Efa miasa tsara manaraka ny baikon´ny Minisitra sy ny foza @ izay izany ireto mpitsara nilaza fa nitokona teo ny SMM, fa efa voatapi-maso tq volan´ny foza ,ka miseho ho miasa mitsara vilana mitsara ny tsy rariny, mamorona lalana hanagadrana ny mpitari-tolonany.
Mpitsara tsy mataho-tody koa ireo.
mpitsara, ny polisy, zandary , miaramila, HCC, minisitra rehetra, sy ny tariny tsy valahata tsy mataho-tody daholo
Tsy mahagaga raha matahotra andry Fetison ry zalahy foza ireto. RAZILY Aza nampidiriny amponja.
Fa Izao, ny Mpitsara, tsy mahagaga satria anisan’ny mankasitraka ny affairen-dry foza ireo.Corruption – Tsolotra – Vola, inona indray no mihoatra ny amin’izao fotoana izao eh!
NY Programmendry zalahy ange dia ny hanilika tanteraka izay rehetra RA8 eh, ary mi recupre ny zafy sy ratsiraka, saingy mbola question pour un champion zany. 1 no lasa fa mbola 10 no ho avy ary ny tena henjana indrindra. Courage daholo eh!.
salama daholo tompokô
efa fantatsika fa andriamatoa Fetison sy ny namany no atahoran’i andry rajoelina ka lany credit araky ny teniny tanora isika raha hifanasa vangy ny amin’izany fa dia aleo mitady strategie hafa anapiana ireo miaramila namantsika ireo analana ny foza eo amin’ny toerany fa tena efa miozongozona ireo izahay aty mahajanga dia miandry tôp avy aty

raombasy ny kilaotiny ankelalelantrano !
Lasany aloha izany i Fetison sy ny Pasteur 1 fa inoako fa ity no tonga @ ilay hoe « 1 de perdu 10 de retrouvés ».
Tsy mahagaga raha matahotra andry Fetison ry zalahy foza ireto. RAZILY Aza nampidiriny amponja.
Fa Izao, ny Mpitsara, tsy mahagaga satria anisan’ny mankasitraka ny affairen-dry foza ireo.Corruption – Tsolotra – Vola, inona indray no mihoatra ny amin’izao fotoana izao eh!
NY Programmendry zalahy ange dia ny hanilika tanteraka izay rehetra RA8 eh, ary mi recupre ny zafy sy ratsiraka, saingy mbola question pour un champion zany. 1 no lasa fa mbola 10 no ho avy ary ny tena henjana indrindra. Courage daholo eh!.
salama daholo tompokô
efa fantatsika fa andriamatoa Fetison sy ny namany no atahoran’i andry rajoelina ka lany credit araky ny teniny tanora isika raha hifanasa vangy ny amin’izany fa dia aleo mitady strategie hafa anapiana ireo miaramila namantsika ireo analana ny foza eo amin’ny toerany fa tena efa miozongozona ireo izahay aty mahajanga dia miandry tôp avy aty
Eoà Mahajanga !
Tonga dia lasagna rehefa mahazo Tôp !
Efa masikigny DJ, tsy nagnefa salaire miaramila !