Bye bye Rajoelina

26 août 2010
Andry Rajoelina

Andry Rajoelina

.
.

.
Tena maro no nangataka ny hamoahana ity, koa dia inty ary ilay izy ho anao mpitsidika eto amin’i MyDago e !
.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Bois de rose, Rajoelina no tompon’antoka ?
  2. Mibaboka sy mifona tamin’i Ratsiraka sy Zafy Albert i Andry Rajoelina !
  3. Maudit-Beau-Gasikara et la lettre ouverte de Rajoelina au Wall-Street Journal
  4. Kabarin’i Andry Rajoelina, 26 jona 2010
  5. Téléguidé-n’i Rajoelina ny dinika santatra

43 Comments

  • Rojo dit :

    Tsara raha hiverina amin’ny fanapahakevitra efa nataotsika t@ Desambra 2006. Tokony lany mandat ny presida voafidy. Tena tsy izy ny nataond-Rajoelina. Tsara raha hepetraka amin’ny arabe isika rehetra mandrapahalasa izy.

  • Ziry Onésime dit :

    Na mijery an’io TGVendrana io aza dia maharikoriko; asa izay naha-tonga ny olona nanaraka azy!
    tsy misy fotony: sady mpamono, no mpandainga, no mpangalatra!

  • Anti-TGV dit :

    Ziry> Zao no vokatry ny vola e, raha misy sy betsaka ny vola any aminao dia ento fa miongana indray io lavanify io, miandry kely fotsiny aloha ho lany ny vola noraisin’ireo izay nandray t@ 2008 dia mitady mpamatsy indray ry zalahy, ary eo no ilàna anao, ahoana? PTDR

  • Babyfoot dit :

    Regardez le visage de DJ avec ses yeux cernés. A quoi sert d’assurer son avenir si on y laisse la santé ? Il doit comprendre viscéralement qu’ »il n’y a pas de richesse préférable à la santé du corps » (Ecclésiastique) !

  • xxx dit :

    hianareo ihany no nametraka azy teo ka dia mihareta éé

  • ratax dit :

    Bonne sanse éé! bonne sansééé!!!

  • BabyRak dit :

    Je n’ai pas de commentaires à faire sur ce MR, il ne faut pas faire de la PUB pour Lui.
    Quelqu’un aurait-il les paroles et la partition de Bye-Bye TGV
    Merci d’avance à tous

  • rico dit :

    Efa fantatra fa tsy tsy misy mandeha @laoniny intsony izao ny fianampirenena.
    Koa tsy aleo @zay ve zavatra ahitam-bokany avy hatrany no ketrehina fa sao dia lany andro mifamaly sy mifanaratsy fotsiny eo?
    Aleo hipaoka izay hipaoka fa tena efa leo tanteraka

  • jost dit :

    C sympa, c qui qui chante ça?

  • jost dit :

    et c quoi le titre? est-ce « bye bye TGV » ?

  • rabary dit :

    Dia ny aina no matezà hanaraka ny fizotry ny krizy lavareny satria ny be bokotra sy be kintana ary ny fitsaràna manompo ny foza fa ny reconnaissance internatinale an’Idada dia zay iray maty eto tohano foana zay mampety anao é!!! tsy misy bedy eo fa ny hitako alou dia tena lasa nisakafo tsara sy nanankarena daholo ny avy eny @ 13 Mai é hi!hi!hi! avohay ny didi-pitsaràna milaza fa hahazo 50ans eny tsiafahy Ravalo dia izay iray lasa alou eny ….

  • rabary dit :

    Dia ny aina no matezà hanaraka ny fizotry ny krizy lavareny satria ny be bokotra sy be kintana ary ny fitsaràna manompo ny foza fa ny reconnaissance internationale an’Idada dia zay iray maty eto tohano foana zay mampety anao é!!! tsy misy bedy eo fa ny hitako alou dia tena lasa nisakafo tsara sy nanankarena daholo ny avy eny @ 13 Mai é hi!hi!hi! avohay ny didi-pitsaràna milaza fa hahazo 50ans eny tsiafahy Ravalo dia izay iray lasa alou eny ….

  • Babyfoot dit :

    Rabary a !
    Any @ DADA ny laklé !
    Avelao himenomenona eo ry mamon-drongony isany. Miteny ho azy ny tarehin’izy mianankavy, ny masony, cernés toy ny « crapauds qui meurent d’amour pour DJ, un oeil-de-crapaud (une pièce d’or valant 20 FMG) !

  • acado dit :

    tsy mino aho , fa eto de mampisalasala mpandainga ny sasany

  • jacta dit :

    Aza midelira lakle inona no any amin’iDADA! olona efa lasa tsy hita ary mbola andrasana antenaina ihany « tsy aleo manova amin’izay » lany andro fotsiny eo. Ny pataloha rovitra ao amin’ny MAGRO fotsiny eo, ny orana ,tanin’andro mamely…

  • boum dit :

    Rajoelina no atao hoe hitler africain mahay mandresy lahatra olona fa tsy mahay manatanteraka izay nampanantenaina!tsy hijanona ela eo @fitondrana ah ozy teny ambojatovo kanjo h@zao izy mbola eo!tsy hanao politika ah ozy t@izy maire zao izy no panao politika actif ndrindra!tsy hanongapanjakana ah ozy teny @13 mai kanjo izy no nanao anzany voloany!!!!!asakasak’zay mbola manohana azy @zao!AMEN!

  • rakotondralambo dit :

    ce que j’ai à dire est tout simple ; je l’ai dit depuis 2009 et je le redis , une négociation autour d’une table , 4 mouvances ou non , les ong , associations diverses , les étudiants , les paysans , toutes les tendances qui existent à Mcar , fikambanana métis , silamo etc … tout doit être présent pour aboutir à une consensualité, sinon ce serait une perte de temps , les décisions , les signatures .seront consensuelles c à dire que tt le monde se met d’accord.

  • hihihihi dit :

    hihihihih!!! sao d tokony maka droit d’auteur any @i Belahy e! hihih

  • andria dit :

    aleo aloha miandry yaourt sy olimpiko maroma sao????

  • Biggy dit :

    Il est parti et alors. ça va changer quoi pour le pays exactement??? Tous les mecs en place sont prêts à vendre leurs mères pour accéder au pouvoir. Et jusqu’à preuve du contraire, très peu ont fait preuve de patriotisme. Vous avez vu qui va prendre sa place? Un mec du TPI…Depuis quand le TPI est-il neutre?

  • Biggy dit :

    indépendante je veux dire???

  • Fred dit :

    Biggy >>>>

    Ka hijanona amin’ny zvatra hita fa tsy azo ekena izany isika ?

    Inona moa no antony hanoratana eto raha izany ?

  • kristelle dit :

    e! mba sangisangy hiany no itenenako an’ny Dada hatrizay na tao @ top mada na teto fa ankehitriny aho dia malahelo an’i Dada tena gadra mandrapahafaty ve ny sazy azony e! dia honohono foana ve no hahenony an’ny Merikasinina malahelo anao aho ry dad malala

  • jacta dit :

    Dahalo ary no tifirina ka maty (mety hingadra ilay nitifitra?), ity ny vahoaka no atao vono moka! tsy anareo no manana ny maty!.Ny Aina tsy misy in-droa(lahi-tokana ny Aina).

  • Mbola dit :

    Azafady mba avereno vakio kely o !

    Le « Droit Francais » qui juge le President Malagasy.

    Fa inona no tiako lazaina aminao ?
    Fa angaha Madagasikara tsy Tany Mahaleo Tena , no ny lalàna Frantsay no mitsara azy ?
    Tena vendrana tokoa itony Domelina itony !

  • bako dit :

    Mais on s’en fiche du jugement du tribunal de la frantsafrika ,le chien aboie la caravane passe !izay olona VEnDRANA SY DONDRINA NO MINO IZAY LAZAIN’i RADOMELINA LAVA !FANJAKANA TSISY mpanontany,tsy mahazo reconnaissance internationale mandrakizay koa i RAVAlo hatao izao é!,sesi-tany é! sns…,kapila efa laoka ,izay OLONA TSY NAHITA FIANARANA Ohatra AZY iany NO hampiesonina aN’izany ,MAFY MIITSY NY FATAHORINDRY fatinalika an’i dada ,mafy ka mafy aza vendrana iany oa !izay ALIKA MIVOVO ,izay olona nianatra ka izay lazain’ny fitsaran’ny fatinalika dia « nulle et non avenue comme d’habitude « ,dia inona koa ny manaraka ,angaha tsy vonoina ho faty koa satria I RA8 irery no adversaire TSY HO ZAKANAREO ?mbola izy foana no tian’ny vahoaka eran’i Madagasikara,MAFY IZANY MATAHOTRA OLONA TIAMBAHOAKA !ny vahaoakanareo faty na’alika capsat ,raha mafy oa havelao ny basy!!!FA AZA RIDICULE LAVA EO!

  • falitiana dit :

    Ny razanao efa lasa aliaka halahelovana ry kristelle fa ny presid a ravalomanan tsy mandrahharaha izay sazy avoakan´ny mpanongam-panjakana izay tsy manakery.
    marina tokoa ny voalazan´olona eto amin´ny forum fa tena bado tokoa nareo ry Kristelle rariny rah izay manoratra eto manompa ano fa tena alika na Kiva tahaka ny voalaza eto tokoa ianao.

    Toettasina re izao re olona tena mahamentra rah toa ka tena malagasy io kristelle io.

    tsy malagasy fa alikavavy toka moa izany

  • Maharitra dit :

    Raha manambola dia manakarama terroriste dia hapoaka any daholo ireo HAt sy mpanao politika mamongotra ny firenena .

    Dia izay vao maorona fifidianana vaovoa sy constitution vaovoa.

    Aiza ny revolution populaire mbola tsy mipoaka, rano mangotraka io hipoaka ihany.

    hapoahy ,ahongano dia izay vao mitady vahaolana.
    Izay mitambatra vato.
    tahaka ny fotaka ny vahoaka ankehitriny rehefa voaporitra loatra hipotsaka ihany.

  • RAKOTO dit :

    Tsy ny teny ratsy sy ny fanompana hatao eto no hampivotran’ny madagasikara fa ny fifanakalozan-kevitra hataon-tsika izay hahitàna vahaolana mitovy entina hanatsara haingana ny farimpiainana ao madagasikara sy ny fiverenan’ny fahatokisan’ny vahoaka izay mitondra. Nanao adisoana lehibe ny mpitondra eo an-toerana ankehitriny satria naka herin’ny fitondrana no tsy voafidy vahoaka. Etsy an-daniny ny firenena mikamabana ONU na ny OUA aza dia tsy mahalala an’io Rajoelina io, noho izany dia hijaly ny vahoaka ary madagasikara tsy ho tafavoaka intsony eo amin’ny resaka politika eo an-toerana na any ivelany. Simba ny zavatra rehetra nitsangana teo aloha sy ny fiainam-bahoaka ka anjaran’izay nametraka io prezida vaovao io no tokony eritreritra ny vokany aoriana.
    Mbola tokony hovana ny toe-tsaina fa mbola lomorina ny sasany, sady be ny fitiavan-tena fa tsy ny fitiavan-tanindrazana.

  • tif dit :

    Fa ra atao bye2 iz d iz no anolo azy eo e! ze tonga ts maints angalatr daolo.za alou ts miala am TGV io iany nenay.avelao iz alou mba itondra fa ts omena andravalo daolo e!

  • tif dit :

    mlay b lè hira e miady rime tsar.fa ts atafala az eo mits na itomany otrn’iny eo az.Tanora Gasy Vonona,ze ts faly d mandehana mgrevy.

  • volaniaina dit :

    tena marina ny fihalany TGV sy ny forongony sy ny fifehezna ny tafika sy ny namany sns….ary ny foza no hatao haingana izay hialany ireo fa raha tsy izany tsy hivaha ny krizy eo kou…

  • djerry dit :

    maninona raha ajanona le ankolafy fa akolahy no ampiadina e,akolahy an`i tgv ampiadina @ akolahin`zafy eeeeee

  • Mbola dit :

    Tsy manamaivana ny zavatra lazainareo aho akory, fa ny mety indrindra…..amiko dia

    1. Ireo manodidina azy azy ireo no tena firinga mihevitra, ka ireo no tsara potehina voalaohany.
    2. Sao diso fahavalo isika, fa i TGV anie ka iraka fotsiny e !
    Araka ny fiheverako dia misy Ratsiraka ao am-badika, ary ny frantsay no mpanor hevitra. Izany daholo no fandehan’ny olana eto Madagasikara.
    MBOLA EO RATSIRAKA, ary TOHANAN’NY FRANTSAY !

    Tsy azo avela fotsiny amin’izao io Fitsarana io satria :

    I Ratsiraka mbola namono olona lavitra noho izay namono olona rehtra teo amin’ny Fitondràna (Izany akory tsy milaza fa namono olonany Prezida Ravalomanana, efa fantatra mazava ny namono olona tamin’ny 7 fevrier 2009).
    - Nahoana i Ratsiraka no tsy notsarain’ny CONTUMACE ?
    Satria olon’ny Frantsay, ary naverina any hanefa iraka avy amin’ny frantsay.
    Ratsiraka no mety nihavian’io fitsaràna CONTUMACE io, sao diso hevitra isika.
    Ny ala-olana ? : aoka hijanona ity MOUVANCE MOUVANCE ity .
    Jereo fa efa tonga ao anatin’ireo mikendry Fitondràna i Pierrot sy Monja.
    Olona samy matahotra ny hiverenan’i SEM Ravalomanana daholo ireo
    - RATSIRAKA
    - Monja
    - TGV
    - Pierrot
    ary ireo no manosika izao fitsarana mivoaka izao .

  • Fred dit :

    - QU’EST DEVENU L’UDEMO ?
    et QU’EST DEVENU TONTON AMBROISE ?

    - Si Pierrot commence à pointer son nez :
    DANS QUELLE MOUVANCE EST -IL ?

    - POURQUOI LA C.I NE SE PRONONCE – T – ELLE PAS CLAIREMENT CONTRE L’INGERANCE FRANCAISE DANS LA CRISE MALGACHE ?
    - – – Un SEUL ESPOIR : Que les Malagasy se manifestent maintenant ou Jamais CONTRE CE JUGEMENT DE CONTUMACE !

  • Babyfoot dit :

    CONTUMACE aho CONTUMACE !
    Dia ahoana koa ny manaraka ?
    Arakaraka ny mampitombo ny saindratsy ataon’i la France no hahamay azy. Izany marina rehefa vendrana, na ny tokatranony aza tsy voafehiny koa ny an’olona no hi-geste-tiavana !
    Tsy taitra tsy maika foana isika. Avelao hanaovan’i GTT sy ny Légalistes azy fa mitarazoka be ny raharaha.

  • Ragena dit :

    Midedaka indray i KRISÔ sy ny KIL-ny
    Ny VENDRANA toa anareo no mivikiviky @ tsy antony.
    Zahay manantsaina ary tsy zazakely na lavanify toa anareo ka ho tambazana KARÔTY

  • Ialy dit :

    Ary mba tsy hitako indray io karavato mena sy vozon’akanjo maintso mavo io an: Ampiarahana @ lokon’ny volo dia manome mainty maintso mavo mena, tahaka ny lokon’ny rasta, tsy mampaninona ny rasta fa ny mpifoka rongony matetika dia mitondra ireo loko ireo miaraka.
    Ohatrany zazakely milalao kanety ity filounareo ry zareo a!

  • belts dit :

    ary toa misy mino hoe higadra à vie dada eto @ forum le…. ny foza marivo salosana ihany no mino an’ireny

  • Rivo dit :

    laly
    Ny lokon’ny Lasary KARÔTY tany @ boîte de nuit no manaraka azy à vie (Karavato mena, vozon’akanjo maintso mavo sy maintso) !

  • tatie dit :

    anareo mila rajoelina reo dônko olo voky fa izikoa anareo olo mosary tsy olo nahavita fianarana olo tadiavinareo fa olo miasa ka raha nisy president niasa na tianareo na tsy tianareo Ravalomanana ; ka tsarao @ raha vitany izy fa tsy le mabôto tsy matotra , dictateur,assassin, menteur tsisy raha hilàna azy io

  • lova dit :

    hé! hainareo ny mpanao formation EC rehetra tsy àry nandray vola rango nianarany satria nampiasaina @ raha hafa ny vola tokony homena andrizareo, olo miala avy @ tanananazy misy firy KM any ; zaka tokony présalaire aloha aveo novana bourse anefa mbola tsy nomena, anareo zalahy mba mangalà honondraha fa io tsy mahazaka mitondra firenena zany fa Tanà fona ro zakanio

1 Trackback or Pingback

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Previous Post
«
Next Post
»

Switch to our mobile site