La HAT voudrait supplanter les initiatives du CNOSC

Centre de conférences Ivato
Centre de conférences Ivato (mars 2010)

Des élections, des dates…. et aussi des reports, toujours des reports. Pourquoi insister si elles ne font pas l’unanimité ? C’est à peu près en ces termes que l’on pourrait résumer la réunion des partis politiques qui se tient actuellement à Ivato. Et la HAT voudrait des dates au plus vite pour supplanter les initiatives du CNOSC.
.
Forcing, paroles non tenues,… sont devenus des pratiques habituelles dans les hautes sphères de la HAT. Le peuple ne lui fait plus confiance tellement il n’y a rien qui vaille. Plus grave encore, tout ce que la HAT a entrepris jusqu’à maintenant comme solutions de sortie de crise n’avaient aucun objectif précis tandis que le pays plonge dans l’abîme chaque jour. Qui de ces politiciens réunis à Ivato pourraient nous assurer que cette fois-ci tout sera parfait ? Et que le lendemain, la HAT ne changera pas d’avis ? Personne ne le fera pour la simple raison que cette réunion n’ait pour but que d’embellir encore une fois le peuple et la CI.
.
Fort heureusement, le peuple n’est pas dupe et ces machinations sans fin n’étonnent personne parce que la HAT voudrait créer la confusion pour discréditer les initiatives du CNOSC qui roulent pour une Transition consensuelle et inclusive. Et comme toujours, ces initiatives malveillantes ne font qu’aggraver notre situation n’améliorant guère nos vécus quotidiens. Au contraire, notre pays s’enfonce dans la pauvreté chaque jour à cause de ces politiciens sans vergogne de la HAT qui essayent de gagner du temps en remettant tout à zéro à chaque fois que de bonnes initiatives sont prises.
.
Et la course effrénée qu’a engagée la réunion d’Ivato pour contrecarrer les consultations du CNOSC ne fera certainement pas avancer les choses. Cette réunion n’est juste qu’un scénario de plus made in HAT qui, en aucun cas, ne voudrait voir Madagascar se développer, encore moins retrouver sa souveraineté perdue lors du coup d’État de l’an dernier, pour mieux le piller et ce, quitte à renier ses signatures et ses paroles. Tout cela démontre à quel point ce pouvoir de fait serait capable et le soutien de certains pays n’arrange en rien les choses. Eh oui, financer des « projets en tout genre » en temps de crise ne vous dit pas quelque chose ? Pour être plus précis, nos indicateurs de développement humain vireraient-ils au rouge si ces projets étaient concrétisés … depuis les premiers financements perçus par la HAT après le putsch ?
.

28 pensées sur “La HAT voudrait supplanter les initiatives du CNOSC”

  1. Evidemment plus un scoop, puisuqe depuis un an, on sait ne cherche qu’ à gagner et à gagner encore du temps pour s’implanter le plus profondément possible et le plus longtemps possible.
    Les hommes faibles – non des hommes d’ état – adooorent le pouvoir.

  2. efa niteny teto aho fa izay tratra farany eo dia lanin’ny voay ;dia aiza izao ny pasitera edoara ;tsy hitan’ny karatra ;dada tsy mandefa drala tsony fa mailo ;ry fetsison sy aimé hamerimbola;mba fetsy é!vita ny lalao fa « capot » sy ko total zao

  3. Dada tsy rery momba ny fomba fisainana ry makosâ â !
    Rajoelina no mipararetra , vaotery mivenjovenjo mitady bois de rose ,
    avy eo amboly RONGONY
    Ny letchi saisonnier fontsiny hiany.
    Sady efa betsaka mivarotra avy la Réunion, Israël, Amériqye du sud etsetra…
    Ny ekonomia ny sasany mantsy miroborobo , satria tsy misy POTSISTA S.K.!

  4. Kankana Kely V.. !!!!!!!!!!!!!
    Aiza ihany izato izy ry gamara â ? Toa miodikodina toy ny foza fotsiny ? Tsy mahita varavarana hivoahana angaha ? Sa voky dinde farcie, sa manao farce ny dinde ?
    « Je ne serai pas plus nul que le Président Ravalomanana  » moa izy izay ??
    Pitoyable ê !!!!!!!!!!!!!

  5. ka haona ra Kintana! everiko fa maty i se kay nivadika niaraka @ Raharinaivo sy Meme mou?e! aza ato izany i Dada fa maninona dia mamadika daholo
    bonne nuit e!

  6. mamely rangaha iny a! 2 taona tsy nisy fanampiana niodina hiany ny kodiarana ,Bravo ra kankana kely mahavitazy a!

  7. Efa fantatra fa karanzana antoko kely maromaro no natambatra ho lehibe. Nefa tsarovy fa mitondra ny tenin’ireo mpikambana ao aminy fotsiny ihany ireo. Iaraha-mahalala fa ny maro amin’ireo dia zara raha misy 100 ny isan’ny mpikambana ary saika ny fianakaviana no maro ao anatiny. Tsy maninona akory, nefa tsy mitondra ny teninay vahoaka ireo. Ampahain’ny fotsiny ireo. NY fantatra anefa dia ireo antoko efa nitondra teto taloha dia manana ny mpikambana azy sy ireo mpanohana hatramin’izay, ka afaka milaza ho mitondra ny tenin’ny vahaoaka. Nofidiana ireo fa tsy napetrapetrzaka fotsiny. Koa, ny hevitra aroson’ireo mpiara-mivory teny Ivato dia soso-kevitra fa tsy fanampahan-kevitra akory. Ny sisa rehetra dia mbola afaka manome hevitre hafa na manda izany. Na dia izany anefa, raha mbola tsy « consensuelle » dia tsy handeha ho aiza e!/…Aleo aza mijery ilay sosokevitra avy amin’;Ato Ranjeva indray

  8. Bravo ra Kankana kely V. fa velombolo daôly ny ANTITRA sy ny FOZA… !
    Na ny RAPASY aza manao tongotra ankatoka mankeny Isotry !

  9. Salut GDB,Bab’s,Ragena,Kintana,Tanindrazana,
    Mrd aho mba mahitan’i kakanjila mba manoratra lavalava.Tsy izy no nanoratra an’io soratra io fa nanao copier/coller fotsiny izy.Arakiny lazain’i Kintana miodikodina manenjika ny rambony fotsiny i kakanjila sy ny nàmany, satria raha mba izy no manoratra dia mialona ny volan’olona fotsiny no hainy stria tena kikina be rizareo e!

  10. Itony moa no intrus ato @ forum, koa aiza no tsy hitarazoka ny fananganana ny gouvernement de Transition (avec un grand « T »):
    « rakotosonina a dit :
    kel sisa dia mikatona ny siten,tsika eto ;vita ny lalao fa lasa naivo kel »
    .
    – si t’habites hors de mada, passe encore, compréhensible
    .
    mais
    .
    – si au pays, voici ce que même les pro-tgv ressentent bien que pensent bas:
    ==> « Fort heureusement, le peuple n’est pas dupe et ces machinations sans fin n’étonnent personne… »
    MIVOARA rakoto-sahona TSY HIJANONA EO AMIN’NY TAIM-BAVA FOTSINY HATRANY FOANA …

  11. ha ha ha
    hi hi hi
    Milaza tsy anontaniana. F’inona kay itony ry KM: « Bravo ra kankana kely mahavitazy a! »

  12. Azo lazaina fa ny vahoaka malagasy manontolo no nivoaka nandresy tamin’iny fifanarahana politika iny. Miezinenzina tamin’iny koa ny fandresena azon’ireo mpanao politika nandray anjara sy nanao sonia iny fifanarahana iny. Tsara koa nefa ny manipika fa dia faharesena tsy roa aman-tany no nahazo ireo trois mouvances sy zareo ao amin’ny GTT vokatr’iny fahombiazan’ny HAT iny! Fa ingahy Ravalo aloha dia tena nahazo tsipaka am-bava fo tokoa tamin’iny e!

  13. ny vahoakan-dry DEnise dia 3.000 mpanaorotaka avy eny Tsaralalana, Isotry , Betongolo , Besarety…
    Ce n’est pas le peuple malgache , même pas représentatif !
    Ndeha mitsilopilopy eny ambody pôtô reeeeee!
    miandry ny cliâ……….

  14. driiiiiiiiiiii! fa firy vahoakan’ny GBD?bedabe koa tsy maharesy ny olona 3000?avoahy aky ny andry raha mahavita toy ireny a1 2 volana nitsoaka ny dadanareo

  15. Tsy itako izay tokony hatahorana : tapi-dalan-kaleha ireto sokatra nilingilingy ery ambonin’ny vato sola ,tsy misy hazo kely maniry !

    Dia paozin’ireto mpilelakan’ny fipetrahan’ireo sisa no misekoseko sy mihinjakinjaka ary manao tai am-bav tsy voatelina intsony..!
    Olona toy itony lalimanga mipetsopetsona eto itony ve no mba olona itokisan’ny fat ? Ireny ve no mba manohana ny fat ? Inona no atahorana olona tsy mahavoaka hevitra nosainina na kely aza ?

    Koa tsy tokinyireny no valiany syy hanasana nify fa ny maika izao dia fametrahana ny tetezamita avy amin’ny accords tatsy MAPUTO !Dia ny fanamaivanana aingana ny fahasahiranan’ny Vahoaka..!
    Dia iny tonga ny Firaisam-pirenena mankatoa ny Malagasy naharitra sy nihafy nandritry ny fitondran ‘ireo mpangala-pahefana !

    Koa tohizo ny resaka ,ny fivoriana ary ny fanentanana ny Vahoaka mendrika !
    Tsy ho taitra Isika na dia maika aza ,fa tsy ho tra koa !

  16. Efa reraka ny asa i K.K.V., Dame Pipi ny maraina, mitery ronono ny hariva ka ny isan’ny clients amin’ny SIÔTY nataony X ny Kil ny eny Isotry lazainy fa VAHOAKA nifidy an’i DJ hazahoany vola kely satry tsy ampy azy ny karamany.

  17. Marina ry K.K.V.
    misy 3.000 ianareo sy Sarla Be ,miaraka aminy daôlo , ny makosâ sy ny jomaka vaokarama siramamy ray kilao !!!!!!!!!!
    associa

  18. Marina ry K.K.V.
    misy 3.000 ianareo sy Sarla Be ,miaraka aminy daôlo , ny makosâ sy ny jomaka vaokarama siramamy ray kilao !!!!!!!!!!
    association de malfaiteurs…memdrika Charles Taylor ilay mibiridana any aminy
    TRIBUNAL PENAL INTERNATIONAL !!!

  19. Légalistes
    Sô de mba misy navôtahiry gazety nisy ny sarin’ny mpanao coup d’état teo à 13 mai ?
    Raha misy dia jereo ny tarehin’izy rehetra fa jomakan’Isotry sy Andavamamba vôkarama siramamy ray kilao sy rongony (rouleau ray pour 4 personnes) daôly no teo.

  20. Ragena
    taminy rotaka tany Tamatave (andro i Ramanantsoa)
    dia araky izany koa.
    LES VERITABLES TAMATAVIENS N’AVAIENT RIEN A VOIR ! il y avait amitié et conviviabilité .
    Ny ankabiazany mpanao rotaka dia jiolahy vaokarama sy voky taoka sy rongony …miaraka aminy makosa mamo taoka ,vaokarama avy koa…
    Noho itany fa tsy ampy ny tropy dia nodorany ny prison ,
    Dia namporisiana ny gadra milela avy tao ambalatavohangy !!!!!!!!!!
    La preuve : notononiny ny anarany raiko ,ary tsy hitany ny adresse , kanefa teo anohany trano !
    ADY JIOLAHY IARAHANA FANTATRA IO :
    => STRATEGIE RATSIRAKA .
    Tsy nihetsika i Ramanantsoa , téléguidé araky ny lazahin i DCR …

  21. GBD,
    Tokony halaina rendeignements kely fa sao anisan’ireo gadra novotsorana ireo ny havan’i i K.K.V. ?
    Valovotaka tany Toamasina mantsy hono izy io… !

  22. Ka le sarin’ny les jomakan’Andavamamba sy Isotry teo @ 13 mai ange mety ho lafo be ny vidiny e ! Mety mi intéresser ny Antiquaires satry betsaka ny olona te hijery ny tarehin’ireo voafahana rongony.
    Raha manan-tsaina i DJ de tokony hanao porte à porte mitety quartiers, sitrany ahay hividianana siramamy 1 gony hozaraina @ mpirotaka mba tsy hahakivy azy ireo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *