2 pensées sur “Video & Photos Magro 27 dec 10”

  1. Izahay dia midera anareo rehetra izay tonga foana eny @ magro ary mankahery anareo hatrany.Ny tenanay koa dia mpandeha matetika eny saingy sendra ny tsy azo hanoarana amin’izao fotoana izao dia tsy afaka aloha tato ato kanefa mampanantena fa tsy maintsy tonga mijoro eny ihany @ fotoana manaraka.Mahereza hatrany ary isika tsy hitsahatra raha tsy tratra ny tanjona.
    Homba antsika Andriamanitra.

  2. SADC : Les élections à Madagascar devraient avoir lieu en 2012

    Hita zao fa miaramiasa ny FAT sy ny CI mba hampitarazoana ny Tetezamita, ho tombotsoan’iza?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *