
Camille Vital
Cliquez sur la photo pour voir la vidéo !
.
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Camille Vital
Related posts:
Naturellement, C’est quatre amis vita alina qui devrait pourrir en France, tout au long de sa vie, jusqu’à sa mort, en étant français d’origine malgache.
RAVALOMANANA Marc, par contre, C’est le parfait « malagasy »,izay tompony tsy mangataka atiny,à qui il faut réstituer le pouvoir et qui mérite de vivre librement ao an-TANINDRAZANY.
Camil vital est un imbécilé né.
Satria aho tsy navelan’i Ravalomanana nirotsaka ben’ny tanana tany Androy dia manao vailifaty aminy aho izao, izay vahoaka nifidy azy tsy raharahiako.HAlabato ireny fa ity fifidianana hataonay ity no tena izy e!
Vital: un pion de plus du grand manitou Ratsy Rahonana. Il l’a choisi pour remplacer Monja Roi des Fous qui devenait trop gênant pour sa marionnette (notre ray amandreny Dj)
Ses seuls mérites: côtier, originaire du Sud (comme monja) et militaire (pour calmer les miaramila vatatay pro monja. Pour le reste, un nul, comme les autres…
Mais il devrait savoir que les pions, on s’en débarrasse quand plus besoin…
samy mitandrina eh!!!
fa izay vandana dia kary fa tsy misy famindra po intsony izao….
ny mendrika azy dia asa anterivozona mandrampafatsy na sesitany koa ny fatiny sisa miverina antanindrazana raha tiny eh!!!!
izao fona ve no hiainany vahoka eh!!!! ny tantsaha atsy efa ho faty nefa ry zareo tsy mijery mihintsy sy misahana ny fihainambahoka eh!!!!
maty nona @ izao manginy fotsiny ny 4 amis feno ,vono fisamborana ny olona mpitolona sns…..ny tantsa @ izao tsy misy mpiresaka na mijery ny ho aviny sns……
ny ambony ihany no ambony fa ny ambany maty ho azy ve????? indrisy mantsy eh!!!!!
Tena mahamenatra itony mpanara-dia an’i sankalite itony. Misolantsolana, fa alalana avy aiza no itenenanao avy amin’ny Malagasy !
Ny vahoaka Malagasy no manendry izay tiany fa tsy ianao mihintsy, tsy aharitra ela izao fanitsakitsahanareo ny vahoaka Malagasy izao ry tgv sy vital ary krisy ah !
Tsy vital ho an’ny firenena mihintsy ‘lay zalahy io fa nuisible tsotr’izao ! Toy ny volavo sy totozy, na koa andiam-balala !
Fa ny mba nampiomehy ahy androany, dia ny zavatra nambaran’ilay Gabriel Rabearimanana SG-n’ny Monima.
Nilaza indray lery fa fisolokiana ny mpifidy io fitsapankevitra io, ary toa hoe saritsarin’na fihaonambempirenena ireny teny Ivato ireny ! Fitaka hoy lery satria tsy mazava izay zavatra hiseho raha maharesy ny TSIA na ny ENY. Fantany izao fa tsy tokony hanan-kery io fifidianana io, dia mody any amin’ny valiny no asiana ady hevitra.
Ny mampiomehy ahy, dia sahirana mihintsy ilay Dokotera Simao !
Hay ve tsy any amin’ny silamo ihany no tena manan-danja ity hoe virijiny virijiny ity ê ? Any amin-dry zareo mantsy mahazo vola mihintsy ny dokotera mpanjaitra limena !
Nilaza fa tsy hiraharaha an’i Simao ry zalahy mpanongana rehetra, kanefa toa miazakazaka daholo, mba hanjairany an’ity zavatra rovitra !
Efa « nanota be » izao ve dia mbola mitomany ho virijiny ? Mitomany ho Marie virijiny daholo ?
I Odon aza moa, ny anarany mihintsy no toa tonga dia nasiany hoe Marie !! Misy Marie koa ve ny anaran’i deba ?
IL A ETE EX MILITAIRE MAIS IL N’A PAS ETE REINTEGRE DANS SON CORPS AU MOMENT DE SA NOMINATION COMME PREMIER MINISTRE PAR LA HAT.
LA QUESTION: SELON QUELLE PROCEDURE A-T-IL ETE PROMU GENERAL CAR IL N’A PLUS ETE EN ACTIVITE?
PROCEDURE, OU PLUS PRECISEMENT PROCEDE, PROCESS HAT !!!!!!!!!!!!!!
Tsy mendrika na dia ny kely akory ho ao @ fitondrà na an’i Madagasikara satria na ny anarana aza tsy Malagasy akory, tsy ilaina itony tai-kiringa itony fa miasa ho an’ny tombotsoan’ny hafa fa tsy ho an’ny tombotsoan’ny Malagasy.
Tokony ho tehirizina io K7 interview n’ity VITA alina ity hangatahana procès sy hanagadrana azy atsy aoriana kely pour : complicité, faux et usage des faux et crime contre l’humanité.
Mihevitra azy tsy tratrin’ny aloka le RAOATRA !!!
il est toujours là le problème de la double nationalité mais le doute dans les
esprits il parle malgache mais pense qu’il est vazaha -Il faudrait faire annuler
celle-ci c’est trop ambigue c’est aussi un gros problème car les malgaches le
perçoivent comme un Français et n’en veulent pas – on devrait les forcer Ã
choisir ouvertement leur camps en renonçant à l’autre nationalité !
fa ny gasy moa angaha tsy sady ambody no ambava @ fihatsara belatsy sy ny fitiavantena eh!!!
paosy ihany ny azy araka ny teniny vadiko hoe hianao no lany andro eo hifampiady resaka @ samy nareo gasy nefa ry zareo manao ny ataony ianao angaha mahita inona @ M/CAR FA ry zareo mpitsetsitra sy mahita tombotso daholy ireo mpitolona ireo fa fihatsarambelatsihy no be tsaka eh!!!!!
laiga be mantsina @ izany takonana fotsiny …..
raha mioteny marina ianao ,ianao voatsikera eto h@ fomba fanoratrao @ teny frantsay nefa ny mpitolona gasy miteny frantsay be fa na ny tenindrazany aza tsy hajainy nefa milaza azy ho GASY TIA TANINDRAZANA nefa izy ireo mipetraka eto adafy fa tsy misy laniandro any DAGO mamboly na manatrika rahara fa varina miliba eto andafy …..
tenigasy tsy hajainy ny taniny tsy hipetrahany sns…..
malaza ho tia tanindrazana ve??????
Izao fotsiny eh! Miaiky izao tontolo izao, fa tsy misy maharesy an-dRAVALOMANANA marc ireo niseho nanongana azy ireo, na iray aza, raha resaka diplomatie no ambara. Ka izany ange no tena mahatonga azy ireo ho romotra aminy eh! Ohatra ireny alika hadramatra ireny mihitsy marina.Ny fomba fisainan-dRAVALOMANANA anie ka avo dia avo eh no sady maha te hidera, no mampiaiky ny vazaha; Fa iretsy ankilany kosa, mirefarefa amin’ny tany no tsy mahalala hafa tsy ny mankahala sy mamono olona fotsiny, ary mbola mangalatra ny harenan’ny Malagasy koa etsy an-daniny. RAVALOMANANA olona tia fandrosoana, fa rizareo kosa mihemotra no mivarina any an-kady.Aoka ho tsorina fotsiny izao, fa olona tsy natao hitondra fanjakana mihitsy i rajoelina sy ireo tariny ireo; Ary ny dipilaomany rahateo moa mamphonena.
Raha ny momba ny double nationalité indray no asian-teny, dia izao ny ahy no mba hevitro rey olona ô: Tsy misy maharatsy ny fananana an’izany mihitsy. Plus ho antsika izany; Kanefa kosa ny FANAHY NO MAHA OLONA. Na atao hoe safiotra aza, ka teraka tao MADAGASIKARA no lehibe tao ary novolavolaina tao, na ny fanahiny,na ny sainy; Dia Malagasy ray sy reny izay amiko,ka tsy azo atao anjorom-bala na oviana na oviana. Fa rehefa ho ratsy ny olombelona, dia tena ratsy tokoa izy izay; Ary rehefa ho tsara izy izay, dia tena mamirapiratra tsy misy ohatr’izany. Ny fitiavanao ny Tanindrazana nihavianao, no mitondra an’io, fa tsy ny maha safiotra anao velively akory.
Izany sy izany ry namana isany no mba fihevitro, ka tsy fantatro izay mba fandraisanareo azy. Raha misy mahatezitra anareo izay nambarako, dia azatsiny, azafady re tompoko! Ny hevitra no, miady hoy aho, fa tsy sanatria ny vava, ny olona velively, tsy akory. Samia ho tahin-JANAHARY daholo isika mianankavy, indrindra indrindra fa i RAVALOMANANA. » MINOA FOTSINY IHANY » hoy izy.
Io Vital io anie ka associé ,@ Rajoelina pére izany hoe mpinamana niara niasa zareo dia io no nampiakarana an´io vital io eo, mba tsy hoe Andry rajoelina pére no eo,
homme d´affaire alikamaty manko ilay papan´i andry rajoelina Ex-colonel fa izy izao no mitantana ny hakamaroan´ny station radio-TV privé izao .
Aiza moa koa efa retraite ry Vital grade colonel izao dia io nalina hiara miasa sy hiara handringana ny firenena dia nomena general, aia no mbola nisy tahaka izany eran´izao tontolo izao.
Io papany io mihitsy no manery an´i Andry Rajoelina hijanona @ toerany sy hanohy io asan-jiolahim-boto io.
papa jiolahim-boto, zanaka jiolahy tel pére tel fils.
vital io anie any ao ILE DE LA REUNION ary i TGV KOA aviao ZOREIL TAMPON ka inona no mahagaga anareo oh!!!!!
Ty Vital ty tena JIOLAHIM BOTO tsotr zao fotsiny! ! Ny olona manan tsaina tsy hankasitraka ‘reny itw reny mihitsy. vao mijery azy defa miendrika JIOLAHY. Ra ny tantara anie ka tena colons tany atsimo tany mhintsy r zalahy reny é ! Na izay aza :
Mbola hisy farany zao fa Andriamanitra tsy andrin’ireo andrintsika. Ary AZA MATAHOTRA, MINOA FOTSINY IHANY, hoy ny Soratra Masina.
Mahatsapa tena i Volaniaina, ny tenany sy ny foza sahala aminy ihany io lazainy io fa tsy ny gasy rehetra.
Un cambriolage a eu lieu au domicile du colonel Charles et les « coupables » sont des militaires.C’est le monde à l’envers car je croyais que cet officier était à l’abri d’une telle mésaventure.Ca prouve que les militaires de rang ont ouvert les yeux.Est ce que c’est le début de la fin pour la HAT?En tout cas, ça va faire de l’écho au sein de l’armée.Quand il y a trop d’écart entre deux groupes d’individu, le groupe le plus faible est souvent tenté de combler son déficit par des actes plus ou moins orthodoxes.Je ne cautionne pas le cambriolage mais le vol à grande échelle (trafic de bois de rose) est de loin plus condamnable.J’espère que ça va faire réfléchir les trafiquants en tout genre.
Sao dia fanafenan-javatra fotsiny ê ?
Nisy capsat iray koa hoe maty, dia efatra marary mafy ?
mandainga i tana nouka io ,tsy tao io vaovao io?
Mararin’inona hono les caspat 4 ? Voadaroka sa voan’ny Diabeta nifindran’i an’i Ratsiraka. Mety efa manomboka ny contamination satria efa miomana lery dia miomana kou ny rivotra !
diabeta anie haretina tsy mifindra fa manaranaka e! mihinana termosy dia tsy voany aty aminay misy raha mila i Baby , anjed fi ktur
Termôsy avy ka hoanina ! Maninona koa tsy tavoangy sy kôpy ?
Termôsy sa Tetanôsy ? (Je suis pliée) !
hi hi hi hi tsy termosy fasiana rano anie zany e!