10 pensées sur “Video – Niahaona i Mamy Rakotoarivelo SG TIM sy ny Escopol 28/12/10”

  1. Atoa Mamy RAKOTOARIVELO,
    Misaotra anao misolo vaika ny akalana amin’ny famahana izao krizy izao. Ny anay Tompoko dia tsotra ny tadiavinay, ary mbola averinay hatrany: NY FIVERENAN’ATOA MARC RAVALOMANANA ETO ARY NY FAHAFAHANY HO FIDIANA AMIN’NY PRESIDENTIELLES!
    Fantatrao tsara anefa fa mialoha an’izany dia misy ny p »réalables » dia ny famoahana ny gadra politika rehetra, indrindra izy telo mirahalahy!
    Tsorinay aloha fa raha ilay sola loha Alain ANDRIMILASEZA io dia tsy ILAINAY INTSONY fa sady demony no mpandainga ary tena mivadi-dela tokoa!.. Tsy misy ilàna azy mihitsy

  2. Izahay koa mba fanina fa angaha tsy ny fiverenan’ny Psdt Marc Ravalomanana aloha no laharam-pahamehana?????Ny fivoahan’ireo gadra rehetra koa?????
    Tena mba azavao aminay aloha fa tena tsy azonay mihitsy ny ataonareo ireo,ary efa mba fantatry Président ve ianareo miresadresaka ireo.
    Tadidio fa matoa ireo mbola tsy nahazo fankatoavana hatramin’izao dia noho NY FIJOROANAY MPITOLONA EFA HO ROA TAONA izao satria ny anay dia tsy misy hafa tsy ny fiverenan’ny Filohanay aloha no tena tadiavinay.
    Koa mangataka fanazavana avy aminareo izahay mpitolona ary irianay izany ho ataonareo anio eny an-kianja.

  3. Tokony hitandrina fatratra isika légalistes.Aoka ho mailo isika miaraka @ ireny Alain Andriamiseza ireny. Vitan’ireny ny mivarotra ny havana rehefa tsy manam-bola izy.
    Tadidiko tsara i Député Yves Aimé nikabary hoe:efa teny Akatso université le bandy iny no mpamadika.Ka, aza manao erreur isika fa sao tafiditra ao antin’ny fandrika hoe mahazo mody Pdt Ravalomanana nefa nalefan’iAlain Andriamiseza any ampigadrana hoatran’i Général Raoelina.Aoka ho mailo ary hieritreritra tsara.Mitohy ny tolona.
    Apetrao ny fanontaniana:nahoana moa no manantona any @ Bel’air siège ny Tim i Alain Andriamiseza? Misy katsahiny ao satria mananomboka efa mahatsiaro maivana izy.

  4. POUR MA PART, JE N’APPRECIE PAS DU TOUT QUE LE FAIT QUE LA JUSTICE SOIT ENCORE UTILISEE COMME MOYEN POLITIQUE.
    BREF: DURANT LA PRESENTATION DES VOEUX, CE SERA L’OCCASION POUR LA HAT DE « GRACIER’ TOUT LE MONDE, Y COMPRIS RAVALO. AUTREMENT,TOUT MONTRE QUE LA HAT CONTINUE A AVOIR PEUR DE LUI ET QUE LA POPULATION CONTIUERA ENCORE A SOUFFRIR INJUSTEMENT. INJUSTEMENT CAR LA SEULE CAUSE EN EST LA POLITIQUE DE LA HAT DE VOULOIR A TOUT PRIX ELIMINER RAVALO DE LA SCENE POLITIQUE.

    ./.

  5. Deba:

    dans un état dictatorial , ETAT DE NON DROIT : il n’y a pas de justice.

    La règle étant le NUHILISME JURIDIQUE : tout est conçu et organisé pour conforter le pouvoir dictatorial.

    NE PARLEZ PAS DE JUSTICE SVP : UN NON SENS ICI !

  6. MERCI GBD MAIS J’OSE ESPERER QUE LA HAT PUISSE AVOIR UN GRAIN DE BON SENS.
    TOUT LE MODE VOIT BIEN QUE CET ACTIVISME POLITIQUE DE LA HAT N’A MENE A RIEN ET QUE MADA EST EN TRAIN DE SOUFFRIR.

    ./.

  7. Tohanako tanteraka ny voalazan’i Ziry, sy ianareo rehetra mampitandrina mba ho MAILO manoloan’ity A. Ndremaseza izay tena lehiben’ny fatsourali & beau parleur nefa incompétent!

    Ho an’i pseudo manala-azy: nilaza ampaha-bemaso i Mamy Rakotoarivelo fa efa nahazo aval avy any amin’ny filoha Marc Ravalomanana izy amin’ny resaka rehetra izay voalaza hatreto. Eo amin’ny contenu no mila confirmer-ny any ambony au fur et à mesure où l’on avance et/ou revirement sns.

    Satria, efa fantam-poko fantam-pirenena eran’ity planète terre ity – miainga avy ao ampoton’itony mpanongam-panjakana rehetra itony sy ny miray petsapetsa aminy mivantana na tsia, fa tanalahy na koa tsy mena mivadika toa ny andro ririnina ny fahaizan’itony mamba ao @ HAT mamadi-dresaka tsotra izao hatrany.

    Ny TRIO: Ratsirahonana / A. Ramaroson / FIS dia aoka tsy atao ambanin-javatra fa mody mipiripirina any; dia hivoaka HOVOUVOU asa angamba atsy ho atsy.

  8. Deba,
    Grâcier-na, fa nanao inona moa ny Filoha Ravalomanana !
    Tsy io domelina io sy ny tariny ve no tokony alefa any Nosy-Lava, rehefa tsy ho tapahin-doha ihany ?
    Iza no tena nahavita heloka be vava ?
    Resaka hafa.
    Fiala-nenina ny mi-négocier, ary tokony nazàva tamin’i Mamy Rakotoarivelo ny zavatra nolazain’ny Filoha Ravalomanana taminy. Efa nanao fanitsian’izy, ka tokony ho mailo sy entitra amin’izay, amin’izay zavatra ataony sy teny mivaoka amin’ny vavany !
    Dans toutes négociations, il y a des lignes de conduite, des consignes à respecter !

  9. Bence e7ok f6nemli bir meseleye dikakt e7ekmişsiniz. Dediğiniz gibi, medyamız yabancıların diliyle aktarıyor meseleleri. Bunda ne gibi faktf6rler etkili olabilir. Kanaatimce, bf6ylesi 1) Daha kolay. Hazır malzemeyi olduğu gibi e7evirip yayımlamayı tercih ediyorlar. Tabii bunda okuyucu kitlesinin, yani halkın kalitesi konusunda da belli dfcşfcncelere sahipler ki, bu da ne versek, okurlar ilkesi diye dfcşfcnfcyorum. 2) Haberleri sfcrekli o yabancı haber ajanslarından alıyor olmaları da bunda etkendir bence. Bu şekilde, orada haber olan ne varsa burada da haber oluyor. İşin ilgine7 bir yanı da, farklı medya kuruluşlarının yurtdışında e7ıkan haberleri ie7eriye aktarmada see7ici davranmaları. Ben bunu f6zellikle Atatfcrk, Tfcrban, Laiklik, Ermeni Sorunu, Kfcrt Sorunu vs. gibi konularda gf6rdfcm. Yani e7eşitli medya kuruluşları bu tfcr konularda yurtdışında e7ıkan haberleri kendi ideolojileriyle uyum ie7indeyse ie7eriye aktarıyorlar. Mesele2 bir f6rnek vermek gerekirse, yurtdışında Atatfcrk hakkında bir makale e7ıkar, işte Bfcyfck Tfcrk, modern Tfcrkiye’nin kurucusu vs. denir, Milliyet, Sabah, Hfcrriyet alır bunu manşet yapar. Bakın işte Batı’da Atatfcrk’e nasıl bfcyfck bir saygı var şeklinde. Ama diğer taraftan aynı gfcn, Atatfcrk’e diktatf6r’dfc, şu kadar Kfcrd’fc katlettirmişti, sfcrdfcrmfcştfc, vs. diye yazılanları esgee7erler. Aynı mesele Tfcrban konusunda da yaşanır. Tfcrban’la ilgili ne zaman yurtdışında yasaklama yf6nfcnde bir haber e7ıkarsa, Milliyet, Hfcrriyet, Sabah bunu hemen haber yapar. Bakın Batı’da da zaten yasaklanıyor şeklinde. Onlar bu haberleri see7erken, diğer taraftan bu sefer de diğer medya kuruluşları (Zaman, Yeni Şafak, Vakit vs.) da diğer haberleri see7erler. İşte mesela İsvee7’te tfcrbanlı polisler, ya da mesela Almanya’nın şu eyaletinde tfcrbanlı f6ğretmenler falan filan Neyse, bu mesele uzar gider. Ben en iyisi susayım

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *