TSAR !
.
Mandeha indray ny resaka fa mety hisy fanonganam-panjakana indray, hono, atoato. Ny mampiomehy amin’ilay « tsaho » dia hoe fanonganam-panjakana hanamafy orina ny fitondran’i Rajoelina ary ahitana sy tohanan’ny masoivoho vahiny . Aleo any iny fa tsy idirako lalina… ny an’ny vahoaka dia Rajoelina miala no TSAR (Transition Sans Andry Rajoelina), hita mibaribary manko izao fa tsy hieritreritra ny hamaha ny krizy mihitsy Rajoelina, ny mifanohitra amin’izay aza no hataony : « MANAO FAMPIELEZAN-KEVITRA mialohan’ny fotoana » sahady. Efa namboariny mifanaraka aminy ny lalampanorenana, dia mambabo ny fon’ny vahoakan’Antananarivo sisa, ny vahoakan’ny faritra tsy raharahiany…
Hataoko an’izao Antsonjombe , Hopitaly, … inona moa no antony mahatonga azy hanao ireny raha tsy hirotsaka fidiana izy ?
.
Ny faharatsiana rehetra…
.
Ny fanonganam-panjakana nataon’i Andry Rajoelina no fositr’izao : fahaverezan’asa be de be izao, ny tsy fahandriam-pahalemana manerana ny Nosy, ny fitotongan’ny toe-karena, ny fisaraham-bazana eo amin’ny fiaraha-monina, ny fahapotehana ny harena voa-janahary, tsy tan-dalà na intsony ny olona, manjaka ny kolikoly, … ny faharatsiana rehetra dia hita ao anatin’izao fitondran’i Andry Rajoelina izao.
.
Mikomy sa mioko ?
.
Tsy tongatonga ho azy anefa ireny, fa ny tsy azo lavina dia ny olona tao anatin’ny fitondrana teo aloha ihany no nanongana sy nikomy tamin’ny fitondrana, dia izao no nitranga. Hatramin’izao isika miteny izao dia mbola mitohy foana io fikomiana sy fanonganana hataon’ireo « jiolahy politika » ao anatin’ny fitondrana teo aloha. Raha tsy hiteny afa-tsy ireny filazana am-pahibemaso nataon’i Raharinaivo ireny momba ny filoha Ravalomanana. Ho lasa amin’izay ve ny ratsy sa mbola hisy hafa indray hipoitra sy hikomy ao anatiny ao ? toa tsy faly tokoa mantsy hono ry « Ikoto » sy ry « Ikala » fa nomena an’itsy sy iroa ny mitondra ny anarana. Dia ho hitantsika eo indray ny tohiny, raha tena ady seza tokoa no mahamaika ny mpanao politika na ady ara-potokevitra.
Ho hita eo ihany koa raha hahay hampihavana sy hampiombona ny rehetra amin’izay koa iretsy voatendry hitondra ny ekipan’i Dada iretsy. Ny tsy azo lavina mantsy dia izay mitambatra vato fa izay misaraka fasika, ny mita-be tsy lanin’ny mamba, akanga maro tsy vakin’amboa.
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


aza atsingoloka kosa ry mydago ny filohanay an! sao tratran’ny AVC eo io an!lol
Tena tsara izao kanjo ! Mbola tokony hisotro ny « rano » tsy tiany aza kooooo ! Sa ahoana r’i Tonton ?!!
inona izay dikan’ny Saey? i dadanareo zao no mitsingolika te hody,ela ny ela vaky eky lakorobe
bandy kely nahita loza ty izy
mitsongolika mihintsy i zanak’i dada nanaovan’ny joelina azy fa an valifaty dia ny sary
tokony nampiana vatapaty io sary io dia tena mety fa efa miravaka légion d’horreur.
Valifaty amin’ny ahoana? Ny valiny natao no tsy maintsy hihatra, mpisandoka tsy maintsy hanefa izay nosolokiany, loza loatra fa fatra pitia vola, nanantena voninahitra sy laza kanjo fahafambaraka, henatra, aza adino fa aleo halan’andriana toy izay halam-bahoaka! Miomana fa io no tsy maintsy higoka ny ranomason-jaza maro noana, fahorian-dreny maro ory noho ny fahafatesan-janany, noho ny ra marina nikoriana teto, ary noho ny indrindra ny fisandohana fa filoha iza no hifidy dj na tsy hahita olona atao filoha aza? Nanangana jiolahy sy milisy maro nmono ny mpiray tanindrazana taminy, adalainy rantsay dia amieboebo toy ny gaigy hoe filoha!Aza ADINO FA TSY NISY NIFIDY FATY MAIMBO TETO
Afrique du Sud ministre s’exprime sur Madagascar
Cette déclaration est l’indication la plus claire encore que la SA (Afrique du Sud) ne reconnaît pas le gouvernement de Madagascar dirigé par Andry Rajoelina.
Relations internationales et ministre de la Coopération Maite Nkoana-Mashabane hier en doute le processus judiciaire, qui a condamné l’ancien président de Madagascar, Marc Ravalomanana, à la prison à vie la semaine dernière.
Cette déclaration est l’indication la plus claire encore que la SA ne reconnaît pas le gouvernement de Madagascar dirigé par Andry Rajoelina.
«Le résultat de l’affaire ne devrait pas être isolée de la politique » l’évolution à Madagascar, Mme Nkoana-Mashabane dit. « Je ne pense pas que les jugements qui sont passés par contumace aidera à résoudre les problèmes à Madagascar, dit-elle.
analystes des politiques étrangères semblent être d’accord avec les déclarations du ministre. Siphamandla Zondi, directeur de l’Institute for Global Dialogue, a déclaré à Business Day hier qu ‘«il est bien évident que ce procès est entaché par la situation politique à Madagascar. « Le jugement ne peut être politique, mais l’idée même de l’aide d’un tribunal pour régler une affaire politique est très problématique », a déclaré M. Zondi.
Tom Wheeler, un expert en politique étrangère à l’Institut sud-africain des affaires internationales, a déclaré qu’il n’était «pas surpris» par les propos du ministre. «C’est juste une façon de neutraliser l’homme (M. Ravalomanana) en lui donnant une condamnation à vie», a dit M. Wheeler.
Il a dit SA et ancien président mozambicain Joaquim Chissano « ont mis en beaucoup d’efforts pour résoudre la situation politique là -bas», mais en vain.
M. Chissano a été nommé par le Southern African Development Community pour résoudre l’impasse politique à Madagascar entre des factions qui soutiennent M. Ravalomanana et M. Rajoelina en place.
M. Ravalomanana a été condamné à la prison à vie pour avoir des instructions aux soldats violemment réprimer une manifestation mars à Madagascar l’année dernière quand il était encore président. Environ 30 personnes sont mortes et plusieurs ont été blessés dans la capitale Antananarivo, des rapports officiels ont indiqué.
Cet incident a abouti à un coup d’Etat, qui a forcé M. Ravalomanana à s’enfuir au Swaziland et s’installer en Afrique du Sud l’an dernier. Ce coup a été accueillie avec colère par une réponse de l’Union africaine (UA) les États membres.
L’UA sommairement suspendu l’affiliation de Madagascar.
Un fonctionnaire à l’ambassade de Madagascar à Pretoria hier a refusé de commenter à savoir si une demande officielle sera faite au gouvernement sud-africain pour le retour de M. Ravalomanana dans son pays.
Madagascar ne dispose pas d’un accord d’extradition avec la SA, selon les informations du ministère de la Justice de portail web. M. Ravalomanana est le deuxième chef de l’Etat à accorder l’asile en Afrique du Sud.
Jour ouvrable 2010/09/03
Volaniaina
misy olana « mail undelivered «
merci! manitsy ny namana eh!
Marina ilay voalaza »aleo halan’andriana toy izay halam-bahoaka »,izay no nahatonga ny DADANAREO NITSOAKA(lasa tsy hita intsony)satria nampamono ny vahoakany izay tsy manan-tsiny .Mazava ara-bakiteny ilay ohabolana ary marina izany.
Aaza mi délire ry jacata na dia di jiolahy dj mifoka maoly aza no mba sefonareo a!TSISY QUALITé
raha mba fantatrareo mpiaro an’i tgvendrana mantsy fa te hiala mafy radomelina fa tsy afaka te hanao aminy eo koa ,mora2 angAha ty mAnongAna andra8 ,may ny AFO natsangany ,mbola aiza anefa ty hahazo azy!
niERITRERITRA NY HANONGANA I DOMELINA nefa hatramizao tsy nahazo reconnaissance internationale satria SANS QUALITé!!! ny firenena potika ,jiolahy no mameno ny tanana !!!
Sao dia ianao no mirediredy sy te hiala »manatena ny tsy misy »,efa ela no niandrasa an’IDADA izay,efa lanin’ny kary,mbola iDADA ihany no atao tsianjery isan’andro izao.Farany mandehana alina raha tsy asian’ny jiolahy eo maty eo,satria tamin’ny andron’iDADA tsy nisy jiolahy?.
Joelina voan’ny ANDROBE ry jactabe !
Natsongoloka ny sary mba tsy ahitana ny mason’i Joelina cernés sy ny nifiny lavabe !