Cliquez sur l’image pour voir la vidéo. Nous avons l’impression que Zafilahy dit beaucoup, beaucoup de choses. Nous avons l’impression que quelque chose est proche…
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


oui
Tena manohana an’i Zafilahy amin’ny kabary ataony.
-
TSY MIAHOTRA-TSY MATAHOTRA-TSY MANAO KABARY FONY KABARY FOTSINY
-
ARY MANOME ALA-OLANA AVY HATRANY :
- mikasika ny Economie
- mikasika ny Fitondrà na ao aoriana
- mikasika ny Fanjanahana
- mikasika ny firaisan-kinam-pirenena
-
Toa azy dia : Mémé sy Rakotoamboa IHANY no tena tokony ho mahavita azy.
Ny sisa toa miandry ny vahoaka hanohana azy fotsiny.
Chacun fait ce qu’il peut. Dans cette lutte, certains intervenants peuvent être plus adroits que d’autres mais il n’y a pas lieu de s’inquiéter sur de tels points car c’est naturel.
A l’exemple de ce qu’a dit Fabius, puisque la lutte a été entamée, autant aller jusqu’au bout.
Misaotra anao Zafilahy, fa ianao no rindrina hiankihanana, zoky be toa ray. Sambatra Madagasikara manana ano tompoko o! Tena mankahery dia mankahery hatrany ny maheno anao.