Pourquoi voter ?

democratie

democratie
democratie
Après la clôture de la Conférence HAT-ienne, aucun détail sur ce fameux projet de Constitution n’a été filtré à l’endroit du grand public alors pourquoi voter ?
.
Comme d’habitude, tout se décide d’en « haut » ! À voir et à entendre les réactions politiques suite à la fixation de la date du référendum par la HAT pour le 17 novembre, c’est comme si la victoire du « oui » était gagnée d’avance alors que l’on n’est même pas au courant du contenu de ce projet. Ce n’est pas normal du tout et ça sent mauvais comme on dit. Un autre coup tordu serait-il en préparation ?
.
D’une part, deux mois ne suffiront pas pour préparer un référendum vu son importance. D’autre part, cette date n’a pas fait l’unanimité de toutes les mouvances et donc, il n’y aura pas de reconnaissance internationale. La Communauté internationale n’est pas aveugle et ne garantirait pas une élection pareille. D’ailleurs, les résolutions issues de la Conférence nationale n’étaient-elles pas déjà taxées « d’unilatérales » par la CI ?
.
L’on ne sait pas sur quelles bases politiques Rajoelina et sa clique puisent des conseils mais s’entêter sur cette voie, signifierait la banqueroute totale de la HAT. Et depuis le temps qu’ils ont essayé de se légitimer, ils ont dépensé une fortune alors qu’il n’y avait rien en retour. Et un jour viendra où ils regretteront d’avoir dépensé autant d’argent car ils auraient pu au moins éviter un des problèmes qui leur tombent sur le dos actuellement.
.
C’est exact ! Et il se pourrait que l’autre expert en droit, membre du CCC, disait vrai concernant l’entourage de Rajoelina et les faits en disent beaucoup. Il n’y a rien qui vaille et toutes les décisions politiques émanant de la HAT amplifient davantage les tensions sociales. Si c’est à ce prix-là que cette Constitution puisse passer, autant l’arrêter tout de suite, non ?
.
Enfin, cette Conférence bidon avait un autre but, c’est de justifier les dépenses relatives à ces futures élections qui d’après les pro-HAT seraient un tremplin pour se maintenir au pouvoir et pour jouir d’éventuels $ ou d’€ de la part de nos partenaires internationaux. Eh oui, ce ne sera jamais le cas et un retour de la situation à la normale est plus que jamais compromis !
.

7 pensées sur “Pourquoi voter ?”

  1. Io paragrafy farany io no tena manarina, ankaotr’izay dia fandrebirebem-bahoaka !
    Fantatry ny Faty tsara fa izay fifidianana KARAKARAINY IRERY ( raha mbola izay no ao an-dohany ) eo, tsy ho eken’ny rehetra, indrindra fa ny CI !
    Ny tsy fandehanana mifidy efa mahazatra ny sasany, ary satria koa TSY AZO TERENA ny olona, dia tsotra ny fomba fanoerana, tsy fankasitrahana an’ireo fifidianana ho karakarainy ireo :
    TSY MISY MANDEHA MIFIDY FOTSINY !!!!!!!

    NY TENY SY HAFATRA VOIZINA DIA IZAO:
    IZAY MANDEHA MIFIDY, DIA MPANOHANA NY MPANONGAM-PANJAKANA, ARY FAHAVALON’NY VAHOAKA MALAGASY !!!

    Tsy hanan-kery ny valin’izay fifidianana eo, fa kosa HO VITA LISITRA AMIN’NY FOMBA « ÔFISIALY » NY ANARAN’NY MPANONGAM-PANJAKANA !!

    Hanana tahiry ny zanaky ny vahoaka malagasy rahatrizay, hoe : IZA AVY IREO NAMOTIKA SY NIVAROTRA NY FIRENENA, NATAON’NY MPANJANAKA FITAOVANA !!!

    HO VOASORATRA AO ANATIN’NY PEJY MAINTIN’NY TANTARA MALAGASY !!!!!

  2. Tena marina ny voalazanao Kintana a !
    Rebirebin’ny mamon-dRongony efa mahazatra ka tsy tokony hahagaga antsika.
    Il va falloir être encore plus tenace qu’auparavant et leur montrer que nous avons la force de venir à bout des obstacles !

  3. Aujourd’hui j’au vu en fros titre d’un quotidien « nouvelle constitution beaucoup d’incoherences » .
    Question ? Vaut-il la peine de discuter de la competence des juristes qui ont confectionné cette propostion ,ou plutot de deceller les « ratsisrahoANNERIES » qui y sont incluses ,pour le peuple soit encore plus couillonné ;selon le principe de Napoleon :faites moi une constitution la plus floue possible pour que je puisse faire ce que je veux  » .
    Maintenant qui pourra continuer à faire ce qu’il veut sur le dos de qui ?

  4. Tsotra ny zavatra hiseho. Na hano fifidianana ny FAT na tsy hanao. Misy miandry azy ao aoriana ao.
    Tsy resy tsy akory

  5. Aoka isika tsy hanaiky hamonoin’ny sasany lolo ê !
    Raha handao an’i Madagasikara ny solotenan’ny FMI, inona no zavatra nolazainy ? Tsy hisy solotena handimby ahy hoy izy, ary tsy hisy fanampiana intsony raha tsy miverina ny ara-dalàna sy ny fankasitrahan’ny firenena rehetra ( ONU, OUA, UE, ets…) !!
    Nandika lalàna ny Faty, ary i Chataîgner efa nanamafy an’izany tamin’i Ndefo raha vao nataon-dry zareo ny fanonganana ! Tsy nampoizin’i Lafrantsa hoe hanao kitoatoa ireto sogomby ireto, ka dia izao sisa no niafaran’ny tantara.
    Nanao an’izay fomba tsy mendrika rehetra izao ry zareo mba hisian’ny Satan’i Maputo. Io satan’i Maputo io tsy inona akory fa fanavotana an’ny mpanongana io, fa iretsy moa domelina no mpitarik’azy, dia mbola manohy ny adalàny.
    Zavatra tsy tokony eken’ny gasy io, fa dia hoe mba tsy hisian’ny korontana dia niekena.
    Ankaotr’io satan’i Maputo io tsy misy zavatra na lalana hivoana eo. Famahanan-dalitra ho an’ny vahoaka izay milaza fa mahita lalana hafa, satria afaka mandaha an’izay zavatra tapaka eo foana ny vahoaka malagasy, na ny CI aza !
    Aoka ho ao an-dohantsika lalandava fa nanao sonia niaraka tamin’ny Firenena maro i Madagasikara, nanao sonian’ny Charte Africaine de la Démocratie, des élections et de la Gouvernance. Mbola manan-danja io sata io amin’izao fotoana izao, ary io anisan’ny mbola tsy nahafahin-dry Faty nandray fitenenana tany N.Y. farany teo.
    Zesta fotsiny ny an-dry Lita hoe  » repli stratégique » hoe, sa inona koa.
    Ka hivereno vakiana io Sata io, indrindra fa ny Chap VIII, Art 23 à 25 ( alinéa 4 ).
    Na fandraisana anjara amin’ny fifidianana aza tsy azony atao.
    Mazava ny fomba entin-miady ! Tsy mandray anjara, ary ferana ny antoko mitolona rehetra tsy hametraka kandidà, fa naman’ny fankatoavana an’ny mpanongana izany !

  6. Kintana,

    Asiana mpitsikilo eran´ny bureau de vote, atao lisitra izay mandeha mifidy fa fahavalom-bahoaka na mpanohana ny foza

    IZAY MANDEHA MIFIDY DIA FOZA:

    iLAZAO IREO MAIRE VOAFIDIM-BAHOAKA MBA HI-SENSIBILISÉ NY VAHOAKANY;

    ATAO HAFTRA DE BOUCHE Á L´OREIL HOE: « AZA MANDEHA MIFIDY IZAY MIFIDY DIA FOZAORANAFAHAVALOM-BAHOAKA2

    RESEO LAHATRA NY TANTSAHA ANY AMBANIVOHITRA SY IREO TSY MAHAY TARATASY FA IREO NO ETY HO VOAFITAK´IREO FOZA IREO2NEFA MARO AN´ISA IZY IREO

    NY ATAHORANA METY EFA MISY VAVA-BASY ENY AMIN´NY BUREAU DE VOTE HANERY NY OLONA HIFIDY NY ENY AMIN´IO CONSTTUTION HO AN´NY FOZA ALIKA IO:

    FANOVANA NY URNE SY HALAM-BATO SY HOSOKA EFA VONONA; EFA SPECIALITE´NY FOZA NY HALATRA ;HOSOKA SY FAMPIHASANA HERIM-PAMORETANA SY FAMAFAZANA LAINGA AMIN´NY HAINO AMN-JERY:

    TARIO NYOLONA REHTRA HANO GREVE SOLOINA GREVE GENERALE SY FITAKIANA NY FIALAN´I ANDRY DOMELINA FANAFOANANA NY FAT SY NY TETEZA-MITA IO DATE VOALAZA FA HIFIDIANANA:

    ATAO OTAGE NY FIANAKAVIAN´IREO MPANONGAM-PANJAKANA REHETRA IREO NA IZA IZY REHEFA MITONDRA AMINÍZAO FITONDRANA HALATRA IZAO ;

    HAPOAHY NY FAT

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *