indrisy ontsa mafy ny foko maheno izany hira izany
eny fa na dia misy aza ny disadisa pôlitika dia tena vao mainka mararirary mafy ery ny fo @ manjo ity firenena manina tanterakea ity tanindrazana malala
tena hira ny fatanorany bebeanay io ah!
ary tena tiny mihintsy …..
kay izao no tratra ny ilay hira izao kou….ntsou !!!
misaotra eh! mba alefaso ny hirany kalony fahiny toko re!
dia nahatsiaro any KITANA TELO AHO fa lasa nodimandry indray ny faharo t@ tampambolana iny ….dry iray sisa tavela ny KITANY GASY …..indrisy mantsy fa lasa t@ 2009 ny iray dia vao lasa teo koa ny faharo dia miara miory @ fianakaviany izy roalahy aho fa tsy adino akory ny RAY amandreny hendry manakanto ny malagasy hotrany ireny fa tena feno fahendrena dia mamangy ny fahoriana any fianakaviany ireo RAY AMANDRENY NODY MANDRY t@ 2009sy 2010 aho…..
mamangy ny fahoriana ho anareo fianakaviany sy ny havany ary ny malagasy .
misaotra tompoko o!
_http://www.dailymotion.com/video/x7vgcf_sangisangy-ve_music
malahelo ny fo mahita ny hendrikao mbola velona !
nahatsiaro ana ny jery tao @ esca sy sinema soa sns……
ndrisy mantsy fa very anadole aho very ray amandreny hotrana sy ilay iray tsy ato ny sariny …mandria ampiadanana sns…..
miaraka @ raoul tariky mahaleo dia ny tompo anie homba anao …..tena very olomanga ny gasy fa na ny zanako vaza be reto aza mitomany mijery ny sy miheno ny hira fa tsy nampoizin’janako manana valeur hotrany izao ny gasy eh!
fa nataony hotra ny ireny gasy mihinjakinjaka ireny sns…..
oh! ry henry Ratsimbazafy ah! miala hianao @ io RAY amandreny jiolamboto io ao fa tsy mendrika anao io toerana io fa ny toeranao dia mpanankato fa afambaraka izahay raha mijanona ao ianao…..
manaja tana re! tompko oh!

I VALO no AFAMBARAKA amin’izao fa tsy HENRY R. mihitsy.Fanga ny olona terena fotsiny izao! samy manana ny heviny sy ny foton-kevitra ijoroany ny tsirairay.Manana ny maha-Izy azy io olona io fa tsy BAIKONAO na ANARINAO;ny vitan’io tsy vitanao,aoka hazava ny resaka fa tsy izay TIANAO no atao,mety hazava tsara angamba izay.
Efa fantatr’i Volaniaina ve ny FAHALASAN’I GABBHY ao amin’ny Kintana Telo?
I LEVELO mpihira manana ny maha-izy azy gadona hafakely sy tononkira gasigasy tokoa ihany koa moa dia efa t@ taon-dasa ny nahalasanany.
–
« Ragena a dit :
le Mardi 7 septembre 2010 Ã 23 h 31 min
Odrey !
Lasa môla i KKV mahita ny Letchi miraviravy !!!!! »
–
« ratefy a dit :
le Mardi 7 septembre 2010 Ã 18 h 14 min
misaotra indrindra dia raha Azo atao dia mba hampidiro koa ilay hoe « Tsy resy tsy akory ny olo-mangina »
MISAOTRA INDRINDRA !!! »
tsy dia haiko lotra aloha !!!
fa tena nasarika ahy t@ tondasa dia ilay iray mpihirany hoe:mihona fa ary ataovy antsaina sns….
iny ny hira ilay lehilahy lehibe teraka tany fianarantso, teo no nasarika ahy ny tady hirany kalony fahiny rehetra ary dia be izay hazoko izayary vao tsy ela izay tao @ gazety basy vava no nahita aho fa lasa indray ny ray vao tsy ela izay kou …..
ilay t@ 2009 lasa talohany rabe sigara ilay mpanao hiragasy….
asa na basy vava no nilaza farany teo,fa vao tsy ela izay….
dia avieo ny tariky mahaleo…
satria matahotra aho sao lasa olonkafa ny hisolo any aoriana ka adinoka eo ny tena endriny tena izy
dia tampakavitra aho nanao ny enregistrement raha nahita andry ry mahaleo mihira any lasa ny mamba misosoka ny voay sy mahaleo zandriny koa,zafiny sns….
ary ny hirany rainilovy moa efa tara fa na izany aza nalaiko iany izay tiko na dia fatsiarovana ny hira fotsiny aza !
mba nahazo ihany aho aloha e! na ny vadiamanjanako aza tena tia ilay hira nalaina na dia tsy mahay teny gasy aza satria ny feo kira sy ny feo javamaneno no nahasarika azy ireo!
hotrany any henry Ratsimbazafy ilay hira hoe :matanjaka ny lehilahy ilay clips video efa tranainy misy lehilahy mandihy sns…..
ary ilay lahilahy lehibe ao @ voninavoky sns…..
tena mahafinaritra ny hirany Ray amandreny fahiny ….
fa @ izao fotoana izao tena afambaraka @ mpanakato misy ireny ankizy vavy mihijakinjaka mila hiboridana ireny ary miteny ny vahiny hoe: les malgache sans valeur sns…..

MISAOTRA INDRINDRA !!!
magnino tsy atao ny fiarahamiasa atao vavanao be loatra ,malama maugna ny tany,Jean Rigo
indrisy ontsa mafy ny foko maheno izany hira izany
eny fa na dia misy aza ny disadisa pôlitika dia tena vao mainka mararirary mafy ery ny fo @ manjo ity firenena manina tanterakea ity tanindrazana malala
tena hira ny fatanorany bebeanay io ah!
ary tena tiny mihintsy …..
kay izao no tratra ny ilay hira izao kou….ntsou !!!
misaotra eh! mba alefaso ny hirany kalony fahiny toko re!
dia nahatsiaro any KITANA TELO AHO fa lasa nodimandry indray ny faharo t@ tampambolana iny ….dry iray sisa tavela ny KITANY GASY …..indrisy mantsy fa lasa t@ 2009 ny iray dia vao lasa teo koa ny faharo dia miara miory @ fianakaviany izy roalahy aho fa tsy adino akory ny RAY amandreny hendry manakanto ny malagasy hotrany ireny fa tena feno fahendrena dia mamangy ny fahoriana any fianakaviany ireo RAY AMANDRENY NODY MANDRY t@ 2009sy 2010 aho…..
mamangy ny fahoriana ho anareo fianakaviany sy ny havany ary ny malagasy .
misaotra tompoko o!
_http://www.dailymotion.com/video/xc4lrj_nahona-re_music
vemoma toko moa ry RAY amandreny hajaina eh!
tompo anie homba anao!
_http://www.dailymotion.com/video/x8t8ta_tandindona-kintana-telo_music
_http://www.dailymotion.com/video/x7vgcf_sangisangy-ve_music
malahelo ny fo mahita ny hendrikao mbola velona !
nahatsiaro ana ny jery tao @ esca sy sinema soa sns……
ndrisy mantsy fa very anadole aho very ray amandreny hotrana sy ilay iray tsy ato ny sariny …mandria ampiadanana sns…..
miaraka @ raoul tariky mahaleo dia ny tompo anie homba anao …..tena very olomanga ny gasy fa na ny zanako vaza be reto aza mitomany mijery ny sy miheno ny hira fa tsy nampoizin’janako manana valeur hotrany izao ny gasy eh!
fa nataony hotra ny ireny gasy mihinjakinjaka ireny sns…..
oh! ry henry Ratsimbazafy ah! miala hianao @ io RAY amandreny jiolamboto io ao fa tsy mendrika anao io toerana io fa ny toeranao dia mpanankato fa afambaraka izahay raha mijanona ao ianao…..
manaja tana re! tompko oh!
_http://www.dailymotion.com/video/x8t8ta_tandindona-kintana-telo_music
_http://www.dailymotion.com/video/x7vgcf_sangisangy-ve_music
malahelo ny fo mahita ny hendrikao mbola velona !
nahatsiaro ana ny jery tao @ esca sy sinema soa sns……
ndrisy mantsy fa very anadole aho very ray amandreny hotrana sy ilay iray tsy ato ny sariny …mandria ampiadanana sns…..
miaraka @ raoul tariky mahaleo dia ny tompo anie homba anao …..tena very olomanga ny gasy fa na ny zanako vaza be reto aza mitomany mijery ny sy miheno ny hira fa tsy nampoizin’janako manana valeur hotrany izao ny gasy eh!
fa nataony hotra ny ireny gasy mihinjakinjaka ireny sns…..
oh! ry henry Ratsimbazafy ah! miala hianao @ io RAY amandreny jiolamboto io ao fa tsy mendrika anao io toerana io fa ny toeranao dia mpanankato fa afambaraka izahay raha mijanona ao ianao…..
manaja tana re! tompko oh!
I VALO no AFAMBARAKA amin’izao fa tsy HENRY R. mihitsy.Fanga ny olona terena fotsiny izao! samy manana ny heviny sy ny foton-kevitra ijoroany ny tsirairay.Manana ny maha-Izy azy io olona io fa tsy BAIKONAO na ANARINAO;ny vitan’io tsy vitanao,aoka hazava ny resaka fa tsy izay TIANAO no atao,mety hazava tsara angamba izay.
Odrey !
Lasa môla i KKV mahita ny Letchi miraviravy !!!!!
Efa fantatr’i Volaniaina ve ny FAHALASAN’I GABBHY ao amin’ny Kintana Telo?
I LEVELO mpihira manana ny maha-izy azy gadona hafakely sy tononkira gasigasy tokoa ihany koa moa dia efa t@ taon-dasa ny nahalasanany.
–
« Ragena a dit :
le Mardi 7 septembre 2010 Ã 23 h 31 min
Odrey !
Lasa môla i KKV mahita ny Letchi miraviravy !!!!! »
–
« ratefy a dit :
le Mardi 7 septembre 2010 Ã 18 h 14 min
misaotra indrindra dia raha Azo atao dia mba hampidiro koa ilay hoe « Tsy resy tsy akory ny olo-mangina »
MISAOTRA INDRINDRA !!! »
tsy dia haiko lotra aloha !!!
fa tena nasarika ahy t@ tondasa dia ilay iray mpihirany hoe:mihona fa ary ataovy antsaina sns….
iny ny hira ilay lehilahy lehibe teraka tany fianarantso, teo no nasarika ahy ny tady hirany kalony fahiny rehetra ary dia be izay hazoko izayary vao tsy ela izay tao @ gazety basy vava no nahita aho fa lasa indray ny ray vao tsy ela izay kou …..
ilay t@ 2009 lasa talohany rabe sigara ilay mpanao hiragasy….
asa na basy vava no nilaza farany teo,fa vao tsy ela izay….
dia avieo ny tariky mahaleo…
satria matahotra aho sao lasa olonkafa ny hisolo any aoriana ka adinoka eo ny tena endriny tena izy
dia tampakavitra aho nanao ny enregistrement raha nahita andry ry mahaleo mihira any lasa ny mamba misosoka ny voay sy mahaleo zandriny koa,zafiny sns….
ary ny hirany rainilovy moa efa tara fa na izany aza nalaiko iany izay tiko na dia fatsiarovana ny hira fotsiny aza !
mba nahazo ihany aho aloha e! na ny vadiamanjanako aza tena tia ilay hira nalaina na dia tsy mahay teny gasy aza satria ny feo kira sy ny feo javamaneno no nahasarika azy ireo!
hotrany any henry Ratsimbazafy ilay hira hoe :matanjaka ny lehilahy ilay clips video efa tranainy misy lehilahy mandihy sns…..
ary ilay lahilahy lehibe ao @ voninavoky sns…..
tena mahafinaritra ny hirany Ray amandreny fahiny ….
fa @ izao fotoana izao tena afambaraka @ mpanakato misy ireny ankizy vavy mihijakinjaka mila hiboridana ireny ary miteny ny vahiny hoe: les malgache sans valeur sns…..
Volaniaina: H. Ratsimbazafy est un super pro-FATy. So, forget about him!
A tous,
veuillez jeter un coup d’oeil dans FORUM LIBRE de TOPMADA l’accueil bien merité aux membres de la HAT venus présenter leurs condoléances devant la dépouille mortelle du decedé Raoul!
aly eny lavitra nyfamille, nohony ny;andraikitra, eny dia misaotra e