RY MPIRAY TANINDRAZANA,

TONGA NY FOTOANA,

Ianareo Fonctionnaires rehetra
Ianareo voan ’ny fanagejana
Ianareo vahoaka ampitahoarina amin’ny basy
Ianareo olona voan’ny fitsarana tsy ara-drariny
Ianareo mpianatra lalaovina sy andegaina
Ianareo tsy voaloa karama rehetra
Ianareo mpanao gazety sy Tv tsy mahazo milaza ny marina
Ianareo mahantra tena adino, ny hiasana androany, handoavana ny omaly
Ianareo mahatsiaro tena voafitaky ny HAT

Ho antsika Malagasy rehetra eran’ny lafivalon’ny Nosy
Ho antsilka Malagasy Tia Tanindrazana sy Mahery FO

TENY IRAY IHANY HANAVOTANA NY TANONDRAZANA
UN SEUL MOT D’ORDRE:

DEGAGE, DEGAGE … MIALA RAJOELINA SY NY HAT
DEGAGEZ avec la POLITIQUE de SARKOZY

VIVE la Tunisie
Vive l’Egypte
Vive l’AFRIQUE

VIVE MADAGASCAR
Vive Marc RAVALOMANANA



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

4 Comments

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site