Tsy maintsy raisina ny andraikitra hoy ny Pr Ranjeva Raymond !

conférence de presse Raymond Ranjeva

conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
Nanao valandresaka hoan’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fonenany, Ambaranjana, ny Profesora Raymond Ranjeva io tolak’andro io.
Nanamafy ity mpahay lalana iraisam-pirenena ity fa « fanosihosena an-kitsirano ny zo fototra voarakitry ny lalam-panorenana, ny zo politika sy ny zo maha-olom-pirenena ary ny zon’olombelona » ny fitanana am-ponja an’Andriamatoa Fetison Rakoto Andrianirina izay anisan’ny olom-boatendry tamin’ny fanelanelanana iraisam-pirenena (GIC), Zafilahy Stanislas, solombavam-bahoaka voafidy sady filohan’ny vondrona parlemantera TIM, Pasitera Edouard Tsarahame avy amin’ny ankolafy Zafy Albert ireny.
Nambarany fa « midika ho fanaovana zinona ny zo sy ny lalàna velona » izany ary fanaovana herisetra politika sy ramatahora entina hanakanana ny fanehoan-kevitra malalaka amin’ny fomba demokratika. « Fanalam-baraka an’i Madagasikara ny mety hanasokajiana azy anisan’ireo ho fahavalon’ny fandalana ny fahafahana sy demokrasia » hoy ihany ny Profesora.
Farany , « tsy maintsy raisina ny fepetra rehetra mba hampitsaharana haingana ireo fihetsika mamohehitra ireo« hoy ny Pr Ranjeva.
Marihana moa fa ity mpahay lalàna iraisam-pirenena ity dia anisan’ireo vy nahitana sy angady nanana ny fikatsaham-bahaolana ny ady nitranga tatsy Zimbabwe, hitondra « vonjy » hoan’ny Malagasy very « aina » sy migadra any am-ponja ve ny traikefa hanany sa hataon’ny FAT toy ny « mpaminany tsy masina an-taniny » ? ny ampitso no hamaly izany …
.
Fanambarana Pr Raymond Ranjeva
Fanambarana Pr Raymond Ranjeva

conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva
conférence de presse Raymond Ranjeva

21 pensées sur “Tsy maintsy raisina ny andraikitra hoy ny Pr Ranjeva Raymond !”

  1. Ny manam-pahaizana manitsy hatrany fa ny doma efa tsetsin’ny tay kisoa ny ati_dohany sy ny sofiny, ny vangy moa efa voasasa hatramin’ny fahakeliny.
    Ny isan-jato mifidy eo no ahitana hoe misy firy ny Malagasy mila ahitsy rehefa maty ny Fat-nalika

  2. ELAS,
    Ka tsy misy manaraka ange le fifidianana e ! De ny kisoa sy ny lambodia sy ny lémuriens rehetra ange soratany ao @ liste électorale daôly, miampy ny efa nodimandry rehetra ka tsy hay izay tena isan’ny DOMA manana loha tsetsin’ny tay kisoa. Izay no tena olana !

  3. Efa ela aho no tsy nanoratra teto fa saingy tsy aritro ny tsy hiteny indray satria mampiteny ny maona ny zava misy. Ny hany teniko anfe adia izao: lasa tora-po avokoa ny antsika rehetra eto @ ity serasera ity fa ny zava misy dia toa mandroso hatrany na ho any na tsy ho any ny ataon’ireto FAT ireto. Amiko dia mila asa mivaingana @ izay angamba isika ka eo no tokony imasohana bebe kokoa fa tsy atao resaka fotsiny izy ity. Misokatra ho antsika rehetra ary hoy aho ny vaha olana @ izao ary tena vaha olana fa tsy tora-po intsony.

  4. Sisi,
    @ tenin’ny Potsy hoe « mampiteny ny maona » mihitsy ireto Kisoa ireto. Na ny tanalahy mpiova loko aza mbola mahalala miverina @ lokony teo aloha fa ireto miaramila mpihaza vahoaka ireto tena tsssssssss !

  5. Ny marina dia gejain’i TGV amin’ireto miaramilany ny vahoaka. Efa mazava tsara ny tenin’ny mpahay lalàna tena izy. Io bandy tsy misy dikany io dia mihevitra fa hanaiky azy izao tontolo izao amin’izao zavatra ataony izao. Enga anie ianao ra-TGV ho ela velona fa ho hitanao izany atao hoe tsy vanon-ko-ho-olona izany.

  6. l’interview date du 12 octobre 2010……..ne réchauffons pas!

    QUID de la position du juriste de renom concernant CONCRETEMENT l’arrestation des trois leaders politiques ce week end ?
    Dont Fetison : un CO-PRESIDENT OFFICIEL de la dite transition……..

    On se mouille ? on ne se mouille pas ?

  7. Co-President izao no gadraina : tena acte gravissime mihitsy anie io e !
    Fa ny mahaga dia tsy misy fanambaràna na avy amin’ny OIF, na avy amin’ny OUA, na avy amin’ny CI fotsiny izao.

    Ankoatr’izay moa,
    MBA AIZA NO MIGADRA I ZAFILAHY SY ILAY PASITERA ?
    sa tsy migadra ireo ?!!!
    fa Atoa Fetison AR ihany no nogadraina ?

  8. ho avy hifidy rahampitso ny angatra, lolo, lolovokatra, zombies, squelettes rehetra.

    ny razambenay aloha tsy ho avy any fa efa lasa ho razana mitahy ireny fa tsy porte malheur tahaka ny razan´ireto Fozaorana mianakvy ireto.

    Ny razamben´i Dj rajoelina sy Camil vaginale no hisantatra ny fanokafana ny fifidiananaao antananarivo renivohitra

  9. IZAY TONGA MIFIDY ANY DIA BOKA DAHOLO:

    IZAY TONGA MIFIDY RAHAMPITSO AMBOARAZANA

    IZAY MIFIDY RAHAMPITSO TARANAKA VOAOZONA

    IZAY MIFIDY RAHAMPITSO MPAMOSAVY MADEHA ATOANDRO

  10. AMBOA RAZAGNA, TSY MANJARY, BÔKA, LEFAKA, MAMON-JAMALA zegny mandeha mifidy à maray !
    Kristely handeha bonne heure fô miza mbômbô sy siramamy sy vary iray kilô ho an’ny havan’ny LOLO VÔKATRA natao à listy ny elektoraly.
    De ho lasa LOLO koa atsy ho atsy !!!
    (mizara mbômbô sy)

  11. aza adino ity o !

    DEBAT : La RFI diffusera le 16 novembre à partir de 21H30 heure d’Antananarivo un débât ayant pour thème « Référendum à Madagascar, un nouveau départ ? » animé par Jean François Cadet. Les intervenants seront Lily Razafimbelo et Patrick Rajoelina.


    Samia mihaino ! hojerevantsika fa miseho Mampitahotra be Risara baomba rahampitso !

  12. Dans quelques heures, les noms de TOUS LES TRAÎTRES seront publiés dans les cahiers d’émargement !
    Combien sont-ils ?
    Mais nous lutterons jusqu’au bout !
    Andro A – 1

  13. le BOYCOYY DOIT ETRE TOTAL !!!!!!!!!!!!!

    Av elao mibiridana rery eo……….

    de toute façon l’ONU a déjà émis sopn avis DEFAVORABLE pour ce référendum-bidon

    La HAT EST SANS QUALITE POUR ORGANISER DES ELECTIONS !

  14. gbd !

    Pourquoi aux chiottes ?!!!!
    C’est une erreur grave que de ne pas ecouter les arguments des adversaires !
    L’on sait bien que ce qu’il va dire nous importe peu, mais n’empeche qu’il a pignon sur rue chez RFI, et cela n’est pas rien.
    Il faut ecouter et raisonner avec …..sinon contredire …..APRES !
    C’est aussi une demarche democratique…non ?! et plus politique !

  15. Mbola

    un débat sur RFI , sera intellectuellement « sympathique ».

    Mais je ne me laisse pas avoir à l’empathie, tout simplement.

    Démocratique ???

    permets moi d’en douter:

    RFI COMME L’AFP CONSTITUENT LA VOIX DE SON MAITRE : LA FRANCE qui « rassure » à travers des étiquetages, usurpations de l’esprit.

    L’objectif restant le même : SOUTENIR LE SYSTEME FRANCAFRIQUE A TOUT PRIX.

    Tu les jettes par la porte…
    ils essaient d’entrer par la fenêtre.

    NE SOIS PAS NAIF !

    Pour l’intellectualisme il est des sites autres oû les débats peuvent aussi être apétissants, d’un point de vue purement esthétique.

    Mais RFI : merci pour moi .

  16. Ca n’est une question de naiveté.
    Nous avons les mêmes points de vue quand à cette radio coloniale !
    Nous ne supportons pas non plus l’ingerence de la France ou de la Francafrique comme on veut ! mais que nous le voulions ou pas nous sommes integrés dans le systeme de la Mondialisation, et
    Ne pas connaitre les intentions de l’Adversaire, j’insiste bien : l’adversaire ce n’est trouver la replique qu’il faut mener !
    C’est tout simple ! L’on ne peut prendre des decisions adequates sans connaitre leurs intentions !
    Là, où j’en veux au max la HAT, c’est d’avoir choisi un Membre Actif de l’UMP(je ne sais même pas si la HAZT le sait), pour débattre de notre avenir !
    Par consequent, le fait de passer sur RFI, n’est qu’un moyen de persister dans la Colonialisation Francafrique et quand nos partenaires africains « acceptent » docilement les decisions de l’UA dont le President est un vassal de la Francafrique,
    nous nous trouvons OBLIGés de suivre;
    Pour moi, je trouve qu’il faut se mettre au courant de leurs intentions !
    J’eviterais volontiers d’ecouter RFI, mais il est necessaire de se premunir d’arguments valables ! Les laisser parler n’est deja pas normal.
    Bref, nous sommes sur la même longueur d’onde, sauf que ne pas entendre les arguments des colonisateurs seulement qui m’interessent !
    Je signale par ailleurs, que ce n’est pas de l’intellectualisme du tout ! Lily Rambeloson et Faraniaina Pierre berget ne sont pas n’importe qui ! Rien que cette deuxieme personne est Un prof au sein d’une Academie et Consultante dans les tourments justement comme ceux de Madagascar !
    Mais enfin ! chaque personne a sa façon de percevoir les choses(democratie), et cela ne devrait pas nous eparpiller !
    Continuons le même combat contre cette Dictature : c ‘est notre seul but !

  17. referendum des cons

    Fadio ny mifidy rahampitso fa sao lasa alikamaty tahaka ny FAT sy ny CST sy ny tariny eo

  18. Mbola,
    Hoatra : madagate sy sobika : tsy jereko mihintsy : je devine d’avance ce qu’ils vont dire.
    Mais je respecte ton point de vue…pourquoi pas ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *