Veloma ry Iarivo !
Maneno ny anjomara fanairana !
.
Herinandrom-baovao iny herinandro lasa iny. Nanakarena mihitsy e! ny azo amintinana azy dia mbola tsy milamina ny tany, mikatsaka ny famahana ny olana daholo ny rehetra : ny olom-pirenena tsirairay, ny antoko politika, ny fikambanana samihafa, ny fiarahamonim-pirenena, ny antokom-pivavahana isan-karazany, hatramin’ny vahiny avy any ivelany aza no tonga eto amintsika hamaha ny olan’ny samy Malagasy.
.
Ny FAT kosa tsy miraika fa toa mieritreritra fa milamina ny tany, mbola « maka rivotra any Mahajanga ». Mba mamonjy ny tora-pasiky Boina e! Ilaozana Iarivo fa efa mandry ny tanana e! Hoy ny hiran’i Railovy hoe : « Veloma ry Iarivo, Iarivo mamy ny fo, veloma mandram-pihaona tsy hanadino anao Rajoelina matilo ! »
.
Adinona anefa ny tantara, « ny rano mandry tsy hafantarana ny isan’ny voay ao anatiny » an ! Sao mba ho taitra ny olona tsy mba taitra ko taitra irery vao mamaky takotra e?
.
« Mandry ivohon’ny vato mihitsy » ry zareo amin’ny fanohanan’ny « Tafika » sy ny « Frantsay » azy. Firy amin’ny Malagasy moa no mba manana fahefa-mividy mamonjy tora-pasika miala sasatra izany? firy isan-jaton’ny Malagasy no very asa sy tsy manankohanina amin’izao krizy izao, zary miraviravy tanana. Firy amin’ny zaza Malagasy no tsy afaka mamonjy sekoly intsony? firy isan-jaton’ny Malagasy no mba mahazo fitsaboana ara-dalana ? Koa maninona raha vahana aloha ny « olana sy krizy » vao mba « mitsangatsangana » e ! Tsy fantatry Rajoelina ny fahorian’ny Malagasy !



le Dimanche 25 juillet 2010 à 23 h 54 min
Quel SNOBIIIIIISME !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Au diable
le Lundi 26 juillet 2010 à 0 h 20 min
Enganie ho lasany onja ao Mahajanga ao na voany ambalamaty any eh!
le Lundi 26 juillet 2010 à 3 h 46 min
F’angaha tsy hoe voan’ny androbe moa izy io toa nahita izay izaho tao @site gtt izay ,aza manao ratsy ihany oa fa halambahoaka!!!
le Lundi 26 juillet 2010 à 6 h 39 min
Raha tsy noho itony:
芦 … fanohanan鈥檔y 芦 Tafika 禄 sy ny 芦 Frantsay 禄 …
Dia aza mifanena irery @ olona,
bandy skil, kaozatina, …
fa tonga dia voabata voatsipy voatototra any anaty rano maloto!
le Lundi 26 juillet 2010 à 7 h 30 min
Efa Vehivavy,Reny,Anabavy,ankizy madinika no maneho ny heviny dia mbola KALACH ihany no atao mijoalajoala eran’ny l脿lana . Mahamenatra !
le Lundi 26 juillet 2010 à 11 h 12 min
mpandrevy Dallas sy « Gala » ireto anabavy sy rahalahy i Amelka ireto…
de vrais banlieusards arrivistes et m’as tu vu , qui ne sont pas 脿 leur place…
DEHORS !
on cr猫ve de honte pour Madagascar …
le Mardi 27 juillet 2010 à 9 h 19 min
Tsy misy hamakian’i radomelina loha sy ireo fat namany ireo ny fahorian’ny Malagasy:
- ANGALATRA ANIE NO MAHA EO AZY EH
- MANARARAOM-PAHEFANA (satria tsy hahazo zany fahefana izany raha tsy io fanoganam-papanjakana io)
- MILALAO VOLA MALOTO MBA HIVIDIANANA OLONA AMIN’IO DINIKA SANTATRA TSY MANJARY IO
- HIVAROTRA NY MADAGASCAR SY NY MALAGASY 20 TAPITRISA AMIN’NY VAHINY FRANTSAY, KARANA, SINOA ARABO,SNS.
- MAMPIASA IREO MILISY MBA HAMORETANA NY MALAGASY.
Mampalahelo…!
le Mardi 27 juillet 2010 à 18 h 44 min
Mbola ho avy eo, misy fetrany ny zava drehetra, ndao rangahy tonga d anaovana action a, tsy ampy antsika vahoaka ireo miaramila kely milices tsy misy dikany irao fa ny mamno vahoaka no talentan dry zareo fa tsy misy saina. Dieny mbola mafana ny vy d velesina fa sao d trop tard eo tsika rht.
le Mardi 27 juillet 2010 à 18 h 50 min
Doux J茅sus
je n’avais pas remarqu茅 le « lamba mena » 脿 l’茅paule.3..
pour moi il aurait fallu un drap de bain , pour cacher le salaka de « madame Arthur » ou le string pour la pupuce……
le Mardi 27 juillet 2010 à 18 h 55 min
Lambamena ? Au cas o霉… ?
le Mardi 27 juillet 2010 à 18 h 59 min
Mianatra an’i Obama tany Hawa茂 !!! Nefa noho ny havendranana dia tsy mahalala fa Maillot de bain no entina eny @ plage fa tsy chemise fotsy hi hi hi !
le Mercredi 28 juillet 2010 à 18 h 43 min
Obama,va 脿 la plage en maillot de bain .
Obama rend visite aux sinistr茅s du p茅trole en jean ,avecv ses enfants en plus de sa femme , sans avoir besoin de se draper du drapeau am茅ricain , sans « statson » de cow boy (comme DEBA l’茅l茅gant ??? hi hi hi )
et oui…
===> un singe en culotte,
===> reste un singe en culotte sur cette plage abandonn茅e de Mada…
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 00 min
Mody mi snob eny @ plage miakanjo nefa ny tena marina dia manafina ny t么lana anaty akanjo fa menatr’olona ny fahiazana hatramin’ny mars 2009.
Raha manao maillot ireo dia na ny mpiambina azy aza mandositra fa matahotra. Squelettes mandehandeha sisa noho ny adi-tsaina mikiky.
Ny vola azo @ tsy rariny hono hivoaka @ makarakara ka izany no mikiky azy andro aman’alina mampahia be azy mianakavy io.
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 03 min
mialona indray i Baby maita ny olona kely tsaratsara?misy tsara hoatra ny kely ve?bonne nuit ianao fa tsssssssssssss
ny solafa ny beranjo kely mahasosotra
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 06 min
tena aza mba be fialonana tahaka anareo hiany woa
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 11 min
Vao aiza no hahazo an’el脿 isany ry le fat n’alika
Tsy tanin’el脿 isany irery i Madagasikara ka itavanan’el脿 isany. Raha tsy adala ny razambe ka hamela an’el脿 isany maimaimpoana. Andraso ny valin-kitsaka fa tsy maintsy ho avy. Tonga dia miomana ry kala denisy hiverina eny Isotry ambany P么t么 !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 14 min
haaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!ka tsy i dadanareo lazaina izany?tsy adala ny razambe koa manaiky hiverenan’ny mpamono olona
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 17 min
Oadray ! Krisy rey olona 么 !
Nanao auto-stop avy tany Grenoble ?
Sa anisan’ny expuls茅s Tsiganes dia nody ?
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 22 min
Fa angaha Dadanay nanao Kodeta no lazaina fa namono olona ?
Tena miv脿 le makosa fa tapoa-peta !!!!!!!!!!!!!!!!!
Tany ambany P么t么 n’Isotsy taloha, zara raha nisokatra ny vava, izao anefa mba mahazo tsky py dia mizihitra toy ny alika nahazo tolana
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 27 min
Efa mitourne io makosa io satria miady saina fa matahotra tsy ho lafo eny Isotry intsony fa ny taona mandroso rehefa voaongana ny Dahalo.
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 28 min
ie i dadanao mihintsy no nampianatra ny kodeta! dadanao no nampianatra namaly ny zavatra nosoniaviny tany DAKARA,ie i Dadanao no nanao sesitany sy nanagadra olona voloany teto,valin’ny fingika fingaka
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 29 min
aleo hialana eto fa tena efa mitapy ragena tony
le Mercredi 28 juillet 2010 à 21 h 31 min
isotry angaha fividianan’ny Iabanareo laokasira ?
efa mba mampiasa rano ve anareo ao sa mbola gazety?
le Mercredi 28 juillet 2010 à 22 h 33 min
mihetsika ny alk么la ny makosa ,
reran-tsaina i dame pipi , ka mila miverina manao p么t么 eny isotry , na tsaralalana…
le Mercredi 28 juillet 2010 à 22 h 39 min
么iiiii!
qui va jalouser un singe en culotte !
les bono-bonos de la HAT ???
le Jeudi 29 juillet 2010 à 16 h 12 min
Mietsika marina ny alk么la n’i Nadia satria licenci茅e tany Grenobla. May ta@ rotaka ny toilettes nanaovany Dame Pipi !!!
Nialokaloka tany @ Roms nefa avy eo indray expuls茅e hi hi hi !
le Vendredi 30 juillet 2010 à 21 h 07 min
Io fa vaky nandositra le CP2
le Vendredi 30 juillet 2010 à 21 h 26 min
beurkkkkkkkkkkkkkkk
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 14 min
KRISTELLE laokasiran麓AMBOA FIHINANAO;IANAO MIFITRA @ TSILOKAKAZO;
Anao mpanaraka poteau mivarotra iny laokasiranao tsy misasa iny tsy mety lafo fa lelafin麓Amboa sisa,
Aza manakaiky an麓io Kristelle maimbo laokasira io ianareo fa ny ny dessous anaovany fripperien麓ilay makorel麓isitry namany tsy misasa raha tsy ena @ ranon麓Andavamaba
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 17 min
Iny Andry domelina iny mbola hisatroka ny slipn麓i Kristelle laokasira sy Denise be amany ,be lamaody loatra ka tsy maintsy mapiseho extravagance ,hisatroka ny slip ireto makossany eto q forum indray ny haingo @ manaraka ,jereo ange e!
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 27 min
beurrrk ?????????
vaotavo kely indray ve ny pseudo i kala Nadia/kristelle/ranaina ???
TENA NG脭MA any Kintanamanandrambo ity makos芒 ity !
Jejo jejo ery nentsoiny Kintana hoe :
=> Vaotavokely…
kanefa ve tsy vaotavo-mota ny tena dikany ??
MPM laotra…
n’deha manao dodo
couch茅e ilay « kiva »
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 48 min
CBD a!
Voatavokelin麓ireo anti-dahy ao q FAT e, Daola,na kilalaon麓i ratsirahonana, sy ramakavelo ,
<samy manao selection ao daholo hatramin麓i Rolland ratsiraka sy alain ramaroson, samy mijijy voatavokely,
Izy mianaky samy mihinana voatavokely raha tsy izany ve ny voatavokely tsy hinbaredaka eto @ Forum
Beuuuuuuuuuuuuuuuurrrrkkkkkkkkkkkk, hita mihitsy @ io fomba fanao beuurk io fa zanatany frantsay mandrapahafatiny
Andevo de generation en generation
Aminay ny manao hoe Beurrrrrrrrrk ,dia olona mandoa R谩 .
voky r谩 ilay dracula voatavokely io ka sasatra manao hoe Beurrrrrk!
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 54 min
Efa nilaz aho teto fa i Denise, nadia ,Kristelle, ranaina, tsy hanaraka poteau Isotry intsony fa ato Au poteau etsy @ 13 Mai,
haboridana, dia ampisatroina lohan麓alika, dia asiana marik麓omby @ Vy mahamay ny tratrany sy ny andriny miaraka @ Foza mianakavy dia Ampivoriana vahoaka manerana ny nosy asaina tonga eo dia vay eo ka samy mandaroka izay te handaroka azy
Izay maty atao Momie hapetraka ao @ ilay Musee nationale ato fitadiavam+bola. Mba hamenoina ny volam-bahoaka laniny.
le Vendredi 30 juillet 2010 à 22 h 56 min
K comme Kristelle
K comme Kiva
K comme karana
le Vendredi 30 juillet 2010 à 23 h 02 min
Naty voatavohely Manoela eh !
Lefaka, mangidy fa lasagna i Kintana !
le Vendredi 30 juillet 2010 à 23 h 07 min
V comme voatavokely
M comme Mak么sa Magididy
Z comme zanad’Isotry
LN comme Lala sy Noro
Etc. etc.
le Vendredi 30 juillet 2010 à 23 h 21 min
ragena a掳
hainareo moa ilay fitenin-tanindrana hoe : manam-poza ilay viavy iny
Io Izany ilay ato hoe: mangidy
laokasira mangidy koa ilay voatavokely
Any @ Andry domelina sy ny FAt rehtra manal ny malailay aminy ,
ny manam-poza manko mitady mapanla ny mangidy
le Vendredi 30 juillet 2010 à 23 h 25 min
Aiza moa zareo foza izao tsy mipotra ,lany morse angaha.
GBD, babyfoot, ragena, avelao hano eto ihany fa ahintsantsika, miseho ho tsy laitran麓ny bala nefa tsy mankambo efa voaoampa hatrq razany sy ny atiny fa tsy mahalala menatra.
aleo hano fa tatazanay sy hanalany eto .
i andry sy ny Fat any matory ambony volana bois de roses sy volan karana.Sy volam-bahoak nagalarina
le Vendredi 30 juillet 2010 à 23 h 36 min
Manoela a Lasa natory le foza kely fa hifoha maraina rapitso. Dame pipi ny antoandro de manao P么t么 ny hariva
Viavy manam-poza,
Mangidy,
Maimbo laoka sira
le Samedi 31 juillet 2010 à 16 h 59 min
Ary toa tsy miseho ny voatavokely ?
So manao la si猫ste fa reraka be omaly alina ?
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 19 h 15 min
tena lasa aloha i kristelle nosarahiny sadika eh! dia samy misary adala eto izy sy denise sy ny forongony eh!
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 19 h 49 min
hi hi hi hi hi fa inona ono nizavatra vita ato @ forum?tena mitapy ireto za Kristelle aloha malahelo an’ny Kintana fa tsy hoe izany fa i Voatavo kely no tsy haiko? sao ary iny tary iny mba mpitandrina tao Ambohimangakely?vao maty iny tsy teto tsony izy
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 20 h 05 min
Kristelle/Nadia
que c’est dur 脿 supporter un amour de莽u !!!
脭 ra kintana? hou hou?
o霉 es tu?
que fais tu ?
MDR…
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 21 h 53 min
Avis de recherche :
.
Homme beau gosse,
Pr茅nom : Kintana,
Age : 30 ans
.
Iangaviana izay mahita azy mba hampandr茅 aingana dia aingana ny Mydago fa marary fo mafy i Voatavokely ka s么 de maty tapoka.
.
Merci de votre coop茅ration
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 22 h 17 min
Izaho nahita an麓i Kintana androany,
nahazaka sipa manjabe sy tsara bika be no madio be manitra ranomanitra Lanc么me, sipa manam-pahaizanabe sy manana savoir vivre,
hauteur ,1m72 eo ho eo, 55kg tour de poitrine 85C
tean sipa tsy misy pentina sy ho kihanina,
Fa manja izany raha sipa fa tsy gidro ,sy fozaorana tahaka an麓i Kristtelle
Tena narian麓i Kintana ikala Kristelle fa maimbo laokasira no lala sy Noro.
ny endriak endrika kalanoro.
sady sipa mpanara-drindrina eny Isotry atao fanariana ny maloto ry kristelle dia dakana.
mamangy ny fahoriana ra- Kristelle, ny mi-kil ihany no mety aminao fa tsy misy bandy hitazona ano ela eo fa iano dia ho maimbo laokasira mandrakizay satria toa efa lo koa ilay fikabe
Hi! Hi! HI!
Veloma Ry kristelle ho i Kintana a ny bandy efa nahazaka
tou
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 22 h 18 min
hihi
sao dia manano « confusion mentale » i vaotavokely…
sao dia i Sadic ilay karana be kibo,ilay be volondranjo , parfum茅 ylang ylang sy curry (beurk) no tena tediavany…
mila mandrevy any « la plazy » izy mitsama , mihinana maskita …
tafandry mandry ry tsipoy/ranaina/dame pipi 芒 !
le Dimanche 1 ao没t 2010 à 23 h 21 min
Manoela et GBD,
.
Tena voadaka ambava fo zany i Kristelle
Ndriiiiiiiiiiiiiiy !!!
Lany fotsiny ny karama azo nanaovana Dame pipi, nividianana Ploum Ploum nandoloana an’i Kintana nefa tokony nividianana GALIA ho an’i Marc kely.
Nts么么么 !!!
mahereza aky Nadia a !
Mbola ho avy ny maraina e !
le Lundi 2 ao没t 2010 à 16 h 46 min
i marc efa miteny fa hahita ianareo eto
le Lundi 2 ao没t 2010 à 16 h 52 min
efa miteny sahady angaha i marc grondin , ilay foza kely metisy tain-kiringy ?
le Lundi 2 ao没t 2010 à 16 h 52 min
ILAZANA IZAY MAHITA AN »I RANARY NA ANTSOINA @
ANARANA HOE KINTANA MANANDRAMBO
50 aNS ,FOTsy fihodirana mipetraka ao AMPASANIMALO
fa mila azy ny gtt ao Beruit
le Lundi 2 ao没t 2010 à 16 h 53 min
efa mibadabada
le Lundi 2 ao没t 2010 à 23 h 16 min
Mibadaba ny vavan麓ny laokasiranao fa te hi Kil tahaka ny fanaonao
le Lundi 2 ao没t 2010 à 23 h 22 min
Kristelle laokasira
Mibadabada ambony mibadabada ambany
ny ambony mantsim-bavy tsy rakotrana colgatte iray camion.
ny ambany mantsina laokasira tsy rakotra na Ploum ploum iray citerne.
mantsina ivelany ka hatrany anatiny.
Anao io kristelle tsy efa L么 va ??? Pourriture de dame pipi
le Lundi 2 ao没t 2010 à 23 h 28 min
Mbo mahantanty iany ny Kil mividy azy kou leg么ne a !
le Lundi 2 ao没t 2010 à 23 h 49 min
raha mba mahita kil leitsy Ragena .
mba maro ihany ny concurentes ka misy embaras de choix ny march茅 .
Izy aloha Ragena dia mody tsy laitran麓ny balan麓ny ompa , fa avelao hano ihany.
i denise toa KO ! voamafy anha tsy heno sa miafina ambadik铆reo pseudo foza eto ireo.
le Lundi 2 ao没t 2010 à 23 h 54 min
Laokasira tsy isika namorona fa izy nanonon-tena
sday mihizingizina eto ihany tahaka ny fanaon麓ny be n麓ny Foza ihany fa tena objectifn麓i kristelle sao handalo indray ny com麓te kitana mana-drambo fa tsy hainy angaha fa isakin麓ny 76ans ny com茅te iray no mandalo,
raha tsy efa bebe mihozongozona i kristelle @ izany
dia efa ilay lasa Momie anty musee miaraka q fozaorana rehetra efa tapaka lohany
hi! Hi! Hi!
le Mardi 3 ao没t 2010 à 0 h 04 min
Aleo aho handeha fa rahampitso ny bomba manaraka.
le Mardi 3 ao没t 2010 à 6 h 58 min
Sady provocante,
ary ny olona milaza ny sasany mivantana ho jaloux no tena « JALOUSE TENA RA KRISTELLE »!
Rehefa tsy ampy ny vady, mandehana any @ site matrimoniale,
io koa i Mydago andefaso soratra mitokana hanao recherche
tsy eto ngongomam-body eto, ohatran’ireny MPAMSOSAVY voan’ny mal d’amour ireny!
le Mardi 3 ao没t 2010 à 11 h 53 min
Salut aby ny Akolita rehetra.
Tena revena koa ny adin-droky Ra Manoela, zany ka tena malagasy an !
Dia vona mahasaky mi degany hiany ve Rakrisy na dia efa voaviravira ?
Raha mahazendana !
le Mardi 3 ao没t 2010 à 14 h 32 min
ireto tena 0lona mivadik’atidoha
akory ny Ala,inona ro vaovao salama va ny Kilonga agnala ao?tsa mba hasiako sira ny rediredin’ny kamboty mamo ireto,tsa ny betsileo mora mamo fa ny toaka ro mahery,veloma aby ary moa
le Mardi 3 ao没t 2010 à 14 h 54 min
Ah !
Manahoana agnao Rakrisy ? Hitan’ny mason-doky ny fiaiananay aty Atsimo, mamboly, magnetsa ny kilonga apela fa tsa manao P么t么, Damepipi na midoladola amin’ny Vazaha sola loha.
« Ndeko lany vorogna ny tany, Agnay tsa hitono G脿g脿 » tahaka androky !!!!