DE DEVISES IZY : IO VOLA IO NO ITATAO AMIN’NY TRESOR !
NIFANDIMBY NY NATIONALISATON SY NY PRIVATISATION TETO MADAGASIKARA TAO AORIANANN4NY FANDRAISAN-DRATSIRAKA NY FITONDRANA..
Niainantsika izany fitondrana izany izay feno fampantenana (petrole ,paradis socialiste ) ,, nisy ny fanondrontan-karama ny mpiasm-panjakana ,ka ny miaramila no tena nahazo be tamin’izany.!
Nisy ny fahasahirana ,na ny afrikanina aza tonga teto M.kara nifidy volamena satria tena latsaka ambany be ny santan’ny FMG raha oharina tamin’ny franc CFA (zone franc), ireo vokatra avy eto Amintsika dia tsy tafavoaka satria lafo loatra raha mitaha amin’ny akondro avy any Kameronina ,ny siramamy ,ny kafé toa izany !Ireo mpivarotra lavanilina dia tezitra fa nihena be ny vidin’ny lavanilina..
iaraha-niaina ireny ary dia nikorontana ny Vahoaka tamin’ny 1990-1991..!
Dia nisy transition nantsoina hoe Haute Autorité de l’Etat ,izay novoizin’Atoa RAZANAMASY GUY..!Nanomana fifidianana io hae io .Natao ny fifidianana ,dia nolanian’ny Vahoaka i zafy..Tsy nanova inona izany afa-tsy ny fihemotry ny fiainan’ny Malagasy ..
Dia » noroahina » i zafytami’ny alalan’ny impechment ( raha adika dia tsy mahavita azy !) dia i tsirahonana ,mi’ny praiministra azy no nitondra !
Nisy fifidianana idray dia lany i ratsiraka..Vao maika nihasrtra ny fianana..
Ary tonga ny fifidianana araka ny cale,drier constitutionnel..
Ny 16 décembre 2001 dia natao ny fifidianana !
Dia niandry ny valin’io fihodinana voalohany io daholo.
BOUM,!

Baomba be nirefotra : NY KANDIDA RAVALOMANANA MARC NO NAHAZO VATO BE INDRINDRA : 46 %..RATSIRAKA 36% !
NOHO IREO SEHO-JAVATRA MARO NANODIDINA NY FIFIDIANANA ,NY OPERATIONS ELECTORALES MITAMBATRA
DIA TSY NANAIKY NY HANAOVANA NY FIHODINANA FAJHAROA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..!
ADY BE NENTINA TANY AMIN’NY OUA..!NIFAMPITIFITRA IREO MPMBA NY ROA TONTA…NEZAHIN-DRATSIRAKA NATAO FEHIRANO IMERINA..SAROTRA IZANY SATRIA ISY NY FIRAISANA ARY IREO MPAMOKATRA AMODIDIN’IMERINA DIA TE-IVAROTRA NY VOKATRANY..!NANDOSITRA I RATSIRAKA..NIETRAKA SY NIASA NY FITONDRANA VAOVAO…!

TSY NANAIKY O FITONDRANA IO IREO PADESM SY NY TARINY ARY NANO IZAY FOMBA REHETRA NAMINGANANA AZY..I ZAFY AA DIA NANORATRA TANY AMIN’NT FMI SY BM ,NANGATAKA MBA TSY HAMPISAMBORAM-BOLA IO FITONDRANA IO !
FIRY AKORY IREO FANDRAHONANA NY ILOHA RAVALOMANANA MARC ATRAMIN’NY NY FITADIAVANA NY FAMONOANA AZY NY ALIN’NY 17 NOVEMBRE 2006 IFOHA 18 TENY IVATO..!

MAMERINA IZANY ETOANA AMINAREO OLOM-BOAFIDY AHO MBA TSY HO ADINONAREO NY ADY NATAONAREO,TSY HO ADINONAREO NY FIJALIAN’IREO OLONA NIFIDY ANAREO MBA HO VOAFIDY,MBA HITANDRINA TSARA IANAREO.., MBA HAMPITSAHIVINAREO NY VAHOAKA IZANY FANENJEHANA NY FLOHA EFA ELABE TALOHAN’NY FANONGANAM-PANJAKANA..,MBA HO JERINTSIKA AKAIKY TSARA SY FANTARINTSIKA TSARA NY TETIK’ IREO OLONA MITADY HAMORY IREO ANTOKO KELY MBA HIFANDANY AMIN’NY VAHOAKA ZAY MANOHANA SY MIFIKITRA AMIN’NY ACCORDS DE MAPUTO…!
IDRINDRACMBA HIAROVANAREO NY VAHOAKA IZAY HAMPIHOROROANA ,SATRIA TSY METY HANDAHA NY PAOLITIKA NIFANARAHAN’IZY TAMIN’NY FILOHA RAVALOMANA MARC ,IZAY NANAO IZAY NOTENENINY SY NAMPANANTENAIN’NY VAHOAKA..

IREO OLONA PADESM SY NY NAMANA DIA NY HIVERINA HIARA-HIASA AMIN’NY FRANTSAY NO TETIKANY ARY HAMERINA NY COOPERATION FRANCO -MALGACHE !..!
HIVERIN-DALANA VE ISIKA ? HANAIKY IZANY VE NY VAHOAKA IZAY NIADY TAMIN’NY FARAN’NY TAONA 2001 KA ATRAMIN’IZAO ?

RY OLO-MBOAFIDY ,MISEHO ,MITENENA ,MNDROSOASY MIJOROA ARY AHEREZO NY VAHOAKA !.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Taratasy misokatra ho an’ny ankolafy telo
  2. Taratasy ho an’ny mpitarika ny ankolafy telo
  3. Ireo mpanongam-panjakana no matahotra antsika vahoaka
  4. Tano ny azo fa sarotra ny mila !
  5. Tafika Malagasy tafiditry ny mercenaires Frantsay ?

16 Comments

  • dadasolo dit :

    tsotra be no tokony tetik’ady raha tena hiroso anohitra ny FAT ianareo sy ireo tsy momba azy.Reraka koa ny olona mankeny amy Magro satria tsy misy fivoarana sy vaovao afa tsy kabary mampiesona eny.Tonga dia tetika maty paika sy lalina apetraka.Ato Filoha Zafy Albert dia fantatsika fa tsy ampy popularité ka tokony apetraka ho President d’honneur.Ny iverenan-dRavalomanana dia mipetraka ho sarotra tao ,tokony ho mpanolo tsaina izy mitovy amin’Ato Ratsiraka.Mila olombaovao mantsy ny vahoaka ka izay no tokony apetrakareo.Raha misy ny vola (ary misy) dia maniolora olona sy endrika vaovao fa mandeha io.Nareo 3 mouvances ireo ve dia ampy fetseny I Andry kely.Mba menatra.Miandry anreo ny vahoaka fa marary ka mazotoa.

  • volaniaina dit :

    tsy ilaina intsony izay efa hita teo ny asa ratsy nataony …..
    fa i DADA Ravalomanana ihany no hanay eh!
    DADA ah!
    efa fatatrao izao ny tantara ary maza tsara koa diovy re mada fa simbany frantay eh! sy ny pandesina ary TGV sy ny forongony ny foza sy ny tafika sns…….
    hainao ny tohiny strateziandry ry zareo eh! mitandrema tsara ary!
    ho elavelona anie i DADA RAvalomanana sy ny olona marina diplome tia tanindrazana eh!

  • jacta dit :

    Olona efa lasa nitsoaka ve mbola DADA ihany? tsy aleo manova sa lany olona ny tanana! sarotra ny miala amin’ny mahazatra sa be SAOSY…

  • HoAiza dit :

    « …MANANTATERAKA NY PROGRAMA MAP,izay nofidin’ny Vahoaka tamin’ny 06 décembre 2006… »
    - Misaotra indrindra mampisongadina ny Madagascar Action Plan. Lasa ataon’ity HAT couverture ho an’itony Dinika Santatra, for more than one year at the state of beginning!
    « MIANDRY NY FEO, NY HEVITRAREO NY VAHOAKA »
    - Marin’izany. Amin’ny fomba ahoana moa no hi-aboutir eny @ vahoaka itony wawa-nareo HAT etsy sy eroa itony? Olona voavidim-bola sy mitady tombontsoa no mameno ny valanareo? Toa ny miantso C R I S E lavareny ianareo HAT?
    NY VAHOAKA MALAGASY OLON-TSOTRAMIARA-MIAINA, MIFANERASERA, AMINAY TOMPOKOLAHY ISANY DIA MAHATSIARO TOA NY VOAHOZONA y vahoaka Malagasy miara-miaina sy mifanerasera aminay ao amin’ny lafim-piara-monina rehetra eto Gasikara dia mahatsiaro mangirifiry amin’izao vanin’andro izao, fiainana tsy misy hajakan’ny dahalo, “mitrongy vao homana”, eo anoloan’ny HO AVY MANJAVOZAVO…
    On n’a pas besoin d’AUTORITE (de l’Etat), plutôt inculquer le sens de la discipline – honorer les règles pré-établies. Madagascar vaut la DEMOCRATIE – respecter la voie du peuple et que le meilleur gagne.

  • HoAiza dit :

    J’espère que ce ne soit seulement moi qui ai entendu les parlementaires français en visite de visu à Antananarivo, ayant clairement fait savoir leurs opinions: résolutions basées sur les accords de MAPUTO!

  • Freddy dit :

    Iza moa no mahita raha ny faharetana hijanona eo amin’ny Fitondràna no kendren’i Domelina mandritry ny 3 na 4 taona dia miandry ho Fidiana izy ?!
    Tetika atolotry ny vozongo izany tsy hiverenan’i SEM RAVALOMANANA.
    Mifofotra ny hiantoka ara-bola an’i Domelina izany ny miaramila vazaha sy ny fitondràna vazaha !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    IANAREO SOLOMBAVBAHOAKA ,IANAREO SENATERA ,IANAREO BEN’NY TANANA..SY NY SASANY TSY VOATONONA ..IANAREO IREO NO LANY ,VOAFIDY EO AMIN’NY TOERANA MISY ANAREO SATRIA NIARA-NITOLONA TAMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ,NIARA -NIADY TAMINY IZAY HAMPANDROSO NY FIRENENA SY HANATSARA NY FARI-PIAINAN’NY MALAGASY..KOA INAREO IREO NO VATO NAMELALAN – KAFATRA KOA AOKA TSY HANDRA-KILO MBY AN-DOHA..!

    HAZAVAO AMIN’NY MALGASY ANY AMIN’NY FOKONTANY KA ATRANY AMIN’NY FARITRE NY FA NY FANONGANAM-PANJAKANA DIA NATAON’IREO OLONA MATAHOTRA NY HANDALO EO AMIN’NY SIVAN’NY FIFIDIANAN’NY VAHOAKA..RAHETRA !

  • Ziry Onésime dit :

    Ny ahy dia mazava be ny hevitro!
    Amin’izao fotoana izao, dia maro ireo izay mieritreritra ery hoe, tsy misy ilàna an’ny Maputo, aoka isika samy malagasy ihany no hifampidinika, tsy misy hitsabahan’ny firenena any ivelany ny raharaha an-tokantranon’ny malagasy,….
    Tsotra ihany ny soso-kevito:
    1- tsy maninoa raha tsy manaraka an’ny Maputo isika , fa kosa NY ESPRIT MAPUTO dia ao: consensus et inclusivité, ary indrindra ny AMNISTIE sy ny fiverenan’ny RAVALOMANANA eto an-tanindrazana,
    2- raha samy isika malagasy no hifampidinika, dia aleo ary alohan’ny tena dinika, (1) AVOAKA NY GADRA POLITIKA, (2) SOKAFANA NY RADIO IZAY NIDINA, (3) aoka ireo HMF koa mba hiditra ao amin’io sehatry ny fifampidinihina io satria Ray aman-dreny mijoro koa izy ireo (fa tsy najoro toy ny sasany).
    TSY MAINTSY MISY ALOHA IZANY NY FIFAMELAN-KELOKA ALOHAN’NY FIFAMPIDINIHINA REHETRA.
    Noho izany adidintsika tsirairay avy no manao izay mety tandrify antsika: aoka ho tohizana foana ny any amin’ny MAGRO satria « moyen de pression » io ary tsy handrenesana vaovao an-tsipirihiny momba antsika mpanohitra intsony raha tsy eny, aoka ny mpanao politika handray ny andraikiny, ary aoka ny HMF (Herin’ny Mpitaky ny Fahamarinana) hanohy ny asany!
    Raha tiantsika andeha araka ny tokony ho izy ary ny fametrahana ny marimaritra iraisana, dia ireo fepetra dia TSY MAINTSY RAISINA.
    Amintsika tsirairay izany ny fampidirana ny baoina anaty harato izao!.. Ny CI dia « manager » fotsiny (fa tsy « entraîneur » toy ny ataon’ny Frantay akory) fa isika no mpilalao eo ambony kianja

  • Freddy dit :

    Tsy madahy ny teninao aho Ziry Onesime akory, fa nahita article aho :milaza fa miverina ho Protectorat Frantsay i Madagasikara.
    Ny nampalahelo ahy dia tany amin’olona aho no nahita io article io ka tsy afaka naka ilay reference.
    Ny hevitro dia ny hitazonana an’i Domelina eo jusqu’à ses 40 ans no tetika frantsay, ka mandra-pahatonga izay dia miondrana aty Frantsa ny :Crevettes – Volamena – Bois de Rose..amin’ny vidiny mirary dia mirary araka izay nifanarahan’izy ireo tamin’ny Fatin’alika.
    Raha misy Fifidianana mantsy izao dia tsy handresy mihitsy ny HAT. Ny vola azo avy amin’ireo harena malagasy ireo no iveloman’ny HAT, miampy ny kadoa etsy sy eroa omen’i frantsa.

  • RANAINA dit :

    OH RY ZANAK’I DADA ISANY AH!
    mBOLA MINO FOTSINY IHANY VE NAREO HATR@ ZAO HIHIHI
    HO AVY IZY RAMPITSO
    RAHAFAKAMPITSO
    RAHAFAKAMPITSO NY AMPITSO
    RAHAFAKA…………RAHAFAKA…….
    MMINOA FOTSINY IHANY RFA MBOLA TSY LANY NY VOLA NANGALARINY.
    NY VOLA MANAMPETRA DIA HO AIZA?

  • gbd dit :

    Ranaina
    comprends une bonne fois pour toute qu’être légaliste consiste à lutter pour des PRINCIPES de LEGALITE
    ==> pour le RETOUR A L’ETAT DE DROIT
    il s’agit en premier lieu de DEBOULONNER un gouvernement ILLEGITIME , S.K. si tu te rappelles…
    le reste est imagination de ton esprit…
    c’est vous qui voyez un SK(rajouelle) comme un dieu , alors qu’il s’agit d’un vulgaire OVNI mis sur orbite pae la France et Ratsiraka !

  • volaniaina dit :

    sahiny frantsay no ny tory any filohany ganbon le nahatonga ny francafrique le maty teo koa @ ity ho tokony ho toriany Malagasy sy ny africain i la frantsa eh!eo imasony izao tontolo izao dia aseho mihariary ny asa ratsiny frantsay kou ….ntsoun!…

  • GBD dit :

    Ha zalahy é !
    ==> Madagascar redevenir protectorat ?
    un tel article relève le l’imbécilité la plus pure !
    Toujours la grosse ficelle propagandiste pour embuer les esprits…
    Tous les pays membres de l’ONU crieraient au scandale !
    Tous les Français d’outre-mer(Antilles ou La Réunion) y verraient un acte pur de colonisation …en plein 21° siècle , et dénonceraient , et tous les démocrates occidentaux (pays du nord et les rivaux historiques de la France ).
    SOYONS SERIEUX…
    ==> la seule « colonisation  » territoriale qui ait tenu au 20° siècle est celle de la Cisjordanie , après la guerre des six jours.
    Mais la communauté internationale a du faire le « wait and see » , par compenser leur « FAUTE HISTORIQUE  » ?
    Du fait, sans doute , qu’elle avait laissé massacrer sans broncher des millions de juifs lors de la deuxième guerre mondiale…
    l’adage du « ni vu , ni dit , ni entendu  » des trois singes du Mont Saint Michel fait souvent rage..

  • GBD dit :

    Freddy
    à mon avis,
    Lapinou sera obligé de fuir la queue entre les jambes avant ses 40 ans.
    Avec une crise d’une telle ampleur , gouverner est impossible :
    ==> il y aura rotaka bien avant.
    Pas besoin d’être Cassandre pour le prédire.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Manana ny Zo maha olombelona Isika Malagasy :izany Zo izany nahazontsika ho mpikambana ao amin’ny FIRENENA MIKAMBANA ,izay tsy mamela Antsika ho olonolom-paona..,fa io Fikambanana io dia MIHAHY NY MPIKAMBANA AO AMINY..!
    Koa na inona na inona ham-ponao dia tsy hahafahanao hiteny amin’ny Firenena Mikambana hoe : » TSY MILA ANAREO IZANY FA AVELAOIZAHAY IRERY IHANY NO HIKARAKARA NY RAHARAHANAY ! »
    NY ZO MAHA-MALAGASY DIA ZONAO ,ZONTSIKA ENTINA MITAKY NY FIANDRIANM-PIRENENA RAHA MISY MITADY HANITSAKA IZANY !
    NY ZO MAHA MPIKAMNA ANAO ,ANTSIKA AO AMIN’NY FIRENENA MIKAMBANA DIA MANOME ANTSIKA FIAROVANA ANTSIKA MBA TSY HISY HIBODO NY HARENTSIKA ,NY FANANANTSIKA !

    IO FIAROVANA IO NO HATAON’NY SADC AMIN’NY ALALAN’NY ACCORDS DE MAPUTO

    –MBA TSY HISY HANITSAKA NY FIANDRIANAN’NY FIRENENTSIKA KA HITADY NY FANJANAHANTSIKA INDRAY ARY HIBAIKO NY FITONDRANA NY FANJAKANA..ETO AMINTSIKA

    –MBA TSY HISY HANDROBA NY HARENTSIKA (toa izao tsapa mkasika ny volamena ,ny bois de roe izao..).

    KOA TANDREMO NY FISAINANA ,mety ho tsara ,MANAO HOE : »AVELAO ISIKA SAMY MALAGASY NO HITANTANA NY FIANANTSIKA ! »TENA TSARA IZANT FA MBOLA TSY MAHAVITA IZANY NY HERINTSIKA !
    Ary diniho tsara fa ny frantsay no mafana fo mandrisika ireo olona te-hampiasa ny « malagasy -malagasy  » mitady handrava ny « accords de Maputo « ou lasa « accords de coopération franco-malgache « !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    DISO BE ! AZAFADY !

    Ary diniho tsara fa ny frantsay no mafana fo mandrisika ireo olona te-hampiasa ny « malagasy -malagasy » mitady handrava ny « accords de Maputo « HO lasa « accords de coopération franco-malgache « !

    MISAOTRA TOMPOKO !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.