EST-CE QUE TOUT A ETE CONSIDERE DANS CE PROCES?
- C’EST QUOI UNE REELLE ZONE ROUGE?
- QUI A DONNE L’ORDRE D’AVANCER? LA PLUS GRANDE RESPONSABILITE DEVRAIT REVENIR A CES DONNEURS D’ORDRE.
- QUI ONT VRAIMENT TIRE? ETUDES BALISTIQUES ET AUTRES.
… QUID DES GENS QUI ONT ETE TUES DURANT LES MARCHES DES LEGALISTES?
Raha « TSIA » : Nahoana no tsy navela naneho ny heviny ny mpanohana an’i Pdt Ravalomanana tonga tao fa nangalana ny EMMOREG hampitahotra sy hampiseho hery amin’izy ireo toy ny mahazatra ??? Satria hoe manakorontana ny raharaham-pitsarana… Asa !!
Raha « ENY »? : F’angaha moa azo anaovana fihetsiketsehana toy ireny nitranga mialoha ny 26/06/2010 ireny manoloana ny « Zone rouge » ? Ireny tabataba efa ho 10 andro maninjitra ireny izany tsy manakorontana ny raharaham-pitsarana ? Sa tsy niasa ny Fitsarana tamin’ireny fotoana ireny ??
Ny hevitry ny « ZONE ROUGE » mihitsy angamba no niova amin’izao fitondrana FAT izao ! Aleo tsy tohizana fa anjaran’ny tsirairay no mieritreritra
Tsy maintsy manatenteraka ny baikon’ny mpanjanaka azy satria na manana boritra fara-tampony aza tsy manana FAHENDRENA, tsy maha tsapa ny fanambaniana ataon’ny mpanjanaka azy amin’ny teny « tetezamita tsy tony », na ny fahendren’ny zazakely tsy nandia fianarana aza tsy ananany.
« Notsorin’ny fitondrana frantsay koa fa tsy tokony hanelingelina ny fifanatonana sy ny fitadiavam-bahaolana eo amin’ny ankolafy efatra ny voka-pitsarana an’Atoa Ravalomanana Marc, hiasa an-terivozona mandra-pahafaty. Mihevitra koa anefa i Lafrantsa fa tetezamita tony iarahan’ny hery politika rehetra no hahafaha-mivoaka ny krizy politika. »
Nangonin’i Zo. Ra.(Gazety Taratra)

ARY NY LAPAN’NY FITSARANA VE « ZONE ROUGE » ???

Tokony hatao fitsarana ny communauté internationale ny fitsrana io fevrier 2009 iny ny faty ange no voamafy é! satria ny lapa tsy azo tafihana ,zone rouge tsy azo handehanana fa ry zareo nitondra olomarobe tany no hahita raharaha satria vahoaka madinika tsy mahay ny dikan’izany hoe: zone rouge,ny tena responsable dia i monja sy tgvendrana ary ny tena loza dia izao raha tifitra avy any @lapa ,@ny olona nianatra ,ny tongony ny fahavalo no tifirina mba tsy ho faty ilay olona fa hampitahorina aloha NY MAHAGAGA ANEFA DIA voa any @loha ny ankabeazan’ny ilay olona voatifitra,ary nisy manana vidéo any nampiseho fa nisy tir akaiky DIA AKAIKY ary avy @anaty trano no nisy tir fa tsy avy any @lapa FOTSINY!
NY avy any @lapa mbola ara-dalà na ihany satria tsy azo hatao ny manafika lapa na zone rouge na tsy rouge fa rehefa ampelatanan
izao ko anisany vitany TGV sy ny forongony ary ny tafika sy ny foza e! teny @ zone vert ….
_http://www.madanight.com/edito/390.html
ny communauté INTERNATIONALE NY RAHARAHA dia HANGOVITRA @IZAY IRETO PUTCHISTE tsy mahay lalà na DONDRINA IRAY TRANO IRETO ,olona niveau 4ème be ambition OAHATRA ANI TGVENDRANA TSY HO PREZIDA MANADRAKIZAY ?JEREO FA ridicule lava ,izay tsy mila anreo 3 mouvances é!izahay tsy mila makany maputo é! nefa nadeha , ,ohatra ny tgvendrana ve no hitondra ity firenena goavana ity??? dia izao mitsidingy any ankady izao!
Ny fahoraian’le vahoaka ntony tohatra fiakrna tsy hita intsony ,ny fanesoana sy fanambaniana ny vahoka MALAGASY tsy lazAina intsony ,MAMPALAHELO SADY MAHAMENATRA ka izay no hanomezako tsiny ny 3mouvances hoe tsy tokony lalaovin’i zaza ratsy taiza tgvendrana io fa ny madinika no mijaly fa AMPY izay famitram-pihavanana tsy NAHITAMBOKATRA izay ,efa ampy izay fa NY VAHOAKA TSY MANDADY HARONA vA MBA noeritreretinareo???
dadanay tsy mantsiny e!
_http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation