Nanao antso avo amin’i Andry Rajoelina hanolotra ny andraikitra aminy ny Pr Ranjeva Raymond !

Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva
Nanao valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety ny Pr Ranjeva Raymond, io tolakandro io.Nanao antso avo hoan’ireo filoha telo lahy sy Andry Rajoelina ny tenany. « Manao antso avo amin’Andriamatoa isany, Didier Ratsiraka, Zafy Albert, Marc Ravalomanana, ary Andry Rajoelina aho ampitsahatra ny fifandonana noho ny tsy fitovian-kevitra, mitodika manokana amin’ny Andry Rajoelina aho hanolotra ny andraikitra amin’ny tetezamita tena izy ». Nanamafy ihany koa ny profesora fa ny fananganana ny tetezamita « neutre positive » ihany no vahaolana ka hametrahana ny « vonjy aina » hoan’ny firenena, « Be ny fahoriana mianjady ny isam-batan’olona, isan-tokan-trano sy ny firenena Malagasy » ka mila vahaolana maika izany. « Antitranteriko fa tsy hilatsaka hofidiana ho filohan’ny repoblika ny tenako » fa hiadidy kosa ny fitondrana ny tetezamita tena izy, hoy hatrany izy.
.
Nanamarika ihany koa ity mpahay lalana iraisam-pirenena ity fa tsy vahaolana amin’izao krizy izao ny fanerena hanaovana fifidianana tsy eken’ny rehetra sady tsy hahazoana fankatoavana.
.
Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva
Raymond Ranjeva

Raymond Ranjeva p 1
Raymond Ranjeva p 1

Raymond Ranjeva p 2
Raymond Ranjeva p 2

43 pensées sur “Nanao antso avo amin’i Andry Rajoelina hanolotra ny andraikitra aminy ny Pr Ranjeva Raymond !”

  1. Aleo ho azy ny Tetezamita @ izay mba mody antanindrazany ny rahalahiny miarka @ Millions de dollars nalainy tao Manakara

  2. Maro ireo fanoloran-tena nataon’ny Pr RANJEVA Raymond mba hamahana ny olana,nefa tsy nisy valiny ireny..Tsy mampihemotra ny Pr izany fa tohizany ny heviny..
    Ity indray mitoraka ity dia mahagaga ihany « ny fangatahany mivantana amin-drajoelina ny hanomezana azy ny andraikitry ny fitondrana !
    Asa tsy azoko angamba ny tian’ny Pr ,satria ahoana moa no handraisany ny andrakitra izay avy amin’ ny fanonganam-panjakana ?Ny Pr izany no hisolo vona ny ankalana ?
    Ity zava-miseho eto Amintsika ity dia nohasarotina ,koa aoka tsy amiana saotra vovao!
    Manaraka izany dia nafototry ny Pr ny lahatry ny resaka : ny tetezamita dia vokatry ny fanantanterahana ny «  »charte de MAPUTO « ,izay mivahoka avy amin’ny fifanarahan’ireo mouvances efaztra ,izay atrehan’ny GIC misolo tena ny CI..!
    Raha arahana ny hevitra aroson’ny PR dia adin’ny samy Malagasy izany,ary natrehan’ny GIC ,izay tompon’antoka ny fizotra tsara ny diniky ny efatra : izany hoe io GIC ,tsy mandray anjara amin’ny dinika ,no antoka fa tsy nisy fahadisoana ny dinika fa tena nanaraka tsara ny fisainan’ny (esprit)accords nosoniavina tatsy MAPUTO..!
    Fahamalinana izany ,satria mety hisy fandavana na fitsipahana ity fanampaha-kevitra niarahana..Efa nisehoizany :rajoelina no nihemotra ary tsy nanaja ny soniany..Nisy vavolombelona avy ivelany izany..
    Aoka re handroso sy hanaraka ny hiraisana izay karakarain’ny cnosc..!
    Hala nenina io ary avy eo ,mety hisy fijery vaovao ,satria tapitra eo ny fanantenana avy amin’ny « option négociation « .
    Ny zava-baovao ankehitriny dia ny fihets’i ratsiraka…sy ny tafika izay mikofokofoka..!
    Aoka tsy ho hadinontsika fa ny Vahoaka Malagasy no nifidy tamin’ny 16 décembre 2001 ,ary io Vahoka io NO TSY NIFIDY AN-DRATSIRAKA..FA TSY RAVALOMANANA MARV NO NANALA AZY TEO AMIN’NY FITONDRANA..KOA AOKA HAZAVA TSARA NY FANDIHINA NY ANTON’NY FANONGANAM-PAHEFANA TAMIN’NY 17 MARS 2009..SATRIA METY NY « MAZAVA TAKONA « -clair oscur – NA « NY TENA ZAVA-NISY MARINA NO AFENINA., NO TOTOFANA LAINGA « .DIA DISO NY FIJERY ..DIA DISO NY FOTOTRY NY OLANA..DIA DISO NY HALA OLANA !

  3. Raha mba mihevitra kely fotsiny momba ny tombotsoam-pirenena ny FAT, dia tokony hanaiky hanolotra an’Andriamatoa Ranjeva Raymond ny fitondrana ny tetezamita. Tsy zarantsika àry ve mba misy olona mahay, manana ny toerany eo amin’ny iraisam-pierenena manolo-tena tahaka izao. Aoka mba hiaina amin’izay ny Malagasy e! Misotroa ronono amin’izay ianao ry ingahy Ratsirahonana fa tsy hampandroso ny firenena mihitsy ny hevitra atolotrao an’ingahy Rajoelina iziriziriny tsy hiala eo amin’io seza io. Hita fa olona tsy alehany ianao Ratsirahonana ary tena mampiteny ny moana mihitsy ny fahafantarana raha tena olona nahazo ny diplaomanao tamin’ny fomba ara-dalàna ianao. Raha ny marina dia tokony hanana ny toe-tsain-dRanjeva Raymond ianao satria toa mitovy ny fahalalana hanananareo, ary izany indrindra na mahatonga ny fanontaniana hoe: »Tena mba azonao tamin’ny fahaizanao ve ny diplaoma izay hanananao? » fa raha ny fahitana anao ry havana dia tsy « homme de droit » ianao fa « homme tordu ».

  4. Tafajoro hono ny tetezamita hoy ‘lay vita alina !!Tsy unilatéral intsony hono !!
    Voalohany : Angaha niaika an’izany ihany ???
    Faharoa : Ny mouvance Madagasikara angaha efa nankasitraka an’io ??
    Fahatelo : Ireo escrocpol aza toa miady an-trano, satria tsy mifanaraka
    sy miady seza !

  5. Il faudra inventer un autre mot le plus long du dictionnaire : « Antitordufozaconstitutionnellement » !!!

  6. Dia variana tokoa ny tenako izay manohana mafy ny hiverenan’ny aradalana mahita ireto olona mifikitra mafy @ heviny tsy mihetsika na dia ho potipotka aza ny tanindrazana. Ny mpanohana ny aradalana sy ny foza no tiako lazaina eto.
    Amiko i Ranjeva dia c’est une solution na dia tsy lavorary aza. Raha mahita lavorary isika dia aoka mba hanondro io olona lavorary io. Fantatra fa tsy misy izany na 1 aza.
    Hiaraha mahalala fa tsy Andriamatoa Ravalomanana izay tadiavintsika mihintsy no tokony ho eo @ io tetezamita io, donc tsy ilaina ny mamaly hoe i Ravalomanana no lavorary. Ny lavorary à tetezamita no ilaina ary i Ranjeva irery amiko aloha izao no azo jerena.
    sy raisina. Tsy olonolompoana izy fa manana ny maha izy azy tokoa
    Ny tadiavin’ny manohana andRavalomanana mantsy dia olon’ny Ravalomanana sy tia azy ary 100% Ravalo no tsy mantsy apetraka eo. sao dia be fangatahana loatra é. Tsy safidn’ny tsirairay anie no ilaina fa ny safidimbahoaka é.
    Isika aty ivelany dia tsy afaka ny hitsara mihintsy ny zavamiseho any antoerana fa info sur papier fotsiny no hitantsika toy izao, fa ny vahoaka any antoerana no hisafidy sy hanapaka. Mifandrirotra foana mantsy ilay izy nefa ny taona mandroso, ny firenena efa tsy anaty lavaka intsony fa efa anatin’ny afobe. Ka sao lahy diso be fangatahina loatra nefa tsy hanao inon’inna afatsy ny hitsikera fotsiny. Tsy vitan’ny tsikera ity izy Tompoko oooooooo.

  7. Hampitsangam-bolo ny rehetra indray angamba ny zavatra ho soratako, satria na i Ranjeva aza anie mampieritreritra ê !
    Inona moa no tena zavatra hifandraisan-tsika eto, raha tsy ny fiarovana ny ara-dalàna, sy ny famerenana an’izany ?
    Fa i Ranjeva taiza tamin’ny ora nidona ? Teo amin’ny toerana nisy azy ( TPI ), raha nanao izay tokony atao izy, angamba tsy ho lasa lavitra toy izao ity raharaham-pirenena ity ! Sa anisan’ireo nihevitr’izy hoe, ho tafitan’i domelina ny baolina ?
    Jereo, fa i rondefo aza mba « lasa mpanohitra » koa, ary nilaza fa tsy ara-dalàna io fitsapan-kevibahoaka sy ny rehetra !
    Izany hoe, ao ny mpanongana lasa mpanohitra, ary ny mpanohitra lasa miray kaomiberaka amin’ny mpanongana !
    Ary ramalagasy izay hoe MANOME NY FAHEFANA, inona no mba lazainy ?
    Somary diso angamba i GTT Philippines raha naneho hoe tsy maintsy olon’i Ravalomanana ary olona tia azy no tsy maintsy nitondra ny tetezamita ; ny fifanarahana tany Maputo, raha ny fahitako azy dia tsy izany mihintsy no nandrasan’i Ravalomanana. Natao ny fifanekena, dia tokony notanterahana ; saingy tsy nampoiziny hoe misy gasy sahy HANONGAM-PANJAKANA, SAHY KOA AVY EO HANITSAKITSAKA NY SONIAN’NY TENANY, NA NY ZAVATRA IZAY NEKENY SY NOSONIAVINY !
    KA MBA DINIHO AMIN’IZANY HOE LASA ATRAIZA NY FAHABANIAN-TSAINA NY MALAGASY !
    NY VAHOAKA MALAGASY LASA TSY AZO ANTOKA !
    NY FÔKSIÔNERA TSY AZO ANTOKA !
    NY MPANAO PÔLITIKA TSY AZO ANTOKA !
    INONA SISA, ARY IZA NO AZO HIANTEHERANA ? ASA BE MANADALA NO MIANDRY ANTSIKA !!!!
    Tsy ketraka ny tena na dia izany aza !

  8. DADA iany oà fa ny sisa tia vola fotsiny sy mpamotika Tanindrazana. Avelao hifamono antrano ao. Dada mpitazana, marque des points !!!

  9. mahareta re dadatoa kintana fa i Dada hiany anie no nahatonga izao e! naninona no vorona teo antanana navotsotra ?

  10. Marina tokony hisotro ronono amin’izay ingahy Ratsirahonana fa tsy hampandroso ny firenena velively. hevitra diso avokoa no atolony an’ingahy Rajoelina mba tsy hiala eo amin’io seza io. Ratsirahonana no atao hoe 2é Président ary io no efa notadiaviny hatramin’izay. Izay no nahatonga azy tsy voany R8/. Tsy « homme de droit izy fa homme de tordu ».

  11. « Mahareta, Mahareta » !!!
    Le Quai d’Orsay ordonne aux conjoints et enfants d’expatriés au Yemen de quitter le pays où la situation politique se dégrade !
    Raoviana ny tour n’i… !

  12. Aleo an’i Ranjeva ny fitatana ny tetezamita toy izay an’i lava sanga !!! Izy mba intellectuel fa tsy dj professionnel!!! Référendum atao kimaimaika, tandrametaka sy tsy alehany!!! Lehilahy ela raha handresy an’i DADA any am fifidianana!! TGV MIALA na MAPUTO!

  13. KM
    Attention :

    un fonctionnaire international a un devoir de réserve:

    => au TPI , Ranjeva avait un MANDAT INTERNATIONAL

    => tout Straus Khan au FMI : il a un role international à respecter et n’a pas le droit de parler à titre personnel des aventures budgétaires de la France

    Il ne faut pas tout mélanger ,

    je pense que le commun des citoyens malgaches a déjà assez de mal à comprendre pour la communauté inteernationale frappe le pays de sanctions.

    J’ai entendu des « intellos » malgaches dire que c’est l’ONU qui met le pays dans l’embarras.De plus les mensonges propagandistes vont bon train .

    Ils ne comprennent pas forcément les arcanes juridiques , la jonction entre le droit internationnel et le droit constitutionnel (hiérarchie des normes)

  14. Ranjeva filohany tetezamita ?tsy azokomazava laotra
    Rehefa mahay manome paquet any ilay bitro ve dia hapetraka hoatra kanety ?
    Lehiben ny commission constituante dia ampy , sa haoana ?
    Ataoko fa izany no tena hilaina azy……….

    c’est d’abord un juriste hors pair qui rendrait un immense service au pays , pas ipso facto un « politique ».

    La politique est un parcours…

  15. Ranjeva est une solution mieux que Rajoelina, et meilleur que Ratsirahonana et consorts.
    Donc, comme Ra8 avait refuse d’entree dans la gestion de la transition, alors le mieux c’est Ranjeva.
    Kristell, arrete de dire des aneries, merci.

  16. Rafily
    nous sommes dans la mouïse jusqu’au coup depuis des mois

    Je partage ton point de vue :

    avec la profonde conviction QUE NOUS N’AVONS PLUS LES MOYENS DE FAIRE LA FINE BOUCHE !
    A moins de se complaire par masochisme.

    Mon tandem préféré : Ranjeva et Razily (lui , a fait ses preuves et donné de sa personne )
    Ranjeva est l’intellectuel de la situation.
    Razily sait ce qu’endurent les petites gens!

  17. ny fitiavantenantsika no tsy mampandrsoso kou Ratsirahonana no anilihana ny tsy firaisankinantsika,ovay ny toetsaintsika Malagsy,tsy tia havamanana,be fialonana ,tia tena,te hizaozao @ fiainana fa tsy mba manetritena,esory reo rehetra ireo dia tafita isika,zaza 7 taona aza mahalala fa raha misy olona be fialonana sy tia tena dia nyMalagasy,bonne nuit daholo e!

  18. Ndiiiiiiiiiiiiiiiiii !!! Efa mba misy fivoarana ‘lay gamara ; na izany aza mbola betsaka no tsy ampy, ka dia omena fankaherezana satria mbola betsaka ny zavatra tsy fantany sy tsy hainy !!
    Mahereza fa tsy ela dia hazava aminao ny masoandro, hihiratra ireto maso tampon’ny loto, ary tsy ho tsentsina intsony ny sofina !
    Ratsi raka
    -« – rahonana
    Ireo no nahatonga izao zava-manjoa ho an’ny malagasy izao, fa soa ihany fa « niova » ny iray. Ny faharoa asa na rahoviana, fa mbola mila azy ve ny gasy ? Toa sahala amin’ny manompa an’ny vahoaka no manontany an’izany !
    Dinio tsara fotsiny hoe, inona ny dénôminatera hitovizany ! Maha lasa saina ê ?

  19. Resaka Ranjeva indray.
    GBD,
    CIJ ( Cour internationale de Justice )aloha no saika lazaiko tery ambony ê !
    Marina fa tamin’ireny fotoana ireny, nanana droit de réserve izy, fa rehefa handray andraikitra ihany, tokony tsy niandry ela !
    Misy ary betsaka ny olo-manga gasy, azo hianteherana, fa ny olana hoa, dia ny fototry ny tranon-tsika no tena ratsy !
    Tsy nahay, na nanao tandrametaka daholo na ny masô, na ny menizie, na ny karelera, na ny mpanao tafo, ets…. !!! Ny arsitekta moa dia vendrana ihany koa, sady tsy mahay manao plâ no tsy mahay mibaiko !!!!
    Efa tao amin’ny topmada aho no nilaza fa mila arodana ny rindrina rehetra, atramin’ny fototra mila manao rari-vato vaovao mihintsy !
    Izay ilay asa be miandry antsika !

  20. Ahoana moa tompoko no fomba angatahana famindram-pahefana any aman’olona nandroba izany fahefana izany tamin’ny fanonganam-panjakana, kanefa olo-be eo amin’ny fiaraha-monina sy ny firenena no sady sangany raha ny lalàna konstitosionaly no asian-teny ny tena??? Tsy « fifandonana noho ny tsy fitovian-kevitra » velively no nisy sy mbola misy eto, fa olana mandifotra sy mafotaka noho ny fanonganam-panjakana, izay itadiavana ny fomba hamerenana ny ara-dalàna sy araka ny Lalàna fototra. Olana tsy azo fafana mora amin’ny hoe « omeo ahy ny fitondrana ny tetezamita » izany: hanana ny hasiny ve ny fahefana azo amin’izany fomba izany???
    Manahy aho fa hiafara tahaka ny vitan’i Lafrantsa sy ireo saribakoliny any Côte d’Ivoire no misy mikasa hametraka eto: tetezamita motramotraka, mitarehina « marimaritra tsy iraisana » ka eo sy mitoetra ary mifikitra eo aman-taonany, hilalaovana sy hiotazana ny mamy, ka ny valalabemandry no manaintaina sy miafy ary trotraka sy matin’ny fiafiana sy fahasahiranana rehetra, ny firenena rava sy very hasina tanteraka.
    Ny vonjy aina ho an’i Madagasikara dia ny fiekena fa efa ho rava tanteraka ny firenena amin’ny maha-malagasy izany, ka ny fanekena hanatanteraka izay efa voasonia tany Maputo sy Addis Abeba, kanefa tsy nandramana akory, no lalam-pahendrena.
    Anjara manokana sy lehibe miantefa amin’izao olo-be izao ny mandinika lalina sy amin’ny antsipirihiny izay rehetra voarakitra ao amin’ireo fifanekena efa vita sy voasonia, ka mitondra ny fahaizany sy ny fahendreny lehibe hanamora sy hanafaingana ny fampiharana izay voarakitra ao anatiny. Fitiavan-tanindrazana koa izany.

  21. Misaotra anao Ranja Randria, naneho ny tena olana, sy namerina koa hoe aiza ny lalan- tokana,tokony ombaina ary mahatafavaoka an-tsika amin’izao loza izao !

    Maha lasa saina hoy aho ny nataon’i Pr Ranjeva, satria araky ny voalazanao : « Ahoana moa tompoko no fomba angatahana famindram-pahefàna any amin’ny olona nandroba an’izany fahefàna izany tamin’ny fanonganam-panjakàna, kanefa olo-be eo amin’ny fiaraha-monina sy ny firenena no sady sangany raha ny lalàna konstitosionaly no asian-teny ? »

    Raha asiana sarin-teny, dia toy ny mahita pôlisy mandeha mandoalika sy mitalao, ary mitondra voninkazo aho, mba amerenan’ilay mpangalatra ny zavatra nangalariny !

    Isika malagasy dia faly ery raha lazaina fa olon’ny fo, fa tsy olon’ny saina ! Lesoka be izany amin’izao vanin’andro izao, ka araraotin’ireo izay manana saina ratsy !!
    Lazaina fa tsy tia rà mandriaka, tsy tia mifamaly amin’ny mpiray vodi-rindrina sy ny sisa…. Any ka na ny fanenjehana an’ireo namotika tetezana sy ireo nitady ampisara-bazana ny malagasy tamin’ny 2002 aza, dia lazain’ny sasany hoe, famporisiana ny ampiady ny samy malagasy !Rehefa ato ato tsy azo enjehina intsony koa ny mpamono olona sy mpangalatra ; tsy azo saziana !
    Tsy ho ary voatanisa etoana ny zavatra tsy mety rehetra mikasika ny fomba fiainantsika, na eo amin’ny lafin’ny fiara-monina izany, na ara pôlitika.

    Araky ny voalazanao ry Ranja Randria, dia mamerina ihany koa ny tenako, fa ny fanatanterahana ny zavatra nosoniavina tany Maputo sy Addis Abeba no any vaha-olana. Ankaotr’izay dia resaka be, fandanian’andro sy fanomezan-dalàna ny mpanongana hanoy ny asa ratsy vitany !!!
    Amin’ny saina tsy miangatra sy mieritreritra, dia sarotra ihany ny nanekena an’io, fa dia efa vita sonia, ka io no tokony haroso.
    Mariana fa efa ho roa taona izao no nanomboka io fanonganana io, ary toa izany koa isika no mi bla bla, blatérer eraky ny sites rehetra !

    Accord de Maputo, aussi bien dans l’esprit que dans la lettre : NEUTRE, INCLUSIF ET CONSENSUEL !!!!

    REHEFA TSY IO, DIA TOKONY HANAIKY NY MALAGASY MBA HAMERENAN’NY CASQUES BLEUS NY FANDRIAM-PAHALEMANA SY NY TENA ARA -DALANA. NA MISY RA LATSAKA NA TSIA, ARY AMPIARINA NY SAZY IZAY TOKONY SAHAZA HO AN’IREO MPANONGANA !!!!

  22. Kintana ,ranja Randria
    Mino marina koa aho fa nty accord de Maputo hiany ny banjina azo atao.
    Sisany izay dia resaka mety .
    Averiko fa i Ranjevaz ho ahy dia intellectuel ; force de proposition , tsy manana parcours politika izany.
    Hilaina izy techniquement , fa tsy lehibeny tetezamita.
    Ataoko fa mazava.
    Fa raha aratsina lava i Ranjeva dia miandry eo paôly …velona lalandava ny potsista sy ny kalacvh .
    Betsaka ny mpiara-dalana gasy nandalo teny Ankatso, makasitraka azy :
    = aza adino fa mafonja izany.
    Tsy olona hoatry ry Fetison su Rivo no azo antenaina havita zavatra vaventy !
    Betsaka ny fo , fa ny akingaina politika , na juridika mahivana laotra .

  23. GBD,
    Tsy ny maha juriste na ny zavatra nataony sy asa vitany no jeren-tsika, fa « ny démarche » ataony amin’izao fotoana izao.
    Je ne suis pas sûr que ce soit la bonne méthode pour « récupérer légalement » le pouvoir !
    Les putschistes se battront avec becs et ongles, pour garder ce pouvoir illégalement acquis !
    Tergiverser autour de la Charte de Maputo, c’est envoyer un peu plus le pays vers les abysses !
    Avec le solipisme dont domelina avait fait preuve depuis le début, ce dernier n’en a cure des lamentations ou des déclarations d’untel ou d’un autre !!

    Soit application des accords de Maputo, soit aux grands maux les grands remèdes !!

    Des pseudos légalistes ou défenseurs du peuple arguent qu’il faut avancer vers des élections, car le peuple a suffisamment souffert !
    Des élections organisées par des putschistes et qui ne seront même pas reconnues ?
    De qui se moque-t-on ? Certes, le pays tout entier est en train de vivre un cauchemar, mais il va falloir qu’il se réveille !
    Il faut que ceux qui ont la capacité de le faire, expliquent aux malagasy les tenants et aboutissants de cette crise, et que ce n’est pas l’instauration de cette pseudo-assemblée qui solutionnera nos problèmes, et encore moins une élection bidon !

  24. GBD, petit oubli !
    Pour l’instant je ne me prononce pas sur les cas de Fetison et autres Mamy etc..
    Si j’ai à dire quelque chose. Ces deux-là devraient quitter leurs « fameux » postes, s’ils ont ne serait-ce qu’une once d’honnêteté intellectuelle ! Il faut qu’ils arrêtent de jouer avec la Hat, puisque cette dernière persiste dans son unilatéralisme !
    Il est temps pour eux de se ranger avec les vrais membres du TIM !!

  25. KM
    je partega entièrement ton avis dans ton dernier post.
    Dans l’anté-pénultième aussi : il faut appliquer intyégralement les accords de Maputo.
    Mais vois tu l’intervention de Ranjeva m’intéresse à plusieurs titre :
    => le personnage donne de GROS BOUTONS à la HAT
    => il a un profil intéressant face aux Ratsirahonana,Jerolami (tu connais) et Patrick Rajoelina prêts à faire les fossoyeurs constitutionnels
    => le fait que Ravalomanana avait lui même pensé à Ranjeva lors des négociations à Maputo
    => je rappelle Ranjeva pour moi ne représente pas le messie politique , il y en a d’autres qui se sont battus depuis longtemps .
    Mais les OPPORTUNISTES PULLULLENT aussi .

    Tout comme toi , et je l’avais écrit à l’époque , je n’acceptais pas son silence assourdissant que je considérais comme de la lacheté , n’ignorant pas son obligation de réserve à la place qu’il occupait .

    Mais la crise dure depuis plus d’un an…

    Mon avis est que la HAT , conseillée par le Satanié( barbouze du quai d’Orsay) , fait tout pour que rien ne bouge d’ici JUIN 2011 :

    ===> toutes les manoeuvres dilatoires sont mises en exergue pour que les ACCORDS DE COOPERATION BILATERALE AVEC LA FRANCE (établie par Focart en 1960) soient reconduites !!!!!!!!
    ===> et là mon petit KM : il faudra une lutte titanesque pour casser de tels accords , les capitalistes BLANCS ne se boufferont JAMAIS pour défendre leurs intérets théoriques .
    l’esclavagisme français aurait alors de beaux jours .

    Tu sais pertinament qu’il y a un DEAL GEO-POLITIQUE entre les puissants .

    te rappelles tu la guerre d’Irak pour la main mise américaine sur l’approvisionnement en pétrole : quel pays capitaliste a bougé ?
    Le Congo aux mains des Américains de Mobutu : qui a bougé ?

    KM

    il nous faut nous défendre avec le peu de moins A NOTRE DISPOSITION , être pragmatique , sans états d’âme surtout.

    SEUL L’OBJECTIF COMPTE : le RETOUR DE L’ETAT DE DROIT et toutes les inférences que cela implique…

  26. Fantatr’i Ranjeva Raymond ange fa tsy hanome an’io fahefana io aminy mihitsy ny « Présisent de l’arrière plan » ny FAT, dia tsy iza izany fa i Asteriska Ratsirahonana. Ary raha tsaroantsika tsara, dia olona izay natolotr’i Président Ravalomanana ho Président ny Tetezamita mihitsy Ranjeva Raymond tany Maputo fa tsy nanaiky izany i Asteriska.

  27. Raha tsy manohina any Ranjeva intsika , dia manome bahana an’i Astérix, marina.

    Ravalomanana moa dia efa nazava tany Maputo !

    Raha manao tapodimiverina eo ny resaka
    satria izao
    satria ery etsetra…,
    ==> dia miandry an’dRazaka tsy ang.. y hoy ny nenitoanay izay…..

  28. Ranjeva ? Tsy dia azoko loatra ny fandehan’ny resaka teo aloha momba azy.
    Sao dia miala an’Akatso ka miditra an’Ambohidepona ! Be loatra mantsy ny mpamadika Palitô ka chat échaudé craint l’eau froide !!!

  29. Amiko dia mipetraka foana ny fanontaniana hoe iza ny antoko, na firenena na fikambanana matanjaka ao ambadik´i ranjeva raymond  » akoholahy tsy manenoneno foana »,

    Tsy irery izy sy tsy miseho ho mahasahisahy be tahaka io.
    ary tena matoky tena be izy, moa ve efa misy solution crise efa nosoratany sy voaomany any ?

    Ary raha azony ny fitondrana tetezamita neutre, iza ireo element hiaraka aminy.
    tsy mainty misy ekipa izy.

    sao efa paika adiní France hanolona aní Andry domelina io sy hanasan´ny frantsay ny lamba malotony noho izy nanohana ny coup d´etat.

    amiko ranjeva Raymond dia mbola point d´interrogationn ???????????????????

    Ary aiza i gle ranjeva marcel toa tsy heno sa manohana ny rahalahiny ve ?

    <iza no manosika, iza no miaro, iza no manohina, iza no mamatsy aní Ranjeva Raymond.

    malagsy ihany ve io resaka ranjeva raymond io sa misy firenekafa ao ambadika ??????

  30. tohiny

    Tsy matahotra ny FIS sy capsat i ranjeva raymond.
    toa tsy mahateny ny mahita havaly aní raymond ranjeva mihitsy ny foza na andry rajoelina ,na ny HAT.

    toa mahasahisahy izy no tsy misy mahasahy azy ????

    jesossy kristy aza nalaza fa zanak´amdriamanitra anefa dia mbola nejehina ary nombohina ny niafarany.

    Iza i raymond ranjeva, iza no ao mabadikany.
    iza no manesika aminy io resaka transition neutre io. mahasahy mangataka hamindrana io transition io izy.
    tena tahaka ny rôle izy raha film ,mahery tsy misy mahasahy azy.

  31. baby â
    Ranjeva est indiqué pour l’élaboration d’une nouvelle constitution qui installe des institutions démocratiques .

    Depuis 1960 nous avons un copié-collé de constitution française faite pour le « dicatateur éclairé » de Gaulle.
    Dans un pays sans contre pouvoir (toute l’Afrique) cela crée des chefs d’Etat qui concentrait de fait et de droit tous les pouvoirs : cela s’appelle césarisme ou dictature.

    Ranjeva n’a pas vocation à être chef d’état , ni chef de la transition : les accords de Maputo doivent s’appliquer .
    point barre

    Ranjeva doit aider pour que l’etat de droit revienne

    Ranjeva devrait participer activement dans une COMMISSION CONSTITUANTE et non gouverner le pays : il n’est pas homme politique , mais un technocrate à tenir contre Ratsirahonana, patrick Rajoelina, jerolami et consorts.

    Il nous sera surement plus utile que les Fetison & c° , au moins il a une pointure.

    Mais je comprends tes appréhensions.
    Reraka zao kalo rafotsy â !
    bonne nuit ….

  32. ampiko

    de toute façon : IL NE FAUT JAMAIS DONNER DE CHEQUE EN BLANC

    Ranjeva ou autre : OUI MAIS , sous haute surveillance…

  33. j4 AI PERDU LE PEU DE LATIN QUE J4AI..§
    jE N4Y COMPRENDS PLUS RIEN ?0 MOINS CE QUE ce SOIT TOUS CEUX QUI DEBATTENT ICI
    SUR LA RECHERCHE DE SOLUTION DE SORTIE DE CRISE §
    Il faut vraiement voir ,examiner ce que Nous lisons…!
    Je n’ai rien contre « les  » prpositions de Professeur RANJEVA..
    Seulement , je Vous fais remarquer que notre sort se trouve inscrit dans les accords de MAPUTO !
    Nous faisons semblant de méconnaître cette vérité élémentaire et Nous Nous lançons dans
    des des propositions de solution ,qui n’aboutiront nulle part car MAPUTO interdit
    tout bond ,tout écrt..!
    Le P RANJEVA connaît ce rempart que constituent les accords de MAPUTO. ; Ils constituent un traité international ,qui s’impose à Nous et que Nous ne pouvons pas détricoter..,quelles soient nosgesticulations juridiques et nos acrobaties verbales..!
    Cette fausse vision ,ce faux faux espoir véhiculé par cette pro^position du Professeur embrouille les Malgaches , les font douter de tout et surtout semblent disqualifier l’esprit et la lettre de ces accords !
    ALORS JE ME POSE LA QUESTION SUIVANTE :

    « A QUI PROFITE, A DIEU NE PLAISE , L’ANNULATION DES ACCOPRDS DE MAPUTO ? ET QU’Y -Y-A-T-IL A METTRE A SA PLACE ?  »
    RESTONS RESPONSABLES…!
    RIEN NI PERSONNE NE PEUT DETRICOTER MAPUTO ET MAPUTO ENCORE ,MAPUTO TOUJOURS..!
    Arrêtons de gigoter , de de chercher du feu chez les fantomes !
    Restons dans le réel et penons aux près des 20 millions des Malgaches qui attendent la sortie de crise !
    ET NE COMPLIQUONS PAS CE QUI EST DEJA COMPLIQUE !

  34. Personnellement je vois en Ranjeva Raymond l’homme qu’il faut pour être le président de la transition en ce sens que la transition en tant que telle est faite pour élaborer la constitution d’une prochaine république. En tant qu’un vrai homme de droit ayant une longue expérience au sein du TPI, qui d’autres que lui pourrait superviser tous les tenants et aboutissants d’une vraie constitution? Andry Rajoelina, un dj voyou de la pire espèce, qu’est-ce qu’il sait du droit de l’homme? Et Astérix Ratsirahonana, quotient émotionnel nul, qu’est-ce qui’il sait de la gouvernance d’un peuple de plus de 20.000.000?

  35. FAucon
    dans ce sens , TRANSITOIRE,
    OUI
    Pour moi aussi l’élaboration d’une constitution DEMOCRATIQUE , SOLODEMENT ETUDIEE est le fondement de notre futur sabordé par la FRANCE DEPÜIS 1960

    les multinationales (dont françaises comme Total ou Bouygues ou BOLLORE) ont besoin de mettre des pourritures à la tête du pays , pour mieux le dominer …et assurer ainsi leurs approvisionnements en ressources(ex pétrole, ilménite, uranium)et un marché sur pour écouler leurs excédents , comme les PRODUITS LAITIERS !!!!!!!!!!!

    Les prédateurs installent des corrompus
    ou ORGANISENT L’INSTABILITE POLITIQUE ..

  36. Chers amis légalistes,
    Comme je l’ai dit depuis longtemps, et DCR vient de le rappeler également ci-dessus, la seule issue pour sortir de cette crise, reste l’application de Maputo ; bien que cette Charte soit une couleuvre difficile à avaler, il n’en demeure pas moins que c’est la moins pire des solutions.
    Une chose est sure, la durée de cette crise nous a permis de voir et mieux connaître, d’identifier les VRAIS TRAÎTRES ! A toutes choses, malheur est bon !!
    S’agissant de Ranjeva, n’allons pas trop vite en besogne, et ne nous égarons pas dans de futiles spéculations. Personnellement, j’attends surtout de lui une véritable OPPOSITION vis-à-vis de ce qui se passe au pays.
    J’attends qu’il dénonce OFFICIELLEMENT auprès des Instances internationales, le comportement égoïste et inacceptable des putschistes ! Juriste de renom, c’est déjà le minimum qu’il puisse faire pour sa patrie.
    Quant à ses futures contributions, je me limiterai à dire, chaque chose en son temps !

  37. Toa marina ny voalazany Ravelomanatsoa,fa na izahahy koa aza mba gaga ny nivoahany Ranjeva ity sao dia…,tokony hadihadiana ihany aloha ny momba azy,satria efa tena leomboananana izahay.Efa tena mihantra @ taolana mihintsy ny fahantrana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *