Novitain’ny Fitsarana Malagasy maimaika iny ny Fitsarana ny raharaha 07 febroary. Meloka aloha izany ny miaramila niambina ny Lapa sy ny Filoham-pirenana voafidim-bahoaka tamin’izany. « Firaisana tsikombakomba amin’ny nahafatesan’olona » no niampangana ny filoha teo aloha.
.
26 Janoary : Meloka ireo miaramila tsy niaro ny tanana !
.
Andrasana izany izao ny fitsarana ny raharaha 26 janoary, izay nisian’ny fandrobana, sy famonoan’olona mahatsiravina. « Misy famaizan-dalana » ny tompon’antoka tamin’ireny, hoy ny mpitsara iray nataonay fanadihadiana. Raha ny lalana velona eto amintsika hoy ity mpahay lalana ity dia mendrika ny hahazo sazy enjana ihany koa ireo tompon’antoka tamin’ireny.
.
Meloka ireo tompon’ny fibaikoana !
.
Tsy nandray andraikitra ny miaramila, noho izany, tokony hisy fitsarana ihany koa hampiarina tamin’ireo tompon’ny fibaikoana tamin’izany, tao ny Praiministra lehiben’ny governemanta, Gal Rabemanajara Charles, ny Minisitry ny fiarovana Manorohanta Cécile, ny tompon’ny fibaikoana isan-tsokajiny. Meloka ireo miaramila sy tompon’andrikitra tsy nandray ny andraikitra tamin’ny fiambenana ny tanana. « Nisy fatin’olona sy fahasimbana fananan’olona ireny » koa aiza ny anjaran’ny fitsarana ?
.
Miangatra ny Fitsarana Malagasy ?
.
Mitondra ny vahoaka any amin’ny tsy fahatokisana ny Fitsarana intsony ny trangan-javatra toy izao « deux poids deux mesures » hoy ny vahiny, lasa fitaovana politika ny Fitsarana. Samy nahitana famonoan’olona daholo na ny 07 febroary na ny 26 janoary.Voarakitra an-tsary mihitsy ny fanomezan’i Rajoelina tso-drano ny vahoakany handroba sy hangalatra , « azo ambara fa firaisana tsikombakomba nahafatesana olona koa ve izany ? »
.
Atidoha nikotrika : Rajoelina Andry ?
.
Olona tokana ihany no tena atidoha nikotrika ireny raharaha 07 febroary sy ny 26 janoary ireny, mendrika faizina faran’izay henjana mihitsy, tsy mba asa anterivozona mandram-pahafaty, na onitra sy lamandy, Tsiafahy sy Antanimora fa tena « fanapahan-doha » mihitsy, sa afobe ?
.
Jereo koa ity : Iza no topon’antoka ?
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:








Ireo nampamono ireo MAlagasy tamin’ny 26 janoary sy tamin’ny 7 febroary no meloka, dia tsy iza izany fa ry Tgv sy ny tariny. Jereo iretsy zava-doza vitan-dry zalahy !
Mba tena liana ahita ny didim-pitsarana sy ny porofo tsy azo iadian-kevitra nentin’ny fitsarana ady heloka bevava nanameloka ireo voampanga indrindra fa ny Filoha Ravalomanana.
Voaporofo ve fa:
* Tsy nandia ny faritra mena tokoa ireo « mpitolona ».
* Tsy nisy tokoa ny « sommation »
* Avy any @ lapa avokoa ny bala nahafaty ny niaram-boina anisan’izany ny mpaka sarin’ny RTA
Mba
ny meloka dia i TGV sy ny forongony izay efa namolavola ny tetika sns…..i andry TGV mivady sy dolin ary monja roandefo sy i zanaky randremanjato Richard sy ny taranany sy ny forongony TGV foza sns…….ny tafika koa ary ao anatiny Charle sy lily izay tafika nanafika any taninarenina sy ambotsirohitra dia anisany koa ary ny nanampozina ny rano nosotroiny vahoka sns…..t@ io andro io ….zany no meloka synamono ny vahoka nitondra azy handromba sy nanimba ny tanana nantananarivo sy nandoro ny trano sy ny radio….
viva nakatona fotsiny fa nandika lala i TGV hotrany chirile t@ androny deba @ izao fotoana izao no dorany ny RADIO mpanjakana ary nompotimpotehiny ny akamaroany radio sy tele ao M/CAR dia izy no manjaka ary tsy mahazo manao expression libre ny mpanao gazety sy ny vahoka fa raha vao milaza ny marina dia migadra na ny mpanao politika aza e!
afatsiny halatra sy ny fandrobana firenena vitany TGV sy ny forongony ary ny tafika sy ny mpanao politika sy ny foza e!
izao koa no hahazo any TGV sy ny forongony rehefa handeha exile izy sy ny forongony sns……
tsy aleo tany Afrique no mi exile ah!
_http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=5678:didier-ratsiraka-indesirable-en-france-&catid=41:politique&Itemid=55
DADANAY tsy manatsiny eh!
_http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation
Olona manao sorona ny mpiray tanindrazana aminy toy izao ve no atao hoe filoha? Dia tena tampina inona ny masonireto tgvendrana ireto no tsy mahita sy tsy mahatsiaro izao? Tolona ve dia ny rnm nodorana dia aiza izao ny archives ny teo aloha? Ry Railovy Nanahary Voanio Vandanitra, Ry Bako mpitsongo-dia? Dia dj sisa ilay mpampandihy olona haboridanina ireny, sexy show hoy ilay STAR mpamatsy vola ny foza,dia toy izao ve no hanana fasahiana ny hitsara? Mba tonga saina ianareo fa ho faty anie ianareo e! aza adino fa an’Andriamanitra ny famaliana sy ny aina koa mba matahotra marina e! Izay tsy naninona rehetra izao dia miaraka miharitra ny kapoky ny fahantrana vokatry ny nataonareo, mba mandinia kely fa dia inona no vitany tgv? Dia hoe nanongana ny Filoha Ravalomanana izay tsy tinareo dia inona ny tohiny? Mrina fa nisy olom-bitsy nanohana azy lasa oadray mpanakarena tampoka, anefa ny sisa aiza? Ny firenena aiza? Ny fahafambaraka aiza? Raha tena ratsy ny teo aloha tsy manohana azy izao tontolo izao fa matoa ireo mbola miady dia satria jiolahy ianareo, mpandringana!
Mbola averiko, ny President no filoha abony indrindra mibaiko ny tafika malagasy noho izany any aminy ny BAIKO farany dia manaraka ny antana-tohatra rehetra.Dikany tsy afaka miala iDADA.Fitsarana tsy hidirana iny fa an’ny fitsarana izay no hitany fa mety!.Ny an’iRAJOELINA tsarao koa izay(ataovy ny fitorina?).Ny fitsarana no mamaly an’izay!;Efa nisy foana io fitofirana ny vahoaka io tany aloha tany fa izao vao tena sahy nanameloka ny fitsarana Malagasy;lazaina fa tsy misy dikany?
ô ry jacta/rakrisy/nadia/dame pipi â..
prezida SANDOKA , MPANONGAM-PANJAKANA tsy mendrika akory mamafa vodim-bilany ny cuisine présidentielle…
indrindra raha mihetsika ny androbeny :
vaky eo ny vilia izay novidiana taminy hetram-bahoaka !
Lany andro amin’ny resaka fifamaliana isika e , ataovy ny dinika afahina mitady vaolana eto madagasikara ;
-alaivo ny fifanarahina tany Maputo 1 sy 2 miampy ny tany adis abeba sy pretoria , ampio ny dinika tany ivao teo dia afangarohy amin’zay naroso tao Vodovorona na tsy mbola vita aza izy io dia fitinina ireo rehetra ireo ka manome:
1 pdt de transition Andry Rajoelina
1 vice pdt de transition Pr Ranjeva
1 pemier ministre issu de Diego suarez
5 vice premiers ministres issus de chaq faritany autre que Diego Suarez
1 membre de HCC issu de chaq grd parti polit.
1 pdt du CNR issu du Sud Est de Mcar
1 Pdt du Congrès issu de la côte ouest
1 pdt du CST issu de l’Alaotra
suppression de la HAT
reconduite automatique des solombavambahoaka élu rajoutés avec des représentants syndicaux et autres
nomination consensuelle des ministres issus des partis et des associations diverses
amnistie génèrale de tous les exilés sans exception ( comme c’était le cas de Assounaly Coutiti )ainsi que de tous les prisonniers ( civil et militaire)
Résultat:
apaisement , solidarité , confiance , fraternité ,et vous verrez que l’avènement à la 4ème république sera fera plus facilement .une suggestion de ma part qui pourrait être élargie ou modifiée selon les arguments de chacun, car tt le monde doit apporter sa part de brique et ny hevitry ny maro mahatakadavitra.tsy manao politika aho tompoko fa ra tsy laninareo ny sosokevitro dia havereno aty aminahy , misaotra tompoko.
Tohizako ihany , raha mbola mitarazoka eo isika dia tratry ny 2011 eto ihany , mijaly ny vahoaka , very asa , tsy manambola hampidirana ny mpianatra hianatra sns…izay no tokony itadiavantsika olana haingana , efa betsaka izay dinika natao zay , koa aleo aravona amin’izay , dia hohitanareo fa hahita alaolana isika e , tsangakevitra no ampiadiana e , avelao ilatsaka zay te hilatsaka dia mifidy ny vahoaka , zay no tena atao hoe DEMOKRASIA e ,izy no manjaka sy tompontsafidy koa izay lany eo na tgv , ra8 , voninahitse , pierrot , lahiniriko , zafy ,maihol , rondefo , ratsiraka roland ,ranjeva raymond ,sarah rabearisoa , elia ravelomanantsoa , blanche nirina richard ,rajaonah d’otrikafo ,zakahey boniface , pety rakotoniaina , Kaleta sns…dia hajaina ny safidimbahoaka , fa ra sakatsankanan-tsika ny safidimbahoaka dia tsy ilamina isika e ( aleo halan(Andriana toa zay halam-bahoaka e ) koa dia atsipy ny tady eny tandrok’omby tompoko…
Efa manao izay afany anie ireo antoko politika maro(200)ireo fa ny DADAN’ILAHY sy DEBA ary ZAFY no manao zavatra tsy mendrika(tsy mety midinika, mila voan-tsiary).Rehefa tsy hanao dia tokony manaja tena,izay no fahandrena ambony indrindra.Tsy misy dikany amin’ireo antoko(200) ireo izy ireo no miseho dadany eto amin’ny tanana.
Efa manao izay afany anie ireo antoko politika maro(200)ireo fa ny DADAN’ILAHY sy DEBA ary ZAFY no manao zavatra tsy mendrika(tsy mety midinika, mila voan-tsiary).Rehefa tsy hanao dia tokony manaja tena,izay no fahendrena ambony indrindra.Tsy misy dikany amin’ireo antoko(200) ireo izy ireo no miseho dadany eto amin’ny tanana.
Re fa mitady hametra-pialana hono RADOMELINA ?TOKONY TSY HAVELA HITSOAKA 2 fotsiny @izao io fa tsAraina eny @13 mai ho HITANIRENY VAHAOKA MAHANTRA NOKARAMAINY VARY MASAKA IRENY NY SAZY OMENA NY JIOLAHIMBOTO MPANOGAMPANJAKANA !
IO sy ondaty monja no responsable voalohany ta@fevrier 2009 dia mangoro hanta mpivadika palitao satria iny sy voanjobory rabemanajara no nanome baiko hitifitra ,TSY MATHOTODY tandremo domelina sao miafina 2 any tranoreny malalany dia avy dia tsy hita avy eo an! io nohataoko hoe tokony SAMBORINA ILAY TSY VANONA IO FA IO NY RESAPONSABLE IZAO KRIZY IZAO ,tsy hiAla tsiny hoe: tsy napoiziny hitatra ohatra izao ,impiry moa tsisy saina io no te hitsaoka fa tsy havelan’ny capsat sy ratsy honana é! te hanao aminy eo mora2 angaha ny nanogana an’i DADA,impiry io tsisy saina io no mitaraina hiala fa tsy vitako fa efa otage ny capsat é!mbola aiza anefa ny hahazo an’io,AZA MBA RATSY TAIZA SY BE AMBITION FA IZAO NO niafarany!
Iza no hitafa aminareo gaigy lahy mamba noana ireo, raha tsy dadany ve hampihitsoka iny lalam-poza iny? Izao dia te hanao inona hanorana sa hanavandra? Ry jacta tsy manan-tsaina handray izay lazaina aminy an! Saim-poza koa moa koa inona no ho voarainy mandany rora ihany aloha izahay sao mba hahazo famindrampo hianareo dia ho voarainareo izay tianay ambara bye e!
ny lalimanga rehefa minaonaona dia manao toy izao ataonao izao
Ny lalimanga afaka misidina ihany dia miala ary mifindra monina aminny manga fa hianareo miforetaka miziriziry anaty lava-piringa ao ka tsy miova loko fa orange maimbo beurk!
Hay lasa LALIMANGA indray ny DADANAREO,tsy mahagaga! ny mpileleka azy aza afa lasa miova loko(TANALAHY) avokoa.Lasa nitsoaka(nisidina) izany ny LALIMANGA?.
O ry jacta
Ajanony le rongony sao matimaty foana eo se sady efa mivà be zato izy !
Nisidina izy fa tsy niforetaka anaty maloto tahakanareo, tsy mahagaga izay mpilelaka fa matoa mpilelaka dia azo dakana toy ny alika rehefa mitsambikimbikina tsy mahalala tompo, ary aleo hiala fa izay fatra pitia vola sy mpamadika ratsy fihafara tahakan-dry jodasy dia ireny miharihary ireny, io indray dia aoka hazava fa vao maika ary izahay faly fa miseho tava daholo ny mpamosavy mandeha alina ka ny ao an-trano ihany no haripaka; toa anareo efa tsy lany dia miziriziry ihany satria tia miforetaka amin’ny maloto
Raberabe an! Avelao hitonantonana ato amin-tsika toy ny vinanto tsy mandre fosa ato fa ato no hamelezana azy mafy fa maivan-doha, amin’izay hiharihary tsara eto hoe olona toy itony jactavy itony no ankohonan-dradomelina sy kala Mialy fa tsy iza anie ireo fa tena izy ihany e! Dia heverinao ho inona no mba hain’izay dj hitondra firenena, fa dia mamaky forum maka sopapa dia avy eo dia maka taratasy dia manoratra dia eny amin’ny tele no miseho satria te hatao filou? Ny ahy avelao hifanasa vangy eto fa raha izay bandit kely sy dj pelaka ary atao amin’ny fanaovana azy
Efa miady an-trano ny TIM! I DADA ela loatra tsy fantatra intsony ny momba azy,mifamonoa an-trano ao dia izay mafy no tompo-toerana e!. izahay mitazana fotsiny.Inona koa moa no rarahian’olona ny MPIVARO-DRONONO efa tsy hita! (manantena ny tsimisy) hoy ilay hira izay.
Koa raha tsy foza izahay koa, izay mpamadika rehetra
Izao no tena maha pokaty an’ireto izay voadaka rehetr
Izay alohanay rehetra dia lelafin’ireto dia faly sahalaminy amboa milelaka ny nalohanay ambany latabatra, dia tsy mbola tonga saina ihany fa dia mibitaka @ny tsy misy dikany, hano hatr@ny malotony rehetra any fa matoa nalohanay dia tsy alehany, Dadanay fantatray ny momba azy ary andrinay izy any izy miady miasa ka tsy hitanareo izay reconnaissance akory, mampiesona vahoaka dia hoe inona no izao e! Fa inona no mahatonga ny GIC eto ry sanana an!
Izay voadaka rehetra izao dia ianareo nomananty azy, Dadanay handrinay miasa izy matoa tonga eto ny gic ry vendrana an! Aza mba vendrana hoa fa miteniteny foana, mba jereo fa ny jodasy ratsy daholo no lasa any, sanana!
Angony daholo izay voadaka e! matoa mitontona eto ny gic Dada no miasa mba misaina hoa fa sanana!
izy io mou voadaka sa nandaka anareo?haoka azava ny resaka
Rakotondralambo
je trouve tes propositions RAISONNABLES ET RAISONNEES.
18 MOIS DE CRISE : il y en a plus qu’assez !!!!!!!!!
Pourquoi ne pas OSER des solutions raisonnables , sérieuses et dans le respect de l’esprit démocratique.
Le problème de Ravalomanana était:
1) un entourage malfaisanr et intéressé
2) l’ABSENCE patent et CHRONIQUE DE CONTRE POUVOIRS A MADAGASCAR !
3) il a succombé à la dérive autocratique , exerçant SEUL le pouvoir
A mon avis avec Raymond Ranjeva à ses cotés il aurait une personnalité solide , compétente et qui aura le cran de lui dire de manière civile et non de manière servile ou courtisane :
* NON MONSIEUR LE PRESIDENT , vous vous trompez…
Et pour le bienfait du pays ce serait un tandem idéal jusqu’à 2012 (fin normale de mandat)
Mais Rakotondrlambo,
nos politiciens ( TIM notamment ) resteraient pour le moins « ombrageux »…
Je me demande plus que souvent si leur devenir personnel les ne les intéresserait pas?
Bien plus que l’avenir même du pays……………
Quant à la HAT qui ne se soucie que de gain rapide d’argent (au maximum , puisqu’on ne peut rester)…n’en parlons même pas
Ne serait il pas judicieux de se rapprocher des Ampanjaka de la côte qui ont écrit à l’ambassade de France ?
=> dénonçant leur ingérence
=> demandant qu’elle laisse choir Rajoelina : Ã extirper .
=> approuvant les déclarations de Ranjeva ???
Les Ampanjaka sont des personnalités très influentes auprès des FOKONOLONA :
SUR TOUT LE TERRITOIRE
jactapatati=kkv mpanao pôtô, mpimoly.
Arivariva ndray ny andro de manao misimisy fa maika hiasa !
Une fois de plus la justice Malgache montre qu’elle n’est n’y fiable en terme de procès,ni compétent a mener à bien et a terme un procès dit transparent et équitable.
A mon avis personne ne sera en mesure de prouvait quoi que se soit tant que ces idiots de putschiste seront au pouvoir. Le seule et unique responsable de ce drame n’est autre que ce Rajoelina qui du haut de c’est je ne sais qu’elle a âge a t-il, a mener ces sois disant partisans vers une mort que lui seule a commanditer. Et qu’aujourd’hui, il cherche des coupables pour passer au yeux du monde comme celui qui a pleurer pour ces maudits personne qui ont voulus le suivre vers son foutu V de la victoire.VA CHIER EN ENFER TOI ET TES SEMBLABLES.