Vidéo Scandale FPVM

Interdit aux moins de 18 ans

Interdit aux moins de 18 ans
Interdit aux moins de 18 ans
Il y a eu un temps où notre Président Marc Ravalomanana avait fermé l’église FPVM Antaninanandrano. Tout le monde s’est bien posé la question concernant une telle décision. Et voilà qu’aujourd’hui nous avons la réponse, cette église exerce des pratiques qui ne respectent pas les droits de l’homme et encore moins la Bible. Cette vidéo révèle une de leurs pratiques, il s’agit selon eux de l’exorcisme en vue d’épargner deux femmes du mal qui les possédait. Mais dans la vidéo, un homme affirme que c’est une humiliation qu’on leur fait subir à cause de ce qu’elles ont fait.

On n’entrera pas dans les détails de cette vidéo mais le comble est qu’après avoir été fermé par le Président, la FPVM a rejoint récemment le camp de Rajoelina. Elle est même entrée en scène plusieurs fois dans les moments où ces Hat se sont emparés des ministères. On voit bien avec qui la Hat a l’habitude de travailler pour atteindre ses objectifs. Et dire que même l’église se fait critiquer, comment faire confiance à des gens pareils ? Même à l’église on a recours à des scènes érotiques pareilles, et à l’extérieur c’est encore pire non ?

63 pensées sur “Vidéo Scandale FPVM”

  1. Eto indray izany miandry ny mpanao vacances ! Tsy leo lanezy ve ry GBD sy Baby ô !

    Question FPVM, j’avais déjà évoqué mon point de vue, et pour résumer mes dires, je vais emprunter au Mahatma Gandhi ces deux citations :

    « Dès que nous perdons la base morale, nous cessons d’être religieux », et  » Je suis hindouiste, je suis aussi un chrétien, un musulman, un boudhiste et un juif » !

  2. Après 2 années de crise engendrée par le petit morveux d’Andry Rajoelina
    presque plus rien n’étonne à Mada. Surtout quand ça a qque chose à voir de façon récente ou lointaine cependant DURANT ce gouvernement HATif.

    Même Ratsiraka de son temps a su bloquer les mouvements d’un secte introduit chez nous de Japon. Les membres de ce secte pratiquaient sur les malgaches des tests pas très catholiques, incluant l’absorption d’un certain liquide résultant en premier temps par l’étourdissement du cobbaye…

    Surfez dans Madagate de Jeannot raha-MAMBA, site AUSSI interdit d’accès pour lecture (puisque info. inspirées d’une cervelle plus du tout saine) à nos jeunes malagasy ayant moins de 18ans, car risque pour eux de progresser dans l’agressivité.

  3. henjana ny mibilisalisatra aminy fiarakodia vao tody ry Kintana â!
    mandreraka ny lanezy mangatsiaka!

    éééééééééééé
    nafinaritra koa ange mikorisarisa ambony tsia , kanafa tsy latsaka ankady !
    mba nanana « sens de la gravité » , nahay milalao tokoa ange ny ankizy gasy taloha é!
    Aminy izay ny masoandro mibalika…

    simba ny ity D.J. ndoza mainvan-doha ity ny tanorantsika!
    izay D.J. mivenjovenjo any HONG KONG satria « interdit de visa » tsy mahazo mijery french cancan any aminy Lido …na mijery kilalao eny galeries Lafayette ho any ankizy.

    VOKATRY NY SAZY SANKALITE !!!!!!!

  4. Izao no tena ahitana ny toe-tsain’i Andry RADOMELINA sy ny forongony hoe tena devoly mihitsy. Tsy gaga ny tena raha nosokafan’ny TGV aingana tokoa io FPVM io!
    Izao izany vao tena mibaribary ilay hoe: tena Mpanjakan’ny jiolahim-boto i Andry RADOMELINA. Ary ampiana hoe tanan’ankavanan’i Satana, satria mitady ondry hiditra am-bala
    Ary toa tsy misy sahy miaro aloha ity FPVM ity e?… Kanefa matikambo sy mirehareha ery izay olona avy ao fa hoe tena manan-karena!…. Kay harena azo amin’ny fanaovana maloto!

  5. KM: à propos de neige, hier était l’anniversaire de ma fille née un 28 Déc., et en pleine tempête de NEIGE – là-bas…

    Ziry: tsy dia fiteniko loatra, fa mahatsiravina kay ny mijery @ alalan’ny vata fahita-lavitra ny tarehin’ity pastera ao FPVM ity! Toa ny sarin’olona « en état second », nefa efa amam-bolana maro aza ireny …

  6. eeee….talo de nilaza ireo mpiandry fa naita ody teny Ambotsiroitra, kay izy ireo iany no nametraka ireo ody reo tany anaty lavaka tany kay de lazaina Fa Ravalo no mpilalao ody, Manoso-potaka olona nefa ay zareo no tena devoly, de efa iny pasitera ita ny sariny sy feony de oe mbola ambadika politika dray ve? Ar ty ts oe TSAHO na HONOHONO fa ZAVA-MISY

  7. rehef mba nanontan teny ho en moa izahay d fantatr mazav tsar fa tao @ FPVM mihits no nitrang ny tantar ary le mpanala devoly az d niten tamina gazety f iren mihits no fomb fanaony hono…ts mazavazav ranaman rah izan…sa dia montage hoy ny sasany ? sa film no saika natao tao ?…ny tsara ho marihan etoan mants d ny fanalàna devoly d ts miendrik ho sary vetaveta(izay mampirongatr ndray ny devol az, ho an ny ten sy ho an ny haf) zan satria ny asan ny maizin no halàn eo…

  8. le fivavahana eto@tanana mihintsy no lasa bizna,na fpvm io na fjkm,katolika,fkfm,rhema,adventsist,fmfoi makaleo be daholysy izay rehetra tsvotanisa d ampio eo..

  9. Mba aiza no ahitàna izany video izany e ?!!! Pas de voyeurisme, mais pour constater le scandal !!!
    bin !!!sinon : Noyons Joel !

  10. Fanja a!
    Raha tena marina ny teninao, dia asio porofo e!.. Fa aza dia « mise en scène » toy ny nataon’ny FATn’alika nampiditra osy tao Ambohitsirohitra no atao!.. Fa maninona tamin’ireny no tsy navela niditra daholo ny mpanao gazety rehetra fa ny VIVA ihany no nasaina niditra tao?.. Izany no atao hoe « film mise en scène »!
    Tamin’ity anie ka tsy « film » intsony fa OLONA AVY AO AMIN’NY FPVM MIHITSY NO VAVOLOMBELONA NAHITA SY NITANTARA E!.. Tsy mpanao gazety akory!

  11. Miarahaba,

    Fanontaniana efa misy valiny :

    – taiza no nitranga ? tao antranom-piangonana FVM (fiangonana vaovao malagasy)
    – za no mpiandraikitra ao? Ireo ita teny amin’ny 13 Mey, nanala devoly tamin’ny rano anaty tavoaangy, nanotrona ilay DJ teny Mahamasina niaraka tamin’i OMAR sy frantsay
    – nahoana no natao hoe « fiangonana Vaovao »? Satria tsy manaja ny fiaiana sy fitsipikin’ny FJKM
    – iza amin’ny mpiandraikitra ao no mahafantatra ireny fomba mamohafady ireny ? Tsy maintsy izy rehetra, na ny nanatrika na tsia, toin’ny fahafantaan’i Vatikanina ny pedopholes ao anatiny
    -fantatrin’ny mpiangona ao ve ny zava mitranga? Mety ho eny, kanefa mety ho raisiny ho « normal »
    – inona no amelohana io fiangonana vaovao io? Fanitsakitsahana ny zon’olombelona aloha raha eo anatrehan’ny lalAna velona rehetra.
    – inona no tsy maintsy ataon’io fiangonana vaovao io ho fiarovana sy fanadiovan-tena? Tsy maintsy toy ny fanaon’ny politFikara mpirifarifa ka hamaly hoe « fandotoana ny fitondran’ilay nomen’ny parlemantera beliza hoe Pere de la IVeme Re.et Chef spiritel »

    Very ianao ry Iarivo !

    Kitana

  12. Ziry,
    Mitovitovy ihany ny eritreritrao sy Fanja !
    Amiko aloha, raha kristiana no mihino an’izany resaka « ody » izany, indrindra fa pasitera na koa ireo miseho ho mpiandry ireo, dia efa maha lasa ny eritreritro ihany !
    Famosaviana na « empoisonnement », dia mihaiky aho, satria io resaka atao hoe chimique, mba tsy hidirana lalina !
    Ny fanotronana an’i domelina mpanongam-panjakàna, teny Ambotsirohitra fotsiny, dia efa mitory ny fahakelezan-tsaina avy amin-dry zareo ! Ambany dia ambany, satria jiolahy ve no nanaovana fihetsika toy ireny ?
    Ny tena mandreraka sy mahamenatra, dia hoe malagasy no manao toy ireny !!!
    Mhssp, hoy ilay ranamana iray izay rehefa tezitr’izy !!!

  13. za mila détail « sans modération »………….

    tsy mazava izany « érotisme » izany , tsy olana hoatry  » « pornographie ».

    inona marina no nanjo an’ireto vehivavy rao ireto ?

  14. ny tsara fantatry ny rehetra anie de izao e, ny exorcisme dia tsy ataotao fahatany hoe izao mitonona ho mahay manala devoly de manao azy satria tsy fantatsika ny herin’ny devoly ary miseho amin’ny endriny maro izy io ka ra tsy miambina na mitandrina ny olona manatrika de mety mora foana no andemen’ny devoly azy na iza izy na iza. Sady ny olombelona anie ka tsy manana hery mihoatra an’i Andriamanitra ka anafaka aretina fa ny tenanao ihany no manasitrana anao fa fitaovana fotsiny ny mpitondra fivavahana.

  15. Tsitako ko ny idiran’i Andry rajoelina amzany. raha nanokatra an’io izy d mba te haka ny fon’le pivavaka fotsn am’ny interet politik-ny fa tsy oe fantany ny zavatra fanao tao e. Aza maivan-doha zay le tsy mahatafa anle gasy. resaka tsisy ifandraisany d ampifandraisiraisina. Efa nidina izy zao d aona? Za kory tsy HAT fa ny gasy fanatik loatra refa miresaka d manome lagy b le izy. mba asio raisonnement le izy fa tsy mampandroso. hanao analyse-na zavatra anakiray ve d ampitohizina amna zavatra tsisy ifandraisany. Aoka mba hokianina rajoelina any amny gestion’ny firenena zay ahitana tsy fetezany bdb fa tsy oe tsy tiko izy na ravalo d oe mpanompo sampy e oay a oy! tsy resaka devoly no tsy mahatafita antsika fa raha porno no resahana tsisy dikany reny mihoatra ny any Etazonia. mba ataovy analyse constructive le izy sinon aza mitabataba ety.

  16. Personnellement les affaires porno ou érotiques ne me touchent pas …
    Problème de société épiphénoménal.

    Je trouve DERISOIRE de les condamner en bloc ,

    alors que sous nos yeux on s’esbaudit des déguisements du couple Rajoelina à Anatirova ou de leurs voyages de « B.O.F. » à Hong Kong ou Dubaï :

    ==> festivités et amusements d’ADOLESCENTS ATTARDES SUR DENIERS PUBLICS : là il ya lieu de demander leurs condamnations mettre en prison pour PREVARICATION ET DILAPIDATION DE DENIERS PUBLICS A DES FINS PERSONNELLES…

    Pensez aux frais occasionnés des accompagnants pour la sécurité du couple infernal de dictateurs , gangstéreux de bas étage de type « BONNY AND CLYDE »….
    Au pouvoir grace aux largesses du corrupteur en chef : la FRANCE !

    Et le petit Malgache galère pour acheter du riz , du bois pour la cuisine…je n’ose même pas parler de l’huile : denrée inconnue chez nos paysans.

    NE PERDONS PAS NOTRE TEMPS DE COMBATTANTS POUR LA LIBERTE ET LA LEGALITE , pour ces broutilles dignes des rubriques pour chiens écrasés de Zano Ramambazafy

  17. Aza gaga tsika am zvtra mamoafady ampengonana, tsy efa voalazan’Bible v izany e? Mat24 ao mis milaza, fa dikany efa akaiky tokoa ny faran, ho avy tkoa le Vrai Christ! fotoana anaovana serieux am’fivavahna zao, tsy anarampengonana no maha-kristianina na tsia fa ny fijoroanao manokana! tsy oe dadabe nanao batiss ahy de vôvonjy ah, na nenibe mpianjy de ho afaka, fa ze lazain Bible ihany no marina na iza n’iza na Pastera aza tsy d’accor, ny fihevitrareo tsy fihevitro hoy le vrai Jesus, de aza minomino foana ze lazain’ol, fa manantsaina mahalala ny marina koa enao par rapor à la Bible!

  18. Soa

    malheureusement ces gangsters sans scrupule sont bien au delà de ces préoccupations spiriruelles………………

    Le premier geste d’humanité ou de charité chrétienne serait de refuser la misère , la violence infligée au moindre opposant , refuser vol, corruption et PREVARICATION en immolant tout le peuple malgache sur l’autel sacrificiel de TOTAL , avec son grand prêtre : la France.

    Malgré toutes ces joyeusetés BONNE ANNEE à toi et bon courage

    BONNE ANNEE ET COURAGES A TOUS CEUX QUI SOUHAITENT QUE MADAGASCAR RETROUVE PAIX ET DIGNITE :

    ==>DANS UN ETAT DE DROIT RECOUVRE sans prédateurs extérieurs ..

  19. immoralité?indignité?atteinte à l’intégrité physique d’une personne,viol ,autant d’acte
    de barbarie que subissent les innocents,les dites vulnérables.Pourquoi Madagascar est-il encore dans le spirale infernale de la pauvreté.C’est parce que DIEU n’est plus à nos écoutes

  20. Soa,
    Le vrai Jésus a dit : « Tsy hisy Tompo sy Mpanjaka » @ andro hatongavany (Mation Marc Lioka, Jaona) tsy haiko !
    Koa ity Lapinou mi se déguiser en Mpanjaka ity izany no hitsingidina voalohany ! Hi hi hi hi

  21. Au fait j’ai vu une photo sur tananews

    Il ne s’agit pas de simlpe scène érotique

    mais de scène de REELLE PORNOGRAPHIE , voyeurisme exacerbé sans doute par cette secte , par essence JIOLAIMBOTO ! à l’image de ses amis : LA HAT !

  22. fa maninona aky volondry noboriana ry Gasy be?amin’izay indry misotra betsabetsa koa
    atahorandry itovy@ ilay mpanao film ve?inona mba firariantso ho an’i Dadavalo @ taona vaovao ity?inona ny faniriandry ho an’ny Tanindrazana?

  23. Gbd !
    Ireny sisa no niafaran’i ramalagasy ê ! Tsy fantatro izay sary hitanao, fa rehefa mifandimby manao pq ry zareo dia, tssss…..!!!
    Vokatry ny asan-dry gamara ireny !!

  24. iny anie ka iGasy be e! natao ireny mba handotoana ny fpvm satria mpanolotsainan’ny Filoha Rajoelina,izay no nahatonga i Ravalo hilaza aminareo zanany hoe hendre tsara rankizy,avy eo boriany haingana ny volony ,beuek be

  25. Velona ny beroberoka, satria misy zavatra fantany fa tsy tafa indray, any ho any !
    Izany moa ry voatavo ê ? Tsy tafita indray angaha ny paik’ady vaovao ?

  26. Tsy dia mazava ilay modération ry MyDago ô ! Ilay voatavo ve, sa ny beroberoka ?
    TK ( Tsiky kely no dikan’io ; ny an’i gamara mety ho zavatra hafa ) !!!

  27. Fiatsaram-belatsihy fotsiny ny fitsaràna ilay olona nanao ilay film, satria, mandehàna any Diego sy Nosy Be, fa na ny film aza tsy misy dikany, amin’ny zavatra ataon’ny vozongo……MANERANA an’i Dago !

    Araho ny ataon’i Domelina rehefa mandeha any Paris izy…….

    Ny fitadiavana makorely ataon’ny miaramila raha vao miala ao Antananarivo fotsiny !

    Rzanakolona tsy manao fanambaràna mikasika io afera io, mba ahoana no handraisan’ny mpivavaka izany ?
    Izy koa efa malaza ho mpanenji-body rahateo sady felaka !

  28. Affaire FPVM : 9 personnes arrêtées, les « acteurs » ont été payés
    L’affaire au Parquet, ce jour Neuf personnes ont été arrêtées jusqu’à présent, dans le cadre de l’affaire FPVM, vidéo pornographique. Trois d’entre eux ont été capturées à Mahajanga, dont un pasteur et un membre du TCR (Tanora Contre Ravalomanana). Les trois autres, appréhendées dans la Capitale. Il s’agit des trois « acteurs » (un homme et deux femmes) figurant sur la vidéo. Les résultats de l’enquête rejoignent la déclaration des responsables de cette « église », ces acteurs ainsi que les réalisateurs ont reçu une grande somme d’argent, dans l’objectif de ternir l’image de la FPVM. Le mal n’est jamais à court de moyens, indiquent ces responsables. L’enquête à la brigade de Betongolo a duré plusieurs…

  29. ca se voit vraiment oe « zanak’i dada » ny nanao an’ity site ty, dada tsy iverina tsony no endrasanareo eo, dada tsy manjaray nenareo

  30. kristelle

    soldat mandaté par radio VIVA /Zano Ramambazafy…

    cela fait deux ans que tu es payée pour jouer les « mouvhes à merde » sur les sites légalistes…

    Tu essaies de me provoquer , mais tu n’as pas la pointure pour m’atteindre ma cocotte….

    Ton petit cinéma de  » VOLANIAINA  » ( déguisement ravalomananiste primaire) a été ridiculement éventé et décelé par tous sur ce site.

    Cela ne te suffit pas ????

    Occupe toi mieux des litchis pour la campagne 2011 :
    ===> cette année 2010 tes letchis avaient été snobbés sur les étaux : ils étaient moches et immangeables ,pour pouvoir les exporter frauduleusement…comme le bois de rose.

    Tu as du les cueillir trop verts afin de les faire TRANSITER par la Réunion ou les Comores du FAIT DE L’EMBARGO ECONOMIQUE (sanction internationale des sankalité)

  31. bravo mydago
    on peut se faire insulter par Kristel…toute riposte fait objet de modération : vous vous le gardez votre site !

  32. mbola

    merci pour le site

    plus d’une fois mydago m’a « modéré » dès qu’il faut toucher à leur nadia/kristel/volaniaina surtout : ils doivent avoir besoin de la garder , pour entretenir les polémiques imbéciles.

    BIZARRE BIZARRE BIZARRE !

  33. moi jdi, fuck à tous! na radomelina na zanak dada na fpvm! rien que des hypocrite de merde qui profit de la stupidité d povre pti malgach crédule tsmsaina mits!
    non mé! fô ètre con pr alé sfaire flingué eni ambotsiroatra nef ts ahaz na arifolo akor azn! na idongizna be ets am magro nef tsis mieno tsis manis combien, ts mb otran makorel, na mjoro az iz na vôlout az iz mb mis vola midtr!!!(dzl jtrouv pa d comparézon :D)
    l’esentiel c ke chak1 mba msaina amzai fa ts adalain ol am lapan tanana(izai ts is tombotso ho antsik mits fa wan iz menakava ao aian!) d iny fa wééééé b ets mamasn!
    mba tsahivo ny fahendrena napenarin’ny razambé-nareo eh!
    az teren we » mal + gaché » ry reto ah!
    peace & love

  34. Aiza moa ka handeha hamaky sy handroba ministera no anton-dia ka ny anaran’i Jesosy no tonontonon-dry exorciste pornogaphique (FPVM), misy farany ny zavatra rehetra e, ho avy koa ny an-dRadomelina fa misy filaharany io, tsy misy hazo ratsy mamoa voatsara e

  35. Aiza marina ary le izy èè, za aloha tsy mino raha tsy mahita èè! ny azo lazaina aloha ary tsara ho tadidiana de izao, matoa ny zavatra iray havoakafilm,matetika izy ireny dia zavatra tena misy marina amin’ny ankapobeany (hafa indray ny sciances fiction an!)

  36. O ry Jean a!
    Mb hanaitairana ireo lazainao hoe « vahoaka »,dia maninona moa raha karamaina indray ilay Tele iray fampiasanareo iny mba hanao emission special momba ny 7 febroary e!Toa isaky ny mafapana mantsy ny toe-draharaha politika eto amin’ny tanana dia iny foana no mody hasehonareo;sady hoaiaka be anie nareo tamin’ny ilay ampamoaka nataon’i Jean Charle iny e!

  37. O ry Tolotra,
    Tsy hitanao ve ny fijalian’ny voahoaka izao. enao angamba efa manana ny ampy.
    Mba mieritrereta fa gasy e!

  38. Efa tsy tafidina 2500fmg/kg ny vidin’ny fotsim-bary eto dago araka ny fampanantenan-dRadomelina, dia navoakany ny sangan’asany « Film porno FPVM », dia mba samy manao izay hahavoky ny tenany ao ny vahoaka malagasy e,

  39. tena ratsy saina mits ze nanao an’iny film in an tena kôz e
    mbola ho kapohin’Andriamanitra tenisany fa atôv ny manao film x ao @ eglise

  40. Ho an’ireo izay te-hahita ny santionany,
    jereo gazety Midi mivoaka androany.

    Tsy vitan’ny hoe érotique izany ilay izy
    fa pornô.

    … sady maharary no mahamenatra!

    Izay dia anisan’ny fruit du putsh

  41. le finakaviana koa no tsy misaina satria ao am-piangonana ve no anaovana ireny,
    sam diso amiko raha ilay fianakavianRija na le pams

  42. ao @site forum la sobika lé film ! mi-cliquer sujet 1 ao @forum, après eo @ rechercher ambony soraty hoe « video fpvm » , dia miseho eo ny sujet rehetra fpvm ; dia jereo ny daty 02 janvier 2011 -22h54 eo @ à droite ‘ny feuille!! dia misy soratra hoe fameuse vidéo x mifanitsy aminy, dia cliquer io dia miseho lé site : http:://collectif-org.antaninanandrano-???? dia cliquer io dia itanao ao lé film 3 mifampitohy ! mahamenatra ! mampalaelo ! matoa mivoaka zao dia misy antony!! anjaranao no miheritseritra sy mitsara anankampo ary mifona @TOMPO nony ireo zava doza nataon’ireo olona ireo ! amen !!

  43. Malahelo anao aho ry fireneko, tsy ny tao amin’ny fpvm ihany, fa maro ireo trangan-javatra tsy noeritreretin’ny saina miseho ankehitriny. Ary tsy tokony hahagaga antsika intsony izay tranga mety mbola hiseho rehetra manomboka eto: « tout est possible ».
    Ny tena fivavahana sy ny fanehoana ny mahampivavaka amin’ny fiainana andavanandro rehetra no tokonu hamafisina.
    Mivavaka mafy ihany koa ho an’nireo manao fitaovana ny fivavahana hanaovan ny toetra tsy mendrika rehetra.

  44. amiko aloha raha nahita an »io film io d tsy nanome tsiny azy ireo aho satria hoy ny soratra masina hoe aza mitsara fa mbola ho tsaraina sady tsisy afaka miteny hoe tsy manota fa ny endrika isehoany no samihafa.

  45. Enjana le raharaha @zao, tena tsisy tia tanindrazana tsony, mandainga daholo izay milaza fa tia tanindrazana, efa maty tamin’ny 1947 daholo ireo tia tanindrazana.

  46. jvw pkw il persist !et dire k bcp de malagas sont affamé et en chomage!vraimnt ils n »ont pas de coeur!

  47. le pastera koa àry mba voafitaka , matingadra ao tsy misy mijery, aferandreo samy ambony ao io de ny madinika no mihinana ny FATiny, ndao foana manaraka an’i ANDRY e

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *