4 videos chocs – 09/02/2011 – Anosy -> Ambatolampy -> Magro !

Fivoahana teny Ambatolampy

Anosy

Anosy
——-> Photos, teny amin’ny Lapan’ny Fitsarana.
.
Ambatolampy

Ambatolampy
————–> Photos, fivoahana an’Ambatolampy.
.
Ambatolampy -> Magro

Ambatolampy -> Magro
————————-> Photos Ny fadraisan’ny vahoaka azy 3 mirahalahy teo amin’ny kianjan’i Magro.
————————-> Faly be tokoa ve i Magro fa nivoaka ny gadra paolitika ?
.
Interview Fetison

Interview Fetison
.
Kabarin’izy telo miarahalahy

kabarin’izy telo mirahakahy
.
————————————> Dia ahoana, Valifaty ve sa fifamelana ?
.

3 pensées sur “4 videos chocs – 09/02/2011 – Anosy -> Ambatolampy -> Magro !”

  1. Tompoko! Tsy misy zavatra azo antenaina intsony raha ny momba fitondrana FATy famijaly marina ny malagasy. Maharipery anefa isika fa Andriamanitra diamanana ny fotoany ka Andriamanitra tsy andrin’ny olona dia andrasan’ny malagasy. Ny mpanao politika no tsy maharitra fa ny malagasy iray manontolo dia maharitra ny famoretana ataon’ny mpanao politika sy ny manam-basy.Ka hoy aho hoe: ANDRIAMANITRA O! MAMIRAPIRATA IANAO. AMEN
    Ho ela velona anie ny malagasy ary voninhitra ho an’Andriamanitra.

  2. Tena miombo-kevitra aminao aho fa tena mahari-pery ny malagasy;Mbola ho avy ny fotona hitenenany ary @izay ora izay dia tsy izy intsony no hiteny fa Jehovah Andriamanitra.
    Tsy maintsy misy farany izay rehetra natomboka.

  3. Sao dia hivadika mazôsisma anefa, ity faharetam-pery ity ê ???
    Misy mankafia ny SM, bondage et cie, fa raha resaka pôlitika mampatahotra !!!! Tsy dia milay !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *