Aiza kivy !

MISAOTRA SY MANKASITRAKA NY VAHOAKA MAROBE IZAY MIHARITRA SY MIZAKA NY MAFY MANDRITRY NY ROA TAONA IZAO !

ARY EO AMBONIN’IZANY , DIA NY ASABOTSY DIA IRENY IREO VAHOAKA VIZANA NY MITADY SY MITRONDO IZAY HO HANINA INDRAY MANDEHA ISAN’ANDRO MITANJOZOTRA MANKENY IVATO !

NENTINY NY FITIAVANA NY HAHITA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..!

tSY MISY AZO AMPIANA MIKASIKA NY FAHADISOAM-PANANTENANA ? NY HATEZERANA SY NY RABOMASO TSY TANA EO AMIN’I NY FANAKANANA NY FILOHA MIVADY TSY HIVERINA ETO AN6TANINDRAZANA…

ENY ISIKA TSY HO KIVY ARY HANOHY NY TOLONA SY NY VAVAKA FA AO AORIAN ’ INY SINGAM-BOLO NANDAVO NY VOSITRA INY , DIA HO HAFA BE NY FISEHOAN ’ NY FODIAN ’ NY FILOHA MIVADY TSY HO ELA ARY HIRIANA HO HENJANA NY FIKARAKARANA IZANY SY NY FIAROVANA AZY IREO ?SATRIA AZNTSIKA TSARA NY VAVAN’IRETO FATY ? FA HO SAHY HITIFITRA NY RAOPLANINA MITONDRA NY FILOHA , RAHA NY TENIN’ I tSIRAHONANA NO ENOINA…!

TOHIZO NY TOLONTSIKA ARY AOKA TSY HO KIVY ISIKA..!

12 pensées sur “Aiza kivy !”

  1. Mazava fa matahotran’i Filoha Marc RAVALOMANANA ny FATY sy ny tariny!!!Tsy nampoizin’izy reo n vahoaka maro nitsena an’Dada hany ka nosakanana ndray ny fidirany eto, fa aiza lay vava oe « aleo ho avy fa efa mitonon-tena izy zany » « aleo ho avy fa vao tonga eny Ivato dia samborina » no heverin’izy ireo fa intox ty fatohatongavan’Dada, ka rehefa itany fa tena tsy nihemotra Atoa Marc.R vao torak’hovitra r zareo ka nalefa ny Notam sns….Satria ny zanak’Dada hendry sy milamina, somary nangina ambadika d noheverin’ireo ratsy fanahy fa hoe fongana!!!!Itady fanazavana indray zao r Vital, amorona zvt handiovana ny lohan’ny Malagasy, in ndray ny ho lazainy!???d sa ilaza v zareo fa nisy korontana!??sa ilaza v zareo fa nisy ny tsy fahandriampahalemana!???

  2. TEna marina ny voalazana eo ambony io fa matahotra ny filoha Ravalomanana ny fat sy ny ekipany miraka @la frantsa , t@ilay fitsarana kitoato vonjimaika iny dia nomena mandant d’arret international izy ka nolazaina fa mila ampodiana ny filoha ho gadraina rehefa hita tokoa fa tena hiditra indray izy dia nifandrombaka nilaza izay heviny ry faty mianankavy , aleo hiditra fa betsaka ny fanontaniana apetraka @ny eh , samborina raha vao tonga eto e sns koa nahoana no natao indray ilay fanakanana izay ve TSY MIDIKA FA TENA MATAHOTRA MARINA RY ZAREO SATRIA MPANAO RATSY .

  3. TCI hoe mbola mitombona ?
    Koa ireto misy fanontaniana apetrako ho an’ny rehetra !
    MIHINO MARINA VE IANAREO, FA AZO HITOKISANA IREO MPANONGANA IREO ?
    AZO ATAO VE NY FIARAHA-MIASA AMIN-DRY ZAREO, ARY AMIN’NY FOMBA TAHAKY NY AHOANA ?

  4. IRENY NO ATAO HOE FITSAPANA NY FINOANTSIKA
    REHEFA MANDALO FITSAPANA DIA VAO MAIKA HAMAFISINA NY FINOANA
    MINO AHO FA MBOLA TSY LEFY ILAY TENIN’ANDRIAMANITRA HOE  »AZA MATAHOTRA,MINOA FOTSINY IHANY »
    RAHA IZAHO MANOKANA ALOHA TSY HO LEFY MIHINTSY NY FINOAKO NY HIVERENAN’ATOA RAVALOMANANA SATRIA TSY VOKATRY NY KAJIKAJY NATAOKO NO NINOAKO IZANY FA BITSIKY NY FANAHY MASINA AZOKO

  5. AVELAO, AVELAO, AVELAO HIAKATRA NY FINOANA E! AVELAO
    MITABATABA RY ZAREO, AIZA NY ANDRIAMANITRAREO,AIZA NY ANDRIAMANITRAREO, AIZA NY ANDRIAMANITRAREO
    NY ANDRIAMANITRAY E, DIA ANY AMBONY ANY E
    MANAO IZAY TIANY HATAO E
    MANAO IZAY TIANY HATAO E
    TSY HO SAROTRA AMIN’ANDRIAMANITRA NOHO NY MAMINDRA TENDROMBOHITRA AKORY NY HANDRAVA NY FAT SY HAMPODY AN’ATOA RAVALOMANANA ETO, FA AVELAO FOTSINY ALOHA HIAKATRA NY FINOANTSIKA, FA REHEFA AMPY DAOZY NY FINOANTSIKA DIA  »NY ZAVATRA REHETRA HAIN’NY MINO »AORENO TSARA AO AMIN’I JESOSY NY FINOANA FA AZA AORINA AMIN’IZAY HERIN’OLOMBELONA SY MIARAMILA IZAY ASAN-TANAN’ANDRIAMANITRA IHANY.MAHEREZA TOMPOKO

  6. Marina ny anao ry Andriantiana! voaporofo izany tamin’ny sabotsy teo. Na natao daholo zao fanakanana, fampitahorana rehetra izao (tamin’ilay tv sy radio V endrana)tonga daholo ny olona. Satria raha tsy tonga maro ohatran’ireny isika (fa kely finoana) dia efa ripaka indray e! Mahery ny finoantsika ka io no mbola tokony hampiakarina ihany !
    Mahereza daholo fa ny mino tsy maintsy mandresy!

  7. Marina ny an’ise ry ANDRIATIANA a! tsy kivy! amafiso ny finoana!!!! C’est sur q’un jour ou l’autre il va revenir. Aza kivy ry malagasy fa mbola ho avy ny maraina…

  8. Zà Ragena aloha dia mihevitra fa fitsapana ny fatin’alika ny plan n’i SEM Ravalomanana
    Mibaribary izao fa vao manainga hoho fotsiny izy dia VLANNNNNNNNNNNNNNN ny faty sy i petit hongrois !!!!!!!! Maromaroa ny tahaka izany, DEGOTE i fanjakana/iarivo dia mody mi selapety nefa efa « mitsipatsipaka miala aina ».

  9. Fa aôna mits mo ny dadanay no samborina!! tsy manaiky an’zany ‘zay ah! mifampitady kely tsika ry Lavasanga ra maninomaninona eo ny dadanay ah! valy fingika fingakaio!

  10. Tsisy kivy mihintsiny eto Raharimalala sy Andriatiana sy Zimmer32 â
    Hanaovantsika toutes les danses ireo mandrampiDegany azy rehetra.
    Vao ny afindrafindrao fotsiny no nomena azy dia GINA ny lava-tsofiny, nitsonika ny cérumen HAHAHAHAHAHAHHAHAHAH
    Hampifandimbiasintsika ny VALSA, TANGÔ, TRATRATRA, JERKA, RAOKA, BLOZY, LAMBADA. Faranana a@ IKALASOA sy ny AFINDRAFINDRAO ny resaka MADISAONINA no hitsenantsika ny Filoha.
    Raha mbola mi DEGANY i fanjakana/iarivo dia ampiantsika Dihitanana miaraka a@ Parasoles sy lamba BLAN

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *