Trafic illicite de bois de rose

Trafic illicite de bois de rose

Mme Voahirana anabavin’i Andry Rajoelina no mpanondrana Bois de Rose hoy ny Kol Charles !

Inty naverina nadika ity ilay taratasy nosoratan’i Kol Charles Andrianasoavina, manambara ireo tsiambaratelo momba ny fananonganam-panjakana, fanondranana Bois de Rose, fangalarana Vary, sns…

Moa ve  fantatrareo ry Malagasy fa ?
  1. Ny alin’ny Alahady 08 Martsa 2009 tao amin’ny CAPSAT dia naniraka ahy i Andry Rajoelina hisambotra sy hamono ireo Israelien mibaiko miaraka amin’ireo Sud-Africain fa omena  (250.000.000 fmg) deuxcent cinquante millions de franc par tete aho raha mahahatratra an’ireo.
  2. Ny 11 Martsa 2009 no nakako an’i Andry Rajoelina rehefa avy nitsoaka tany amin’ny Ambassade de France ka tao amin’ny Episcopat no fotoana.
  3. Ny 14 Martsa 2009, niara-nidinika ny tenako sy i Andry Rajoelina niaraka tamin’i Andriamanjato Ny Hasina fa hotapahina ny  jiro sy rano mankany Iavoloha, atsangana ihany koa ny barrage tsy hahafahan’ny fiara mivezivezy ho fanafihana ny Iavoloha .Tany Ambatobe ny fotoana nivoriana tamin’io
  4. Tamin’ny 17 Martsa 2009 nametrahan-dRavalomanana démission ka nanolorany ny fahefana tamin’ny Directoire Militaire dia: nolaviko io fanolorana fahefana ny directoire militaire io ka norahonako ny directoire militaire ka nasaiko nafindra ankeriny tamin’i Andry Rajoelina ny fahefana.
  5. Tamin’io fotoana io rehefa nentinay nankany amin’ny Capsat ny Pasitera Lala Rasendrahasina , ny Amiral Hyppolyte, ny Général de DSivision Rabarison Ranto, ary ny Général de division Razafindralambo Rivohanitra dia toy izao no zavatra niseho :
    • a- nilaza tamin’ny membre de directoire militaire ny tenako hoe : tsy azonareo tanana ny fahefana fa tsy maintsy passer-nareo io fahefana io.
    • b- Tonga dia soraty lesy Charles izay tianao omena ny fahefana na ny anaran’ialahy aza dia sorato raha izay no tianao.
    • c- Niantso ahy i Komanda Lylson sy i Andry Rajoelina hoe efa eto amiko Ratsirahonana Noerbert Lala hanao ny redaction juridique fa andraso kely eo fa communiqe-ko aminareo eo rehefa avy eo.
    • d-Tsy nahandry aho fa nanao redaction ihany, ary na ny stylo nanoratako io taratasy io aza dia tamina mpanao gazety iray tamin’io.
    • e- Vita ny redaction-ko ary nampandikako an’i Général Rabarisoa Ranto ny voasoratro.nefa tsy navelan’i Andry Rajoelina novakiana fa miandry izay nataon’i Ratsirahonana.
    • f-Rehefa tonga Ratsirahonana, Lt-Col Fidimalala , Mme Annick Rajaona vao natao ny famakiana ny famindrana fahefana mankany amin’i Andry Rajoelina, tao amin’ny CEMES Soanierana
  6. Trafic illicite de bois de rose

    Trafic illicite de bois de rose

    17 Martsa 2009 ihany, namory ny Officier maromaro izay nikomy tao amin’ny CAPSAT ny Amiraly Hyppolite, ka isan’izany ny Général Noel Rakotonandrasana, Ny Général Ndriarijaona André sy ny namany fa hoe : horaisintsika zalahy ny fahefana fa herintaona ihany no itondrantsika azy.

  7. Ny fitsinjrana ny varin’Atoa Ravalomanana tao amin’ny Port Toamasina dia tsy iza no tompon’andraikitra fa i Andry izay tsy iza fa fianakavian’i Andry Rajoelina (miaraka amin’ny farine sy menaka)
  8. Mme Voahirana, tsy iza fa anabavin’i Andry Rajoelina no mpanondrana ny bois de rose raha toa ka voasakantsakana ny fahazoan’ny hafa fahazoan-dalana hanao izany.
  9. I Andry Rajoelina no naniraka ahy sy Lylson nilaza tamin’Atoa Monja Roindefo hoe mialà ianao taorian’ny Maputo rehefa tsy sahy ny mpanao politika namany.
  10. Mba hahafahantsika manohy ny asa Charles dia tsy maintsy mirotsakaho fidiana ihany  aho i Charles.
  11. Isaky ny manao intervation Media aho dia sakanan’i Andry Rajoelina foana hoe : « aza miteny mihitsy ianao hoe coup d’Etat iny nataontsika iny »

Document original en pdf (3Mo) : Ampamoaka Goavana vaovao nataon’i Kol Charles Andrianasoavina



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

39 Comments

  • ravelonarivo dit :

    PEUT ON ENCOR NEGOCIER AVEC LA HAT ET RAJOELINA ?
    LE MIEUX POUR MADAGASCAR QU ILS QUITENT LE PAYS ET QUE PLAINTE SOIT DEPOSEE AUX INSTANCES COMPETENTES CONTRE LE PAYS QUI A SOUTENU CE COUP D ETAT ET QUE REPARATION SOIT APPORTEE PAR CE PAYS AUX DOMMAGES SUBIS PAR LE PEUPLE MALGACHE PENDANT CES DEUX ANNEES DE DESASTRES

  • Babyfoot dit :

    Attendons la suite !!!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Io « tsiaro  » nosoratan’i cl randrianasoavina diatokony aseho amin’ny « vesrsion originale « .
    Na izany aza ity dika ity dia mahalaza zava-maro Amintsika ,ary ny fisehoan’ireo zavatra ireo dia mifanaraka amin’ny fizotran’ity fanonganam-panjakana ity atrany am-boalohany dia ny fandosiran-drajoelina niafina tao amin’ny ambassade de france rehefa nentin’ny automobilen’i Mme girardin..

    Io fanokafan’i cl randrianasoavina ity « tsiaron’ity  » dia milaza mazava fa :
    -1)mijoro ho vavolombelon’ity fanonganama-panjakana ity izy
    -2)fa rajoelina no nivoy ny fanonganam-panjakana ary nibaiko ireo miaramila voaroiroy tamin’izany..

    Izao fanokafana na famelabelarana am-pahibemaso izao ny « zotran’ny fanonganam-panjakana ity dia mitory
    fa vita teo « ny firaisan’ireo mpanongam-panjakana ,ary azo zohina fa niataka tamin’i rajoelina ny miaramila : tsy hoe manadio tena izy ireo fa manondro tsara iza no rangory fototry ny afo..

    Tsy fantantsika
    -na efa nohainoan’ny GIC ireto miaramila ireto
    -na mbola halain’ny GIC am-bava…

    Misy fofona may izy izany..!

  • Rédac MyDago dit :

    Mavesatra ilay tahirin-tsary, koa dia mahareta miandry kely ny fisehoan’ilay izy.
    Le document en pdf est lourd (en taille de fichier et en signification ;-) aussi), alors patientez quelques secondes avant qu’il n’apparaisse sur votre écran, surtout si votre connexion est lente.
    .
    http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/01/Ampamoaka-Goavana-vaovao-nataoni-Kol-Charles-Andrianasoavina-1.pdf

  • RADERA dit :

    Satria ve nivadika i Charles dia lasa marina daholo ny voalazan’ny devoly (mpamadika)?
    Jereo koa ny milliards azon’ny Généraux t@ ireny fotoana ireny etc … miahotra ny tonnage ny bois de roses namidy ny zavatra azo ambara raha ny nataon’ny manao politika any Madagasikara hatramin’ny 1960 !!!

  • kristelle dit :

    hi hi hi voan’ny Ambalavelona i charles fa mila alana devoly @ fpvm
    na i Marc keliko ito aza hanao toy izany?

  • Ziry Onésime dit :

    Tdidinareo angamba nandefa « article » teto amin’ity « Site Topmada » ity ny tenako tamin’ny Aogositra 2010, izay mitondra ny lohateny hoe « LES DESSOUS MAFIEUX DE LA HAT ».
    Tamin’izay ny tenako no nanisy an’ireto teny manaraka ireto:
    1- vola azon’ni MONJA Roindefo tamin’ny « affaires bois de roses »: 60.000.000 US$,
    2- vola azon’ni Alain ANDRIAMISEZA momba ny « licence de pêche »: 45.000.000US$
    3- momba ny raharaha bois de roses: i Andry RADOMELINA sy ny fianakaviany no ao ambadika.
    Nisy tamintsika nitady porofo, izay namaliakao hoe « aza matahotra, fa tsy maintsy hiseho eny ihany ny marina, ary homenay porofo ianareo ». Ireo ary izy fa efa manomboka mitsikafina, ary mbola ho hitanareo ny hiseho, sy ny zavatra nataon’ireo FATn’alika ireo, indrindra ireto olona ireto:
    – Camille VIT’alina sy ny bois de roses,
    – Christine la juriste écervelée sy ny affaire domaniales illicites,
    – Zazakely RAMNDIMBIARISON sy ny affaire « importations illicites des PPN et autres »;
    – ny fianakaviana ANDRIAMANJATO koa, izay tsy sahy miteny amin’izao fotoana izao, dia tafaray petsapetsa koa amin’ny zavatra maro. Toy izany koa i Monja ROI(DES)FOUS io.
    Ary i Astérix RATSY RAHONANA no mamadika ny reska maloto « ho affaires légales et légitimes »!

  • bako dit :

    KOA maninona anefa tsy entina eo anivon’ny TRIBUNAL PENAL INTERANATIONAL NY RAHARAHA é!

    aiza ry Ranjeva ô????

    AZA POTEHINA NY FIRENENA RE TOMPOKO FA MANALA BARAKA é! io ratsira honana io sy dremanjato OMEO FAMAIZANA MAFY FA MPANOMPO VOLA SY HARENA TSY MATAHOTODY ARY

    RADOMELINA AnGE KA MALAZA MANAKARAMA VAHINY AMINA EURO HAHAZONA reconnaissance internationale é!AhOaNA DAOLO iRENY TArainany hoe mijaly ny vahaoka nefa volabe no omeny vahiny hagatahiny reconnaissance internationale zay tsy ho azony mandrakizay ,tena taranaka tsivanona MIINTSY TY RADOMELINA NAHOANA NO NADAIGANY NY VAHOKA NOTARIHINY TENY AMI 13 MAI MAZAVA DAOLO FA TE HANAKARENA NY BUTDRADOMELINA DIA MODY RA8 no naratsina VAO MAIKA NAHANTRA NY VAHAOAka SY NY FIERENENA NANAOVAN’IO zanaka mpijangajanga io azy ,i monja no nilaza fa radomelina dia zanaka mpijangajanga raha tsy hoe mitaveravera ny legalista dia tsy hitshatra HANDAINGA SY HIPAYER OLONA AO AMINY ONU SY CI DIA ASA FOTSINY ZAY HANNJO NY FIRENENA !!!!

  • elas dit :

    secret de polichinelle !!!
    il a reçu combien charles de la part de sadc pour parler ainsi ?
    imaginez la tête de radondrombelina à présent

  • Babyfoot dit :

    A présent, on imagine la tête de Dondrombelona avec ses dents qui mangent dehors !

  • Rabika dit :

    Mampalahelo ny toe-tsaina toy itony Rasarla itony,tsy mena mivadika toa….anareo no manohy azy!soa ihany fa tsy nipaka ny tetika teny Bani fa raha tsy izay,saika nandray ny kihony indray ny malagasy!!!!ireo officiers nanaiky nadalainy tao,toa voafitaka no mamapalahelo:koa satria » lany ny paiso ankady »dia mifindra lasy rehefa tsy ahitana tombon-tsoa!!!!!!tetika maizina ,mazava b io Rasarla a!!!!samia mifamaky loha eo ianareo sy Andry fa ny vahoaka efa leo ny alatra sy ny fitiavan-tenanareo!rehefa mijinja ny nafafy(valin’ny natao)dia manatsara tena amin’ny vahoaka tsy mandadiarona!tsy azo tokisana e!izany v no toe-tsaina d mba ahoana hoy ianareo???fa na izany aza aloha d tsara ihany no namoahany ny apamoaka,amin’izay afaka tsara ny barakan’izy sy Andry e!tsy kilalaon-jaza ny fiainam-pirenena Rasarla a!kibikibin’ny rariny ianareo izao!!!!!

  • RAJOELISOA dit :

    BLABLABLABLABLABLA ET TOUJOURS BLABLABLA tsis preuve mazava mits zan @ko manokana FA D FALY ANENDRIKENDRIKA FOTSIN E!

  • Babyfoot dit :

    Houlà !
    RAJOELISOA : fils, fille, nièce, neveu, tante, oncle, père, mère, femme ou maîtresse de LAVANIFY-TAIMBODINA ???

  • Ravelomanantsoa dit :

    reraka nano pute hono ny anabaviní lapn lavanify rajoelina, fa mpanjono vazaha tao @ Colbert dia io manao exportaton illicite io, mivarotra harem-pirenena

    Gadrao,Gadrao, Gadrao

  • R. Edouard dit :

    J’ai vécu presque toutes les crises politiques à Madagsacar.
    L’évincement de Ravalomanana est du à un coup d’état militaire, tout le monde le reconnait, même les enfants de premier age reconnaissent à ce coup d’état.
    Mais il faut reconnaitre aussi que c’est l’unique solution pour renverser le régime Ravalomanana.
    Tout le monde reconnait les fraudes électoraux durant les règnes de Ravalomanana. Les candidats autres que le TIM sont considérés comme dérisoires. Il se considère comme le seigneurs des Malgaches.
    On n’arrivera jamais à le renverser par voix électorales étant donné les fraudes existants.
    Comme on n’arrivait pas à vaincre Kaddhafy et Ben Ali par voix éléctoral, d’ou la solution de coup d’état militaire.

    Si Ravalomanana voudrait recuperer le peuple Malgache, il faut qu’il avoue ses tords.
    Un aveu est nécessaire avant le pardon.
    Avant de confesser, il faut reconnaitre ses tords.

    Pensez y.
    Bien à vous !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tous les procès-verbaux sont encore consultables !
    « les candidats autres que le TIM sont considérés comme dérisoires. Il se considére comme le seigneurs des malgaches » ! On comprend maintenant d’où il vient le mal !
    L’éternel complexe de ceux qui ignorent ce qu’est une démocratie !
    Et les candidats qui avaient affronté les Arema du temps de Ratsiraka, quelles que soient les élections ?  » Considérés comme dérisoires également  » ?
    En soutenant ostensiblement les putschistes, un certain E. Raoult avait avancé comme argument que même en France les élections ne sont pas parfaites ; que les fraudes existent aussi !
    Supprimons dans ce cas les élections puisqu’elles sont inutiles d’après les foza ! Vive la Loi du plus fort ! Madagascar futur Rwanda !
    Pour avoir un tel raisonnement et parler ainsi à tort et à travers, il faut vraiment avoir un esprit « TORDU » !!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Pendant qu’on y est, de quoi est-il mort un certain RAMENA, un très très proche du chef putschiste ?

  • Njara dit :

    -
    De quoi est mort l’Ancien Ambassadeur Malagasy à Paris : RAJAONARIVONY Narisoa ?
    -

  • Njara dit :

    -
    Et Raveloson Modeste René :

    Ancien DG des Finances au temps du President M. Ravalomanana ?

    Ou plutot qui EST l’Auteur de ces …ASSASSINATS ?

  • Bemafohy dit :

    Plus cupide qu’elle, t’es mort! tel frère, telle soeur! Il paraît que ses cousins sont pareils.J’en connais un mais il a préféré prendre sa distance suite à une discorde avec le maître des lieux. Toutefois, il n’est pas devenu légaliste pour autant.

  • TsimilaTGV dit :

    CA Y EST, RABE A ENCORE CHANGE DE PSEUDO,
    MON DIEU, MON DIEU !!!!!!!!

  • GBD dit :

    COMPTABILISONS !!!!! COMPTABILISONS !!!!!!!!

    Les comptes sont à rendre : après la pluis , le beau temps.

    Dans une société instable plus la place est haute , plus la chute est violente……..

  • GBD dit :

    Ravelomanantsoa

    VERIDIQUE cette réputation de « Messaline » de la maman et de la soeur de lavanify…la garnison de Fianarantsoa peut en ettester , quand papa y était militaire….

  • razafindranbao dit :

    dé tsapa mintss zao fa frustré ra-charles!!!dé mamorona tsotrizao !!äiza ny porofo é??? afaka miteny zay fanaratsiana ra-charles fa adalan^zay keliloha mino!fa izao nandrehoka mitsilany ra-chrles ka nifetaka eny @ tavany ihany ny rehoka bé!! »dé akifio ény @ tavan’ireo zanak’i ra-8 fa ireo no keliloha mora mino fa hamorona lainga aza ho ataon’iréo!!! hatreto aloa dé tsy misy rariny azon’ireo mpiteniteny foana marary fo bé reo ambony reo fa ianaréo aza voapetraka impiry @ hoé hoavy aho! hoavy!! efa ela no nahénoana an’ambatobévohoka é!mbola aiza anefa no hanjo ny mpandatsak’aina olona é!!! KOA MAHEREZA RA-CHARLES KELILOHA!!!

  • razafindranbao dit :

    fa tsy teny ratsy daholo vé iréo ambony iréo koa no tsy misy andraikitra raisin’zé nanokatra ty blogue ty akory é!!!

  • Malagasy Ray sy Reny dit :

    Ry zareo a,
    aza ilaozana mifanasa vangy eo fa izay hidiran’ny hanina any an-kibo no itadiavo olana @zao fotoana tetezamita tsy mety tapitra izao e! Samy manao izay hinanany daholo izao na ny mpanao pôlitika na izay mpitondra eo ka dia isika vahoaka no ataon’izy ireo fitaovana fotsiny. refa tafakatra eo izy de lasa andevony isika avy eo. mieritrereta iany e! misy farany ny zava-drehetra! aza manaiky ataon’izy ireo fitaovana fotsiny. Jereo ange t@ reny vono olona teny Ambohitsirohitra ireny e: mitarika fotsiny ry zareo nefa avy eo tsy mba heno hoe maty hono na naratra i Rasolosoa Dolin na ry Monja. any an-tranony izy avy eo mizara ny vidin’ny ràn’ireo namoy fo. Ny mitolona fotsiny no maty² ho azy. mamy ny miaina ry zareo a! @zao fotoana izao dia mihinana tsara ny fianakavian’ireo mpanao pôlitika ireo, mianatra ny zanany, miditra fôna ny volany na tsy miasa aza izy. Ary isika kosa mba aôna? Mitokona etsy, mivory ery, miandry an’i Dadany ny sasany, manaiky be fotsiny ny sasany, mankafy fitondrana mpanongam-panjakana ny ankilany, de faly izay mahazo toeran mampirisika ihany etsy ankilany hoe zao e, zao etsy… sitrany ahay mba mitohy fôna ny fihinana e! Eritrereto ihany

  • KintanaMananDrambo dit :

    Miala tsiny fa izao no ataon’ny frantsay hoe « parler pour ne rien dire » !!

    Ianao ihany no miteny hoe :

    « Misy farany ny zavatra rehetra ; aza manaiky ataon’izy ireo fitaovana fotsiny » !!!

    Aza dia manakivy ireo olona tia tanindrazana, fa ny anao toa sakafo sy vola no tena mampalahelo anao !!

    Mety ho diso ny fandraisako ny teninao, fa amiko, HITONDRA SOA HO AN’NY FIRENENA VE IO « HANATRAO » IO ? SAMIA MANDEHA, SAMIA MITADY !! ALAIVO IZAY KELY HITANAO, FA IZAY VOKY NA AMIN’NY HALATRA AZA IZANY, NO MAHARAKA AN’NY NAMANY ???

    Amin’izao fotoana izao mantsy dia toa hoe, izay tsy fetsifetsy dia hilaozan’ny lamasinina TZV sy ny « vagaony » eo !!

    Nisy namako izay niteny tamiko : « Miakàra fa izao no mandeha ny train » ( tsy laingako mihitsy io )!! Train « ho aiza » ( aiza ianao ry bavy ) ???

  • ALISON ARMAND dit :

    i work with different person only to cheat the client, firstly the chiinese want to buy this BOIS DE ROSE
    I AM ZAFINILAZA ALISON ARMAND CHEATER OF BOIS DE ROSE

  • Brandon dit :

    Mitady porofo marina ve ry Razafindranbao sy ry Rajoelisoa ?
    Tsotra be : takionareo ny hanaovana ny fitsarana madio mikasika iny fanonganam-panjakana iny. Raha tena sahy ianareo. Ny voalazan-dRa-Charles hatramin’izay dia début de preuve na présomption de preuves aloha hatreto no ilazana azy, mba tsy hisian’ny polémique be loatra. Ny porofo mikasika ny namonoanareo olona dia efa misy mazava be, fa ny mpitsara namanareo foza orana no tsy misy sahy mamboraka ny marina satria zava-doza ho an-dRadomelina ny fivoahan’ireo porofo ireo. Tsy te-hanana mpitsara impartial toa an-dry Van Ruymbeke mantsy ianareo.
    Efa akaiky oa ny farany ho an’ny foza.

  • zo dit :

    Aza mifamaly amin’ny foza eto fa aleo hirediredy eo ireo. Aleo hakapony amin’ny vato any ny lohany rah tsy faly izy ! Ny tolona tohizana!
    tsy maintsy resy ny foza orana !

    Samia tonga eny Ambohijatovo ami’nny Asabotsy izao !

    Raha tadidinareo dia ohatran’izao no zava nitranga tamin’ny 13 mai 1972. Norarafana baomba mandatsa-dranomaso ny olona fa tsy nihemotra. Notifirina sy norahonana tamin’ny TSAKITSAKY ZATO ARIVO fa tsy nihemotra.
    MIJOROA RY TANORA ! RAISO NY FANEVA !
    Ampahafantaro ny manodina anao ny fisian’ny hetsika amin’ny Asabotsy io ! Andraikitra amin’ny maha -mpitolona ny fahatongavana eny Ambohijatovo. Tsy mety ny mimenomenona ao an-trano ao fotsiny.
    Betsaka mantsy isaky ny miresaka no miteny fa TSY LASA INTSONY ity ! Tsy ampy izay fa tokony hidina an-dalam-be, ho eny Ambohijatovo, haneho an’izay. Ny mitabe tsy lanin’ny mamba. Arakaraka ny maha-betsaka antsika no ampihongana haingana an’io!Alefaso ny sms! Alefaso ny mail ! Alefaso amin’ny FACEBOOK. Mihestika isika amin’ny Asabotsy izao !
    LASA IZAO izao dia izao ! Aiza ianao Zoky be MANANDAFY fa ianao no angady nanana ny 13 mai 1972 ! Aiza ny MFM ! Tarito ny vahoaka !

  • DYLER SOULTANALY dit :

    I CAN EXPORT BOIS DE ROSE, I HAVE BIG TEAM TO WORK IN MADAGASCAR, BUT EVERY TIME WE CHEAT THE CLIENT WE CAN CONTACT ME DIRECTLY +261320205007, IF YOU NEED MORE INFORMATION PLEASE CALL ME, I HAVE MANY PROFF CAN SAW YOU LIKE OUR VIDEO AND PICTURE

  • rinah dit :

    Jereo amin’ny voany ny hazo, ireo mpiteny ratsy sy manompa olona ireo ve no mba milaza fa manana ny marina?Resaka tiana hateza ny anareo fa ny MPAMONO OLONA sy MPIVAROTRA TANINDRAZANA tsy ho velona eto Madagasikara mihitsy.Angaha mora ny namonoanareo ny fianakavianay teny Ambohitsorohitra Ravalomanana? Mpamosavy nilevina amoron-dalana ka mahatantesa ny valin-kitsaka e!Ary ny resaka bois de rose;aza hifanilihana fa ianareo ireo ihany no efa nanokatra ny lalana fanondranana azy io. Halahelon-kanina fotsiny io.

  • rinah dit :

    Ho an’ingahy charles indrindra indrindra dia izao fotsiny no tokony hodinihan’izay mihaino ny resak’iny rangahy iny. Fony nahazahazo tany amin’ny Filoha Rajoelina izy dia nangina fa rehefa tsy nekena intsony ny notadiaviny dia milaza izy fa ireo mpirahalahy nianala niaraka taminy ireo indray no ratsy. Aza manaiky hataon’ny olona tia vola toa ireny fitaovana fandranitana fa androany A no lazainy, rahampitso iny mivadika X.

  • rinah dit :

    Ianareo mitarika olona hitokona lava ireo, tsy mba leo ve ianareo? ry zareo no mahazoazo any amin’ny dadany dia ianareo no ataony fitaovana fotsiny sady ataony rootsks! Mieritrereta ihany e!

  • zo dit :

    Tsara ny isehoan’ny marina toy izao. Eny Ambatolampy Antehiroka dia nahavita trano tao anatin’ny enimbolna ny anabavin-drajoelina. Ny tamboho havobe mahatratra 5m. Eo amin’ny kion-dalana miditra ny tranon’i Pr Rajaonarivelo Paul no misy azy.
    Na inona na inona ny vitan’io Charles io dia tsara ho antsika foana ny isehoan’ny marina toy izao. Misaotra azy sahy maneho ny marina

  • Ny tena Andry tsy domelina dit :

    >>Rinah ôôôôôh>>> sy ny toa azy koa>>> amin’ny hendry sy ny afaka mandinika, ny fisian’ny ampamoaka toa itony, dia manitatra ny fanadihadihana azo atao, fa tsy tonga dia hitsarana fotsiny toa ny anao, azoko antoka 100% fa tsy mahalala akory izay tao ambadika ianao, fa mino aho fa ny mitovy @ hitako ihany no hitanao, dia izay niseho ivelany. Nefa ny mahagaga ireo miaramila hafa tsy nanao ampamoaka, mbola salama tsara ihany any am-ponja any, fa naninona i Charles no narary potika ny tsinainy? (satria nilaza ny zava-nisy angamba)>>> Razafindrabao>>> izy no porofo satria izy miintsy no acteur tao anatiny. Zah tsy hanompa anareo fa tsy izany no nampianarin’i Dada anay, fa ny mivavaka ho anareo mba hiverina @ laoniny ny fisainanareo, ka tsy hitelina fotsiny izay haloan’Andry Rajoelina sy ny Ekipany avy any ambony any ka mba afaka hisaina tsara sy hanadihady ny zava-misy @ fisainana madio sy mahitsy.

  • randry dit :

    Allez donc R. Edouard ,confesser vos « tords » chez qui vous savez et pardonner à la façon de qui vous a tordu ainsi!!!!!
    Sur votre route, n’oubliez pas de ramasser, les rabe rinah razafindranbao et autres patients atteints de « domelinite aggravé »!

  • Ratsimilaho dit :

    Ity mihintsy ilay nanahirana an ‘i Omer Beriziky.Sipa tsy alehany ary dia lasa manankarena tampoka teo.Tokony mamerina ny halatra nataony sy ny vola rehetra azony io donjona iray io.

  • bema dit :

    Tokony fafàna le teny ratsy ato @ty blog bordel be ty. Soa fa nisy fifidianana ahitana ze tena foza. Ary mbola tokony averina ny fifidianana ahitana indray oe izao no mbola foza ary iza no ao ambanin’ny foza ka lasa manompo foza ankehitriny. Lasa mandadilady any @ foza ono zao ry zareo mpanompo foza mba hampodiana anledessous du foza tsy tiam-bahoaka. Avereno oa ny fifidianana mba iconfirmena ndray mande oe iza no foza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*