Cliquez sur l’image pour voir la vidéo…
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
Cliquez sur l’image pour voir la vidéo…
Related posts:
Misaotra e !
amin’ny manaraka mba hampio tosika ny namana dia mba hiraina ilay misy toniny hoe » mbola zaza ianao … »
tsy tadidiko ilay mpihira fa hiverenako eto.
Hiraina mafy tsara ho henon’ilay zaza BODO NGERONA
Misaotra
mahafinaritra ny mahita ny fahazotoanareo e!
Mankasitraka sy mankatelina
tohizo ny tolontsika fa hirodana io!
Fa angaha efa misy Magro koa izao ny alahady? sa ny Asabotsy teo io?
Mahina ihany ianao radada @fodian’ty ratsiraka ty é!,vazaha mody miady izy sy tgv ,jereo ny neveudratsiraka miaraka @tgv fona ,
MODY MIADY IREO FA MAHEREZA IANAO RADADA mba jereo ireto madinika miandry ano ,aza hatao diso fanantenana izy ,jereo fa mody mandeha magro ny mouvance ratsiraka dia mody hoe hampodio ratsiraka sy ra8 ,nefa efa vita ny amnitie sélective ,mody miady izy sy pierrot ,mandady ny trambo é!
ary zafy mazava ho azy fa aleony ratsiraka toy izay enao radada !ka jereo akiky ny mabadik’io fodiandratsiraka io ,izy ve dia haniky hody @izao fa tsy hitondra ny but-ny maoa tgv efa leo ny pression efa miandry ny hisolo azy fotsiny !!!
Tena efa mankandoha na mieritreritra anareo mianakavy é!magro,ra8,rafiraka,zafy,ndremanjato,manandafy…ry mpitondra fivavahana sandoka isany, ireo milaza hoe mpiandry!!!ireo marariila mianakavy na zandary na polisy,ny mpiasam-panjakana kamo velona sy tia kely mitady izao rehetra izao tsy hiasana,ny fakon’olona mameno tanana sy mandoto rano fotsiny,ireo hoe retraités tsy mba manana passion fa ny hanoko resak’he..sy handrora paraky etsy sy eroa, ny makorelina maimbo fo…avy any anaty lavaka any tsy hay avy aiza na avy aiza!!! aleo miverina zanatany é!!!! tsy haitsika ny mitondra sy manaja ny Tanindrazana é! Potika i Madagasikara
Tohizo hatrany ny tolona fa izahay na tsy tonga aza dia manohana hatrany mandra-pahatongan’ny fandresena. Ho ela velona anie i Madagasikara
Toe-tsaina toa anareo izao no mahapotik’azy, ka aza gaga sy mitady lavitra ê !
Rehefa mahita ihany, ny loto eo an-tendron’orona aloha jerena ê !
Ozona ho azy sy ny fara aman-dimbiny, no tsara ho an’izay mitady ny hiverenan’ny fanjanahan-tany !
Ka raha misy fahatezerana, aza dia mitady loza ê !
Misaotra ny mpitolona rehetra n’aiza n’aiza misy azy, n’inon’inona fomba fitolomany e !
Taiza ry mahita no mbola nampimenomenona ohatran’izao ny momban’i Mada satria tsy hain’i Rajoelina sy ny tariny ny momba ny fanajana firenena sy ny fitondrana azy dia voretra be ohatran’izao ny tanà na.Izy mianakavy amin’io mihamanan-karena migalabona fotsiny dia mbola misy manohana ihany.Rahoviana ihany no hiova e!
Tongava maro daholo eny amin’ny MAGRO raha te-ahita ny TENA MARINA sy NY ATAO HOE FIRIASAN-KINA IANAREO!.. Tsy misy manavaka mihitsy any, ary miara-mihetsika sy mifanentana ARY INDRINDRA MIFANOHANA DAHOLO NY OLONA NA TSY MITOVY SARANGA AZA!
Tadidio fa NY SARANGA NO TSY MITOVY, FA NY REHETRA KOSA DIA MITOVY ZO DAHOLO, ahazo vaovao marina, afaka mianatra, afaka mihaino ny izay tiany henoina, ka tsy tokony ho tampenam-bava!
HO TONGA DADA RAVALO E!…. TSY MAINTSY TONGA IZY!