Cliquer sur l’image pour visualiser cette vidéo de la super ambiance !

Thiera Bruno 16 Okt 10

Thiera Bruno 16 Okt 10



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Vidéo-Magro 16 okt Zafilahy – Ambiance
  2. Vidéo-Magro, Ambiance super 3 oct 2010
  3. Vidéo, Belle ambiance au Magro 11/09/2010
  4. Vidéo Ambiance Fitsarana 7 fév
  5. Vidéo-Dép Rodin Magro 11 oct

2 Comments

  • MDRM dit :

    Misaotra manokana an’i Thiera Bruno. Ankoatry Raoul an’i Mahaleo dia, mahafinaritra ny mahita fa misy mpanakanto malaza mbola tia tanindrazana ary mandala ny aradalàna. deraina manokana i thierra bruno taminireo soirée rehetra nataony taty andafy nanehoana ny aradalàna. ho tahianandriamanitra ianao.
    Misaotra betsaka

  • Deba dit :

    Marina izany. Aoka hitazona ny teny nomena hatrany ny rehetra.
    Tsy maintsy manomboka @ respect de la légalité ny Fandrosoana. Raha tsy izany dia tip top fotsiny hatrany no hiseho hatrany hatrany satria samy hanao izay tiany fotsiny ny mpitondra fa tsy hanara-dalàna.
    Ho ahy aloha dia tsy hitako akory izay antony hanaovana Constitution vaovao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site