Atoa RAHARINAIVO Andrianantoandro Belzaboba!
Azonao izao ny vola be izay notadiavinao sy ny fanajanonana ny fanenjehana anao!
Namitaka tanteraka ny mpitolona izay nampiakatra anao to @ io toerana io ianao!… Sady mapamadika no mpamitaka no mpandainga!
Tadidio anefa Atoa, fa tsy izao ihany ny fotoana hiainana, fa mbola ho tonga ny fotoanan’ny fifidianana ary mbola hifankahita foana isika!
Mihevitra ianao fa tantin’ny vahoaka izao fihetsikao izao?… Tsy henatra, tsy tahotra fa dia nanitsakitsaka ny vahoaka izay nitroto an-tampon’ny lohany ianareo sy RASOMOTRA Satana!
« Normal » tokoa moa ianareo raha namadika ko: jereo anie ny somotrareo sy ny tarehanareo raha tsy miova tsikelikely ohatra ny devoly e!
Ny alahelom-bahoaka dia tsy ho tantinareo, ary NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA
Radomelina no tena mpamono olona ka tokony hogadraina mandra-pahatapitry ny androny. Ireto olona nanaiky nandeha teny no kely loha tsisy saina. Efa fantatrao zao ve fa zone rouge dia mbola andeha ihany. Ohatr’ireny omby andeha hovonoina eny am abattoir ireny. Taiza nefa ny domelinareo mivavaka aminy ireo rehefa avy namporisika anareo hiakatra ho eny izy? nitsoaka matanjaka!!!!!! ka raha tsy PAISO kosa izy koa!!!
Raha efa fantatra izao fa zone rouge nefa mbola notaritina teny ny olona dia misy tanjona tiana hotratrarina ao, nisy olona nomena basy tany anaty vahoaka tany dia ireo no nitifitra ny olona dia amizay maloto ny fitondrana nisy tamzany fotoana izany. Ny film manamarina an’izany avokoa raha tsy hiresaka fotsiny afa tsy ny bala nahavoa ny olona aza, tsy nifanaraka tamin’ny basy nananan’ireto garde presidentielle ireto ny bala nivoaka ary organès irery ihany no mampiasa basy ohatran’io, UZI no anaran’ny basy. Naninona koa no nandositra taty ambadiky ny tresor mihazo ny hotel colbert sy ny ambadiky ny finance ampitan’ny banque centrale ny olona sasany? valiny satria tsy handositra any mihintsy izy raha fantany fa avy ny bala. Naninona koa no nisy olona maty tany akaikin’ny le buffet? sa misy bala afaka mivilivily raha mitifitra avy aty ambohitsorohatra? ho anareo miankohoka amin’ny domelina zany fanontaniana rehetra izany? dia mba manakara lavitra amin’izay rehefa manao analyse e!
Ny marina dia izao, matoa voaheloka (meloan’ny fitsarana) dia izay ilay LALANA fa tsy misy akoatr’izay.Mandika ny lalana ny akoatr’izay ary izay no lesoka amin-tsika gasy(tsy mihatra amin’ny sasany ny tena lalana satria olona ambony, mahitahita nefa hita izao fa meloka).Ny sasany aza moa tsy melohana fa akama na atahorana fotsiny izao…

Io no tena lehilahy TIA Tanindrazana!
Ireo no tsy mahatanty lazon’ady:
- miseho azy ho milay ka rehefa tsy maharesy lahatra na/sy tsy mahatanty fiadian-kevitra ao anaty tranony, eo ihany koa voasinton’ny mena miraviravy, dia mivoaka ny vondrona misy azy, manala azy amin’ny fivadihana tanteraka mba hanatevina ny laharan’ny amboa-dia!
Minisitra miorina ao anaty fitondrà na HAT mihoson-drà sy fahalovana izay manjaka eto Gasikara amin’izao fotoana izao no handrandrain’ireo tsy misy dignité ireo hitombenana!
aza afangaro ny tia tanindrazana sy ny tia tena manimba ny ho avin’ny taranaka e!
itony izay olona mba tonga saina dia lazaina devoly,ny olona tia Tanindrazana dia miverina tsy miaraka @ mpamono olona
Hugh! Krystelle la conne a parlé! Merci pour elle de nous rappeler sa tête de linotte! WWWWaaaaoooouuuuhhhh!
Tsy io no nananga ny Tim fa Dada koa na iza na iza tsy nirahin’i Dada dia mpamadika no ratsy loha
ny hazo ratsy tsy mety mamoha voa-tsara , porofo itony olona mamadika palitao itony.
ny hazo ratsy tsy mety mamoha voa tsara, porofo itony mpamadika palitao itony.