Alarobia tsy miverina !

Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth

« Hanao hetsika goavana amin’ny Alarobia izao ny ankolafy telo, hisy fanambarana miezinezina hataon’ny filoha Zafy Albert amin’io Alarobia tsy miverina io », izay no nivoitra tamin’ny fihaonan’ny ankolafy telo tamin’ny mpanao gazety ny hariva teo tetsy amin’ny Villa Elisabeth.

Nambaran’ny Tabera Randriamanantsoa fa hevitra hitovizan’ny filoha telolahy “chefs de file” mpitarika ny ankolafy telo izany. »Hamory ny movansiny i Andry Rajoelina eny Iavoloha rahampitso, dia mba hamory ny vahoakanay koa izahay amin’ny Alarobia izao  » hoy ihany i Tabera.

Na inona endrik’izay fihaonan’ny ankolafy Rajoelina sy ny mpanao politika mpomba azy eny Iavoloha dia tsy hahazo fankatoavana iraisam-pirenena izany mihitsy izy ireo raha mbola endrika « unilateralisme » foana no ataony hoy ny Me Marthe avy amin’ny ankolafy Ratsiraka.

Nanamafy hatrany ireto mpitarika ny ankolafy ireto fa iray tsy mivaky ny ankolafy telo na dia be dia be aza ireo hevitra alefa mba hampisaraka azy ireo.

Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth
Conf Press Villa Elisabeth

21 pensées sur “Alarobia tsy miverina !”

  1. Koa rehefa alarobia tsy miverina ihany, entàno ny vahoaka hihidina eny an-dalambe toy ny nataon’ny toniziana, libiana, ejipsiana, sns…..
    Na hisy miaramila na tsia, ataovy tonga any am-pototsofin’i Alain Juppé ny hetahetam-bahoaka, sy ny feony !
    Ny mpanongana tsy vonona ny hanao sonia, na hifanaraka amin’ny ankolafy telo izany !!!
    Resaka be fotsiny izany hoe fifidianana tadiaviny izany !
    Aoka hitsahatra amin’izay ny fandrebirebem-bahoaka !! Takio amin’ny fomba tokony hanaovan’azy ny fiverenan’ny fankatoavan-dalàna rehetra, ary koa ny fiandrianam-pirenena !
    Niova ny ministry ny raharaham-bahiny frantsay, fotoanan’ny fihovan’ny famindra izao !

  2. Tsy azoko hoe inona no hidiran’i alain juppé amin’ny affaire eto Madagasikara ?IZANY ihany no mahatonga antsika tsy tafita ,tsisy hidiran’ny tsotsoka amiraharahantsika Malagasy mintsy ,izay hahatafavaoaka andrizareo amiproblemany no tokony hataony!!! !

    Isika ange Firenena mahaleotena ,jereo any Cote D’ivoire tsy manaiky lembenana ,tsy manaiky fransafrika ,ny vahoaka sy ny armée miaraka amin’ny Bagbho ,afaka manao inona na ny CI AZA ,marary ery ny fon’ny tsotsoka f’izany no tena demokrasia !

    Miangavy mba tsy hampiditra antsika ny anran’tsostsoka intsony fa zao efa miady amimpajanatany mbola hanonona ny anrany iany ary reo no mpaporisika andradomelina hitàna fitondrana nangalarina fa a i domelina aza efa ela no te hiala !!!
    TsY hataon’i Baghbho mahita magirana miintsy ny tsotsoka hatrami nahatongavany teo ami pouvoir ka i Madagasikara no hamaharany ,mba tonga saina daolo!!!

  3. Mouvance RaDJ ???
    Ce sont les militaires que renimalala a payé, à moins qu’elle perce à nouveau sa caisse noire en augmentant le prix des cigarettes et les abonnements (Téléphone, EDF, Gaz, Fuoul, etc.) pour faire revenir les 15 000 personnes sur la place de la « démocratie » comme en 2009 car, si elle le fait, ce n’est plus 1/2 kg de sucre qu’elle devrait payer mais 10 sacs de riz par tête ! Minimum ! (MDR). Ca va finir par lui coûter les yeux de la tête !!!
    Quoi qu’il en soit, renimalala n’est pas au bout de ses peines !!!
    DADA travaille en silence, doucement mais sûrement !

  4. Sady Alarobia tsy miverina io , no MITABE TSY LANIN’NY MAMBA E!…. Tongava daholo e!… Tamin’izao tany ami’ny faritra Atsimo Atsinana, dia mimenomenona daholo ny olona rehetra any amin’ny afitsok’ireo FATn’alika ireo!… Indrinadr moa momba an’ity afera Charles sy ny nanesorana an’ny Ministry ny FOP ity!… Tsy ho ela ho’aho dia hipoaka io sarom-bilany io!

  5. Ialako tsiny amin’ny be sy ny maro ! Miala tsiny miala fondro, fa heveriko ho miankina amin’ity holazaiko ity ny hetsika ho ataontsika !


    Aoanatin’ny Fanambaràna ho ataon’Atoa ZAFY Albert sy ny Hetsika telo dia :
    Mangataka indrindra aminy aho, mba hanainga ny miaramila hilahatra miaraka amin’ny vahoaka !
    Fantatro tsara fa zavatra tena manahirana sy sarotra hinoana izany,
    nefa raha ny fiheverako dia ilaina ho atao, ho an’ny vahoaka tsy mandady harona

    Koa miangavy antsika rehetra aho ! hanohana izany fangatahana atolotro ny Mouvances 3 izany !

    Tsy adala daholo ny miaramila, fa toy ny vahoaka ihany, ao ny adala ary ao ny misaina !
    Ny firaisan-kinantsika no ho hery e !
    Misaotra !

  6. Ziry,
    Tsy ho ela dia hipoaka io sarombilany io ary hipitsipitsika @ fotaka daolo ny POPKORNA » nendasin’ny frantsay !

  7. Tsy dia azoko loatra ny tianao ho lazaina ry bako !
    Firenena mahaleo tena ve isika, dia hanaiky hoe Ambasadaoro-n’ny firenen-kafa no hibaiko an’ireo izay miseho ho « mpitantana ny firenena » ? Tsy mitondra mankaiza ry bako, ny ambom-po, diso toerana â !
    Mila fanoherana izany « néo-colonialisme » izany, koa jereo ary ekeo ny zava-misy !! Tsy tokony hanao pôlitikan’ny aotrisy !!
    Rehefa mitolona sy miady, dia tsara ho fantatra ny hoe : Iza avy ireo fahavalo ?
    Jereo fotsiny ao amin’ilay sujet vao nivaoka io, ny taratasy nosoratan’i Ratsiraka !
    « Enfin, je signale que Mr Rajoelina et Mr Châtaigner m’ont fait savoir en son temps, que mon retour au pays n’était pas souhaitable » !
    Koa raha tsy azonao ny hidiran’i Alain Juppé amin’izao mahazo an’i M/car izao, ho sarotra ihany vao ho tafavaoka amin’izao krizy izao ny malagasy !
    Asiako fanazavàna kely ihany anefa.
    Ministry ny raharaham-bahiny frantsay i Kouchner, izay nodimbiasin’i Alliot-Marie ; ny pôlitika sy ny zava-drehetra nataon’ireo olona roa ireo, dia baiko avy any amin’ny Elysée sy ireo mpanolon-tsaina-n’i Sarkozy !
    Voatery niala i Alliot-Marie, satria diso ary tsy nahay nanafina « ny zavatra saika ho atao kanefa tsy tokony ho atao » !
    Nilaza ny frantsay, fa « hiova famindra amin’izay » ; koa dia ho hita eo izany !
    Raha nanaiky handray ny ministeran’ny Raharaham-bahiny i Juppé, dia nilàza fa hanantontosa ny asany izy, fa « tsy mila baiko avy amin’iza na iza »,  » en toute indépendance » !

  8. les diplomates français accusent Sarkozy d’incompétence en matière diplomatique et de surcroit de méprisant à leur égard (sans doute un bouclier de parade pour son incompétence)

    Levitte(conseiller spécial de Sarko, ancien ambassadeur de France aux USA , de Bush père) a sauté , une demande de JUPPE

    Qui vivra verra…….

    Personnellement je n’espère rien .peut être un changement de méthode : un ravalement de façade , sans grand changement quant au fond.

    Comme dit Dominique Moseï(conseiller spécial à l’Ifri)
    :
     » il est en réalité naïf de croire , par la méthode Coué diplomatique,qu’un despote devienne respectable du seul fait que les interets français coincident avec les siens  »

    Faire tout pour présidentialiser Rajoelina ,le DJ CORROMPU DE SERVICE,c’est :
    assurer de beaux jours à des rotakas épisodiques en perspective,
    ==> soit des successions de gouvernements instables qui nuiront aux affaires , donc à tous(sauf à la nomemklatura violente formée d’aventuriers parasites )

  9. Kintana, GBD etc.
    Ka mi deshabiller Rapiera ary mi habiller Rapôly sy Razaka fotsiny ange no ataon’i Tsotsoka e
    Spesialiteny io, efa dridra mipetaka amin’ny hodin’izy mianakavy.

  10. L’inefficacité de Zafy contre Andry Rajoelina parle d’elle même. Pourtant, depuis 1991, Zafy n’a jamais eu autant de soutien…ça en dit long sur a chute de SEM Marc Ravalomanana.

    La seule question est la posture de Ratsiraka. Se fourvoiera-t-il en acceptant définitivement qu’il a misé sur le mauvais cheval en la personne de Rajoelina et de son propre neveu Roland Ratsiraka? Sa lettre du 24 février 2011 adressée à SEM Chissano en dit long sur la portée de cette crise.

    De toutes le manifs faites jusqu’à ce jour, seul le retour de SEM Ravalomanana a pu rassembler beaucoup de monde. On n’y a vu ni CRN, ni UNDD, ni AREMA… à part un ou deux leaders. D’ailleurs, l’absence de « militants attitrés » MFM est plus que significative ce jour là…

    Donc, Alarobia tsy miverina??? Ratsiraka, Zafy et Manandafy sont-ils entrain d’instrumentalisés le succès de SEM Marc Ravalomanana le 19 février 2011?

  11. Azafady manao fanistiana kely aho Ry KM
    Raha araka ny fahalalako noho ny maha Legal ny HAT dia tsy misy Ambasadaoro izany avy aty amin’ny Frantsay hatramin’izao, fa Minsitry ny Cooperation de Raincourt !

    @ ALIDERA !
    Amiko manokana aloha, dia tsy olana….AMIN’IZAO FOTOANA IZAO …… na hoe significatif fotsiny aza ny maha eo an’i Manandafy, Ratsiaraka, Zafy.
    Ny zava-dehibe dia miaraka aloha ireo HANJERA ny HAT : izay no Tanjona !
    Sarotra dia sarotra toy ny fiheverana fa tokony manao hezaka hampisaina ny mairamila izany! Toy ny nofy ihany !
    Fa averiko hatrany, ilaina ny samy miezaka ary manapirona ny ambo-po diso tafahoatra ! Savoir mettre de l’eau dans son vin !
    Tsy misy anie ny mahafa-po tanteraka e !

  12. Aza tsiny Alidera AR an ?! hoy ianao : »L’inefficacité de Zafy contre Andry Rajoelina parle d’elle même. Pourtant, depuis 1991, Zafy n’a jamais eu autant de soutien…ça en dit long sur a chute de SEM Marc Ravalomanana. »

    Amiko tsy dia fihetsika politika izany ! Na efficace izy na tsy efficace, efa mitonona ho mandà ny HAT sy ny PHAT, dia efa zava-dehibe sy misy lanjany !

    Ny fitambaran’ny hery manohitra ny HAT no zva-dehibe amiko ary antsoiko hoe : Firaisan-kina izany (SOLIDARITE). Misy aza milaza fa senile hono Manandafy, ka na sénile aza izy, mitondra ny anaran hoe Manandafy, ary manohy sy manohona ny vahoaka tsy mandady arona.
    Tsy tokony ho tsipahina velively ireo , fa tena adisoana izany !
    Nefa moa dia samy manana ny heviny e!

  13. Tsy ankasitrahako loatra ilay sary entiko amin’ny maha-Mbola ahy, nefa moa atao ahoana e !!! Zakaina ihany ! Foza beuuuuh ilay izy ! oadray marina, afa-baraka ! 😉

  14. Mbola,

    Je comprends bien ce que tu dis! Je remets juste chaque chose dans son contexte.

    Pour prévenir une avalanche on anticipe par à-coups de petites avalanches… c’est ce que Ratsiraka et Zafy avec leurs mouvances respectives ont fait depuis le début de cette crise! Zafy a fait des révélations sur les bois de roses… pourquoi n’est-il pas inquiété par la HAT jusqu’à ce jour?

  15. Mbola,
    Angamba tsy ho vita eto ny resaka rahatoa ka anaovana « polémique » eto, ny maha « ambasadaoro na tsia » an’i Châtaigner !
    « Ambasadaoro » ve izy raha ny hevitry ny vahoaka malagasy no anontaniana ? Eny angamba no ho valiny, satria atramin’izao tsy misy midrikina, na maneho ny tsy fankasitrahana an’izay zavatra ataony, na koa ny maha ara-dalàna ny toerany !
    « Hiraky ny fanjakàna frantsay » izy ! Anisan’ireo diplaomaty nanakiana ny zavatra tsy mety nataon’ny ministeran’ny Raharaham-bahiny frantsay ve izy ? Tsia, angamba ny valiny ! Manatanteraka « mission » izy !
    Alidera,
    Izay ilay hoe : Savoir lire entre les lignes ! A malin, malin et demi ! Nul n’est dupe, si on se donne la peine de creuser ; ceci dit, il faut savoir « faire feu de tout bois » ! Après les langues de bois du croix de bois – croix de fer, gueule de bois !! C’est le domaine de la haute sphère politique !
    Hoy Vandamme : Il faut être « aware » ! Every where ???

  16. Mbola,
    Efa betsaka ny voalaza momba ny HAT, Rainikoro, 3 mouvances etc. ka tsy ampiako intsony. Fa MDR fotsiny zà namaky ilay hoe « tsy ankasitrahako loatra ilay sary entiko… ». Toa tena « pinces » CRABES be marina nefa atao ahoana moa ?
    BIZZZZZZZZZZZZZZ


  17. Coucou Baby !!!
    Atao ahoana moa fa na ny machine aza ity mahita foza ! saingy diso kely nedàla tamin’ity !
    OMG!!!Mdrrr !!

    Misaotra anareo mamaly aloha, fa tena ilaina ilay resaka mitohy toa izao, noho ilay resaka samy mandeha, samy mamboraka e! Rehefa samy mazava saina dia efa tena zava dehibe izay e !
    – Aza tsiny indrindra raha somary vatambatana indraindray, fa toetra ratsy azo amboarina ihany iny ka !

  18. Aîe ! voatery miverina amin’ny Pibnce clé 32 indray fa tsy mety io ambony !
    Tena tsy foza aho an!!!! 🙂

  19. koa dia aleo samy misoko mangina ?
    fa rehefa ny foza no mirediredy dia ara-dalàna tsara fa raha izaho na ianao dia raciste hono, io ramamba io no tokony ho gadraina voalohany, raha tsy hoe ny malagasy azo vetavetaina fa ny vozongo tsy azo. Samia mitraotra daholo o ?
    raha mba hitan’ny foza ny voalaza eto amin’ny serasera, efa any amponja daholo isika rehetra, mba henoy eto

    http://www.youtube.com/papizano100#p/u/0/wlHTYBiHkW4

  20. Merci elas !
    Mazava be, eran-tany, eran-danitra : Miala ny tsotsoka sy izay rehetra momba azy !
    An’ny Malagasy Madagasikara ary mijanona ho an’ny Malagasy !
    MAZAVA ve ry iarivo/fanjakana/Nadia/Kristelle/Anti-Ravalo/Mahita a ???
    Ny sisan’izay dia bliblabla !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *