3 pensées sur “Video Mamy Rakotoarivelo et CNOSC 21 janv 2011”

  1. « Ny aminay izany dia tsotra ê ! Tokony ho tsapan’ireo MPITONDRA ankehitriny, fa nisy fahotàna nataony IHANY KOA tamin’ity firenena ity ! Nanongam-panjakàna izy. Noho izany an, mila famelàna DAHOLO ny olona rehetra eto ! »
    ET QUOI D’AUTRES ?? DU GRAND N’IMPORTE QUOI !!!
    Lazao ny Filoha tsy hitory raha fifamelàna, no tena angatahana sy tadiavinareo !!!!
    Inona no mba hevitr’Ingahy Roger amin’izao ?
    RAISO NY ANDRAIKITRAREO RY VAHOAKA MALAGASY, FA MANDEHA NY FOTOANA !!!!

  2. Avelao ny Fitsaràna hanao ny ASANY, dia avy eo ianareo mandray ny andraikitrareo tsirairay avy ry MPANAO PÔLITIKA !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *