2 pensées sur “Le film FrançAfrique (extrait 1), bientôt en DVD”

  1. Ha zalahy, tena tsara mihintsy ny hananana an’izao fa dia misaotra
    Bongo = TGVongany
    Frantsay = npanjanaka te hanjanaka mandrakizay.
    Tena kondrana isika raha mbola manaiky an’i frantsay frantsay io.
    Andriamatoa Ravalomanana irery teo amn’ny tafy francphone no sahy nandaka an’ireo ka nmahatonga an’ireo frantay hanamerda antsika izao.
    Aza manaiky an’izany mihintsy fa aleo mahantra nohon’ny ataontsika toy izay mahantra nohon’n ataon’ireo vozongo alika ireo. Amin’io ny paosiny no feno fa isika indray no mitohy ho mpitongy vao homana.

    Zaho tsy francophobe fa tena aleoko lavitra manakenda ny frantsay en premier lieu izay vao manakenda ny foza rehetra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *