Ho ela velona anie ny vehivavy Malagasy legaliste!
Dia inona koa izao no hilà na ireo miaramila be dia be ireo ,vehivavy milamina tsara ireo dia miaramila mirongo basy no harangaranga eo !mba menatra ry tgv a!inona no hatahoranareo mafy ,ny fitondrana tazomina @basy sy hery setra tsy maintsy ho rava !
Dia mahatsikaiky ny mihaino ny resak’ilay ramatoa. nany teny frantsay aza tsy mandeha amin’izay laoniny. Ny zavatra laziny amin’izany dia lainga foronina rano fotsiny. Hita fa Valomanana ihany no tahafiny!
Denise raitra be raha hiteny frantsay ka ! Alefaso anie r’i Denise ny teny frantsainao a !
Ny teny malagasy moa dia izy tena mpiangaly azy, tsy diso mihitsy ny fanoratany azy.
Ny tena marina izany dia sady mahay be teny gasy izy no mahay teny frantsay.
Ary lavanify moa refhefa manao kabary toa teny frantsay foana jusqu’au jour d’aujourd’hui e ?
Hita fa tena ninono frantsay mihitsy ilay zazalahy kely iny.
Ny mahagaga dia izao :
rehefa manohana an’i SEM Ravalomanana Marc dia atao hoe « fanatique », fa rehefa manohana an’i TGV moa inona no fiantsoana azy ?
Foza orana.
Samy mifidy izay tiany koooo!
Tsy misy tsiny rehefa manohana an’i SEM Ravaloamana Marc.Miaraka mtilona amin’ny Legaliste toy ny TIM-GTT.
Ny heveriko fa tsy mety loatra dia ny mamorina Antoko vaovao indray, milaza fa tsy miaraka amin’ireo. Ny tokony ho natao angamba dia ny MANITSY ny tsy nety tao amin’ny TIM, na GTT.
Izay no momba an’i Ravonison, ka hevitra atoro an’ireo Antoko vao niforona rehetra izany, fa mariky ny Demokratia ny fahaizana MIFAMPIDINIKA;
Raha misy miady ao amin’ny Tokatrano iray, Mpirahalahy ohatra, tsy mandeha
(tohiny)
Tsy mandeha any ivelany akory ny iray dia miantso namana any hoe, tsy azoazoko ny rahalahiko, fa andao isika mpinamana handamina ny olana misy aminay ao antranonay.
Izay no fahadisoana, ataon’izay MAMORONA ANTOKO VAOVAO REHETRA, na lesgaliste izany izany na tsia, na fanatique izany na tsia.
A BON ENTENDEUR…..SALUT;
tOY IZANY KOA NY MOMBA NY pseudo noraisinao r’i fred! Tsapanao tsara fa miteraka fahdisadisà na ny nadraisano io pseudo eo amintsika.
NIANGAVY ANAO AHO HANOVA io pseudo io satria efa nampiasaiko, nefa avonavona tsy hay lazaina no nasetrinao izany, fa hoe TSY MAHITA pseudo hafa mihoatra an’io ianao. Izany no ataoko hoe : « dire n’importe quoi.
Misaotra Tompoko !
Misaotra ny vehivavy legaliste @ herimpo mahatehidera nasehony. Tohizo fa tsara Tompoko!