.
Ny tena tanjona kendren’ny FAT anefa dia ny ampisehoana amin’izao tontolo izao fa « zakany » ny vahoaka. Ireharehany mihitsy ireny teny Mahamasina tamin’ny 11 Desambra ireny.Amin’ny lafiny iray aloha dia fety io, zaran’ireo Malagasy tsy ampy fialam-boly aza mijery seho goavana maimaimpoana .Kanefa ny fahantrana lalim-paka mahazo azy tsy fantany.Dia ho gaga ve isika raha ireo tanora tsy mahalala izay resaka lanja politika no hijery eny ? ny tena mahonena dia ireo very asa sy tsy manan-katao midonanam-poana no tena liana amin’ireny hetsika ireny.
.
Be ireo mpanabe sy mpitaiza tanora ankehitriny no mandinin-tena ny amin’ny tsy fahatsapan’ny tanora ny lanjan’ny fanabeazana olom-pirenena vanona. Hataon’ny FAT fitaovana politika fotsiny ireo valalabemandry ireo, jonoina hanamafisana ny toerana sy fahefana ary voninahitra.
.
Raha ny volabe lany hatramin’izay nanaovana « fety tapi-maso » no nividianana fanafody hoan’ny marary tsy manam-bola hividianana fanafody amin’ireny hopitalim-bahoaka ireny dia efa nisy am-polony na an-jatony mihitsy no efa sitrana.Raha ny vola lany tamin’ny « famonoana afo ny grevy sy ny olana teny anivon’ny Tafika » no nividianana angadin’omby, efa ana hektara ny tany voavoly vary.Raha ny vola lany tamin’ny fampandriana adrisa , ireo tetikasa tsy ho tanteraka akory no nananganana orin’asa hoan’ny tanora efa mba be ireo tanora no tsy variana mamonjy « fey tapi-maso » fa mba hieritreritra ny hoaviny.
.
Izany rehetra izany no ilazanay fa tsy manana vina hitondrana ny firenena i Andy Rajoelina, porofo, nolazaina fa tafiditra amin’ny Repoblika fahaefatra isika kanefa tsy nisy na firenena iray aza niarahaba ny FAT noho izany.Tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena, koa inona moa no mahasamiha izao vita referandaoma izao sy ny teo aloha? Malaza tsy hinanana toy ny Repolblika fahaefatry ny FAT !
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


Il peut inviter qui il veut mais il n’aura jamais la reconnaissance internationale.Déja, il n’est pas régionalement et localement reconnu et de surcroît, il ne fait pas l’unanimité au sein de l’armée.C’est le début de la fin.
Les journalistes étaient venus au Colbert depuis 16 heures. Ils ont pu avoir des photos de Jessy Matador dans la salon taverne et par la suite ce dernier a reçu en petit groupe les journalistes. Puis vers 17 heures, les journalistes ont été sollicités pour rejoindre la chambre de Kate et encore en petit groupe. L’attente a été aussi longue qu’en attendant les collèges ont discuté qui a mené un responsable de nous solliciter de baisser le ton.
Mais au bout d’une vingtaine de minutes, les journalistes de la Viva n’étaient pas encore sortis de la chambre de Kate de Luna. Après Viva, les journalistes de TVM ont été sollicités. Une collègue de TVM n’a pas eu sa carte et donc, elle n’a pas pu entrer. Puis après une bonne dizaine de minutes les journalistes de journalistes de TVM sont sortis. Mais avant cela, un journaliste de Midi a demandé qu’on rentre étant qu’on a assez longtemps mais les responsables dont deux malgaches et deux français n’ont pas permis les journalistes d’y entrer. L’entretien fut un peu dur, ce qui a provoqué le départ de beaucoup de journalistes.
Après le départ de tous les journalistes, il n’y en avait que deux journalistes qui étaient restés. Et donc, Kate de Luna, selon l’interprète s’excuse de cet incident car elle n’était pas au courant qu’il y avait d’autres journalistes (sic) à part ceux de Viva et de la TVM. Dans tous les cas, pour ce qui étaient restés, elle a permis de belles photos
Lalao >>>>>
Voalohany aloha dia tena tiako be ny resakao tao amin’ny dinika mikasika ilay korontana teny @ tranon’ny Mpianatra teny @Universite ! Tena manohana anao aho; Indrindra ny mikasika an’i Benhissa ! Momba an’ireo Mpanan-kanto dia efa tsy mahagaga mihitsy ny fomban-dr’i Domelina fa efa hita mihitsy ankehitriny fa menatra ny atao hoe Malagasy mihitsy ilay tsy vanona iny, fa andevom-bazaha !
Izany vazaha manao Service de Securité izany dia mino aho fa miaramila vazaha !
-
Indrisy mantsy ry Tany mamiko ! Izay sisa no azo ambara e! Ilay vahoaka efa tsy mahatsapa intsony izany henatra sy voninahitra izany. Ny mivaro-tena sisa no asa mety hitany sy azo atao ! Na sipa kely toy inona aza !
Na afaka nanao sary tsara momba an’i Kate de Luna aza, inona no ilà na izany fa mpihira tsy mahavita azy any ivelany, faran’izay mora dia efa roboka ny « gasy » e !
Iza no mba mahafantatra an’izany Jessy Matador izany izao ???
tsy vitan’ny tapi-maso io fa dia vola ariana fotsiny e…ny any atsimo ange ef tena kere be mihits e: ny mangazo no hoaninin ny atoandro ary ny marain sy ny hariva kosa midebra e!!!! nisy ihan bandy akama ni-invité ny tenako fa tonga d ho aho hoe: eeee, ts rariny rah ny raharahy sy ny anabavy ary ny ray aman dreny any atsimo sahirana, ianao aty mifety, ny fahantran tsy raharahinao, mbanin ny toe draharah ankehitriny…NY FANKENESAN ANY KOA DIA MIDIK FANKATOAVAN AN LAY ZANDRY KELY MPANONGAM PANJAKANA INY E…
Tena manohana tanteraka ny voalazan’iTitix Randria.Mitohy hatrany ny tolona.