The African Presidents Index : The Good, The Bad and The Ugly. C’est ce que nous avons reçu aujourd’hui cette intéressante contribution dans notre boîte aux lettres. Regardez vite où se trouve le Madagascar d’aujourd’hui dans ce classement !
Zarazarao e ! - Partagez !
Monsieur Laurenco Marques,
Fony izaho nipetraka tany GUINNEE dia niomehy io firenena io ny expatriés retraretra noho ny « N »aha gistra azy soit « Rehefa milahatra ka mitodika dia tsy misy olona intsony ao aoriana » !!!
Izao dia i Mada no gisitra noho ny nataon’ny tsivalahara, mpivarotra tanindrazana !
« Zanahary ô ! Tahio ny tanindrazako » !
Amen !
Et la maturité en tant qu’un homme agé de 36ans?
Et le gabarit malingre de l’homme fort de la FrançAfrique??
…
Dans tout ceci, il se dégage du morveux little boy une cervelle mbola tsy mikombona ny loha-maleminy par dessus tout
…
Air frivole, et enfantin quoi
Marina ny anao ry HoAiza ! C’est la beauté intérieure qui prime pour moi !
Na tahaky ny gôrila aza aho, tsy maninona !
I Kristelle ao amin’ny FPVM, mba « mi-lâcher » volo toa an’i Brizity Baridô taloha, kanefa tahaky ny chevêche !!
MDR !!
Le lapinou est classé parmi les plus mauvais des présidents (dictateurs et chefs d’état des pays enregistrant un taux de criminalité élevé).C’est pas étonnant,le naughty boy n’a ni savoir, ni savoir-faire, ni savoir-être.Il a tout faux sur toute la ligne.Ses partisans ne valent pas mieux.
GBD,
Pour te faire plaisir. Vu et lu dans ZIMDIASPORA ( Zimbabwe )
Parmi les derniers, c-à-d les plus mauvais des 53 pays :
Mugabe 47e place ; Sheik Ahmed ( Somalie ) 48e ; Idriss Deby (Tchad) 49e ; teodoro Mbasogo Obiang ( Guinée Equatoriale ) 50e ; Omar-el-Beshir ( Soudan) 51e ; Isaias Afweriki ( Erythrée ) 52e ; Et….?
Le 53e ? Ils ont eu honte de le citer. Est-ce par mépris, ou parce qu’il n’est pas digne d’être qualifié de Chef d’Etat ?
A toi (ou vous tous ) de voir !!
Miverena haigana ianao ra8 dieny mbola tsy eken’ny CI io radomelina io fa manala baraka io zaza ratsy taiza io ,jereo Bagbho tafajanona amin’ny toerany satria ny armée miaraka sy ny vahoaka miaraka aminy na dia be koa aza ny lainga nafafy taminy satria mitady ouverture @pays hafa dia tsy zakan’ny reny malala ,fanaratsiana izao ,jereo raha misy resaka re intsony,fa nilamina ry zareo !
Nisy halabato tao no nahatonga azy tsy nety niala ary tandremo fa voalaza fa ny Ci koa tsy niaro azy ,enga anie ka tsy marina ka dieny mbola ianao no eken’izao tontolo izao jusqu’en 2012 dia tadiavo ny fomba rehetra hahatafaverina anao eto MCAr alohan’izay fa dia potika ty firenena!
Mitovy2 mantsy ny parcours nareo miralahy efa niady be ny ivoiriens(nes) vao tafapetraka teo izy tami 2002 nefa izy no lany,ary mino aho fa lany koa izy teo fa lainga be marivo tototra ny ambony ,en tout cas manana namana Ivoirienne maro2za nilaza ireo fa mbola Bagbho no be mpitia !
Nankaiza ireo zatovo ni-séduiser-ny teny @ 13 Mai ê!
Hatramin’izao aza be ireo tanora tsy manana karapanondrom-pirenena (Carte d’identité nationale) na vao2 na very hosoloina fa bla bla bla …
Aza mba mifanena amin’ny gorille kelinay eny ankodomirana fa
caleçon sisa eny ankodotr’io chétif sady coward atao hoe Andry Rajoelina kely io,
alohan’ny anonganan-dry zalahy madinika azy ao anaty … lavapiringa fa izany no zavatra hafa mendrika an’ny MPIVAROTRA TANINDRAZANA TOA AZY
na koa: hanohanany aina sy anolorany ny fofon’aina farany any amin’ny ENFER!
tena nidiran-doza mitsy ny firenena tamin’ilay « kely » ity!
mety ho nahazo laharana tsaratsara ihany Madagasikara raha ny endrika ivelany ny jerena an! hihihihi mampite hamono mitsy zany raha bandy!
Sisi,
Mbola tsy dia manam-potoana firy fa mbola hamaly ny post-nao sy ravelomanantsoa ary rasoanaivo, momban’ilay Fivavahana ! Rahariva !
Fa izao : Mbola tsy fantatrao angaha fa ny an’i domelina sy ny tariny, dia ny « paraître », « faire semblant » no nanjonoany an’ny vahoaka malagasy ?
Izahay môsimôsy itony angamba tsy hanana sansy izany mihintsy rahatoa ka mba te-hirotsaka !!!
MDR !!
The greatest, the first « coconut head » of the year, is SQ or WQ !! What a shame !!!
LOL !!!!
Izy kosa alou fa bôgôsy e! ….. fa maivan-doha loatra, ka araky ny fiteny hoe tsy ny hatsaran-tarehy no itsaràna ny intelligence. indrisy
i kintana aza ratsy tarehy be,sola loha be
MATY tanora no anaran’io little boy anisan’ireo gisitra io.
Article to be impprinted in color,
then be post everywhere
Monsieur Laurenco Marques,
Fony izaho nipetraka tany GUINNEE dia niomehy io firenena io ny expatriés retraretra noho ny « N »aha gistra azy soit « Rehefa milahatra ka mitodika dia tsy misy olona intsony ao aoriana » !!!
Izao dia i Mada no gisitra noho ny nataon’ny tsivalahara, mpivarotra tanindrazana !
« Zanahary ô ! Tahio ny tanindrazako » !
Amen !
La beaugossité est une chose subjective.
Et la maturité en tant qu’un homme agé de 36ans?
Et le gabarit malingre de l’homme fort de la FrançAfrique??
…
Dans tout ceci, il se dégage du morveux little boy une cervelle mbola tsy mikombona ny loha-maleminy par dessus tout
…
Air frivole, et enfantin quoi
Marina ny anao ry HoAiza ! C’est la beauté intérieure qui prime pour moi !
Na tahaky ny gôrila aza aho, tsy maninona !
I Kristelle ao amin’ny FPVM, mba « mi-lâcher » volo toa an’i Brizity Baridô taloha, kanefa tahaky ny chevêche !!
MDR !!
Le lapinou est classé parmi les plus mauvais des présidents (dictateurs et chefs d’état des pays enregistrant un taux de criminalité élevé).C’est pas étonnant,le naughty boy n’a ni savoir, ni savoir-faire, ni savoir-être.Il a tout faux sur toute la ligne.Ses partisans ne valent pas mieux.
bonté de bonsoir !
pourquoi qualifier de chef f’état un » SANS QUALITE » ????
Même en tant que dictateur il n’arrive pas à la semelle d’un Ratsiraka ou d’un Ben Ali…..
Allez : au prochain rotaka !
GBD,
Pour te faire plaisir. Vu et lu dans ZIMDIASPORA ( Zimbabwe )
Parmi les derniers, c-à-d les plus mauvais des 53 pays :
Mugabe 47e place ; Sheik Ahmed ( Somalie ) 48e ; Idriss Deby (Tchad) 49e ; teodoro Mbasogo Obiang ( Guinée Equatoriale ) 50e ; Omar-el-Beshir ( Soudan) 51e ; Isaias Afweriki ( Erythrée ) 52e ; Et….?
Le 53e ? Ils ont eu honte de le citer. Est-ce par mépris, ou parce qu’il n’est pas digne d’être qualifié de Chef d’Etat ?
A toi (ou vous tous ) de voir !!
maha tehisitrika fontsiny !
KM
I Kritelle hoa, ilay Mpamosavy actrice Video FPVM 1 sy 2
mbola be ny film andraisany anjara fa izy manko sipa bonbon vorona avy ao ankirihirin´i Toamasina,
Miverena haigana ianao ra8 dieny mbola tsy eken’ny CI io radomelina io fa manala baraka io zaza ratsy taiza io ,jereo Bagbho tafajanona amin’ny toerany satria ny armée miaraka sy ny vahoaka miaraka aminy na dia be koa aza ny lainga nafafy taminy satria mitady ouverture @pays hafa dia tsy zakan’ny reny malala ,fanaratsiana izao ,jereo raha misy resaka re intsony,fa nilamina ry zareo !
Nisy halabato tao no nahatonga azy tsy nety niala ary tandremo fa voalaza fa ny Ci koa tsy niaro azy ,enga anie ka tsy marina ka dieny mbola ianao no eken’izao tontolo izao jusqu’en 2012 dia tadiavo ny fomba rehetra hahatafaverina anao eto MCAr alohan’izay fa dia potika ty firenena!
Mitovy2 mantsy ny parcours nareo miralahy efa niady be ny ivoiriens(nes) vao tafapetraka teo izy tami 2002 nefa izy no lany,ary mino aho fa lany koa izy teo fa lainga be marivo tototra ny ambony ,en tout cas manana namana Ivoirienne maro2za nilaza ireo fa mbola Bagbho no be mpitia !
Mba Tsara ianao ra8 raha miresaka ami Bagbho SY IREO avocat frantsay izay nantsoiny hiaro azy ,dia miresaka ami Obama koa !