Un renard dans le poulailler !

renard joue au ping pong dans le poulailler
renard joue au ping pong dans le poulailler

Une Conférence nationale «bis» se profile à l’horizon sous l’égide de la CNOSC pour une sortie de crise tandis que les Raimandreny mijoro agitent la classe politique et persistent dans l’idée de tenir une nième Conférence bidon qui débutera le 13 septembre. Tel un renard dans le poulailler.
.
Les négociations initiées par la CNOSC battent leur plein. En élargissant les mouvances ou délégations (cela va de soi) à six alors qu’ils n’étaient que quatre auparavant, l’optimisme est de mise parce que tous les partis politiques, microcopiques soient-ils, y ont été pris en compte. Pour dénouer cette crise, à priori, il ne nous reste plus maintenant donc qu’une résolution qui fera l’unanimité de toutes les délégations à l’issue de cette Conférence nationale «bis» qui, rappelons-le, sera «inclusive» contrairement à ce que la HAT essaye de nous faire croire avec sa conférence bidon.
.
En mettant en selle des «vieux renards» comme les Raiamandreny mijoro, la HAT espère asseoir une «nouvelle forme d’inclusivité» et ce, en écartant les 3 mouvances. Le hic dans toute cette entreprise HAT-ienne, c’est qu’elle n’apportera rien de nouveau et la CI ne la cautionnera jamais. Les Raiamandreny mijoro, qui perdent la face en obéissant aux ordres de Rajoelina, manquent de crédibilité vu que pendant et après le putsch, ils demeuraient passifs comme l’était un certain «Omar» (vous vous en souvenez ?). Bref, des marionnettes que l’on secoue dans tous les sens pour faire aboutir des «idées clairvoyantes» qui ne seraient, en réalité, que des idées préconçues contre toute ouverture du pays aux restes du monde.
.
C’est vrai ! Le Président Ravalomanana avait tout fait pour notre pays puisse jouir des avantages comme la plupart des pays qui sont classés actuellement «émergents» ont en fait de leurs économies. Or cela avait déplu à un certain nombre d’acteurs politiques qui jusqu’à présent continuent de lui mettre des bâtons dans les roues en allant jusqu’à compromettre la réconciliation nationale qui, certainement, sera discutée lors de la Conférence nationale «bis».
.
Enfin, la résolution qui ferait l’unanimité de tous les partis politiques à l’issue de cette Conférence «bis» vaudra tout l’or du monde car il permettra la réouverture du robinet de la CI et, probablement, définira la vraie Transition acceptée par tous. Il fallait bien que quelque chose aboutisse, non ? En tout cas, pas celle des renards qui essayent de semer la confusion partout.
.

24 pensées sur “Un renard dans le poulailler !”

  1. _http://collectif-gtt.org/content/france-est-grave-danger-pour-africains

    araho reo ny tantara @ gazety maro fa hazava ny saintsika gasy no ho tonga saina isika fa tsy mila diplome ny hijorona @ marina sy maneho hevitra ary mafataran- javatra fa misy hatongavan-tsaina ny tantara @ gazety vakiantsika sns…..
    fa ny ho filo sns..dia mila diplôme tena henjana fa tsy ataotao mpotsiny fa ny vahoka mahazo mandinika sy maneho ny heviny….
    izay tehe hitantandraharaha koa mila manana diplome mombany izany sns…..
    misy ny olona aty tsy be diplome fa kosa mahay mandinika sy maharaka ny tantara miseho dia hafaka mitaky ny zo sy zavatra tadiavina fa tsy hanongampamjakana akory eh! na ho mpanao politika fa ny mpanao politika misy aza diplome BAC fotsiny ny sasany dia olona atokisana fa tsy hivadika fa mpanaraka ny fiseho njavatra ka na BREVE (BEPS) na tsy misy akory aza fa olona azo atokisana dia mety ….satria fanehona hevimbahoka mila olokendry sns…ka tous et possible ho antsika gasy fa tsy mila miady seza sns…..
    hanampotehina firenena sns…

  2. Marina ry Volaniaina :
    « satria fanehona hevimbahoka mil olokendry « hoy ianao.
    Ampiako kely fontsiny :
    => ny FANAJANA ny hevimbahoka dia fatotry ny demokrasia…
    Mila henjana ny tolona , ela laotra ny vahoaka mijaly,ampijalin’ireto MPANGALATRA FAHEFANA
    POTSISTA MPAMADIKA TANIN-DRAZANA
    « usurpateur » sy « dictateur » hoy ny teny vozongo.

  3. rehefa milamina ny tany fa tsy izao…
    izao tonga dia hainga miaraka @ stratégie eh!
    efa ela izay ! mijaly lotra fa tonga dia izy (hainao ny tiko ho tenenina eh!)

  4. Misaotra Volaniaina sy GBD a!.. Tena marina tokoa no lazainareo. Tsy hitako mihitsy izay ho vokatr’io « Conférence nationale » io, fa raha ny vola lanin’ireo FATn’alika ireo angamba hatramin’izay nanaovana Assises nationales, conférences nationales, Dinika santatra,… dia efa tokony mba ho nihena ihany na ny « chômeurs » na ny fahantrana (na dia kely fotsiny aza)!…
    Ny hany tsapa aloha hatramin’izao dia mihamitombo ny 4X4 de luxe eto Dago, ary ireny raitra be ireny mihitsy (Hummer raha tenenina fotsiny). Aiza moa ka ry Jeneraly Be t..y Alain RAMAROSON NO MANANA ROA KANEFA TSY MISY ASA ATAONY AKORY
    HANODY AN’IREO MIHITSY IZAO ZAVATRA ATAONY IZAO!

  5. avis de recherche: mampandre anareo izahay mba hilazao raha itanareo i zandrimalalanay I LAZALAZAO izay zandrinay lahy mba hanao signe de vie @ nay fianakaviany ato @ MY DAGO fa sao laniny foza any izy mba hanome toky ny fianakaviany ato MY DAGO fa sao naholany foza ny zandry malalanay fa ry foza manko zao mamba be …..na dia hiteny fotsiny hoe (coucou tsara aho fa aza matahotra ianareo eh! ) mba hilaminany sainay havana amantsakaiza oh!

  6. Aza dia atao fohy loatra ny saina,4×4 firy sy avy taiza daholo no nomen’iR8 NY DEPUTE sy ny vorongony ireny?; aoka hazava fa tsy adala ny vahoaka.Miandrasa fifidianana rehefa tsy hilatsaka mijanona.Ny nataon’iLEVALO ihany io miverina io!.Izao ny olona efa miroso nareo manakana izay rehetra atao,tetezamita zato taona no tian’areo?SA rehefa tsy i DADA no eo dia tsy mety? DADA efa natao mampamangy.

  7. aza mba FOZA LE AZA…..
    TENA hita hoe befelonana sy tsy faly avamanana eh…….
    ireny 4/4 ireny tompoko dia fanomanana ny fivoriany izay saika atao tao DAGO t@ volana juillet 2009 teo iny kanjo nisy io tantara nataony TGV iny dia tsy tanteraka tao DAGO fa lasa krizy be io no niafarany na ny 4/4 teny @ tafika koa aza mba hiarovana ny olona invite sns……
    mario tsara fa sahira fona i DAD Ravalomanana t@ ireny sady mandray vahiny no mamonjy ny trambona tao morondava sns……
    no sady nakorotany TGV ny fitondrana tao DAGO EH!
    ary nisy ilay vaovao io mihintsy henonay tao japon milaza fa efa miomana ny handositra hono DADA dia taitra aho no sady hoe : fa ahona izany kay namonjy tramboina izy t@ io fa efa miteniteny fona ny FOZA sns…..
    ary ny grave dia nahodiny TG V SY NY TAFIKA NY FANDRAISANA SATELITA KA HITAKO TAO DAHOLO ny nafenina sns…..loza marina eh!!
    heno koa ny resaka sy ny tetidratsy rehetra impiry aho no mikikika tao @ sobika fa tsy nisy nino sady fafany sobika ny sujet any izay milaza ny marina tao sns….
    arakay daholy ny resaka consule frantsay ny resakiny ambasady sns….no lazaina vaovao nareo tao @ sobika fa eh!eh!eh! tsy mino fona zao saika tanteraka soa ihany fa tsy ny hetsika be lotra ny gasy ny tolona fa pasifika fona sns…..
    zao hitanareo tsikelikely ny marina ka samy tonga saina sns….
    zara aza isika ao DAGO mbola velona sns……..
    ary efa nampitaina t@ tafika ny resaka hoe : avareno hono ireo 4/4 ireo fa ilainy firaisambe africain fa samy ny dongy io 4/4 io daholo ny FOZA SY NY TAFIKA ARY TGV SY NY FORONGONY EH!

  8. miaiky anareo aho ry FOZA raha hamady dresaka !
    aza mba tsy nianatra hoy aho fa vao mahita ny fanany sasany dia torana sy be felonana sy ny sns….nefa tsy hainareo hoe taiza no nahitana io …..
    A/TRA no nanome anareo fahasoavana fa i balita kely no tsy ambinina eh!
    mba mandinia tena fa aza mitsofotsofoka @ fihainany sasany sy lozana mijery ny any olona …
    samia my occuppe ny azy fa aza lozana mi critique ny any sasany sy mitsofotsofoka ny fiainanolona hoy aho eh!

  9. Tsara rehefa manaiky…Anga ianao ihany no nianatra,azafady,ary rehefa ianareo no miresaka dia mitsofotsofoka amin’ny fiainan’ny sasany.Ataovy mazava ao anaty loha fa tsy misy fanapenam-bava eto! sahala aminao mirediredy io.Ataovy tsianjery isan’andro fa iDADA atao mampamangy fa be loatra ny heloka vitany.

  10. _http://69.90.162.60/~o101925/media/communiques/20100908-com3mouv.pdf

    —————————————————-
    _http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2010/09/RAPPORT-7-02-2009-RAOELINA.pdf
    ——————————————————–
    La vérité sur le 07 Février
    12-09-2010| Écrit par Général Raoelina
    Dans un rapport développé, le Général Raoelina expose sa version des faits concernant le déroulement des évènements lors du 07 Février.

    Condamné par contumace à des travaux forcés à perpétuité, cet ancien Directeur de la Sécurité Présidentielle révèle au grand jour des détails qui remettront en cause le verdict sur cet affaire.

    de mbola tsy hiaiky hiany ve ry foza na ny titra azy efa mandatsa hoe : la revolution de crabe sns…….
    aza dondrona hoy aho eh!

  11. Mangina ry jacta ah! fa tsy misy saina marina ty ianao no sady tsy mandihy fianarana dia efa lazaina sy esona dia mbola mandoka tena ihany hoe dada koa ve?
    ILAY DIKANY HOE MIAKY !: dia olona tena loza be ny fahambaniany toentsainao !!!!
    dia tena hita hoe tsy nandihy fianarana sns…….

  12. Tena marina tokoa fa ny DADAN’areo na miteny FRA-TSIHAY (fratsay) tsy hay mahamenatra.Tena hita hoe MPIVARO-DRONONO? tsy aleo ve iKOTO no tohanana,nefa iKOTO ity tsy hita izay paikany ,toy ireny sari-bavy ireny.(Mampalahelo rehefa narian’ny Rainy irery eo,lasa hoatran’ny ankizy tsy nisy nananatra,miteniteny foana).Vao2 farany izao dia re fa tady hanakorotana indray ny Akolafy telo?(satria tsy makasitraka izay rehetra atao).Mety ny an’i RAHARINAIVO…

  13. mampamangy any @dada fa ela zay tsy nahitana azy izay!tena mba tamana any afrika atsimo izay zany an!modia àzay fa mapalahelo ny zanakao ka lasa mipatitaka tsisy mpiahy !mivarotena any @tgv ny ankamaroany izao!volanao anefa raisindreo foana !ataon’i fetsison boka mihitsy

  14. raha vola tsy hory izahay aty andafy eh! h@ havanay ao DAGO mahazo isambolana mazava ah!
    ny Reniko aza manao trano izao ao DAGO….
    tsy ny tombotsoako no jerako fa ny any tanindrazako sy ny gasy mpiray ra @ko eh! bye!bye!

  15. *Vous les malgaches qui viennent en France* -« restez y et fermer vos bouches »-Venez profitez des aides Françaises -où au lieu de jouer les riches auprès des vrais malgaches
    *bande de parvenus* c’est tout ce que tout ce que vous êtes*- « HAT » c’est honteux, vols dans la capitale, vols dans les villas, agressions-vols chez les marchands de charbon ? les gens ne font même plus confiance en la police, ils ne portent pas, tir à balles réelles et fusils d’ assaut. Votre RAOJELINA Andry est « UN MINUS NE » si vous êtes de son bord alors vous êtes pour la France
    .Moi je suis pour le Président Marc RAVALOMANA, j’aime mon pays natal, j’ai confiance en lui.
    Avec vos gueules de malgaches vous allez voir comme vous êtes français « c’est pas marquer sur votre front » en FRANCE, bande de crétins !
    ET SI VOUS AVEZ LA DOUBLE-NATIONALITE faites « UN SEUL ET UNIQUE CHOIX » soyez honnête une
    fois dans votre vie -c’ est trop facile? ce je pars, je reviens, je retourne selon
    le vent – Aimez vous votre pays ? j’ai un doute, vous n’aimez que votre gueule et vos
    fond poches.

  16. Aza dia MIREHAREHA loatra e!, fomban’iDADANAREO io mirehareha io ka mazava loatra ny adala no toan-drainy,dia io ataonao io mihitsy. »Tsampao aloha ny herin’ialahy vao mitsapa ahy »,io no teny nataon’iDadan’ialahy;aiza Izy amin’izao?.Lasa RAJAKO any Afrika.Modia aty amin’ny tanana fa tsy any Andafy any no manao vavan’ny MATY ANDRANO fotsiny any?sa nanao sesitany hoatran’iDadanareo!.

  17. Kristelle amboa razana oh!

    Mbola milelelaka ny v.d.n´ny HAT foana ve ?
    Efa tsy mentra intsony eto fa efa mihinanan ny tsy fihinanay
    Ah! Ah!
    mamaplahelo ny lona niteraka ano fa niteraka AMBOA

    Aleez va te coucher sale p.t.!

  18. Misaotra Volaniaina
    momba ilay vaovao momba Ranjeva.
    Avelao ny KIVA mivovo eo , manahirana ny saiony HAT marina ity Ranjeva ity…
    Intsika afaka manantena soa ho any taznindrazan a , fatsy mila seza , na vola fontsiny !
    NY ARA DALANA HIANY NO KENDRENA !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *