Antso, Asabotsy 19 febroary 2011

Antso Sabotsy 19 febroary 2011
Antso Sabotsy 19 febroary 2011
Antso Sabotsy 19 febroary 2011

Izao ny afatra voaray :

Tafiditra anaty kizo tanteraka ny firenena. Fahasahiana sy fitiava-tanindrazana lehibe no asehon’ny Filoha Marc Ravalomanana amin’ny hiverenany indray eto an-tanindrazana hivoahana amin’ny krizy.

Ho sahy hijoro hanohana azy isika, ka hitsena azy amin’ny fomba manetriketrika ny Sabotsy 19 Fevroary 2011.

Ny Komity mpanomana ny fandraisana ny Filoha Marc Ravalomanana.

17 pensées sur “Antso, Asabotsy 19 febroary 2011”

  1. Confetti à gogo, ballons blancs, rouges et verts manakatra ny habakabakak’i Malagasy fadiranovana noho ny nataon’ny mpivarotra ny tanindrazany, ny reniny sy ny anabaviny !

  2. elas,
    L’ARTICLE est rédigé par RFI !!!
    Ils auraient du enlever les portraits de 2 journalistes FRANÇAIS, Hervé Ghesquière et Stéphane Taponier (en bas et à droite) retenus en otage depuis 414 jours en Afghanistan !!! MDR !
    La leçon donnée dernièrement par les Égyptiens pour désinformations ne semble pas être retenue par RFI !

  3. Isika ve Elas dia tsy efa mahafantatra fa ny RFI anie ka manao an’izao intox rehetra izao e!… Tsy maninona izany fa ho porofoitsika rehetra fa mbola mamintsika ny Filoha Marc RAVALOMANANA ary tsy ho avelantsika ho irery izy!
    Ho hita eo raha sahy mampigadra azy ireo FATn’alika ireo!…
    Tongava daholo eny amin’ny MAGRO maka ny tori-lalana e!… Izaho manokana aloha dia ho eny e!…

  4. manoana tsy misy fepetra ny antso atao amin’ny fitsenana an’i DADA ny Equipe READAPTATION ka manentana ihany koa mba ho samy tonga eny @ MAGRO mba handray ireo toromarika rehetra ny @ fitsenana an’i DADA, Asehoy ny tena fitiavan-tanindrazana ao anatintsika mba hanesorana tanteraka ireo foza FAT

  5. T@ fiandohan’ny krizy tany Egypte ireny dia nisy journaliste frantsay nody en catastrophe. Nampiseho fitafy feno rà. Izany koa no mendrika ireny mpilaza vaovao mitongilana ireny aty amintsika. Ils font des reportages tout à fait à leur sauce en ce qui concerne un pays qui n’a pas le leur et ne possédant pas les moyens de rendre la pareil à la france. D’ailleurs est ce qu’ils permettrait cela ?

    Mbola tsy mahitsy offensive @ communication ohatran’izany izah’re olona nataon’ny suppot (et non apotre) du DJ : « efa manakaiky ny reconnaissance international eh! Mpanakorontana ireo nefa ny tany efa milamina eh!. Raha mody iny mpamono olona iny dia tokony hosaziana eh! » Miteny daholo le olo mavozo.

    Handicap iray an’ny mpanaraka ny ara-dalàna io resaka communication io, ary tokony @ izao ihany koa no atsinkafona ary asiana accent mafy ireo hadalàna nataon’ny mpanongam-panjakana ireo mba hanamafisana fa tonga hitondra fanavana y Filoha hajaina Ravalomanana.

    Tsara ny manainga ny olona ho tonga hitsena fa tsy ampy ao anaty paquet d’actions/ intervention raha ny fahitako azy.

  6. Hafaliana tsy omby tratra no nandrenesana fa ho avy ilay nandrasana.
    Aza matahotra fa ho avy ary hitondra ny fianakaviana rehetra. Koa izany hoe Dada no ho tonga koa tsy ho tsenain’ny fianakaviambe. Eny Ivato no fotoana amin’ny Asabotsy.

    Izaho tsy te hahalala na iza na iza no ao anatin’io Komity io fa ny fantatro dia MODY I DADA.Ary mila halamina sy harindra ny hetsika rehetra ho amin’izany. Fisaorana mitafotafo ireo izay mandray ny andraikitra aza no ataoko.

    « Raha misy manahirana anao. Andriamanitra mijery.
    Raha Izy koa no Andriamanitra. Aza matahotra. »

  7. Aleo hazava ny resaka!

    Laissons tout les FRENCH-CI entrent dans la sale. MAIS! MAIS! MAIS!!!!!

    Si Ravalo n’est pas dans la salle, poussons tout le monde en dehors! Si Ravalo est dans la salle, fermons la porte pour que tout le monde connaitra ce que c’est la peuple Malgache!

    In Egypt only the President Moubarak is step down, but in Madagascar Sarkozy-Andry-FAT-Comoro’s President-Dr Simao team will be stepped down.

  8. Tokony samy haneo ny heviny amin’ ny fomba mihaja fa tsy manao tenina jiolahimboto oe hat fatin alika zany, izany no manambara fa abany dia ambany ny fotopisainana,
    Ny zavatra tokony ho fantatra dia samy ho tsarain’ ANDRIAMANITRA daholo isika rehefa tonga ny farany ka ho ita eo izay tena meloka na Andriamatoa Marc Ravalomanana na Andriamatoa Andry Rajoelina ary tsy afaka iala amin’ io fitsarana io daolo isika rehatra. Koa samia mieritreritra ny rehatra

  9. Ny zavatra mampalahelo koa anie, dia tamin’ny 2009 ireny, dia ny foza no betsaka nandray fitenenana tao amin’ny RFI ê !
    Raha nanao « sivana » ry zareo, dia tokony mba « nifika » ny mpanohana ny ara-dalàna, izay vao nanazàva ny fandehan-javatra !
    Betsaka no nanana ahiahy tamin’ny Filoha, fa raha izy, tsy hibaiko miaramila hamono vahoaka izany mihintsy !
    Ny fahadisoana nataony, dia ny fahatokisana « diso tafahoatra » an’ireto voalavo tsy maty an-kibo ireto !
    Raha tian-tsika tena hilamina ny fiainana ao an-tanindrazana, dia izao no fotoana tena fanohanan’AZY. Amin’ireo olona manodidin’azy mbola misy olona « sadasada » noho ny fitiavan-tena !
    Tsy mila vaha-olana toan’ny nomen’ny CI ( Françafrique ) tany Côte-d’Ivoire tamin’ny 2000 isika. 2010 ny taona mbola ao ihany ny krizy ny ivoariana !
    Ka mila mailo ny mpanohana ny ara-dalàna, sy ny mpanohana ny Filoha Ravalomanana.
    Raha sanatria ka misy ZAVATRA TSY AZO EKENA NO AROSON’IREO MILAZA HO MPANELANELANA (KANEFA DIA DIA HITA FA SARIBAKOLIN’NY OIF), DIA TOKONY TSY OMEN-TSIKA TSINY NY PREZIDA RAHA MIVERINA KELY ANY RSA ALOHA !
    Na izany na tsy izany, raha MARO BE NY OLONA TONGA « MITSENA » SY « MIARO » AZY, MIRODANA HO AZY IO FITONDRANA TSY MISY DIKANY IO !
    Betsaka ny ohatra efa hitan-tsika izao !!

  10. tsy maintsy tonga eny izahay. Ampy izay fampijaliana nandritry ny roa taona izay. Koditra mafy koa ry zareo FATY ka manao fisavahana hatraiza hatraiza, mbola aiza ré izany é. Tsy fantany mihintsy angamba ny hiafarny. Manohana anao izahay dada an! ary hanenntana olona maro tsy mahita itony net itony

  11. “The South African government notes the statement made by the former president of Madagascar, Mr Marc Ravalomanana, stating his intent to return to Madagascar on February 19, 2011,” said Clayson Monyela spokeperson of the Department of International Relations and Co-operation.

    “The South African government cautions against any unilateral measures taken prior to the SADC (Southern African Development Community) Organ meeting where the SADC mediator will deliver his report on Madagascar.”

    The deposed president, who would return under the threat of arrest, declared himself as Madagascar’s rightful leader on Thursday and said he was going back to start “desperately needed” talks that must pave the way to new polls.

    Monyela said government was awaiting for the report of the mediator, former president of Mozambique Joaquim Chissano, to SADC and once the report had been delivered, South Africa’s position on the issue would be communicated.

    “South Africa continues to support efforts by the SADC mediator to assist Madagascar to return to constitutional normalcy,” he said.

  12. report from Aljazeera:

    « I am not afraid to return to Madagascar. I have done my country no harm, » Ravalomanana said.

    Some would argue otherwise. At least 25 Malagasy protesters died when Ravalomanana’s presidential guard opened fire as they marched on his palace in February 2009.

    Others believe the self-made millionaire, who started life as a street salesman pedalling yoghurt, is only interested in self-enrichment.

    As far as I can tell, either he’s struck an unlikely deal with Rajoelina that he’s not telling anyone about, or Ravalomanana is a desperate fool.

    Or, perhaps, that plane won’t take off after all.

  13. The Daily Maverick ( South Africa ):

    That marks the second guest of the South African government who wants to leave, except this one is in a hurry. Deposed Haitian leader Jean-Bertrand Aristide plans to go home “soon”. But on Thursday deposed president of Madagascar, Marc Ravalomanana, said he’d be home before the sun sets on Saturday. Which means, depending on who you listen to, that he’ll be in jail by Sunday or leading one part of a civil war by Monday. By PHILLIP DE WET.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *