
Atoa Flou
Be dia be ny fanontaniana mibosesika ao an-tsaina tiana hampitaina kanefa toa tsy mahazo miteny amin’ny haino amanjerim-panjakana izahay vahoaka fa toa olona fidiana ihany no hitanay ao, aleonay aty aminareo MyDago no manoratra hoy ny mpamaky sy tsy mahafoy ny MyDago.com.
.
Hono h’aho Andriamatoa flou, efa impiry niteny sy nanao fandaharana tamin’ny TVM ianao no toa mbola manjavozavo foana ny fotokevitra hijoroanao sy ny « feuille de route » atolotrao? mbetika ianao manaiky ny CI sy ny CNOSC , ny Raiamandreny mijoro, impiry ianao mitsipaka ny fifanarahana Maputo izao manaiky indray, ny Vontovorona sy Ivato koa mety aminao, aiza ho aiza ilay fampanantenana ny vary 500Ar ny kilao nampanantenainao hatrizay?
.
Atoa Flou : izay no maha « flou » ahy, manjavozavo ny paik’adiko rehetra.
.
Hono hoy aho Atoa flou, tena hatahoranao mihitsy ve ny FILOHA Ravalomanana koa dia nomenao didy faran’izay henjana izy? Azo atao koa kay Andriamatoa flou ny manani-dapa satria toa ireo miaramila niambina ny lapa indray no nogadraina? taloha anefa tao anatin’ny heloka roambinifolo mahafaty ny « mandrombaka lapa » izao omen’ny Fitsarana rariny ny niakatra amin’ny faritra mena » ?ary inona no sazy mendrika ny olona nitarika ny vahoaka hiaka-dapa?
.
Atoa Flou : raha ny momba ny fitsarana dia any amin’i Rakrisy ianareo no manontany ? raha ny miaramila indray dia adalanareo ny niambina ny lapa tamin’ireny? Izaho efa niteny teny amin’ny kianjan’ny 13 mey fa izaho no mitondra ny tany sy ny firenena.Teny Ambatobe no tokony narovanareo tamin’ireny.Atoa Ravalomanana indray dia ny miaramila sy ny mpomba azy ihany no matahotra azy sao takiany amin’ireo ny volabe lanin’izy ireo eo.Tsy matahotra azy mihitsy aho raha tsy hoe hiresaka fifidianana? Tsy izaho no nitarika ny olona handroba ny lapa fa Ingahy Monja !
.
Efa nanomana lalam-panorenana « sur mesure » hono ianao?
.
Atoa Flou : eny, hitako fa tsy mahavoa ilay CCC napetraka teny amin’ny lapan’ny Tsimbazaza , sady « Izaho no mandidy sy manapaka izao » izay tiako ihany io, Izaho no Ray aman-dreninareo.
.
Farany Atoa flou, ohatrinona izao ny tahirinao sy ny volabe azonao, iza no mety amin’ny bizina, manao DJ sa manao flou?
.
Atoa Flou : rehefa bizna de mety daholo afa-tsy ny ny mivaro-dronono. Raha ny tahiry indray any amin’ny Mialy ianao manontany fa toa laniany zaraina amin’ny mahantra fotsiny ny volanay.Tsy fantany angamba fa tsy maintsy hitsoaka sesintany ihany koa ny hiafaranay mianakavy kely atsy ho atsy? sanatsiavina any am-ponja? efa mieritreritra aloha ny fitondram-panjakana fa hanao fonja manaram-penitra hipetrahanay mpitondra amin’izao fotoana izao indray any aoriana e !
.
Teninao farany Atoa Flou ?
.
Atoa Flou : hataoko ministra indray ianao amin’ny manaraka fa tsy mendrika anao ny Dg ORTM, raha ny raharaham-pirenena indray dia tsy maintsy hatao ny fifidianana, sady efa mipetrapetraka daholo ny fika fangalaram-bato rehetra.Efa masaka ny nahandro e !
.
Misaotra Atoa Flou !
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Tsy ampy ilay hoe « flou » fa tsara raha ampiana « FILOU », dia lasa hoe: « Andriamatoa Flou Filou »
andriamatoa Fohy Loh (a)
Dia aleo atao mihitsy hoe : Filoha Filou Flou e !
Lolohavin’i Mme Kristelle !
hi hi hi hi lolohaviko antampondoha i Filoha joeli satria nanafaka ny gasy tao anatin’ny jadona,raha mba nanambotra fihetsika sy fiteny kely fotsiny i Ravalo tsy toy izao no niafarany,sesitany i Dada efa taona 2 ,mangisy ho azy izany ,mangisy anie zany tsy mahzo manitsaka Tanindrazana izany fa gadra nitsoaka ve zao ny filaza an’ny Dada?dadao ! ontsa anao aho
efa hita fa mampihomhy mbola nanala taminy jadona, mahantra hoatranareo iany ny fisainanarea, sa efa nampisotroin i joely kely ny ranony managareza e, mba misaina iany fa refa lasa any abany tatatra vao tonga saina e
Maro tsy voatanisa ny tsy nety na ny fahadisoana nataon’i R8 matoa nasorina teo izy.Noho izany mety aminy ny mitsoaka any ivelany any maka saina »Tsy ny tody no misy fa ny atao no miverina » Raha tsy mazava aminao dia anotanio iDEBA(RATSIRAKA)fa ho valiany ianao(mora manadino ny vahoaka malagasy!).Izao vao tonga saina heo avereno izy ROALAHY;nefa sakay sy maso.Aiza ary izy izany? TARA LOATRA VELOMA ANY AMIN’I DADA!
Mba inona loatra ny fandraisan’i Andry Rajoelina ity vahoaka malagasy ity?.
1)Nanao ny assise régionale ny malagasy, nipoitra avy tamin’ny regions 16 tao anatin’ny 22 ny fotok’evitra FEDERALY no hitondrana sy hitanatanana an’i Madagasikara fa tsy mety intsony ny état unitaire nitondrana nandritra ny 50 taona nahazoana ny fahaleovantena izay teto amintsika.
2)Natao indray ny dinika santatra, dia mbola nanamafy ny distrika 119 fa, io fotokevitra FEDERALY io ihany no hitantantanana an’i Madagasikara amin’ny Repoblika faha IV.
Eto i Andry Rajoelina dia sahy manambara ho ampahibemaso fa tsy zakan’ny malagasy izany FEDERALISME izany.I Andry Rajoelina sy ny namany no tsy mahazaka ny FEDEALISME fa tsy ny malagasy.
3)Inona no heveran’i Andry Rajoelina ny Escopol?. Satria araka ny fanarahana tao ary nosoniaviny dia any amin’ny fikaonandohampirenena no handinihana ny lalampanorenana. Nefa amin’ny fotoana izao efa manana ary anhavita lalampanorenana i Andry Rajoelina izay hatolony holanian’ny vahoaka malagasy.Tsy misy dikany intsony izany sady fandaniana andro sy vola ny fanaovana ny fikaonandohampirenena.Manohy ny Unilateralisme izay fanomboan’ny zadona foana i Andry Rajoelina.Efa manomana ny filasahany ho candidat présidentiel ny IV REPOBLIKA anie izy io fa laigany foana izy tsy hilasaka io.
Eto izahay mpandala ny fotokevitra fedealista dia manambara fa, anisany mahatonga ny crise miverimberina eto Madagasikara dia io rafitra fanjakana unitaire io, ka mivangongo amin’ny toerana iray sady amin’ny olombitsy ny fanapahana sy fitanatanana ny raharahampirenena ka miteraka zara vilana ny tombotsoa izay fototry ny disadisa eo amin’ny fiarahamonina.
Mba inona loatra ny fandraisan’i Andry Rajoelina ity vahoaka malagasy ity?.
1)Nanao ny assise régionale ny malagasy, nipoitra avy tamin’ny regions 16 tao anatin’ny 22 ny fotok’evitra FEDERALY no hitondrana sy hitanatanana an’i Madagasikara fa tsy mety intsony ny état unitaire nitondrana nandritra ny 50 taona nahazoana ny fahaleovantena izay teto amintsika.
2)Natao indray ny dinika santatra, dia mbola nanamafy ny distrika 119 fa, io fotokevitra FEDERALY io ihany no hitantantanana an’i Madagasikara amin’ny Repoblika faha IV.
Eto i Andry Rajoelina dia sahy manambara ho ampahibemaso fa tsy zakan’ny malagasy izany FEDERALISME izany.I Andry Rajoelina sy ny namany no tsy mahazaka ny FEDEALISME fa tsy ny malagasy.
3)Inona no heveran’i Andry Rajoelina ny Escopol?. Satria araka ny fanarahana tao ary nosoniaviny dia any amin’ny fikaonandohampirenena no handinihana ny lalampanorenana. Nefa amin’ny fotoana izao efa manana ary anhavita lalampanorenana i Andry Rajoelina izay hatolony holanian’ny vahoaka malagasy.Tsy misy dikany intsony izany sady fandaniana andro sy vola ny fanaovana ny fikaonandohampirenena.Manohy ny Unilateralisme izay fanomboan’ny zadona foana i Andry Rajoelina.Efa manomana ny filasahany ho candidat présidentiel ny IV REPOBLIKA anie izy io fa laigany foana izy tsy hilasaka io.
Eto izahay mpandala ny fotokevitra fedealista dia manambara fa, anisany mahatonga ny crise miverimberina eto Madagasikara dia io rafitra fanjakana unitaire io, ka mivangongo amin’ny toerana iray sady amin’ny olombitsy ny fanapahana sy fitantanana ny raharahampirenena ka miteraka zara vilana ny tombotsoa azo rehetra izay fototry ny disadisa eo amin’ny fiaraha – monina.
hafatra kely ho an;i Jacta na dia nisy aza ny fitifirana ta,in;ny 1991 sy 2002 ny Filoha Didier Ratsiraka tsy notsaraina ka voasazy anterivozona izany; satria mahay ny tokony atao ny mpitondra ta,;izany fa ity kosa dia mampiseho fa jiolahimboto sy olona tsy mahalala ny tokony ataony ary mba sokafy tsara ny maso;tsaina fa aza dia mandray ambolony tahakan;izany misaotra anao mialoha amin;ny fahatongavan;tsainao
Rajoelina n’est pas flou. Il sait ce qu’il fait. Du moins, en tout cas, il est bien conseillé.
Ce sont es autres qui veulent lire ce qu’ils veulent voir.
Se trompe ce qui veut croire que le temps joue contre Rajoelina…
Aleo atao hoe Andriamatou Lapinou, Lavalou, Lavanifff !!!!!!!!
TSY mahazaka andra8 ry domelina dia mamaoaka fitsarana RIDICULE LAVA IZAO !!LE CHIEN ABOIE ,LA CARAVANE PASSE,tokony midina andalamabe daolo @izay ho hitan’izao tontolo izao mikiaka hoe ;SAMBORY TGVENDRANa fa ela izay négociation tsy mamaokatra izay ,ny TENA MARINA AZA TOKNY HALEFA ALOHA NY mpampandry tany haka ny basy any antanana’ireo milice hitazomany POUVOIR ,raha tsy ny tahotry ny basy mantsy efa feno vahoaka ny arabe mitaky ny hisamborana an’io KELY FINGOTRA FITAOVANA nanonganana andra8 io ny ,isika Tananarive koa tokony hanAo ohAtra ny ANY Tuléar ,rehefa tena be ange no sady midina andalambe tsy mankaiza io é!na ny basy eny @miaramila aza azo halaina dia hita eo izay tena mafy refa miAla @zareo ny basy ,ny olona kery sahy no mitambasy fa ny olona misaina mifanandrina TSISY BASY!!!
bako:tokn anao otrn tany toliara,midna andalambe sns.lol,tsefa firy volana MAGRO sns fa to tsis vokany.
LES STYLES SMS C’EST POUR LES ENFANTS JE CROIS.
SINON, GANDHI A LUTTE PENDANT DES ANNEES AVANT DE REUSSIR. ET TANT D’AUTRES, AVANT OU APRES LUI: MANDELA, …
Ka le midina andalambe ange eny @ny 13 mai é!,kely loatra le magro ireo aza efa hilà ny vanona hampitahoriny lava izao ,f’angaha eny @13 mai azo hanaovana manifestation @izao na ianao voan’ny bombe lacrymogène na voatifitra nefa tgv rehefa nanao manifestation fony ra8 mbola teo tsy nahazo bombe sy basy nefa sady nandroba no nampihorohoro t@izany,fa maninona ny antoko mpanohitra no tsy havela haneho ny heviny??? FA INONA LOATRA NY HATahorarandry FATY ANDRA8 no hamohahana jugement ridicule be !!! na tsisy valeur aza le izy hita be le « HAINE » ao anatindrizareo!
hO ANDRAJACTA!
aNGAHA RAJAta tsy maharaka film fa refa nanontanian’ny mpanao gazety vahiny Ratsiraka fa maninona ianao no tsy mody dia hoy izy hoe: rehefa mody ingahy ravalomanana dia mody aho, ary na sakay sy maso izy n’inona 2 misy leader -ny sy Zafy en personne miintsy no efa teny @magro fa ny olona ambany saina ihany no TSY AFAKA HIFAMELA SY HIFAMPIDINIKA ,ianao(TGV) efa nanongana tokony halefa eny tsiafahy aza no efa hanaovana arrangement hoe MAPUTO tsy mety FA matahotra ny popularité-NDRA8 no tsy haneken’itgv ny mouvance ra8 sady tsy tompon’ny tenany akory fa ratsy honana sy ramarosaona ary capsat no ao andamosiny!!!
Ka IZAY NO HANAOVAKO IRETO 3 MOUVANCES HOE: SAMBORY IO DIA VITA ,HALAINA NY BASY D milamina ny tany! FA FANDANIANA ANDRO NY SISA,olona feno fanakahalà na ve no hiaraha miasa sady MAHARATSY PASSEPORT koa ange izany miaramiasa @putchiste izany é! EFA AFABARAKA LOATRA NY FIRENENA fa ady seza izao haseho izao!
Alidera A.R a raison ! Rajoelina est filou mais pas du tout flou. Bien conseillé par le quai d’Orsay et relayé par Ratsirahonana il sait jusqu’où il ira…En tous cas, jusqu’à présent il joue très bien la partition qu’on lui a fait apprendre par contre il a encore beaucoup à apprendre pour prétendre à être un homme d’état.
Lesabotsy
Fédéralisme ?
Pourquoi pas,
avec une constitution conçue de MANIERE PARFAITE , avec des constitutionalistes de haut niveau comme Ranjeva , ou des personalités rodées à cette reflexion comme Serge Radert ,ou/et des techniciens comme Ambroise.
Les études d’impact sont importantes .
Il faut en AMONT de REELLES CONCERTATIONS LOCALES ( consultations des FOKONOLONA notamment ) , il faut des consultations larges ( donc du temps !)
Personnellement les POUVOIRS REGALIENS (monnaie, justice fédérale,banque nationale, affaires étrangères ,EDUCATION POPULAIRE) doivent rester au niveau fédérale , avec la solidarité nationale en plus et surtout les infrastructures inexistantes , dans un premier temps(eau potable (voire dessalinisation d’eau de mer à Diégo )et PROJETS D’IRRIGATIOIN, les énergies (solaire, éoliennes, hydro-énergie, routes, chemin de fer.
Je ne suis pas partisane d’un pouvoir unitaire du type français , datant de Louis XI, accentué par Napoléon :
il ya apoplexie au centre et paralysie aux extrémités.
L’économie moderne applique des méthodes de management plus dynamique en DELEGUANT, il y a nécessité de prise de décision locale , rapide et connaissant mieux l’environnement socio-économique local.(cas de l’Allemagne)
Mais cela peut aussi dégénérer en rêverie sécessioniste comme au pays basque espagnol…
et même en Corse , sous la pression de la MAFIA.
Rappel : les Etats Unis ont pu mettre fin à la pègre d’Al Capone , grace au F.B.I. , organisme du gouvernement fédéral(central) FORT !
Attention…aux approches rapides sur internet.
Il y a des discussions profondes à engager avant .
Mais :
un Etat centralisé comme aujourd’hui :
surement non !
ny ahy aloha dia tsy flou io zaza voyou no hilazako azy fa tsy andriamatoa izany e! sy flou!
tsy mendrika antsohina hoe andriamato nohony maha voyou azy io TGV baby DJ io e!
Marina ny anao ry Volatiana, tsy mendrika ny atao andriamatoa akory ilehio. Amiko manokana aloha dia tena flou ara-bakiteny leiry satria mpidoroka zava-mahadomelina danza be ary mazava ho azy fa flou daholo ny momba azy. Matoa ange ataon’ny be sy ny maro hoe « domelina » leiry dia misy dikany ao e!.
hoany Faucon de Dago e! marina daholy ny teninao fa sady zaza midongy toerana no sady tsy fatany izay ataony eh!
mihinampotsiny sy mikabary sy miteniteny fona sy milaza ny faniriny nefa tsy tanteraka fa mbola zaza ka tsy matotsaina fa vendrana be no sady kamo hiasa sns……zao rendrika i M/CAR sy ny vahoka @ fampanatenana pokaty sns….
coucou Volaniaina
ZAZA midongy ve ?
raha olona 36 taona dia mihevitra hoatry zaza , dia atao hoe :
arriéré mental na dégile profond hoy ireo psikiatra…
PFFFFFFFFFFFFFFFFF
angaha tsy maty i GBD?ny gadra mandrapahafaty anie i Dadavalo ry GBD e! izay ny vaovao
hoany GBD !
efa hita fa miaka midina sahalany lelonjaza na miakamidina hotrany culotte ny makourelina i TGV kou…..sady tsy mavita ninoninona fa mihinampotsiny ny vitany DADA dia izy indray hono no managadra any DADAasa anterivozona mandrama ty sns…..
36 ans fa mbola minono @ cocorico renikely malala sady tsisy azodamosina fa mbola tsy mahafoy sy mahasaraka ny jupon andreniny i TGV …
TGV anie ka marary adala malade mental e !fa angaha tsy mafatatra izany i GBD ! voany aretina
androbe ,jereo ny tarehany fa mibinabina sy miovaova fona izany no hanarahany mialy azy hanomehy ny fanafody any TGV sns…..no sady mandray zavamadomelina vao mahita tory sns….
ha!ha!ha! hay ve ka tsy nafatatra izany i GBD eh!
magnino tsy iabanareo voany aretimborogna maty andrano
zao ko no vitany TGV sy ny forongony sy ny foza e!
_http://www.madanight.com/edito/390.html
Tsy misy fika intsony ny an’i DADAN’IALAHY,efa mandra-maty ny sazy nivoaka eto amin’ny tanana.Antony izy no ati-doha naname ny baiko hitifitra ny vahoakany.Marina izany satria any aminy ny baiko farany izay vao mitifitra ny be Baoty. Ny mpisotro RONONO amin’izao misotro RANO satria lasa nitsoaka iDADA(miandry azy any TSIAFAHA fa tongava!).
izao no hahazo anareo ry foza sy ry TGV sy ny forongony ah!
_http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=5678:didier-ratsiraka-indesirable-en-france-&catid=41:politique&Itemid=55
aza mba dondrona hoy aho no pitsara e!
DADANAY tsy manatsiny eeh!
http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation
JACTA,
Procès Bidon : Andraso eo i Pôly hametaka lakôly !
Na ny sarin’i Domelina aza floue toy ny procès iany. Sa nanapenana ny maso cernés sy ny niniff lavabe no antony ry KKV+ B ??
angaha tsy itanao iabanao mpamono olona iny?tsy nify fa nifinolona maty no natao solony tsy aleoko hiany lava be
HAY tokoa moa io lavanify io ilay voan ‘ny androbe fa izy io ilay dj mpifoka maoly ,handraso fa mbola hihetsika io @]ilay izy miteny amaphibemaso iny ,mbola ho avy é!
Misy hato fihomehezana ilay procès satria tsy ho tanteraka mandrakizay!
Mbola hihetsika ampahibemaso ny devoliny io dia vita ny amin’io!
Mampamangy hoy DADANAREO aza miadiady intsony dia hendre tsara eo amin’ny MAGRO aza mietsiketsika eo fa anaovako tonokalo isaky ny Asabosy .Izay ilay afatra fa…ho tonga hono izy raha tsy voaheloka any amin’ny tanana.
hoy ny Malagasy rehetra hoe misy farany ny zava- drehetra ary Andriamanitra mahay mitsara.
Mahandry ny vahoaka fa toa tsy ho tanty kosa ny valin’ozona atoa fohyloha flou filou miha be takolaka.
FilouFloue, manao BOK BOK ao @ Lac Anosy sisa ry KKV+B mianakavy fa bye bye Ra Lava niniff !!!
- le mlaza oe domelina: iza ny tena domelina le voaongana sa le nanongana?????msaina matoa maongana ol ef namahatra atrany @foktany ah!le voaongana n tena vongany(MBA MSAINA EH!)
- ELAS :le milaza oe misy farany ny zavadreetr: fito taona nanjakazakana ?miertrertr n itondr mandrapafat,aiza zao?????zay le farany e.
Ho an’i GBO
Misaotra anao aloha raha ny fiombonankevitra fotsiny. Ny fédéralisme hapetrantsika anié dia federalisme gestion des affaires de l’Etat fa tsy fédéralisme distribution de chaises pour voler et lapider les biens et deniers publics.Tsy ho vita indray mipoaka ny fametrahana an’io fa hapetraka mialoha ny fototra.
RAISONNABLE 2
,,,raha mbola misy cerveau koa ianao tsy hiteny an’iza sy hanao critique ,tsotra fotsiny hitano mety ve ny fiainambahoka @izao andron’ny tgvendrana izao ,ny frantsafrika no manjaka eto ,inona no mba vitan’ity zaza ratsy taiza nalaza mpangalatra ,ny olona misaina midinika fa NY ANDEVOMBAZAHA MITAMBASY SY TONGA TSY NANTSOINA TEO @POUVOIR ohatra ty zaza ratsy taiza niveau 4ème ,izay indray tsy hampianaron’olona voakarama ohatranao sinon deha manaja tena any )sitenareo madagate any tsisy mpanontany ,EFA HITA BE HOE MATAHOTRA ANDRA8 .jereo fa ny olona tsy dia nakasitraka andra8 aza mitady aza ihany manao hoe tahaka izay ihany izy no teo ;NY TOMBOTSOAN’ny Malagasy no jerena fa AZA AMBANY FIJERY OHATRA IO FA MAHAMENATRA OLONA REFA VOAHAOZONA FRANTSAFRIKA IANAO DIA MIFOTETAHA EO
JEREO HATRA@NY ANDRONIZA NO MISY POLICE MANOFA BASY ENTINA MANGALATRA RAHA TSY NY ANDRONY JIOLAHIMBOTO HATAO HOE TGVENDRANA ?IZY NO SANS qualité,fa havelao Mcar hilamina ,izao ny mahantra avo zato eny noho ny teo aloha ,aleo tsy handany andro @ny olona voakarama ohatranareo sy kristo telo izay andevombazaha VOAHOZONA HANIMBA TANINDRAZANA na bouché na voakarama ,ny erreurdra8 tsy nisambotra io jiolahy dj io hatrany amboalohanay !!!
Nivadika raisonnable ndreiky jacta/KKV.
Mitôvy fô jerinazy, Lala sy Noro Jiaby, tsy manjary !
déraisonnable
Le Domelina signifie DJ de carrière, mpanao lasary karaoty.
Iza no mpitondra nanao lokon’a salade composée ny col ny chemise-ny hitan’elà ?
Tsy misy afa-tsy basy sy tafondro ihany no androahana an’io dj sankalité tsy manjary io sy ny fat-n’alika forongony
BAKO: ny erreurdra8 tsy nisambotra io jiolahy dj io hatrany amboalohanay !!!:ZAY NY MAVENDRANA AZY N TOKN SAMBORN TS SAMBORN FA N OL TS TOKN SAMBORN NDR1 NO APDIRN APONJA,ITA MITS OE TS AMPY TRAIKEFA MIOLOTRA ANLE ZANDRY KELY;lol
RABERABE:Iza no mpitondra nanao lokon’a salade composée ny col ny chemise-ny hitan’elà ? MPITONDRA TEO ALOHA TS NANAO CHEMISE COMPOSE FA SAMY TSIS NAVITA AZY FA NAONGAN’OL DOL
déraisonnable
Domelina= Dj de carrière, mpanao lasary karôty
Voan’ny Androbe
Ho faty tsy ho ela
Veloma ny CDD ngangahy !!!!!!!
ary le pitery ronono haona ?toa voan’ny sidaka ho very faty antanin’olona aza manody
Pour ra-krizy sy ra-jacta uniquement.
LA VERITE SUR LE CARNAGE DE 07 FEVRIER 2009
Andry Rajoelina avait annoncé que les responsables de ces massacres seraient jugés et, c’est fait. Le vrai Président Malagasy Marc Ravalomanana a été condamné samedi par contumace à une peine de travaux forcés à perpétuité pour la mort de plusieurs dizaines de manifestants l’an dernier.
L’on parle de juger les responsables, qu’est-ce qu’un responsable d’abord ? La responsabilité est le devoir de répondre de ses actes, toutes circonstances et conséquences comprises, c’est-à -dire d’en assumer l’énonciation, l’effectuation, et par suite la réparation voire la sanction lorsque l’obtenu n’est pas l’attendu.
Pour être responsable, il faut donc avoir fait des actes. Les actes qui ont provoqué le carnage ont les connaît :
(1) organiser les manifestations non autorisées au 13 mai
(2) emmener les gens vers Ambohitsirohitra sachant pourtant que c’était classé « zone rouge »
(3) tirer sur la foule
Qui est responsable des actes n°1 et n°2 ?
ce sont évidemment les organisateurs de la manifestation non autorisée : Andry Nirina Rajoelina, Monja Roindefo, l’ex-Général Dolin Rasoloarisoa, l’homme en costume gris Étienne
Andriamahefarisoa et les autres « leaders » du mouvement TGV présents sur les lieux.
En face, il y a aussi des responsables, les responsables de l’acte n°3 : les chefs de la Garde Présidentielle, de l’EMMO-NAT, des forces de l’ordre qui, quoi qu’on en dise « n’ont fait que leur travail avec les moyens du bord » et qui sont les « dindons de la farce » avec le vahoaka dans cette sombre histoire.
Si l’on analyse un peu la loi n°91-011 du 18 Juillet 1991 relative aux situations d’exception, on se rend compte que les couvre-feu, interdictions de manifestations et finalement transfert de pouvoir aux autorités militaires sont régis par ledit texte.
Compte tenu des pillages notamment du 26 Janvier 2009, Ravalomanana aurait dû dès le début appliquer la loi martiale :
Art. 29 – La loi martiale peut être proclamée en cas de péril imminent susceptible d’entraver ou d’empêcher le fonctionnement normal des institutions républicaines et résultant d’une attaque d’origine étrangère, de troubles sanglants ou d’une insurrection armée. Le décret de proclamation est porté à la connaissance de la Nation par un message du Président de la République, dont la diffusion est assurée par tous moyens.
Sachant que TGV et consorts sont rompus à la connaissance de ces textes et voulant infliger un « remake de 2002″ à Ravalomanana, il est facile de deviner que le sieur Ravalomanana ait préféré appliquer les mesures tout en évitant les effets d’annonces sur la loi martiale pour ne pas passer dans le mauvais rôle de Ratsiraka, pour ne pas tomber dans le piège tendu par ceux d’en face.
Un peu dommage avec le recul dans la mesure où, au final, il a transmis le pouvoir à Directoire militaire, ce qui revenait aux dispositions proposés à la loi martiale. Enfin bon, avec nos militaires corrompus qui « transfèrent » le pouvoir à TGV, ça aurait peut être été aussi se jeter dans la gueule du loup non ?
On en revient à la loi n°91-011 qui est très intéressante car elle nous informe sur le mode opératoire en cas de manifestations interdites :
Art. 36 – Tout attroupement, manifestation, défilé ou procession sur les voies ou places publiques est interdit de plein droit dès proclamation de la loi martiale et sera dispersé d’office par l’autorité militaire à l’aide de tous moyens propres à y parvenir sans effusion de sang. A l’occasion de son intervention, la troupe doit s’employer à éviter, jusqu’aux dernières limites, l’usage des armes.
Art. 37 – L’usage des armes comprend :
1° Celui des armes blanches ;
2° Celui du feu ;
3° Celui des engins explosifs.
Art. 38 – L’usage des armes blanches ou celui de feu n’est autorisé, aux éléments isolés
appartenant aux forces chargées du maintien de l’ordre, qu’en cas de légitime défense caractérisée.
Art. 39 – Le commandant de la troupe est seul juge, en fonction de la situation de la nécessité de faire usage du feu ou d’engins explosifs.
En tout état de cause, et sous réserve de ce qui est dit à l’article 42 de la présente loi, l’usage du feu ou d’engins explosifs, ne peut, sauf impossibilité, avoir lieu qu’après trois sommations faites par le commandant à haute et intelligible voix et sur un ton ferme, de préférence au moyen d’un porte-voix, mégaphone ou tout autre amplificateur de voix.
Art. 40 – Après commandement de « Jery atrika » ou sonnerie d’avertissement, les trois
sommations sont successivement exprimées en ces termes :
- Mialà fa hitifitra ! Iray izay !
- Mialà izay tsy te ho faty ! Roa izay !
- Maty izay tavela eo ! Telo sady farany izay !
Les extraits de ce texte, nous permettent de voir si les forces de l’ordre ont « respecté la procédure ».
Les militaires en particulier sont bien formés à ce texte, à cette procédure.
L’on se rappele que (i) les manifestants étaient au courant qu’ils allaient en zone rouge, (ii) les troupes avaient ordre de ne pas tirer, (iii) les militaires ont effectué des sommations auprès du Général Dolin (voir vidéos) confirmé par l’ambassade US par la suite….pourtant d’un coup, tout se précipite, c’est le grand cafouillage, la garde présidentielle fait feu ! Pourquoi ?
Pour quelle raison un militaire formé, entraîné, civilisé, va spontanément tirer sur une foule « désarmée », violer les règles d’engagement ? Pourquoi surtout les hommes de la garde présidentielle, supposés triés sur le volet parmi les meilleurs soldats et entraînés à la protection de personnalités donc au self control auraient brutalement perdu leur calme pour tirer ?
Pourquoi également ont-ils immédiatement tiré vers la foule, pas en l’air ? La foule avait encore 10 mètres avant d’atteindre le palais et les grillages auraient fait barrage, ils auraient pu tirer en l’air pour les intimider.
Pourquoi n’ont-ils pas eu/pris le temps de faire ça ? Pourquoi n’ont-ils pas eu le temps de faire calmement les trois sommations de l’article 40 ?
Si l’on observe la vidéo de TV Plus, on voit que même quand la foule arrive au niveau du parking des finances, il n’y a pas encore de tirs, il y a un temps mort, la foule s’arrête dans le calme. Puis, on entend des explosions DERRIERE la foule.
C’est à ce moment là que les tirs commencent.
Non, ce n’est pas parce que la foule avançait vers elle, qu’ils auraient franchi le corridor que les GP ont tiré. Ils avaient ordre de ne pas tirer, ils n’ont d’ailleurs jamais tiré jusque là même pendant les pillages de MBS/RNM, pourquoi ce revirement ?
On ne voit qu’une seule raison qui peut l’expliquer : c’est qu’on leur tirait dessus.
Beaucoup l’on oublié parce qu’on fait exprès de l’occulter mais dans ce grand cafouillage beaucoup de témoignages parlaient, outre des explosions de grenades DANS la foule, de coups de feu dans les deux sens, dont on retrouve une trace dans le fil infos de Topmada :
15:15 – Avis contradictoires: d’après Antsiva les tirs viendraient de l’extérieur, près de l’hôtel Colbert plus exactement. Selon Viva en revanche les tirs viendraient du palais.
Et que voit-on sur certaines photos ? Des lueurs concentrées que « La Gazette de la Grande
Ile » identifiait comme des traces de balles sortant notamment des fenêtres du Trésor où personne des forces de l’ordre n’était censé se trouver.
Sans être un expert en balistique, en observant les photos des victimes on peut voir que :
1. certains impacts de balle sont trop petits pour avoir été infligés par du 7.62x39mm (le calibre des kalashnikov) surtout à moins de 50 mètres et qui avec le « choc hydrostatique » à tendance à produire ce qui est arrivé à la libraire Haja d’Ambohijatovo tuée par les capsat.
2. certains corps dont celui du journaliste de RTA (paix à son âme) sont tombés dans une position qui
suggère un tir rapproché VERS le palais PAS DEPUIS.
Or, d’après les différentes photos du 7 février 2009 :
1. les éléments de maintien de l’ordre n’étaient pas armés, mis à part les officiers avec des pistolets semi-automatiques et quelques uns en kalashnikov sur l’arrière.
2. la garde présidentielle était entièrement équipée de AK-47
3. les soi-disants « mercenaires africains » évacuant le Palais dans l’après-midi du 7 février dont l’Express de Madagascar nous apprend l’existence dans son livre de propagande « Madagascar 2009 : regard sur une crise » étaient également équipés de Kalashnikov.
4. tout le dispositif de sécurité était positionné au niveau du palais et des finances, de la descente vers la varangue et la BFV
Par ailleurs, les témoignages sur Internet des garde présidentiels (à authentifier) viennent confirmer également qu’on leur tirait dessus, que tout était soudain, et qu’un tel carnage ne s’explique pas de leur seul fait :
« Rappelez-vous quand même qu’il y avait eu des tirs croisés à Ambohitsirohitra ce jour-là ,
et nous nous sommes tous regardés étonnés dans la cour. Ce qui s’est passé après, si nous avions vraiment tiré, pourquoi les éléments mixtes de
l’EMMONAT ont accouru vers nous pour se protéger, mais ne sont pas resté avec le peuple si nous avons vraiment tirés.
Ensuite, seule une cartouche a été utilisée et un seul GP a tiré. Il y a eu 18 balles sorties
de cette cartouche. À nous de voir et de réfléchir sur le fait qu’avec ces 18 balles, il y ait
eu 175 blessés sur le coup et 37 morts.
Troisièmement. Pourquoi du côté de l’Office National de l’Environnement, du côté de
Colbert, du côté de la BMOI et de la je n’aime pas trop en dire trop, et de l’ancien Shoprite,
il y ait eu des morts et des blessés. Nos balles ne peuvent pas faire des tirs
transversaux, ne peuvent pas zigzaguer, une balle ne peut qu’aller tout droit.
Quatrièmement. Nos tirs ont été tirs de rebondissements à terre. Nous avons tiré par terre
et non à hauteur d’homme, c’est pour vous dire que nous n’avons pas tué ces gens. Une preuve indéniable, devant nos yeux, le journaliste de RTA a basculé vers l’avant vers nous quand il a été touché, et c’était le premier coup d’éclat de fusil ce 07 février à Ambohitsirohitra. »
Conclusion : Après avoir épuisé toutes les autres hypothèses, force est de conclure qu’on recherche des mitraillettes (pouvant tirer en rafales automatiques) de petit calibre style 9mm, armes à feu qui ont été opérés par des éléments qui ne sont ni la garde présidentielle, ni des membres du dispositif de sécurité officiel, ni les « supposés mercenaires africains ».
Il y aurait donc eu un autre groupe armé sur les lieux qui aurait apparement tiré sur la foule ET sur la garde présidentielle.
Un dicton de flic dit « trouve le flingue, tu trouveras le coupable ».
Ne cherchons pas loin, le(s) flingue(s) correspond en tous points aux critères spécifiés, il s’agit du célèbre UZI en 9mm
D’après Wikipédia, à Madagascar l’arme (rare) serait donc uniquement en dotation auprès des forces de polices :
Madagascar- Utilisé par la police malgache dans sa version crosse fixe en bois.
Toutefois, pour être objectif et couper court aux détracteurs, force est d’informer aussi que, d’après les photos des défilé du 26 Juin, la garde présidentielle en possède en version crosse rétractable à moins qu’il s’agisse de « clones » sud-africains Truvelo BXP.
Or, malheureusement (ou heureusement c’est selon) ils étaient tous entièrement équipés ce jour-là de
Kalashnikov,
Ainsi, ce ne peut pas être les UZI de la garde présidentielle, ce ne peut être que ceux de la Police Nationale. Connaissant les contrôles drastiques surtout à l’époque de Ravalomanana sur les armements de 1ère catégorie, surtouts « rares » comme l’UZI qui ne « peuvent sortir de la maison » (des forces de sécurité de l’Etat), on en conclut vite que seul quelqu’un de haut placé dans « la maison poulaga » aurait pu avoir les relations et le pouvoir de faire sortir et d’utiliser lesdits UZI.
Où l’on veut en venir ?
Il y a une superbe photo qu’il n’est pas possible de produire ici où nous avons justement, un magnifique spécimen de Contrôleur Général de la Police Nationale qui s’affiche avec en arrière -plan sur son porte-veste…un UZI !
Quand on connaît la facilité avec laquelle (i) il a « pris » son Ministère (Sécurité Intérieure) montrant qu’il possédait bien les contacts à l’intérieur, (ii) qu’il a été l’un des premiers à brandir le scénario machiavélique et inédit jusque là de « la foule tirant sur la foule » à propos des légalistes pourchassés à Anosy le 21 Avril
2009 et (iii) qu’il a été de ceux qui ont fait leur show sur les supposés pose de bombes…on sent vite l’expérience du monsieur dans le registre du coup fourré….
Nous avons des responsables et aussi un vrai coupable, Monsieur Organès Rakotomihantarizaka a semble-t’il beaucoup de choses à dire sur le 7 février 2009, n’est-t’il pas ?
Qui sont les vrais coupables du carnage de 7 février 2009 ?
-Andry Nirina Rajoelina,
-Monja Roindefo,
-l’ex-Général Dolin Rasoloarisoa,
-l’homme en costume gris Étienne Andriamahefarisoa
-et les autres « leaders » du mouvement TGV présents sur les lieux.
-Organès Rakotomihantarizaka
Mamouzelle ra-krizy et môsier ra-jacta, préparez vos culs de bourrique car ça va chauffer.
Petaho commission d’enquête internationale ( union européenne et non l’ONU) dia hita eo iza no nanosika ???????????
Fomba ny barbouze ny fransafrika dia mivaingana.
Na Tribunal de la Haye pour crime contre l’humanité, au même titre que Tylor, Kmera rozy sy Bokasa.
Coucou Baby
jereo ny déclaration i Naika Eliane :
sady mahafinaritra , no farany MAZAVA .