Fitsanganan’ny GTT Asie

3 septembre 2010
Asie

Asie

Voarainay ity fanambarana ity koa dia mba entina ho antsika rehetra, tsy an-kanavaka.

Bonjour daholo ry namana sy tapaka rehetra.
.
Faly mampilaza anareo fa tafatsangana ny GTT Philippines, ary hiara hiasa amin’ny GTT Chine, sy ny futur GTT Océanie izahay ka dia lasa hoe GTT Asie.
.
Maromaro izahay aty, ary hanohy no tolona arakin’ny takian’ny vahoaka Manakasy. Na lavitra aza tsy maintsy manohana ny aradalana sy Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana.
.
Masina ny tanindrazana, ary tsy maintsy mandresy isika.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Fisaoran’ny vondrona kristiana katolika
  2. Fanambaran’ny mpitsabo – Mitaky zo izao dia izao
  3. Manao paolitika ny fitsarana !
  4. Fanambaran’ireo voafonja politika 2009-2010
  5. Avelao hanao izahay, hoy ny ankolafo telo, Diego

21 Comments

  • volaniaina dit :

    bravo!bravo!
    misaotra sady makatelina eh!
    ary mba rahovina hoy ny hanay ao @ ile de La Réunion no hiseho ampahibemaso ny GTT AO fa tena feno foza ao e!
    mba ampio i dokotera Andriatavy sy ny namany eh! mba hafampana hilazana ny gasy ao ny marina fa mbola doto be ilay gasy ao @ ile de la Reunio eh!

  • kristelle dit :

    philipina tany mahantra any ve misy gtt?inona mba fivelomana any?zareo aza mandeha mitsingolika ery @ liban aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!izany ve hanafaka ny gadran’ny Dada?

  • Fred dit :

    Mahafaly sy maharavo tokoa izany any Asie any izany, fa miray fo aminay. Mbola manambara ihany fa fitondràna tsy misy ilàna azy no entin’ny HAT any Madagasikara.

    Saingy Ny tsar izao dia HETSIKA amin’izay, fa milona loatra ity CONSENSUS ity .

    Tsy hita intsony izay ilàna ny FIFAMPIDINIHANA amin’ny HAT. Efa be ny dinika sy tafatafa natao KA AOKA IZAY

  • Deba dit :

    ALEO SAMY MANAO NY ANJARANY AVY @ TOERANA MISY ANTSIKA TSIRAIRAY AVY ANY.
    MISAOTRA NY REHETRA

  • ELAS dit :

    izany rehetra izany mbola tsy mahaongana io taho-kifafa io ihany ????

  • volaniaina dit :

    Afrique du Sud ministre s’exprime sur Madagascar
    Cette déclaration est l’indication la plus claire encore que la SA (Afrique du Sud) ne reconnaît pas le gouvernement de Madagascar dirigé par Andry Rajoelina.

    Relations internationales et ministre de la Coopération Maite Nkoana-Mashabane hier en doute le processus judiciaire, qui a condamné l’ancien président de Madagascar, Marc Ravalomanana, à la prison à vie la semaine dernière.
    Cette déclaration est l’indication la plus claire encore que la SA ne reconnaît pas le gouvernement de Madagascar dirigé par Andry Rajoelina.

    «Le résultat de l’affaire ne devrait pas être isolée de la politique » l’évolution à Madagascar, Mme Nkoana-Mashabane dit. « Je ne pense pas que les jugements qui sont passés par contumace aidera à résoudre les problèmes à Madagascar, dit-elle.
    analystes des politiques étrangères semblent être d’accord avec les déclarations du ministre. Siphamandla Zondi, directeur de l’Institute for Global Dialogue, a déclaré à Business Day hier qu ‘«il est bien évident que ce procès est entaché par la situation politique à Madagascar. « Le jugement ne peut être politique, mais l’idée même de l’aide d’un tribunal pour régler une affaire politique est très problématique », a déclaré M. Zondi.
    Tom Wheeler, un expert en politique étrangère à l’Institut sud-africain des affaires internationales, a déclaré qu’il n’était «pas surpris» par les propos du ministre. «C’est juste une façon de neutraliser l’homme (M. Ravalomanana) en lui donnant une condamnation à vie», a dit M. Wheeler.
    Il a dit SA et ancien président mozambicain Joaquim Chissano « ont mis en beaucoup d’efforts pour résoudre la situation politique là-bas», mais en vain.
    M. Chissano a été nommé par le Southern African Development Community pour résoudre l’impasse politique à Madagascar entre des factions qui soutiennent M. Ravalomanana et M. Rajoelina en place.
    M. Ravalomanana a été condamné à la prison à vie pour avoir des instructions aux soldats violemment réprimer une manifestation mars à Madagascar l’année dernière quand il était encore président. Environ 30 personnes sont mortes et plusieurs ont été blessés dans la capitale Antananarivo, des rapports officiels ont indiqué.
    Cet incident a abouti à un coup d’Etat, qui a forcé M. Ravalomanana à s’enfuir au Swaziland et s’installer en Afrique du Sud l’an dernier. Ce coup a été accueillie avec colère par une réponse de l’Union africaine (UA) les États membres.
    L’UA sommairement suspendu l’affiliation de Madagascar.
    Un fonctionnaire à l’ambassade de Madagascar à Pretoria hier a refusé de commenter à savoir si une demande officielle sera faite au gouvernement sud-africain pour le retour de M. Ravalomanana dans son pays.
    Madagascar ne dispose pas d’un accord d’extradition avec la SA, selon les informations du ministère de la Justice de portail web. M. Ravalomanana est le deuxième chef de l’Etat à accorder l’asile en Afrique du Sud.

    Jour ouvrable 2010/09/03

  • GBD dit :

    Volaniaina
    misy olana « mail undelivered  »
    Mba dinio kely azafady

  • Mahita dit :

    Bjr,ela ela izay no tsy nitsidika ity ny tenako fa lainga sy endrikendrika fotsiny moa,izao dia gaga ihany fa dia mbola ny eo ihany no eo,misy gtt telo sy efatra niforona indray atsy,dimy aroa,telo indray atsia;oadrayyyyyy!!!!tany Dago ny tena dia variana,sarotra ny fianinana,marina io ary erant-tany indrindra moa fa mahantra,fa ny Tanana dia milamina,ny mpanendaka moa,mbola kely zahay dia efa nahafantatra fa misy izany ary mamono olona mihintsy,dia zovy no sahy hiteny fa tsy nisy izany tany Dago na t@ andron’ny Piso aza??????????any mba teniko dia milamina é!aza menatra ny miova hevitra,mahereza aby é!

  • Bilao dit :

    Oan ilay krisndely ..Aza ny firenena no jerena,fa na ao Andavamamba aza no misy Gtt ,inona no olana?…Izay be no basy, ny mitabe tsy lanin’ny mamba..Fa aza be kozy oe tany mahantra e, katsaka tsaramaso…Ary mba sokafy ny fahalalana(raha manana),GTT Asie ange no fitambaran’ireo e..Aiza ho aiza moa izany oe Asie amin izao ftoana izao?..Ny dikan’io fanambarana io dia milaza fa efa mimparitaka eran-tany ny GTT..Mazava?

  • bedrala dit :

    MERCI BCP!CREEZ DES gtt PARTOUT satria efa lasan’ny tgv ny ambasady ao paris sy addis abeba ;mbola ho avy ny manaraka fa sakano tsy hivoaka eto io Polit B io fa mandravarava io ministra io ;dia inona zao ny vitan’ny GTT france izay goavana indrindra ;sinoa sy kelimaso jiaby v ny GTT any Asie sa mba misy gasy?

  • GTT Philippines dit :

    Gasy daholo ny GTT any chine, Gasy daholo ny GTT aty Philippines, dia gasy daholo koa ny GTT any Océanie.
    Misaotra ny rehetra nanome fankaherezana.
    Tsy maintsy mandroso ny tolontsika fa NY HAZO AVO HALANDRIVOTRA

  • jacta dit :

    Tadidio tsara na izao tontolo izao aza feno GTTay tsy misy miraharaha an’izany ny gasy eto amin’ny tanana.Inona izao ny mba zavatra vitan’ny GTT aty amin’ny tanana? aza bevava any ivelany any fotsiny fa modia raha mahavita!.Tolona inona no atao any,MANARATSY NY GASY MITOVY AMIN’NY TENA IHANY NO ATAO RAHARAHA, ARATSINA ANY IVELANY ANY NY TANINDRAZANA.Izay no anaovana azy hoe GTTay tsy misy ilaivana an’ireo(asaivo manome vola betsaka IDADA hamelomana anareo,dia aza miadiady intsony!).

  • Bemafohy dit :

    Ny gasy eto amin’ny tanàna efa mitrongy vao homana ry jacta!Ny PNB par habitant efa nidina ary inona no vitan’i sans qualité.Lazao hoe?Ny anay rehefa nanongam-panjakana dia ratsy izay aminay ary aratsinay ny gasy boton-tsotsoka.Tamin’ny andron’i Dada dia nalaza nandroso i Madagasikara.Jereo ny antontan’isa.Zazakely tsy manana bac ve no handeha ho tompoina?

  • jacta dit :

    Izao ianao manompo koa inona indray DADANAO tsy hita ny nelehany,lasa nitsoaka. TOMPOY AO NY ANAO.Ary rehefa namono ny vahoakany,iray RA aminy dia voaheloka mandra-maty(mino anao tsara tsy mino anao FITSARANA no anaran’io),asaivo tonga iDADA.

  • kristelle dit :

    i dada zany anie efa fantany fa ts ho tafody mandrakizay e! efa nanamboatra fasana any izy zao,asa andeha ilevina any ireto zaza kamboty?

  • Raberabe dit :

    Joelina voan’ny ANDROBE !
    Tsy mahazo mitondra firenena fa mamindra aretina !

  • Bemafohy dit :

    Ho an’ny TGViste angamba io no fitsarana fa ho an’ny be sy ny maro tsy manandanja io.I TGV dia gadra ao amin’ny taniny tsy afaka mivoaka afa tsy ao ile Maurice angamba dia Majunga.Aiza moa ka tsotsoka no tompoina.Izao no atao bitro mahia voafatotra.Te hitsoaka any Gabon hono.

  • Bilao dit :

    Tsy maintsy ho avy izy e..Fitsaranan’alika io.ary tsisy blem aminy io raha mbola asina oe « migadra mandra-pitsangana @ maty aza » TTena tsy hitako ny ilaina mpitsara raha afaka mandainga sy voavidim-bola otr’izany..Ny tsy mino an’Andriamanitra aza manao sy miheritreritra ny hanao ny tsara…Ireharehavana ery fa ny dadanay ,ny havanay,ny bavinay,ny bofinay Mpitsara….Asshole!!Na ho ela naho aingana tsy maintsy mitotona eto Ra8..Ary ho hita eo oe iza no tena tian’ny olona…Alefaso foana ny euros fa ny voalavo any an-tsaha nge no tsy mety ritra e!hehe…Lelafo ao ny frantaynareo

  • ELAS dit :

    A Tous les GTT PARTOUT, nous avons besoin d’armes contre lekely source de HONTE et des MAUX SOCIAUX.
    Pourquoi ne pas diffuser, ici et là, les photos de ses enfants mois par mois, puisque leur père est sourd aveugle, c’est dans l’espoir de toucher à un autre point faible d’avis de recherche ou alors de pouvoir transmettre des messages par photos interposées.
    Merci à tous de proposer des solutions radicales rapides et efficaces pour venir à bout de cette prise illégale du pouvoir.

  • kristelle dit :

    tsy maintsy mitotona?hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhana ny faty aza mety ho very any

  • GTT Philippines dit :

    Dia tena mampalehlo mahaonts ny mijery sy mahita anareo tia fanaratsiana sy fanenjehana. Samia manana ny tiany sy n finidiny ary mankasitraka n azy fa y anay RECOPNNU dans le monde entier ny dadanay. Ny raimpoza tsy tafavoaka ny Dago fa miforitra toy ny foza maty.

    kristelle : Madagasikara angaha manankarena hatramin’izao nakanareo ny fahefana izao? Sa ianao voky homana tsara ny volambahoaka. Rehefa tsy mahatanty mahaiza mipetraka.

    ELAS : Tsy fombanay mpanohana ny aradalana ny manongampanjakana. Diniho tsara ny dikan’ny hoe aradalana aloha.

    Mahita : Ny GTT Tompoko dia toy ny antoko rehetra, izay mahery fo ihany no manao sy mampandroso ny tolona. Tsy hoe lavitra dia mitahantakolaka sanatrian’ny vava.

    Jacta: fohy fisaianna loatra ianao ka mahaiza aloha mitondra tena fa ny ompa ataonao mahabotrabotra anay. SMILE

    Kristelle : Ianao no tsy hanana moyen hividianana lambamena fa aza diso complexé loatra. Ny vava samy manana, fa ny fomba hitondrana sy hilazana azy no tsy mitovy. Ny anao fitenimboto toy ny raimpoza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.